2 ULB Andriamanitra dia tsy nanary ny olony, izay efa fantany teo aloha. Tsy fantatrareo ve izay voalazan'ny Soratra Masina momba an'i Elia, dia ilay fitarainany tamin'Andriamanitra namely an'Israely? hoe: BSB BSB: God did not reject His people, whom He foreknew. Do you not know what the Scripture says about Elijah, how he appealed to God against Israel:
3 ULB Tompo, izy ireo dia namono ireo mpaminaninao, namotika ny alitaranao. Izaho irery sisa tavela, ary mifofo ny aiko izy ireo." BSB BSB: “Lord, they have killed Your prophets and torn down Your altars. I am the only one left, and they are seeking my life as well”?
4 ULB Fa inona no valin-teny nambaran'Andriamanitra azy? "Nanokana fito arivo lahy ho an'ny tenako Aho izay tsy nandohalika teo amin'ny Bala." BSB BSB: And what was the divine reply to him? “I have reserved for Myself seven thousand men who have not bowed the knee to Baal.”
5 ULB Dia toy izany, amin'izao ankehitriny izao ihany koa dia misy sisa ihany nohon'ny fisafidianana amin'ny fahasoavana. BSB BSB: In the same way, at the present time there is a remnant chosen by grace.
6 ULB Fa raha avy amin'ny fahasoavana izany, dia tsy avy amin'ny asa intsony. Fa raha izany dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. BSB BSB: And if it is by grace, then it is no longer by works. Otherwise, grace would no longer be grace.
7 ULB Inona ary? Ny zavatra izay notadiavin'Isiraely, dia tsy azony, fa ny voafidy no nahazo izany, ary nohamafisina ireo ambiny. BSB BSB: What then? What Israel was seeking, it failed to obtain, but the elect did. The others were hardened,
8 ULB Izany dia araka ny efa voasoratra hoe: "Andriamanitra dia nanome azy ireo ny fanahin'ny fitavozavozana, maso mba tsy hahitan'izy ireo, ary sofina mba tsy handrenesan'izy ireo, mandrak'androany." BSB BSB: as it is written: “God gave them a spirit of stupor, eyes that could not see, and ears that could not hear, to this very day.”
9 ULB Ary hoy i Davida hoe: "Aoka ny latabany ho harato sy fandrika, ho vato mamingana sy valifaty ho azy ireo. BSB BSB: And David says: “May their table become a snare and a trap, a stumbling block and a retribution to them.
10 ULB Aoka ny mason'izy ireo hohamaizinina mba tsy hahita, ary aoka hiondrika mandrakizay ny lamosin'izy ireo." BSB BSB: May their eyes be darkened so they cannot see, and their backs be bent forever.”
11 ULB Dia hoy aho hoe: "Moa ve tafintohina ireo mba ho lavo?" Sanatria anie izany. Fa kosa, avy amin'ny fahalavoan'izy ireo, no nahatongavan'ny famonjena teo amin'ireo jentilisa, mba hampialona azy ireo. BSB BSB: I ask then, did they stumble so as to fall beyond recovery? Certainly not! However, because of their trespass, salvation has come to the Gentiles to make Israel jealous.
12 ULB Ary raha ny fahalavoan'izy ireo no haren'izao tontolo izao, ary raha ny fahaverezan'izy ireo no haren'ireo jentilisa, dia manao ahoana ny halehiben'ny fahatanterahan'izy ireo? BSB BSB: But if their trespass means riches for the world, and their failure means riches for the Gentiles, how much greater riches will their fullness bring!
13 ULB Fa ankehitriny dia miresaka aminareo Jentilisa aho, ary raha mbola apostolin'ireoJentilisa aho, dia mankasitraka ny fanompoako. BSB BSB: I am speaking to you Gentiles. Inasmuch as I am the apostle to the Gentiles, I magnify my ministry
14 ULB Angamba hampialona ireo izay avy amin'ny nofoko manokana aho. Angamba hamonjy ny sasany amin'izy ireo isika. BSB BSB: in the hope that I may provoke my own people to jealousy and save some of them.
15 ULB Fa raha midika fampihavanana an'izao tontolo izao ny fandavana azy ireo, dia inona no handraisana azy ireo izany fa fiainana avy amin'ny fahafatesana? BSB BSB: For if their rejection is the reconciliation of the world, what will their acceptance be but life from the dead?
16 ULB Raha voatokana ny vokatra voalohany, dia ny ampahany amin'ny kobam-bary koa. Raha voatokana ny fakany, dia toy izany ihany koa ireo rantsany. BSB BSB: If the first part of the dough is holy, so is the whole batch; if the root is holy, so are the branches.
