1 ULB Ireo taranak'i Joda dia Fareza, Hezrona, Karmy, Hora, ary Sobala. BSB BSB: The descendants of Judah: Perez, Hezron, Carmi, Hur, and Shobal.
2 ULB Sobala no rain'i Reaia. Reaia no rain'i Jahata. Jahata no rain'i Ahomay sy Lahada. Ireo no razamben'ny fokon'ireo Zoraita. BSB BSB: Reaiah son of Shobal was the father of Jahath, and Jahath was the father of Ahumai and Lahad. These were the clans of the Zorathites.
3 ULB Ireto avy ireo razamben'ireo foko tao amin'ny tanànan'i Etama: Jezirela, Jisma, ary Jidbasy. Hazelelpony no anaran'ny anabavin'izy ireo. BSB BSB: These were the sons of Etam: Jezreel, Ishma, and Idbash. And their sister was named Hazzelelponi.
4 ULB Penoela no razamben'ny foko tao amin'ny tanànan'i Gedora. Ezera no fiantombohan'ireo foko tao Hosa. Ireo no taranak'i Hora, ilay lahimatoan'i Efrata sy razamben'ny any Betlehema. BSB BSB: Penuel was the father of Gedor, and Ezer was the father of Hushah. These were the descendants of Hur, the firstborn of Ephrathah and the father of Bethlehem.
5 ULB Asora razamben'ny any Tekoa dia nanana vady roa, Hela sy Nara. BSB BSB: Ashhur the father of Tekoa had two wives, Helah and Naarah.
6 ULB Nara niteraka an'i Ahozama, Hafera, Temeny ary Hahastary. Ireo no zanaka lahin'i Nara. BSB BSB: Naarah bore to him Ahuzzam, Hepher, Temeni, and Haahashtari. These were the descendants of Naarah.
7 ULB Ireo zanaka lahin'i Hela dia Zareta, Jizara, Etnana BSB BSB: The sons of Helah were Zereth, Zohar, Ethnan,
8 ULB ary Hakoza, izay niteraka an'i Anoba sy Zobeba, sy ny foko avy amin'ny taranak'i Aharela zanaka lahin'Haroma. BSB BSB: and Koz, who was the father of Anub and Zobebah and of the clans of Aharhel son of Harum.
9 ULB Jabeza dia voahaja kokoa noho ireo rahalahiny. Jabeza no niantsoan'ny reniny azy. Hoy izy hoe: "Satria tamin'ny fanaintainana no niterahako azy." BSB BSB: Now Jabez was more honorable than his brothers. His mother had named him Jabez, saying, “Because I bore him in pain.”
10 ULB Niantso an'ilay Andriamanitry ny Israely i Jabeza ary niteny hoe: "Raha hitahy ahy tokoa Ianao, dia hitaro ny fari-taniko, ary ny tananao homba ahy. Rehefa manao izany Ianao dia hiaro ahy amin'ny ratsy, mba ho afaka amin'ny fanaintainana aho!" Koa dia notanterahin'Andriamanitra ny fivavany. BSB BSB: And Jabez called out to the God of Israel, “If only You would bless me and enlarge my territory! May Your hand be with me and keep me from harm, so that I will be free from pain.” And God granted the request of Jabez.
11 ULB Keloba rahalahin'i Soha niteraka an'i Mehira, izay rain'i Estona. BSB BSB: Chelub the brother of Shuhah was the father of Mehir, who was the father of Eshton.
12 ULB Estona niteraka an'i Betirafa, Pasea, ary Tehina, izay nanorina ny tanànan'i Ir-nahasa. Ireo avy ireo olona nonina tao Reka. BSB BSB: Eshton was the father of Beth-rapha, of Paseah, and of Tehinnah the father of Ir-nahash. These were the men of Recah.
13 ULB Ireo zanaka lahin'i Kenaza dia Otniela sy Seraia. Ireo zanaka lahin'i Otniela dia Hatata sy Meonotahy. BSB BSB: The sons of Kenaz: Othniel and Seraiah. The sons of Othniel: Hathath and Meonothai.
