1 ULB Ireto avy ireo zanaka lahin'Israely: Robena, Simeona, Levy, Joda, Isakara, Zebolona, BSB BSB: These were the sons of Israel: Reuben, Simeon, Levi, Judah, Issachar, Zebulun,
2 ULB Dana, Josefa, Benjamina, Naftaly, Gada, ary Asera. BSB BSB: Dan, Joseph, Benjamin, Naphtali, Gad, and Asher.
3 ULB Ireo zanaka lahin'i Joda dia i Era, Onana, ary Sela, izay naterany tamin'ny zanaka vavin'i Batsoa, ilay Kananita. Era, lahimatoan'i Joda, dia ratsy fanahy teo imason'i Yaveh, ary novonoin'i Yaveh izy. BSB BSB: The sons of Judah: Er, Onan, and Shelah. These three were born to him by Bath-shua the Canaanite. Er, Judah’s firstborn, was wicked in the sight of the LORD. So the LORD put him to death.
4 ULB Tamara, vinantony vavy, niteraka an'i Fareza sy Zera taminy. Nanan-janaka lahy dimy i Joda. BSB BSB: Tamar, Judah’s daughter-in-law, bore to him Perez and Zerah. Judah had five sons in all.
5 ULB Hezrona sy Hamola no zanaka lahin'i Fareza. BSB BSB: The sons of Perez: Hezron and Hamul.
6 ULB Ireo zanaka lahin'i Zera kosa dia Zimry, Etana, Hemana, Kalkola, ary Dara, dimy ny fitambarany. BSB BSB: The sons of Zerah: Zimri, Ethan, Heman, Calcol, and Dara—five in all.
7 ULB Ny zanaka lahin'i Karmy dia i Akara, izay nitondra fikorontanana teo amin'Israely rehefa nangalatra izay voatokana ho an'Andriamanitra izy. BSB BSB: The son of Carmi: Achar, who brought trouble upon Israel by violating the ban on devoted things.
8 ULB Azaria no zanaka lahin'i Etana. BSB BSB: The son of Ethan: Azariah.
9 ULB Jeramela, Rama, ary Kelobay no zanaka lahin'i Hezrona. BSB BSB: The sons who were born to Hezron: Jerahmeel, Ram, and Caleb.
10 ULB Rama niteraka an'i Aminadaba, ary Aminadaba niteraka an'i Nasona, mpitarika iray eo amin'ireo taranak'i Joda. BSB BSB: Ram was the father of Amminadab, and Amminadab was the father of Nahshon, a leader of the descendants of Judah.
11 ULB Nasona niteraka an'i Salma, ary Salma niteraka an'i Boaza. BSB BSB: Nahshon was the father of Salmon, and Salmon was the father of Boaz.
12 ULB Boaza niteraka an'i Obeda, ary Obeda niteraka an'i Jese. BSB BSB: Boaz was the father of Obed, and Obed was the father of Jesse.
13 ULB Jese niteraka an'i Eliaba lahimatoany, i Abinadaba faharoa, Simea fahatelo, BSB BSB: Jesse was the father of Eliab his firstborn; Abinadab was born second, Shimea third,
14 ULB Netanela fahefatra, Raday fahadimy, BSB BSB: Nethanel fourth, Raddai fifth,
15 ULB Ozema fahenina, ary Davida fahafito. BSB BSB: Ozem sixth, and David seventh.
16 ULB Abigaila sy Zeroba no anabavin'izy ireo. Abisay, Joaba, ary Asahela, telo mirahalahy no zanaka lahin'i Zeroba. BSB BSB: Their sisters were Zeruiah and Abigail. And the three sons of Zeruiah were Abishai, Joab, and Asahel.
17 ULB Abigaila niteraka an'i Amasa, izay Jitra ilay Ismaelita no rainy. BSB BSB: Abigail was the mother of Amasa, whose father was Jether the Ishmaelite.
18 ULB Kaleba zanaka lahin'i Hezrona niteraka zanaka avy tamin'i Azoba, vadiny, sy tamin'i Jeriota. Jasera, Sobaba, ary Ardona no zanany lahy. BSB BSB: Caleb son of Hezron had children by his wife Azubah and by Jerioth. These were the sons of Azubah: Jesher, Shobab, and Ardon.
19 ULB Maty Azoba, ary dia nalain'i Kaleba ho vady i Efrata, izay niteraka an'i Hora taminy. BSB BSB: When Azubah died, Caleb married Ephrath, who bore to him Hur.
20 ULB Hora niteraka an'i Ory, ary Ory niteraka an'i Bezalila. BSB BSB: Hur was the father of Uri, and Uri was the father of Bezalel.
