1 ULB Ary tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia Mpanjaka, tamin'ny volana fahafolo, ary tamin'ny andro fahafolon'ny volana, dia tonga hanohitra an'i Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo tafiny rehetra. Nitoby teo anilan'izany izy, ary nanangan'izy ireo rindrina manodidina izany. BSB BSB: So in the ninth year of Zedekiah’s reign, on the tenth day of the tenth month, Nebuchadnezzar king of Babylon marched against Jerusalem with his entire army. They encamped outside the city and built a siege wall all around it.
2 ULB Ka dia natao fahirano hatramin'ny fahairaika ambiny'ny folo taona nanjakan'i Zedekia Mpanjaka ny tanàna. BSB BSB: And the city was kept under siege until King Zedekiah’s eleventh year.
3 ULB Tamin'ny andro fahasivin'ny volana fahefatra tamin'izany taona izany, dia namely mafy ny mosary tao an-tanàna ka tsy nisy sakafo ho an'ny vahoakan'ny tany. BSB BSB: By the ninth day of the fourth month, the famine in the city was so severe that the people of the land had no food.
4 ULB Dia vaky ny tanàna, ary ny lehilahy mpiady rehetra nandositra tamin'ny alina avy teo amin'ny lalan'ny vavahady teo anelanelan'ireo rindrina roa, izay eo amin'ny zaridainan'ny mpanjaka, na dia nanodidina ny tanàna rehetra aza ireo Kaldeana. Nandeha tamin'ny lalana mankany Araba ny mpanjaka. BSB BSB: Then the city was breached; and though the Chaldeans had surrounded the city, all the men of war fled by night by way of the gate between the two walls near the king’s garden. They headed toward the Arabah,
5 ULB Kanefa nanenjika an'i Zedekia Mpanjaka ny tafik'i Kaldeana ka nahatratra azy teo amin'ny lemaky ny lohasahan-dreniranon'i Jordana akaikin'i Jeriko. Ary niparitaka niala taminy ny tafiny rehetra. BSB BSB: but the army of the Chaldeans pursued the king and overtook him in the plains of Jericho, and his whole army deserted him.
6 ULB Nosamborin'izy ireo ny mpanjaka ary nentiny niakatra tany amin'ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla, tany izy ireo no nitsara azy. BSB BSB: The Chaldeans seized the king and brought him up to the king of Babylon at Riblah, where they pronounced judgment on him.
7 ULB Raha ny amin'ireo zanaka lahin'i Zedekia kosa, novonoin'izy ireo teo imasony izy ireo. Avy eo dia nopotsirin'izy ireo ny masony, nofatorany tamin'ny rojo varahina izy, ary nentiny tany Babylona. BSB BSB: And they slaughtered the sons of Zedekiah before his eyes. Then they put out his eyes, bound him with bronze shackles, and took him to Babylon.
9 ULB Nodorany ny tranon'i Yaveh, ny lapan'ny mpanjaka, ary ny trano rehetra tao Jerosalema; ary nodorany ihany koa izay trano lehibe manan-danja rehetra tao an-tanàna. BSB BSB: He burned down the house of the LORD, the royal palace, and all the houses of Jerusalem—every significant building.
10 ULB Ary ireo rindrina manodidina an'i Jerosalema rehetra, dia nopotehin'ireo tafika Babyloniana izay teo ambany fifehezan'ny lehiben'ny mpiambina. BSB BSB: And the whole army of the Chaldeans under the captain of the guard broke down the walls around Jerusalem.
11 ULB Raha ny amin'ireo vahoaka izay sisa tavela tao an-tanàna, ireo izay nandao ny mpanjakan'i Babylona, ary ireo vahoaka ambiny—dia nalefan'i Neborazadana, mpifehy ny mpiambina an-tsesitany izy ireo. BSB BSB: Then Nebuzaradan captain of the guard carried into exile the people who remained in the city, along with the deserters who had defected to the king of Babylon and the rest of the population.
12 ULB Kanefa ny lehiben'ny mpiambina dia namela ny sasany tamin'ireo mahantra indrindra amin'ny tany mba hiasa ireo tanim-boaloboka sy ireo saha. BSB BSB: But the captain of the guard left behind some of the poorest of the land to tend the vineyards and fields.
13 ULB Ary ny amin'ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh, sy ireo tsanganana ary ireo tavin-drano varahina lehibe izay tao an-tranon'i Yaveh, dia nopotipotehin'ireo Kaldeana ary nentin'izy ireo niverina tany Babylona ny varahina. BSB BSB: Moreover, the Chaldeans broke up the bronze pillars and stands and the bronze Sea in the house of the LORD, and they carried the bronze to Babylon.
14 ULB Ireo vilany, lapelina, fitoeran-jiro, sotro, ary ireo fanaka varahina rehetra izay fampiasan'ny mpisorona eo an-tempoly—dia nalain'ireo Kaldeana avokoa. BSB BSB: They also took away the pots, shovels, wick trimmers, dishes, and all the articles of bronze used in the temple service.
15 ULB Ny vilany famafazan-davenona sy ny lovia izay vita tamin'ny volamena, ary ireo vita tamin'ny volafotsy—dia nalain'ny kapitenin'ny mpiambin'ny mpanjaka ihany koa. BSB BSB: The captain of the guard also took away the censers and sprinkling bowls—anything made of pure gold or fine silver.
16 ULB Ireo andry roa, ny koveta, ary ireo tsanganana izay nataon'i Solomona ho an'ny tranon'i Yaveh dia misy varahina tsy hita ho lanjaina. BSB BSB: As for the two pillars, the Sea, and the movable stands that Solomon had made for the house of the LORD, the weight of the bronze from all these articles was beyond measure.
