1 ULB noho izany dia tsy misy fanamelohana intsony ankehitriny ho an'ireo izay ao amin'i Kristy Jesosy. BSB BSB: Therefore, there is now no condemnation for those who are in Christ Jesus.
2 ULB Fa ny fitsipikin'ny Fanahin'ny fiainana ao amin'i Jesosy Kristy no nanafaka ahy tamin'ny fitsipikin'ny fahotana sy ny fahafatesana. BSB BSB: For in Christ Jesus the law of the Spirit of life set you free from the law of sin and death.
3 ULB Fa izay tsy afaka nataon'ny lalàna nohon'ny fahalemen'izany tamin'ny nofo, dia nataon' Andriamanitra. Nandefa ny Zanany lahy tokana Izy tamin'ny endriky ny nofo feno fahotana mba ho fanatitra ho an'ny ota, ary nanameloka ny ota tao amin'ny nofo izy. BSB BSB: For what the law was powerless to do in that it was weakened by the flesh, God did by sending His own Son in the likeness of sinful man, as an offering for sin. He thus condemned sin in the flesh,
4 ULB Nataony izany mba ho tanteraka ao amintsika ny zavatra takian'ny lalàna, isika izay mandeha tsy araka ny nofo, fa araka ny Fanahy. BSB BSB: so that the righteous standard of the law might be fulfilled in us, who do not walk according to the flesh but according to the Spirit.
5 ULB Ireo izay miaina araka ny nofo dia mifantoka amin'ireo zavatry ny nofo, fa ireo izay velona araka ny Fanahy dia mifantoka amin'ireo zavatry ny Fanahy. BSB BSB: Those who live according to the flesh set their minds on the things of the flesh; but those who live according to the Spirit set their minds on the things of the Spirit.
6 ULB Satria ny fisainana miorina amin'ny nofo dia fahafatesana, fa ny fisainana miorina amin'ny Fanahy kosa dia fiainana sy fiadanana. BSB BSB: The mind of the flesh is death, but the mind of the Spirit is life and peace,
7 ULB Ny fisainana miorina amin'ny nofo dia fandrafiana eo anatrehan' Andriamanitra, fa tsy mifanaraka amin'ny lalàn'Andriamanitra izany, no sady tsy hainy akory ny manao izany. BSB BSB: because the mind of the flesh is hostile to God: It does not submit to God’s law, nor can it do so.
8 ULB Ireo izay ao amin'ny nofo dia tsy afaka ny ho ankasitrahan'Andriamanitra. BSB BSB: Those controlled by the flesh cannot please God.
10 ULB Raha ao aminareo Kristy, dia maty nohon'ny fahotana ny vatana, fa ny fanahy dia velona nohon'ny fahamarinana. BSB BSB: But if Christ is in you, your body is dead because of sin, yet your spirit is alive because of righteousness.
11 ULB Raha ny Fanahin'Ilay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no velona ao aminareo, dia Izy izay nanangana an'i Kristy tamin'ny maty no hamome fiainana ihany koa ho an'ny tenanareo izay mety maty amin'ny alalan'ny Fanahiny, izay velona ao aminareo. BSB BSB: And if the Spirit of Him who raised Jesus from the dead is living in you, He who raised Christ Jesus from the dead will also give life to your mortal bodies through His Spirit, who lives in you.
12 ULB Noho izany, ry rahalahy, dia mpitrosa isika, fa tsy ao amin'ny nofo mba hiaina araka ny nofo. BSB BSB: Therefore, brothers, we have an obligation, but it is not to the flesh, to live according to it.
13 ULB Fa raha miaina araky ny nofo ianareo, dia ho faty, fa raha amin'ny Fanahy izay amonoanareo ny asan'ny tena, dia ho velona ianareo. BSB BSB: For if you live according to the flesh, you will die; but if by the Spirit you put to death the deeds of the body, you will live.
14 ULB Fa tahaka ireo rehetra voatariky ny Fanahin' Andriamanitra, izy ireo no zanak'Andriamanitra. BSB BSB: For all who are led by the Spirit of God are sons of God.
17 ULB Raha zanaka isika, dia mpandova ihany koa, mpandova an'Andriamanitra. Ary mpiray lova ao amin'i Kristy isika, raha tena mijaly miaraka Aminy tokoa isika dia omem-boninahitra miaraka Aminy koa. BSB BSB: And if we are children, then we are heirs: heirs of God and co-heirs with Christ—if indeed we suffer with Him, so that we may also be glorified with Him.
21 ULB fa ireo voahary mihitsy no ho esorina amin'ny fanandevozan'ny fahalòvana, ary hitondra any amin'ny fahafahana ny amin'ny voninahitry ny zanak'Andriamanitra izany. BSB BSB: that the creation itself will be set free from its bondage to decay and brought into the glorious freedom of the children of God.
