2 ULB fa ho ahy dia misy alahelo lehibe ary fahoriana tsy mitsahatra ato am-poko. BSB BSB: I have deep sorrow and unceasing anguish in my heart.
3 ULB Fa afaka naniry aho fa izaho tenako dia ho voaozona ka hiataka amin'i Kristy noho ny amin'ireo rahalahiko, ireo izay iray firazanana amiko araka ny nofo. BSB BSB: For I could wish that I myself were cursed and cut off from Christ for the sake of my brothers, my own flesh and blood,
5 ULB Ny azy ireo dia ireo razana izay nahatonga an'i Kristy ho tonga nofo, Izy izay Andriamanitra ambonin'ny rehetra. Ho deraina mandrakizay anie Izy. Amena. BSB BSB: Theirs are the patriarchs, and from them proceeds the human descent of Christ, who is God over all, forever worthy of praise! Amen.
6 ULB Fa tsy foana ireo izay nampanantenain' Andriamanitra. Fa tsy izay rehetra avy any Isiraely no tena an'Isiraely. BSB BSB: It is not as though God’s word has failed. For not all who are descended from Israel are Israel.
7 ULB Na ireo taranak'i Abrahama rehetra no tena zanany. Fa: "Amin'ny alalan'Isaka no hiantsoana ireo taranakao." BSB BSB: Nor because they are Abraham’s descendants are they all his children. On the contrary, “Through Isaac your offspring will be reckoned.”
8 ULB Izany hoe, ireo zanaky ny nofo dia tsy zanak' Andriamanitra. Fa ireo zanakin'ny fampanantenana no raisina ho taranaka. BSB BSB: So it is not the children of the flesh who are God’s children, but it is the children of the promise who are regarded as offspring.
9 ULB Fa toy izao no tenin'ny fampanantenana: "Amin'izany fotoana izany dia ho avy Aho, ary homena zazalahy Saraha." BSB BSB: For this is what the promise stated: “At the appointed time I will return, and Sarah will have a son.”
10 ULB Tsy izany ihany, fa avy eo koa Rebeka hanan'anaka amin'ny lehilahy iray, Isaka raintsika_ BSB BSB: Not only that, but Rebecca’s children were conceived by one man, our father Isaac.
11 ULB fa mbola tsy teraka akory ireo zaza ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy, mba ho toa ny tanjon'Andriamanitra araka ny fisafidianana, tsy noho ireo asa, fa noho Izy izay miantso_ BSB BSB: Yet before the twins were born or had done anything good or bad, in order that God’s plan of election might stand,
12 ULB nambara tamin'dravehivavy hoe: "Ny zokiny dia hanompo ny zandriny." BSB BSB: not by works but by Him who calls, she was told, “The older will serve the younger.”
13 ULB Izany dia tahaka izay voasoratra hoe: "Jakoba tiako, fa Esao halako." BSB BSB: So it is written: “Jacob I loved, but Esau I hated.”
14 ULB Inona ary no ho lazaintsika? Misy tsy fahamarinana ve miaraka amin'Andriamanitra? BSB BSB: What then shall we say? Is God unjust? Certainly not!
15 ULB Tsy hisy mihitsy anie izany. Fa hoy Izy tamin'i Mosesy hoe: "Hamindra fo amin'izay tiako hamindrana fo Aho, ary hangoraka ireo izay tiako hangorahana Aho." BSB BSB: For He says to Moses: “I will have mercy on whom I have mercy, and I will have compassion on whom I have compassion.”
16 ULB Noho izany ary, dia tsy noho izy mikasa izany, na noho izy izay mihazakazaka, fa noho Andriamanitra, izay nampiseho ny famindram-po. BSB BSB: So then, it does not depend on man’s desire or effort, but on God’s mercy.
17 ULB Fa ny Soratra Masina nanambara tamin'i Farao hoe: "Fa noho izany antony izany no nanandratako anao, mba hanehoako aminao ny heriko, ary mba hanambarana ny anarako eran-tany." BSB BSB: For the Scripture says to Pharaoh: “I raised you up for this very purpose, that I might display My power in you, and that My name might be proclaimed in all the earth.”
18 ULB Noho izany, Andriamanitra dia mamindra fo amin'izay tiany, ary izay tiany, no ho hamafisiny fo. BSB BSB: Therefore God has mercy on whom He wants to have mercy, and He hardens whom He wants to harden.
