1 ULB Adama, Seta, Enosy, BSB BSB: Adam, Seth, Enosh,
2 ULB Kenana, Mahalalila, Jareda, BSB BSB: Kenan, Mahalalel, Jared,
3 ULB Enoka, Metosela, Lameka. BSB BSB: Enoch, Methuselah, Lamech, Noah.
4 ULB Sema, Hama sy Jafeta no zanaka lahin'i Noa. BSB BSB: The sons of Noah: Shem, Ham, and Japheth.
5 ULB Ireo zanaka lahin'i Jafeta dia Gomera, Magoga, Maday, Javana, Tobala, Maseta, ary Tirasa. BSB BSB: The sons of Japheth: Gomer, Magog, Madai, Javan, Tubal, Meshech, and Tiras.
6 ULB Ary ireo zanaka lahin'i Gomera dia Askenaza, Rifata, ary Togarma. BSB BSB: The sons of Gomer: Ashkenaz, Riphath, and Togarmah.
7 ULB Ireo zanaka lahin'i Javana dia Elisa, Tarisisy, Kitima, ary Dodanita. BSB BSB: And the sons of Javan: Elishah, Tarshish, the Kittites, and the Rodanites.
8 ULB Ireo zanaka lahin'i Hama dia i Kosy, Mizraima, Pota, ary Kanana. BSB BSB: The sons of Ham: Cush, Mizraim, Put, and Canaan.
9 ULB Ireo zanaka lahin'i Kosy dia i Seba, Havila, Sabta, Ragama, ary Sabketa. Ireo zanaka lahin'i Ragama dia i Seba sy dedana. BSB BSB: The sons of Cush: Seba, Havilah, Sabta, Raamah, and Sabteca. The sons of Raamah: Sheba and Dedan.
10 ULB Kosa niteraka an'i Nimroda, izay mpandresy voalohany teto an-tany. BSB BSB: Cush was the father of Nimrod, who began to be a mighty one on the earth.
11 ULB Mizraima dia lasa razamben'ireo Lodita, Anamita, Lehabita, Naftohita, BSB BSB: Mizraim was the father of the Ludites, the Anamites, the Lehabites, the Naphtuhites,
12 ULB Patrosita sy ny Kaslohita (izay niavian'ireo Filistina), ary ireo Kaftorita. BSB BSB: the Pathrusites, the Casluhites (from whom the Philistines came), and the Caphtorites.
13 ULB Kanana niteraka an'i Sidona, lahimatoany, sy Heta. BSB BSB: And Canaan was the father of Sidon his firstborn, and of the Hittites,
14 ULB Lasa razamben'ny Jebosita, Amorita, sy Girgasita, BSB BSB: the Jebusites, the Amorites, the Girgashites,
15 ULB Hivita, Arkita, Sinita, BSB BSB: the Hivites, the Arkites, the Sinites,
16 ULB Arvadita, Zemarita, ary ny Harnatita ihany koa izy. BSB BSB: the Arvadites, the Zemarites, and the Hamathites.
17 ULB Ireo zanaka lahin'i Sema dia Elama, Asyra, Arpahada, Loda, Arama, Oza, Hola, Gatera, ary Maseka. BSB BSB: The sons of Shem: Elam, Asshur, Arphaxad, Lud, and Aram. The sons of Aram: Uz, Hul, Gether, and Meshech.
18 ULB Arpaksada niteraka an'i Sela, ary Sela niteraka an'i Ebera. Nanan-janaka roa lahy i Ebera. BSB BSB: Arphaxad was the father of Shelah, and Shelah was the father of Eber.
19 ULB Ny anaran'ny iray dia Palega, satria tamin'ny androny dia nizara ny tany. Joktana ny anaran'ny rahalahiny. BSB BSB: Two sons were born to Eber: One was named Peleg, because in his days the earth was divided, and his brother was named Joktan.
