1 ULB Ary ireto avy ny zanaka lahin'i Davida izay naterany tany Hebrona: Amnona no lahimatoa, zanak'i Ahinoama avy any Jezirela; Daniela no faharoa, zanak'i Abigaila avy any Karmela; BSB BSB: These were the sons of David who were born to him in Hebron: The firstborn was Amnon by Ahinoam of Jezreel; the second was Daniel by Abigail of Carmel;
2 ULB Absaloma, zanak'i Maka, zanaka vavin'i Talmay mpanjakan'i Gesora no fahatelo. Adonia zanaka lahin'i Hagita no fahefatra; BSB BSB: the third was Absalom the son of Maacah daughter of King Talmai of Geshur; the fourth was Adonijah the son of Haggith;
3 ULB Sefatia zanaka lahin'i Abitala no fahadimy; Jitreama zanaka lahin'i Egla vadiny no fahenina. BSB BSB: the fifth was Shephatiah by Abital; and the sixth was Ithream by his wife Eglah.
4 ULB Ireo enina ireo no naterak'i Davida tao Hebrona, izay nanjakany nandritry ny fito taona sy enim-bolana. Avy eo izy nanapaka nandritry ny telo amby telo-polo taona tao Jerosalema. BSB BSB: These six sons were born to David in Hebron, where he reigned seven years and six months. And David reigned in Jerusalem thirty-three years,
5 ULB Ireto zazalahy efatra ireto, izay avy amin'i Batsoa zanaka vavin'i Amiela, dia naterany tany Jerosalema: Simea, Sobaba, Natana, ary Solomona. BSB BSB: and these sons were born to him in Jerusalem: Shimea, Shobab, Nathan, and Solomon. These four were born to him by Bathsheba daughter of Ammiel.
6 ULB Ireo zanaka lahin'i Davida sivy hafa dia: Jibara, Elisama, Elifeleta, BSB BSB: David’s other sons were Ibhar, Elishua, Eliphelet,
7 ULB Noga, Nafega, Jafia, BSB BSB: Nogah, Nepheg, Japhia,
8 ULB Elisama, Eliada, ary Elifeleta. BSB BSB: Elishama, Eliada, and Eliphelet—nine in all.
9 ULB Ireo no zanaka lahin'i Davida, tsy ao anatin'izany ireo zanany avy tamin'ireo vaditsindranony. Tamara no anabavin'izy ireo. BSB BSB: These were all the sons of David, besides the sons by his concubines. And Tamar was their sister.
10 ULB Rehoboama no zanaka lahin'i Solomona. Abia no zanaka lahin'i Rehoboama. Asa no zanaka lahin'i Abia. BSB BSB: Solomon’s son was Rehoboam: Abijah was his son, Asa his son, Jehoshaphat his son,
12 ULB Amazia no zanaka lahin'i Joasy. Azaria no zanaka lahin'i Amazia. Jotama no zanaka lahin'i Azaria. BSB BSB: Amaziah his son, Azariah his son, Jotham his son,
13 ULB Ahaza no zanaka lahin'i Jotama. Hezekia no zanaka lahin'i Ahaza. BSB BSB: Ahaz his son, Hezekiah his son, Manasseh his son,
14 ULB Manase no zanaka lahin'i Hezekia. Amona no zanaka lahin'i Manase. Josia no zanaka lahin'i Amona. BSB BSB: Amon his son, and Josiah his son.
15 ULB Johanana no zanak'i Josia lahimatoa, Joiakima no faharoa, Zedekia no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. BSB BSB: The sons of Josiah: Johanan was the firstborn, Jehoiakim the second, Zedekiah the third, and Shallum the fourth.
16 ULB Jekonia sy Zedekia no zanaka lahin'i Joiakima. BSB BSB: The successors of Jehoiakim: Jeconiah his son, and Zedekiah.
17 ULB Ireo zanaka lahin'i Jekonia, ilay babo, dia Sealtiela, BSB BSB: The descendants of Jeconiah the captive: Shealtiel his son,
18 ULB Malkirama, Pedaia, Senazara, Jekamia, Hosama, ary Nedabia. BSB BSB: Malchiram, Pedaiah, Shenazzar, Jekamiah, Hoshama, and Nedabiah.
19 ULB Zerobabela sy Simey no zanaka lahin'i Pedaia. Mesolama sy Hanania no zanaka lahin'i Zerobabela; Selomita no anabavin'izy ireo. BSB BSB: The sons of Pedaiah: Zerubbabel and Shimei. The children of Zerubbabel: Meshullam and Hananiah, their sister Shelomith,
20 ULB Ireo zanany lahy dimy hafa dia Hasoba, Ohela, Berekia, Hasadia, ary Josaba-heseda. BSB BSB: and five others: Hashubah, Ohel, Berechiah, Hasadiah, and Jushab-hesed.
21 ULB Ireo zanaka lahin'i Hanania dia Pelatia sy Jisaia. Rafaia no zanany lahy, ary Arnana, Obadia, sy Sekania no taranaka bebe kokoa. BSB BSB: The descendants of Hananiah: Pelatiah, Jeshaiah, and the sons of Rephaiah, of Arnan, of Obadiah, and of Shecaniah.
22 ULB Semaia no zanaka lahin'i Sekania. Hatosy, Jigala, Baria, Nearia, ary Safata no zanaka lahin'i Semaia. BSB BSB: The six descendants of Shecaniah were Shemaiah and his sons: Hattush, Igal, Bariah, Neariah, and Shaphat.
23 ULB Ireo zanaka lahin'i Nearia telo dia Elioenay, Hezekia, ary Azrikama. BSB BSB: The sons of Neariah: Elioenai, Hizkiah, and Azrikam—three in all.
24 ULB Ireo zanaka lahin'i Elioenay fito dia Hodaia, Eliasiba, Pelaia, Akoba, Johanana, Delaia, ary Anany. BSB BSB: The sons of Elioenai: Hodaviah, Eliashib, Pelaiah, Akkub, Johanan, Delaiah, and Anani—seven in all.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.