19 ULB Avy eo hilaza amiko ianareo hoe: "Nahoana no mbola mahita tsiny foana Izy?" Fa iza no mahatohitra ny sitrapony?" BSB BSB: One of you will say to me, “Then why does God still find fault? For who can resist His will?”
20 ULB Mifanohitra amin'izany, ralehilahy, iza moa ianao no mamaly manohitra an'Andriamanitra? Moa izay efa novolavolaina hilaza amin'ny mpamolavola izany hoe: "Nahoana no nataonao tahaka izao aho?" BSB BSB: But who are you, O man, to talk back to God? Shall what is formed say to Him who formed it, “Why did You make me like this?”
21 ULB Moa ny mpanefy vilany tsy manana zo amin'ny tanimanga ka ny vongana iray ihany no hanamboarana fitoerana amin'ny andro voatokana, ary fitoerana iray hafa amin'ny andavanandro? BSB BSB: Does not the potter have the right to make from the same lump of clay one vessel for special occasions and another for common use?
22 ULB Ahoana raha Andriamanitra, izay te-ampiseho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny fahefany, no niaritra tamim-paharetana ireo fitoeran'ny fahatezerana nomanina ho amin'ny fahasimbaina? BSB BSB: What if God, intending to show His wrath and make His power known, bore with great patience the vessels of His wrath, prepared for destruction?
23 ULB Ahoana raha nataony izany mba hampahafantarany ny haren'ny voninahiny eo amin'ireo fitoeran'ny famindram-po, izay efa nomaniny mialoha ho amin'ny voninahitra? BSB BSB: What if He did this to make the riches of His glory known to the vessels of His mercy, whom He prepared in advance for glory—
24 ULB Ahoana raha nataony ho antsika koa izany, izay nantsoiny ihany koa, tsy ho eo amin'ny samy Jiosy ihany, fa ho eo amin'ny ireo Jentilisa ihany koa? BSB BSB: including us, whom He has called not only from the Jews, but also from the Gentiles?
26 ULB Avy eo dia any amin'izay nilazàna tamin'izy ireo hoe: 'Tsy oloko ianareo,' any no hiantsoana azy ireo hoe: 'zanak'Andriamanitra velona.'" BSB BSB: and, “It will happen that in the very place where it was said to them, ‘You are not My people,’ they will be called ‘sons of the living God.’”
27 ULB Isaia niantso mafy ny amin'ny Isiraely hoe: "Raha tahaka ny fasika eny amin'ny ranomasina ny isan'ny zanak'Isiraely, dia ho voavonjy izay sisa ambiny, BSB BSB: Isaiah cries out concerning Israel: “Though the number of the Israelites is like the sand of the sea, only the remnant will be saved.
28 ULB fa ny Tompo hitondra ny teniny eto an-tany, feno ary tsy ho ela." BSB BSB: For the Lord will carry out His sentence on the earth thoroughly and decisively.”
29 ULB Araka ny nolazain'Isaia mialoha hoe: "Raha ny Tompo tompon'ny maro no tsy namela taranaka ho antsika, dia ho tahaka an'i Sodoma isika, ary ho lasa tahaka an'i Gomora." BSB BSB: It is just as Isaiah foretold: “Unless the Lord of Hosts had left us descendants, we would have become like Sodom, we would have resembled Gomorrah.”
30 ULB Inona ary no holazaintsika? Fa ireo Jentilisa, izay tsy nitady ny fahamarinana, no nahazo ny fahamarinana, izay fahamarinana avy tamin'ny finoana. BSB BSB: What then will we say? That the Gentiles, who did not pursue righteousness, have obtained it, a righteousness that is by faith;
31 ULB Fa Isiraely, izay nitady ny lalàn'ny fahamarinana, dia tsy tonga tamin'izany. BSB BSB: but Israel, who pursued a law of righteousness, has not attained it.
32 ULB Nahoana moa? Satria izy ireo tsy nitady izany tamin'ny finoana, fa tamin'ny asa. Tafintohin'ny vaton'ny fanafintohinana izy ireo, BSB BSB: Why not? Because their pursuit was not by faith, but as if it were by works. They stumbled over the stumbling stone,
33 ULB araka izay efa voasoratra hoe: "Jereo, ao Ziona no ametrahako ny vaton'ny fanafintohinana sy vatolampin'ny fandikan-dalàna. Izay mino izany dia tsy ho menatra." BSB BSB: as it is written: “See, I lay in Zion a stone of stumbling and a rock of offense; and the one who believes in Him will never be put to shame.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.