21 ULB Taty aoriana kely Hezrona (rehefa enim-polo taona izy) dia nampakatra ny zanaka vavin'i Makira, rain'i Gileada. Niteraka an'i Segoba taminy izy. BSB BSB: Later, Hezron slept with the daughter of Machir the father of Gilead. He had married her when he was sixty years old, and she bore to him Segub.
22 ULB Segoba niteraka an'i Jaira, izay nifehy tanàna telo amby roa-polo tao amin'ny tanin'i Gileada. BSB BSB: Segub was the father of Jair, who had twenty-three cities in the land of Gilead.
23 ULB Nalain'i Gesora sy Arama ny renivohitr'i Jaira sy Kenata, mbamin'ireo renivohitra enim-polo manodidina. Samy taranak'i Makira, rain'i Gileada avokoa ireo mponina rehetra ireo. BSB BSB: But Geshur and Aram captured Havvoth-jair, along with Kenath and its sixty surrounding villages. All these were descendants of Machir the father of Gilead.
24 ULB Taorian'ny nahafatesan'i Hezrona, dia nandry niaraka tamin'i Efrata, vadin'i Hezrona rainy i Kaleba. Niteraka an'i Asora, rain'i Tekoa taminy izy. BSB BSB: After Hezron died in Caleb-ephrathah, his wife Abijah bore to him Ashhur the father of Tekoa.
25 ULB Ary ireo zanaka lahin'i Jeramela, ilay lahimatoan'i Hezrona, dia i Rama ilay lahimatoa, Bona, Orena, Ozema, ary Ahia. BSB BSB: The sons of Jerahmeel the firstborn of Hezron: Ram his firstborn, Bunah, Oren, Ozem, and Ahijah.
26 ULB Mbola nanana vady hafa koa i Jeramela, izay Atara no anarany. Izy no renin'i Onama. BSB BSB: Jerahmeel had another wife named Atarah, who was the mother of Onam.
27 ULB Ireo zanaka lahin'i Rama, ilay lahimatoan'i Jeramela, dia i Maza, Jamina, ary Ekera. BSB BSB: The sons of Ram the firstborn of Jerahmeel: Maaz, Jamin, and Eker.
28 ULB Samay sy Jada no zanaka lahin'i Onama. Nadaba sy Abisora no zanaka lahin'i Samay. BSB BSB: The sons of Onam: Shammai and Jada. The sons of Shammai: Nadab and Abishur.
29 ULB Ny anaran'ny vadin'i Abisora dia Abihaila, ary niteraka an'i Abana sy Molida taminy izy. BSB BSB: Abishur’s wife was named Abihail, and she bore to him Ahban and Molid.
30 ULB Saleda sy Apaima no zanaka lahin'i Nadaba, fa i Saleda kosa dia maty tsy nanan-janaka. Jisy no zanaka lahin'i Apaima. BSB BSB: The sons of Nadab: Seled and Appaim. Seled died without children.
31 ULB Sesana no zanaka lahin'i Jisy. Ahelay no zanaka lahin'i Sesana. BSB BSB: The son of Appaim: Ishi. The son of Ishi: Sheshan. The son of Sheshan: Ahlai.
32 ULB Ireo zanaka lahin'i Jada, rahalahin'i Samay, dia Jatera sy Jonatana. Maty tsy nanan-janaka i Jatera. BSB BSB: The sons of Jada the brother of Shammai: Jether and Jonathan. Jether died without children.
33 ULB Paleta sy Zaza no zanaka lahin'i Jonatana. Ireo no taranak'i Jeramela. BSB BSB: The sons of Jonathan: Peleth and Zaza. These were the descendants of Jerahmeel.
34 ULB Ary Sesana tsy nanan-janaka lahy, fa zanaka vavy ihany. Nanana mpanompo i Sesana, izay Egyptiana, Jara no anarany. BSB BSB: Sheshan had no sons, but only daughters. He also had an Egyptian servant named Jarha.
35 ULB Nomen'i Sesana ho an'i Jara mpanompony ny zanany vavy mba ho vadiny. Niteraka an'i Atahy taminy izy. BSB BSB: Sheshan gave his daughter in marriage to his servant Jarha, and she bore to him Attai.