17 ULB Ny haavon'ny andry voalohany dia valo ambin'ny folo hakiho, ary nihaingo kapitaly varahina ny tampon'izany. Telo hakiho ny haavon'ilay kapitaly, miaraka amin'ny harato sy ampongaben-danitra manodidina ilay kapitaly rehetra, natao tamin'ny varahina avokoa. Mitovy amin'ilay harato voalohany ihany ilay iray hafa. BSB BSB: Each pillar was eighteen cubits tall. The bronze capital atop one pillar was three cubits high, with a network of bronze pomegranates all around. The second pillar, with its network, was similar.
18 ULB Nalain'ny lehiben'ny mpiambina i Seraia lehiben'ny mpisorona, niaraka tamin'i Zefania, mpisorona faharoa, ary ireo mpiandry vavahady telo. BSB BSB: The captain of the guard also took away Seraiah the chief priest, Zephaniah the priest of second rank, and the three doorkeepers.
19 ULB Avy tao an-tanàna izy no naka tandapa iray ho gadra izay niandraikitra ireo miaramila, ary dimy lahy tamin'ireo dia mpanome hevitra ny mpanjaka, izay mbola tao an-tanàna. Nogadrainy ihany koa ilay manam-pahefan'ny tafiky ny mpanjaka izay miandraikitra ireo lehilahy miofana ho ao amin'ny tafika, niaraka tamina enimpolo lahy manan-kaja avy amin'ny tany ao an-tanàna. BSB BSB: Of those still in the city, he took a court official who had been appointed over the men of war, as well as five royal advisors. He also took the scribe of the captain of the army, who had enlisted the people of the land, and sixty men who were found in the city.
20 ULB Ary i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, naka ary nitondra azy ireo tany amin'ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla. BSB BSB: Nebuzaradan captain of the guard took them and brought them to the king of Babylon at Riblah.
21 ULB Novoin'ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla tao amin'ny tany Hamata izy ireo. Toy izany no nanaovana sesitany an'i Joda tany ivelan'ny taniny. BSB BSB: There at Riblah in the land of Hamath, the king of Babylon struck them down and put them to death. So Judah was taken into exile, away from its own land.
22 ULB Raha ny amin'ireo vahoaka izay nijanona tao amin'ny tanin'i Joda, ireo izay navelan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona, dia nametraka an'i Gedalia zanaka lahin'i Ahikama zanak'i Safana, hisahana azy ireo izy. BSB BSB: Nebuchadnezzar king of Babylon appointed Gedaliah son of Ahikam, the son of Shaphan, over the people he had left behind in the land of Judah.
23 ULB Ary rehefa ren'ireo lehiben'ny miaramila rehetra, izy ireo sy ireo olony, fa efa nataon'ny mpanjakan'i Babylona governora i Gedalia, dia nandeha tany amin'ny Gedalia tany Mizpa izy ireo. Ireto izany lehilahy izany, Ismaela zanaka lahin'i Netania, Johanana zanaka lahin'i Karea, Seraia zanaka lahin'i Tanometa ilay Netofatita, ary i Jazania zanaka lahin'ilay Makatita—izy ireo sy ny olon'izy reo. BSB BSB: When all the commanders of the armies and their men heard that the king of Babylon had appointed Gedaliah as governor, they came to Gedaliah at Mizpah—Ishmael son of Nethaniah, Johanan son of Kareah, Seraiah son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah son of the Maacathite, as well as their men.
24 ULB Nanao fianianana tamin'izy ireo sy tamin'ireo olony i Gedalia, ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Aza matahotra ireo manampahefan'i Kaldeana ianareo. Mitoera eo amin'ny tany ary manompoa ny mpanjakan'i Babylona, ary ho tsara ho anareo izany." BSB BSB: And Gedaliah took an oath before them and their men, assuring them, “Do not be afraid of the servants of the Chaldeans. Live in the land and serve the king of Babylon, and it will be well with you.”
25 ULB Kanefa tamin'ny volana fahafito i Ismaela zanaka lahin'i Elisama, avy amin'ny mpianakavin'ny mpanjaka, dia nandeha niaraka tamina folo lahy ary nanafika an'i Gedalia. Maty niaraka tamin'ireo olon'i Joda sy ireo Babyloniana izay niaraka taminy tany Mizpa i Gedalia. BSB BSB: In the seventh month, however, Ishmael son of Nethaniah, the son of Elishama, who was a member of the royal family, came with ten men and struck down and killed Gedaliah, along with the Judeans and Chaldeans who were with him at Mizpah.
26 ULB Ary ny vahoaka rehetra, ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, ary ireo lehiben'ny miaramila, dia niainga ary nankany Egypta, satria natahotra an'ireo Babyloniana izy ireo. BSB BSB: Then all the people small and great, together with the commanders of the army, arose and fled to Egypt for fear of the Chaldeans.
28 ULB Niresaka taminy tamin'ny hatsaram-panahy sy nanome seza fiandrianana manan-kaja kokoa noho ny an'ireo mpanjaka hafa izay niaraka taminy tao Babylona izy. BSB BSB: And he spoke kindly to Jehoiachin and set his throne above the thrones of the other kings who were with him in Babylon.
29 ULB Nesorin'i Evila-merodaka ny akanjo maha-gadra an'i Joakina, ary i Joakina dia nihinana teo amin'ny latabatry ny mpanjaka nandritra ny androm-piainany. BSB BSB: So Jehoiachin changed out of his prison clothes, and he dined regularly at the king’s table for the rest of his life.
30 ULB Nomena solon-tsakafo isan'andro izy nandritra ny androm-piainany. BSB BSB: And the king provided Jehoiachin a daily portion for the rest of his life.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.