20 ULB Joktana niteraka an'i Almodada, Salefa, Hazarmaveta, Jera, BSB BSB: And Joktan was the father of Almodad, Sheleph, Hazarmaveth, Jerah,
21 ULB Hadorama, Ozala, Dikla BSB BSB: Hadoram, Uzal, Diklah,
22 ULB Ebala, Abimaela, Seba, BSB BSB: Obal, Abimael, Sheba,
23 ULB Ofira, Havila, Jobaba; taranak'i Joktana avokoa ireo. BSB BSB: Ophir, Havilah, and Jobab. All these were sons of Joktan.
24 ULB Sema, Arpaksada, Sela, BSB BSB: So from Shem came Arphaxad, Shelah,
25 ULB Ebera, Palega, Reo, BSB BSB: Eber, Peleg, Reu,
26 ULB Seroga, Nahora, Tera, BSB BSB: Serug, Nahor, Terah,
27 ULB Abrama, izay Abrahama izany. BSB BSB: and Abram (that is, Abraham).
28 ULB Ireo zanaka lahin'i Abrahama dia Isaka sy Ismaela. BSB BSB: The sons of Abraham were Isaac and Ishmael.
29 ULB Ireto avy ny zanaka lahin'izy ireo: ny lahimatoan'Ismaela dia i Nebaiota, avy eo Kedara, Abdela, Mibsama, BSB BSB: These are their genealogies: Nebaioth the firstborn of Ishmael, then Kedar, Adbeel, Mibsam,
30 ULB Misma, Doma, Masa, Hadada, Tema, BSB BSB: Mishma, Dumah, Massa, Hadad, Tema,
31 ULB Jetora, Nafisy, ary Kedma. Ireo no zanaka lahin'Ismaela. BSB BSB: Jetur, Naphish, and Kedemah. These were the sons of Ishmael.
32 ULB Ireo zanaka lahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama, dia i Zimrama, Joksana, Medana, Midiana, Jisbaka, ary Soaha. Ireo zanaka lahin'i Joksana dia i Sheba sy Dedana. BSB BSB: The sons born to Keturah, Abraham’s concubine: Zimran, Jokshan, Medan, Midian, Ishbak, and Shuah. The sons of Jokshan: Sheba and Dedan.
33 ULB Ireo zanaka lahin'i Midiana dia i Efaha, Efera, Hanoka, Abida, ary Eldaha. Ireo rehetra ireo dia taranak'i Ketora. BSB BSB: The sons of Midian: Ephah, Epher, Hanoch, Abida, and Eldaah. All of these were Keturah’s sons.
34 ULB Abrahama niteraka an'Isaka. Ireo zanaka lahin'Isaka dia Esao sy Israely. BSB BSB: Abraham was the father of Isaac. The sons of Isaac: Esau and Israel.
35 ULB Ireo zanaka lahin'i Esao dia Elifaza, Regoela, Jeosy, Jalama, ary Kora. BSB BSB: The sons of Esau: Eliphaz, Reuel, Jeush, Jalam, and Korah.
36 ULB Ireo zanaka lahin'i Elifaza dia Temana, Omara, Zefo, Gatama, Kenaza, Timna, ary Amaleka. BSB BSB: The sons of Eliphaz: Teman, Omar, Zepho, Gatam, and Kenaz; and by Timna, Amalek.
37 ULB Ireo zanaka lahin'i Regoela dia i Nahata, Zera, Sama, ary Miza. BSB BSB: The sons of Reuel: Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah.
38 ULB Ireo zanaka lahin'i Seira dia i Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, ary Disana. BSB BSB: The sons of Seir: Lotan, Shobal, Zibeon, Anah, Dishon, Ezer, and Dishan.
39 ULB Ireo zanaka lahin'i Lotana dia i Hori sy Homana, ary Timna no anabavin'i Lotana. BSB BSB: The sons of Lotan: Hori and Homam. Timna was Lotan’s sister.