36 ULB Atahy niteraka an'i Natana, ary Natana niteraka an'i Zabada. BSB BSB: Attai was the father of Nathan, Nathan was the father of Zabad,
37 ULB Zabada niteraka an'i Efiala, ary Efiala niteraka an'i Obeda. BSB BSB: Zabad was the father of Ephlal, Ephlal was the father of Obed,
38 ULB Obeda niteraka an'i Jeho, ary Jeho niteraka an'i Azaria. BSB BSB: Obed was the father of Jehu, Jehu was the father of Azariah,
39 ULB Azaria niteraka an'i Haleza, ary Haleza niteraka an'i Elasa. BSB BSB: Azariah was the father of Helez, Helez was the father of Elasah,
40 ULB Elasa niteraka an'i Sismay, ary Sismay niteraka an'i Saloma. BSB BSB: Elasah was the father of Sismai, Sismai was the father of Shallum,
41 ULB Saloma niteraka an'i Jekamia, ary Jekamia niteraka an'i Elisama. BSB BSB: Shallum was the father of Jekamiah, and Jekamiah was the father of Elishama.
42 ULB Ireo zanaka lahin'i Kaleba, rahalahin'i Jeramela, dia Mesa lahimatoany, izay razamben'ny any Zifa. Ny zanany lahy faharoa, Maresa, no razamben' ny any Hebrona. BSB BSB: The sons of Caleb the brother of Jerahmeel: Mesha his firstborn, who was the father of Ziph, and Mareshah his second son, who was the father of Hebron.
43 ULB Kora, Tapoa, Rakema, ary Sema no zanaka lahin'i Hebrona. BSB BSB: The sons of Hebron: Korah, Tappuah, Rekem, and Shema.
44 ULB Sema niteraka an'i Rahama, rain'i Jorkeama. Rakema niteraka an'i Samay. BSB BSB: Shema was the father of Raham the father of Jorkeam, and Rekem was the father of Shammai.
45 ULB Maona no zanaka lahin'i Samay, ary Maona no razamben'i Beti-zora. BSB BSB: The son of Shammai was Maon, and Maon was the father of Beth-zur.
46 ULB Efaha, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Harana, Moza, ary Gazeza. Ary Harana niteraka an'i Gazeza. BSB BSB: Caleb’s concubine Ephah was the mother of Haran, Moza, and Gazez. Haran was the father of Gazez.
47 ULB Ragema, Jotama, Gesana, Paleta, Efaha, ary Safa no zanaka lahin'i Jeday. BSB BSB: The sons of Jahdai: Regem, Jotham, Geshan, Pelet, Ephah, and Shaaph.
48 ULB Maka, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Sabera sy Tirana. Niteraka an'i Safa raamben'ny any Madmana, Seva razamben'ny any Makbena sy razamben'ny any Gibea ihany koa izy. BSB BSB: Caleb’s concubine Maacah was the mother of Sheber and Tirhanah.
49 ULB Ny zanaka vavin'i Kaleba dia i Aksa. Ireo no taranak'i Kaleba. BSB BSB: She was also the mother of Shaaph father of Madmannah, and of Sheva father of Machbenah and Gibea. Caleb’s daughter was Acsah.
50 ULB Ireto avy ny zanaka lahin'i Hora, lahimatoany avy tamin'i Efrata: Sobala razamben'ny any Kiriata-Jearima, BSB BSB: These were the descendants of Caleb. The sons of Hur the firstborn of Ephrathah: Shobal the father of Kiriath-jearim,
51 ULB Salma razamben'i Betlehema, ary Harefa razamben'ny any Beti-gadera. BSB BSB: Salma the father of Bethlehem, and Hareph the father of Beth-gader.
52 ULB Sobala razamben'ny any Kiriata Zarima dia nanana taranaka: Haroe, ny antsasaky ny vahoaka Hamenakota, BSB BSB: These were the descendants of Shobal the father of Kiriath-jearim: Haroeh, half the Manahathites,
53 ULB ary ireo fokon'i Kiriata Zarima: dia ireo Jitrita, Potita, Somatita, ary Misraita. Ireo Zoraita sy Estaolita dia taranaka avy amin'izy ireo. BSB BSB: and the clans of Kiriath-jearim—the Ithrites, Puthites, Shumathites, and Mishraites. From these descended the Zorathites and Eshtaolites.
54 ULB Ireto manaraka ireto ny fokon'i Salma: Betlehema, ireo Netofatita, Atrota Beti-Joaba, ary ny antsasak'ireo Hamanatita—ireo Zoraita, BSB BSB: The descendants of Salma: Bethlehem, the Netophathites, Atroth-beth-joab, half the Manahathites, the Zorites,
55 ULB ireo fokon'ireo mpanora-dalàna izay nonina tany Jabeza dia: ireo Tiratita, Simeatita, ary ny Sokatita. Ireo no Kenita izay taranaka avy tamin'i Hamata, razamben'ireo Rekabita. BSB BSB: and the clans of the scribes who lived at Jabez—the Tirathites, Shimeathites, and Sucathites. These are the Kenites who came from Hammath, the father of the house of Rechab.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.