17 ULB Fa raha notapahina ny rantsana sasany, ary raha ianao, sampana olivadia, no natambatra teo amin'izy ireo, ary raha nifampizara tamin'izy ireo ny faka-mamokatry ny hazo oliva ianao, BSB BSB: Now if some branches have been broken off, and you, a wild olive shoot, have been grafted in among the others to share in the nourishment of the olive root,
18 ULB aza mirehareha amin'ireo sampana. Fa raha mirehareha ianao, dia tsy ianao no mitondra ny fakany, fa ny fakany no mitondra anao. BSB BSB: do not boast over those branches. If you do, remember this: You do not support the root, but the root supports you.
19 ULB Dia hiteny ianao hoe: "Notapahina hiala ireo rantsana mba hafahako mifandray aminy." BSB BSB: You will say then, “Branches were broken off so that I could be grafted in.”
20 ULB Marina izany. Nohon'ny tsy finoan'izy ireo dia notapahina hiala izy ireo, fa ianareo dia mijoro tsara nohon'ny finoanareo. Aza manao ny tenanareo ho ambony, fa matahora. BSB BSB: That is correct: They were broken off because of unbelief, but you stand by faith. Do not be arrogant, but be afraid.
21 ULB Fa raha ny tena sampana aza tsy navelan'Andriamanitra, dia tsy ho avelany ihany koa ianao. BSB BSB: For if God did not spare the natural branches, He will certainly not spare you either.
22 ULB Ary, Jereo, ny fahamoram-po sy ny fahasaro-pon'Andriamanitra. Etsy andaniny, ny fahasaro-po dia tonga amin'ireo jiosy izay lavo. Fa etsy ankilany kosa, ny hatsaram-panahin'Andriamanitra dia tonga aminareo, raha maharitra ao amin'ny hatsaram-panahiny ianareo. Fa raha tsy izany dia ho tapahina koa ianareo. BSB BSB: Take notice, therefore, of the kindness and severity of God: severity to those who fell, but kindness to you, if you continue in His kindness. Otherwise you also will be cut off.
23 ULB Ary na ireny aza, raha tsy manohy amin'ny tsy finoany izy ireo, dia hatambatra. Fa Andriamanitra dia afaka mamerina manambatra azy ireo indray. BSB BSB: And if they do not persist in unbelief, they will be grafted in, for God is able to graft them in again.
24 ULB Fa raha notapahina tamin'ny hazo oliva-dia ianareo, ka natambatra tamin'ny hazo oliva tsara, dia toy ny ahoana ny fohoaran'ny habetsak'ireo jiosy, izay sampana voajanahary, natambatra tamin'ny hazo olivan'izy ireo manokana? BSB BSB: For if you were cut from a wild olive tree, and contrary to nature were grafted into one that is cultivated, how much more readily will these, the natural branches, be grafted into their own olive tree!
26 ULB Noho izany dia ho vonjena avokoa ny Isiraely rehetra, araka ny voasoratra hoe: "Hivoaka avy any Ziona ny mpanafaka. Hanala ny haratsiam-panahy amin'i Jakoba Izy, BSB BSB: And so all Israel will be saved, as it is written: “The Deliverer will come from Zion; He will remove godlessness from Jacob.
27 ULB ary izany no ho fanekem-pihavanako amin'izy ireo, rehefa hanaisotra ny fahotan' izy ireo Aho." BSB BSB: And this is My covenant with them when I take away their sins.”
29 ULB Fa ireo fanomezana sy antson'Andriamanitra dia tsy miova. BSB BSB: For God’s gifts and His call are irrevocable.
30 ULB Fa ianareo dia tsy nankatoa an'Andriamanitra fahiny, kanefa ankehitriny ianareo dia nandray ny famindram-po nohon'ny tsy fankatoavan'izy ireo. BSB BSB: Just as you who formerly disobeyed God have now received mercy through their disobedience,
31 ULB Tahaka izany ihany koa, ankehitriny ireo Jiosy dia tsy nankatoa. Ny vokany dia tamin'ny alalan'ny famindram-po izay naseho anareo no mety handraisan'izy ireo ny famindram-po ihany koa ankehitriny. BSB BSB: so they too have now disobeyed, in order that they too may now receive mercy through the mercy shown to you.
32 ULB Fa Andriamanitra efa nanidy ny tsy fankatoavana rehetra, mba afahany mampiseho famindram-po amin'ny rehetra. BSB BSB: For God has consigned everyone to disobedience so that He may have mercy on everyone.
34 ULB "Fa iza no nahalala ny fihevitry ny Tompo na iza no tonga ho mpanolo-tsaina Azy? BSB BSB: “Who has known the mind of the Lord? Or who has been His counselor?”
35 ULB Na iza no nanome zavatra an'Andriamanitra aloha, ka tsy maintsy hanoneran'Andriamanitra azy indray?" BSB BSB: “Who has first given to God, that God should repay him?”
36 ULB Fa avy Aminy sy amin'ny alalany ary ho Azy ny zavatra rehetra. Ho Azy mandrakariva ny voninahitra. Amena. BSB BSB: For from Him and through Him and to Him are all things. To Him be the glory forever! Amen.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.