40 ULB Ireo zanaka lahin'i Sobala dia Aliana sy Manahata, Ebala, Sefy, ary Onama. Ireo zanaka lahin'i Zibona dia Aia sy Ana. BSB BSB: The sons of Shobal: Alvan, Manahath, Ebal, Shepho, and Onam. The sons of Zibeon: Aiah and Anah.
41 ULB Ny zanaka lahin'i Ana dia Disona. Ireo zanaka lahin'i Disona dia Hamrana, Esbana, Jitrana ary Kerana. BSB BSB: The son of Anah: Dishon. The sons of Dishon: Hemdan, Eshban, Ithran, and Cheran.
42 ULB Ireo zanaka lahin'i Ezera dia i Bilana, Zavana, ary Jakana. Ireo zanaka lahin'i Disana dia Oza sy Arana. BSB BSB: The sons of Ezer: Bilhan, Zaavan, and Akan. The sons of Dishan: Uz and Aran.
43 ULB Ireto avy ireo mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma talohan'ny nanjakan'izay mety ho mpanjaka teo amin'ireo Israelita: Bela zanaka lahin'i Beora, ary ny anaran'ny tanànany dia Dinaba. BSB BSB: These are the kings who reigned in the land of Edom before any king reigned over the Israelites: Bela son of Beor. His city was named Dinhabah.
44 ULB Rehefa maty Bela, dia Jobaba zanaka lahin'i Zera avy any Bozra no nanjaka nandimby ny toerany. BSB BSB: When Bela died, Jobab son of Zerah from Bozrah reigned in his place.
45 ULB Rehefa maty Jobaba, dia Hosama avy any amin'ny tanin'ny Temanita no nanjaka nandimby ny toerany. BSB BSB: When Jobab died, Husham from the land of the Temanites reigned in his place.
46 ULB Rehefa maty Hosama, dia i Hadada zanaka lahin'i Bedada, izay nandresy ireo Midianita tany amin'ny tanin'i Moaba, no nanjaka nandimby ny toerany. Avita no anaran'ny tanànany. BSB BSB: When Husham died, Hadad son of Bedad, who defeated Midian in the country of Moab, reigned in his place. And the name of his city was Avith.
47 ULB Rehefa maty Hadada, dia nanjaka teo amin'ny toerany i Samla avy any Masreka. BSB BSB: When Hadad died, Samlah from Masrekah reigned in his place.
48 ULB Rehefa maty Samla, dia nanjaka nandimby ny toerany i Saoly avy any Rehobota Hanahara. BSB BSB: When Samlah died, Shaul from Rehoboth on the Euphrates reigned in his place.
49 ULB Rehefa maty Saoly, dia nanjaka nandimby ny toerany i Bala-hanana zanaka lahin'i Akbora. BSB BSB: When Shaul died, Baal-hanan son of Achbor reigned in his place.
50 ULB Rehefa maty Bala-hanana zanaka lahin'i Akbora, dia nanjaka nandimby ny toerany i Hadara. Pao no anaran'ny tanànany. Ny anaram-badiny dia Mehetabela zanaka vavin'i Matreda zanaka vavin'i Me-zahaba. BSB BSB: When Baal-hanan died, Hadad reigned in his place. His city was named Pau, and his wife’s name was Mehetabel daughter of Matred, the daughter of Me-zahab.
51 ULB Maty Hadada. Ary ny lohan'ireo foko tany Edoma dia i Timna, Alva, Jetata, BSB BSB: Then Hadad died. Now the chiefs of Edom were Timna, Alvah, Jetheth,
52 ULB Oholibama, Elaha, Pinona, BSB BSB: Oholibamah, Elah, Pinon,
53 ULB Kenaza, Temana, Mibzara, BSB BSB: Kenaz, Teman, Mibzar,
54 ULB Magdiela, ary Irama. Ireo no lohan'ireo foko tany Edoma. BSB BSB: Magdiel, and Iram. These were the chiefs of Edom.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.