22 ULB Fa fantatsika fa ny voahary rehetra dia miara-misento sy miara-miasa ao anatin'ny fanaintainana na ankehitriny aza. BSB BSB: We know that the whole creation has been groaning together in the pains of childbirth until the present time.
23 ULB Tsy izany ihany, fa na ny tenantsika aza, izay manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy_ na ny tenantsika aza dia misento ao anatintsika, miandry ny fananganana antsika ho zanaka, dia ny fanavotana ny tenantsika. BSB BSB: Not only that, but we ourselves, who have the firstfruits of the Spirit, groan inwardly as we wait eagerly for our adoption as sons, the redemption of our bodies.
24 ULB Fa tamin'izany toky izany no namonjena antsika. Fa izay atokisantsika fa hitranga dia mbola tsy hita, fa iza no miandry am-patokiana izay efa hitany? BSB BSB: For in this hope we were saved; but hope that is seen is no hope at all. Who hopes for what he can already see?
25 ULB Fa raha matoky amin'izay mbola tsy hitantsika isika, dia miandry izany am-paharetana. BSB BSB: But if we hope for what we do not yet see, we wait for it patiently.
26 ULB Tahaka izany koa, ny Fanahy dia manampy ao amin'ny fahalementsika. Fa isika tsy mahalala izay vavaka tokony ataontsika, fa ny Fanahy mihitsy no mifona ho antsika amin'ny fisentoana tsy hay tenenina. BSB BSB: In the same way, the Spirit helps us in our weakness. For we do not know how we ought to pray, but the Spirit Himself intercedes for us with groans too deep for words.
27 ULB Izy izay mandinika ny fo no mahafantatra ny hevitry ny Fanahy, satria Izy no mifona ho an'ny mpino araka ny sitrapon'Andriamanitra. BSB BSB: And He who searches our hearts knows the mind of the Spirit, because the Spirit intercedes for the saints according to the will of God.
28 ULB Fantatsika fa ho an'ireo izay tia an'Andriamanitra, dia miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara avokoa ny zavatra rehetra, ho an'ireo izay voantso araka ny fandaharany. BSB BSB: And we know that God works all things together for the good of those who love Him, who are called according to His purpose.
29 ULB Satria ireo izay fantany mialoha, dia notendreny mialoha ihany koa mba hitovy endrika amin'ny Zanany, mba ho lahimatoa eo anivon'ireo rahalahy maro izy. BSB BSB: For those God foreknew, He also predestined to be conformed to the image of His Son, so that He would be the firstborn among many brothers.
30 ULB Ireo izay notendreny mialoha, dia nantsoiny ihany koa. Ireo izay nantsoiny, dia nohamarininy ihany koa. Ireo izay nohamarininy, dia nomeny voninahitra ihany koa. BSB BSB: And those He predestined, He also called; those He called, He also justified; those He justified, He also glorified.
33 ULB Iza no hitondra fiampangana hanohitra ireo olom-boafidin' Andrimanitra? Andriamanitra no ilay iray izay manamarina izany. BSB BSB: Who will bring any charge against God’s elect? It is God who justifies.
34 ULB Iza ilay iray hanameloka? Kristy no ilay iray maty ho antsika, ary mihoatra izany, natsangana ihany koa Izy. Manapaka miaraka amin'Andriamanitra eo amin'ny fitoeram-boninahitra Izy, ary Izy no ilay mifona ho antsika. BSB BSB: Who is there to condemn us? For Christ Jesus, who died, and more than that was raised to life, is at the right hand of God—and He is interceding for us.
35 ULB Iza no hanasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana, sa fijaliana, sa fanenjehana, sa hanoanana, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra? BSB BSB: Who shall separate us from the love of Christ? Shall trouble or distress or persecution or famine or nakedness or danger or sword?
36 ULB Araka ny voasotra hoe: "Noho ianao dia voavono andro lava izahay. Noraisina toy ny ondry ho vonoina izahay." BSB BSB: As it is written: “For Your sake we face death all day long; we are considered as sheep to be slaughtered.”
37 ULB Ao anatin'izany zavatra rehetra izany dia mihoatra noho ny mpandresy izahay amin'ny alalan'Ilay iray tia anay. BSB BSB: No, in all these things we are more than conquerors through Him who loved us.
38 ULB Fa resy lahatra aho fa na ny fahafatesana, na ny fiainana, na ireo anjely, na ireo fanjakana, na ireo zavatra ankehitriny, na ireo zavatra ho avy, na ireo hery, BSB BSB: For I am convinced that neither death nor life, neither angels nor principalities, neither the present nor the future, nor any powers, 39 ULB na ny avo, na ny lalina, na zavaboary hafa, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. BSB BSB: neither height nor depth, nor anything else in all creation, will be able to separate us from the love of God that is in Christ Jesus our Lord.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.