2 ULB Hitako ilay tanàna masina, Jerosalema vaovao, izay nidina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina ampihaingoana ho an'ny vadiny. BSB BSB: I saw the holy city, the new Jerusalem, coming down out of heaven from God, prepared as a bride adorned for her husband.
5 ULB Ilay iray izay nipetraka teo amin'ny seza fiandrianana niteny hoe: "Indro! Nataoko vaovao ny zavatra rehetra." Hoy Izy: "Soraty izao satria ireto teny ireto dia mahatoky sy marina." BSB BSB: And the One seated on the throne said, “Behold, I make all things new.” Then He said, “Write this down, for these words are faithful and true.”
6 ULB Hoy Izy tamiko hoe: "Efa vita ireo zavatra ireo! Izaho no Alfa sy Omega, ilay fiandohana sy fiafarana. Izay mangetaheta dia homeko ho sotroina maimaim-poana avy amin'ny loharanon'ny fiainana. BSB BSB: And He told me, “It is done! I am the Alpha and the Omega, the Beginning and the End. To the thirsty I will give freely from the spring of the water of life.
7 ULB Izay mandresy dia handova ireo zavatra ireo, ary Izaho no ho Andriamaniny, ary izy ho zanako. BSB BSB: The one who overcomes will inherit all things, and I will be his God, and he will be My son.
8 ULB Fa ireo osa, tsy manam-pinoana, maharikoriko, mpamono olona, mpijangajanga, mpanao ody, mpanompo sampy, sy mpandainga, dia any amin'ny farihy mirehitr'afo solifara no toeran'izy ireo. Izany no fahafatesana faharoa." BSB BSB: But to the cowardly and unbelieving and abominable and murderers and sexually immoral and sorcerers and idolaters and all liars, their place will be in the lake that burns with fire and sulfur. This is the second death.”
9 ULB Nanatona ahy ny iray tamin'ireo anjely fito, ilay iray izay nanana ireo lovia fito feno ireo loza fito farany, ary hoy izy hoe: "Avy ety. Ho asehoko anao ilay ampakarina, ilay vadin'ny Zanak'ondry." BSB BSB: Then one of the seven angels with the seven bowls full of the seven final plagues came and said to me, “Come, I will show you the bride, the wife of the Lamb.”
10 ULB Avy eo dia noentiny tamin'ny Fanahy tany amin'ny tendrombohitra avo aho ary nasehony ahy ilay Jerosalema tanàna masina midina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitra. BSB BSB: And he carried me away in the Spirit to a mountain great and high, and showed me the holy city of Jerusalem coming down out of heaven from God,
11 ULB Nanana ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, ary ny famirapiratany dia tahaka ny vato soa sarobidy, tahaka ny vato kristalina jaspy madio. BSB BSB: shining with the glory of God. Its radiance was like a most precious jewel, like a jasper, as clear as crystal.
12 ULB Nanana rindrina avo lehibe niaraka tamin'ny vavahady roa ambin'ny folo izany, niaraka tamin'ny anjely roa ambin'ny folo teo amin'ireo vavahady. Teo amin'ireo vavahady no voasoratra ny anaran'ireo foko roa ambin'ny folon'ny zanak'Israely. BSB BSB: The city had a great and high wall with twelve gates inscribed with the names of the twelve tribes of Israel, and twelve angels at the gates.
13 ULB Nisy vavahady telo teo antsinanana, vavahady telo teo avaratra, vavahady telo teo atsimo, ary vavahady telo teo andrefana. BSB BSB: There were three gates on the east, three on the north, three on the south, and three on the west.
14 ULB Nanana fototra roa ambin'ny folo ny rindrin'ilay tanàna, ary teo amin'ireo no nisy ireo anarana roa ambin'ny folon'ny apostolin'ny Zanak'ondry. BSB BSB: The wall of the city had twelve foundations bearing the names of the twelve apostles of the Lamb.