14 ULB Meonotahy niteraka an'i Ofra, ary Seraia niteraka an'i Joaba, ilay niantombohan'ny lohasahan'ny mpiasa, izay mpanao asa-tanana ny vahoakany. BSB BSB: Meonothai was the father of Ophrah, and Seraiah was the father of Joab, the father of those living in Ge-harashim, which was given this name because its people were craftsmen.
15 ULB Ireo zanaka lahin'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone dia Iro, Elaha sy Nama. Ny zanaka lahin'i Elaha dia Kenaza. BSB BSB: The sons of Caleb son of Jephunneh: Iru, Elah, and Naam. The son of Elah: Kenaz.
16 ULB Ireo zanaka lahin'i Jehalalila dia i Zifa, Zifaha, Tiria ary Asarela. BSB BSB: The sons of Jehallelel: Ziph, Ziphah, Tiria, and Asarel.
17 ULB Ireo zanaka lahin'i Ezra dia i Jatera, Mareda, Efera ary Jalona. Ilay Egyptiana vadin'i Mareda dia niteraka an'i Miriama, Samay ary Jisba, izay razamben'ny any Estemoa. Ireo no zanaka lahin'i Bitia, zanaka vavin'i Farao, izay novadian'i Mareda. BSB BSB: The sons of Ezrah: Jether, Mered, Epher, and Jalon. And Mered’s wife Bithiah gave birth to Miriam, Shammai, and Ishbah the father of Eshtemoa.
18 ULB Ilay Jiosy vadin'i Mareda dia niteraka an'i Jareda, izay niteraka an'i Gedora; Hebera, izay niteraka an'i Soko; ary Jakotiela izay niteraka an' i Zanoa. BSB BSB: These were the children of Pharaoh’s daughter Bithiah. Mered also took a Judean wife, who gave birth to Jered the father of Gedor, Heber the father of Soco, and Jekuthiel the father of Zanoah.
19 ULB Ny amin'ireo zanaka roa lahin'ny vadin'i Hodia, anabavin'i Nahama, ny iray dia niteraka an'i Keila ilay Garmita. Ilay hafa dia Estemoa ilay Makatita. BSB BSB: The sons of Hodiah’s wife, the sister of Naham, were the fathers of Keilah the Garmite and of Eshtemoa the Maacathite.
20 ULB Ireo zanaka lahin'i Simona dia i Amnona, Rina, Ben-hanana, ary Tilona. Ireo zanaka lahin'i Jisy dia i Zoheta sy Ben-zoheta. BSB BSB: The sons of Shimon: Amnon, Rinnah, Ben-hanan, and Tilon. The descendants of Ishi: Zoheth and Ben-zoheth.
21 ULB Ireo taranak'i Sela zanaka lahin'i Joda dia Era rain'i Leka, Lada rain'i Maresa sy ireo fokon'ireo mpanao rongony fotsy madinika tany Asbea, BSB BSB: The sons of Shelah son of Judah: Er the father of Lecah, Laadah the father of Mareshah and the clans of the linen workers at Beth-ashbea,
22 ULB Jokima, ireo vahoakan'i Kozeba, ary Joasy sy Sarafa, izay nanana fananana tao Moaba, nefa niverina tany Betlehema. (Avy amin'ireo raki-tsoratra taloha io fampahafantarana io). BSB BSB: Jokim, the men of Cozeba, and Joash and Saraph, who ruled in Moab and Jashubi-lehem. (These names are from ancient records.)
23 ULB Ny sasany tamin'ireo olona mpanefy tanimanga ireo dia nonina tao Netaima sy Gadera ary niasa ho an'ny mpanjaka. BSB BSB: These were the potters who lived at Netaim and Gederah. They lived there in the service of the king.
24 ULB Ireo taranak'i Simeona dia Nemoela, Jamina, Jariba, Zera ary Saoly. BSB BSB: The descendants of Simeon: Nemuel, Jamin, Jarib, Zerah, and Shaul.
25 ULB Saloma no zanaka lahin'i Saoly, Mibsama no zanaka lahin'i Saloma, ary Misma no zanaka lahin'i Mibsama. BSB BSB: The sons of Shaul: Shallum, Mibsam, and Mishma.
26 ULB Ireo taranak'i Misma dia i Hamoela zanany lahy, Zakora zafiny, ary Simey zafiafiny. BSB BSB: The sons of Mishma: Hammuel, Zaccur, and Shimei.
