2 ULB Nisambotra an'ilay dragona izy, ny menarana fahiny, ilay devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. BSB BSB: He seized the dragon, that ancient serpent who is the devil and Satan, and bound him for a thousand years.
3 ULB Natsipiny tany amin'ny lavaka tsy hita noanoa izy, nohidiny izany ary nasina tombo-kase teo aminy. Natao izany mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona. Aorian'izany, dia tsy maintsy havotsotra fotoana kelikely izy. BSB BSB: And he threw him into the Abyss, shut it, and sealed it over him, so that he could not deceive the nations until the thousand years were complete. After that, he must be released for a brief period of time.
4 ULB Ary nahita seza fiandrianana maro aho. Nipetraka teo amboniny ireo izay nomena fahefana mitsara. Nahita ny fanahin'ireo izay notapahin-doha aho noho ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'i Jesosy ary nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy niankohoka tamin'ny bibi-dia na tamin'ny sariny izy ireo, ary izy ireo dia nandà ny handray ny mariky ny bibi-dia teo amin'ny handriny na teo amin'ny tanany. Tonga velona indray izy ireo, ary nanjaka niaraka tamin'i Kristy nandritran'ny arivo taona. BSB BSB: Then I saw the thrones, and those seated on them had been given authority to judge. And I saw the souls of those who had been beheaded for their testimony of Jesus and for the word of God, and those who had not worshiped the beast or its image and had not received its mark on their foreheads or hands. And they came to life and reigned with Christ for a thousand years.
5 ULB Ny ambin'ireo maty dia tsy velona mandra-pahatapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany. BSB BSB: The rest of the dead did not come back to life until the thousand years were complete. This is the first resurrection.
6 ULB Sambatra ary masina izay olona manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany! Eo anatrehan'izany dia tsy manan-kery ny fahafatesana faharoa. Izy ireo dia ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka Aminy mandritran'ny arivo taona. BSB BSB: Blessed and holy are those who share in the first resurrection! The second death has no power over them, but they will be priests of God and of Christ and will reign with Him for a thousand years.
7 ULB Rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana ao amin'ny tranomaiziny Satana. BSB BSB: When the thousand years are complete, Satan will be released from his prison,
8 ULB Hivoaka izy mba hamitaka ny firenena maro eny amin'ny vazan-tany efatra—Goga sy Magoga—mba hitondra azy ireo miaraka ho any amin'ny ady. Izy ireo dia ho betsaka tahaka ny fasiky ny ranomasina. BSB BSB: and will go out to deceive the nations in the four corners of the earth—Gog and Magog—to assemble them for battle. Their number is like the sand of the seashore.
9 ULB Niakatra teo ambonin'ny tany lemaka izy ireo ary nanodidina ny tobin'ireo mpino, ilay tanàna malala. Nefa nisy afo nidina avy tany an-danitra ary nandripaka azy ireo. BSB BSB: And they marched across the broad expanse of the earth and surrounded the camp of the saints and the beloved city. But fire came down from heaven and consumed them.
11 ULB Ary nahita seza fiandrianana fotsy lehibe aho sy ilay nipetraka teo amboniny. Ny tany sy ny lanitra dia nandositra ny fanatrehany, kanefa tsy nisy toerana andehanan'izy ireo. BSB BSB: Then I saw a great white throne and the One seated on it. Earth and heaven fled from His presence, and no place was found for them.
12 ULB Nahita ny maty aho—ny lehibe ary ny kely— nijoro teo anoloan'ny seza fiandrianana, ary novelarina ireo boky. Ary nisy boky anankiray novelarina—Ny Bokin'ny Fiainana. Ny maty dia notsaraina araka izay voasoratra tao amin'ireo boky, araka ireo asany. BSB BSB: And I saw the dead, great and small, standing before the throne. And books were opened, and one of them was the Book of Life. And the dead were judged according to their deeds, as recorded in the books.
13 ULB Ny ranomasina namoaka ny maty izay tao anatiny. Ny fahafatesana sy ireo fiainan-tsy hita dia namoaka ny maty izay tao amin'izy ireo, ary ny maty dia notsaraina araka ny zavatra nataony. BSB BSB: The sea gave up its dead, and Death and Hades gave up their dead, and each one was judged according to his deeds.
15 ULB Raha nisy anarana tsy hita voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Fiainana, dia natsipy tao amin'ny farihy afo. BSB BSB: And if anyone was found whose name was not written in the Book of Life, he was thrown into the lake of fire.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.