15 ULB Ilay iray izay niresaka tamiko dia nanana fandrefesana volotara vita tamin'ny volamena mba handrefesana ny tanàna, ireo vavahadiny, ary ny rindriny. BSB BSB: The angel who spoke with me had a golden measuring rod to measure the city and its gates and walls.
16 ULB Miendrika efa-joro ilay tanàna; mitovy ny lavany sy ny sakany. Nandrefy ny tanàna tamin'ilay fandrefesana volotara izy, roa arivo stadio ny halavany (mitovy ny lavany, sakany, ary hahavony). BSB BSB: The city lies foursquare, with its width the same as its length. And he measured the city with the rod, and all its dimensions were equal—12,000 stadia in length and width and height.
17 ULB Nandrefy ny rindrin'izany koa izy, 114 hakiho raha refin'ny olona (izay refin'ny anjely ihany koa). BSB BSB: And he measured its wall to be 144 cubits, by the human measure the angel was using.
18 ULB Vita tamin'ny jaspy ilay rindrina ary tamin'ny volamena tsy misy fangarony, tahaka ny fitaratra madio. BSB BSB: The wall was made of jasper, and the city itself of pure gold, as pure as glass.
19 ULB Ny fototr'ilay rindrina dia voaravaka tamin'ireo karazana vato sarobidy rehetra. Ny voalohany dia jaspy, ny faharoa safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda, BSB BSB: The foundations of the city walls were adorned with every kind of precious stone: The first foundation was jasper, the second sapphire, the third chalcedony, the fourth emerald,
20 ULB ny fahadimy sardoniksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faha iraika ambin'ny folo jacinta, ny faha roa ambin'ny folo ametysta. BSB BSB: the fifth sardonyx, the sixth carnelian, the seventh chrysolite, the eighth beryl, the ninth topaz, the tenth chrysoprase, the eleventh jacinth, and the twelfth amethyst.
21 ULB Ny vavahady roa ambin'ny folo dia vato soa roa ambin'ny folo; ny tsirairay amin'ireo vavahady dia vita tamin'ny vato soa iray. Ireo lalam-be teo an-tanàna dia volamena tsy misy fangarony, tahaka ny fitaratra mangarahara. BSB BSB: And the twelve gates were twelve pearls, with each gate consisting of a single pearl. The main street of the city was pure gold, as clear as glass.
22 ULB Tsy nahita tempoly tao amin'ny tanàna aho, satria Tompo Andriamanitra Tsitoha sy ny Zanak'ondry no tempoliny. BSB BSB: But I saw no temple in the city, because the Lord God Almighty and the Lamb are its temple.
23 ULB Ny tanàna dia tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'izany satria ny voninahitr'Andriamanitra dia namirapiratra tamin'izany, ary ny Zanak'ondry no jiron'izany. BSB BSB: And the city has no need of sun or moon to shine on it, because the glory of God illuminates the city, and the Lamb is its lamp.
24 ULB Handeha amin'ny fahazavan'izany tanàna izany ireo firenena. Ireo mpanjakan'ny tany dia hitondra ny fahatsaran'izy ireo ho ao amin'izany. BSB BSB: By its light the nations will walk, and into it the kings of the earth will bring their glory.
25 ULB Tsy hidy ireo vavahadin'izany mandritry ny andro, ary tsy hisy alina any. BSB BSB: Its gates will never be shut at the end of the day, because there will be no night there.
26 ULB Hitondra ny fahatsarana sy ny hajan'ireo firenena ao amin'izany izy ireo, BSB BSB: And into the city will be brought the glory and honor of the nations.
27 ULB ary tsy hisy maloto hiditra ao amin'izany mihitsy. Tsy hisy na iza na iza hanao zavatra mahamenatra na mamitaka hiditra ao, fa ireo izay voasoratra anarana ao amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiainana ihany. BSB BSB: But nothing unclean will ever enter it, nor anyone who practices an abomination or a lie, but only those whose names are written in the Lamb’s Book of Life.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.