27 ULB Simey dia nanana zanaka lahy enina ambin'ny folo ary zanaka vavy enina. Ny rahalahiny dia tsy nanana zanaka maro, ka tsy nitombo tahaka ny vahoakan'i Joda ny isan'ireo fokony. BSB BSB: Shimei had sixteen sons and six daughters, but his brothers did not have many children, so their whole clan did not become as numerous as the sons of Judah.
28 ULB Nonina tao Beri-sheba, Molada, sy tao Hazara-soala izy ireo. BSB BSB: They lived in Beersheba, Moladah, Hazar-shual,
29 ULB Nonina tao Bila, Ezema sy Tolada, BSB BSB: Bilhah, Ezem, Tolad,
30 ULB Betoela, Horma sy Ziklaga, BSB BSB: Bethuel, Hormah, Ziklag,
31 ULB Beti-markabota, Hazora-sosima, Beti-biry ary Saraima ihany koa izy ireo. Ireo no tanànan'izy ireo mandra-panjakàn' i Davida. BSB BSB: Beth-marcaboth, Hazar-susim, Beth-biri, and Shaaraim. These were their cities until the reign of David.
32 ULB Ireo tanàna dimin'izy ireo dia Etama, Aina, Rimona, Tokena, ary Asana, BSB BSB: And their villages were Etam, Ain, Rimmon, Tochen, and Ashan—five towns—
33 ULB niaraka tamin'ireo tanàna manodidina hatrany Bala. Ireo no fonenan'izy ireo, ary izy ireo no nihazona ny tahirin'ny tetiarana. BSB BSB: and all their surrounding villages as far as Baal. These were their settlements, and they kept a genealogical record:
34 ULB Ireo mpitarika ny foko dia i Mesobaba, Jamleka, Josa zanaka lahin'i Amazia, BSB BSB: Meshobab, Jamlech, Joshah son of Amaziah,
35 ULB Joela, Jeho zanaka lahin'i Josibia zanaka lahin'i Seraia zanaka lahin'i Asiela, BSB BSB: Joel, Jehu son of Joshibiah (son of Seraiah, son of Asiel),
36 ULB Elioenay, Jakoba, Jesohaia, Asaia, Adiela, Jesimiela sy Benaia, BSB BSB: Elioenai, Jaakobah, Jeshohaiah, Asaiah, Adiel, Jesimiel, Benaiah,
37 ULB ary Ziza zanaka lahin'i Sify zanaka lahin'i Alona zanaka lahin'i Jedaia zanaka lahin'i Simry zanaka lahin'i Semaia. BSB BSB: and Ziza son of Shiphi (son of Allon, son of Jedaiah, son of Shimri, son of Shemaiah).
38 ULB Ireo anarana voatonona ireo no mpitarika tao amin'ny fokon'izy ireo, ary nitombo maro ireo fokony. BSB BSB: These men listed by name were the leaders of their clans. Their families increased greatly,
39 ULB Nankany akaikin'i Gedora izy ireo, tany amin'ny ilany atsinanan'ny lohasaha, mba hitady ahitra ho an'ny ondry aman'osin'izy ireo. BSB BSB: and they journeyed to the entrance of Gedor, to the east side of the valley, in search of pasture for their flocks.
40 ULB Nahita ahitra maro sady tsara izy ireo. Nalalaka, nangingina, ary nilamina ilay tany. Efa nonina tao ireo Hamita tany aloha. BSB BSB: There they found rich, good pasture, and the land was spacious, peaceful, and quiet; for some Hamites had lived there formerly.
41 ULB Ireo voasoratra anarana ireo dia tonga tamin'ny andron'i Hezekia mpanjakan'i Joda, ka nanafika ny fonenan'i Hamita sy ireo Meonita, izay tao ihany koa. Naringan'izy ireo tanteraka izy ireo ary nonina tao satria nahita ahitra ho an'ireo ondry aman'osiny izy ireo. BSB BSB: These who were noted by name came in the days of Hezekiah king of Judah. They attacked the Hamites in their dwellings as well as the Meunites who were there, devoting them to destruction even to this day. Then they settled in their place, because there was pasture for their flocks.
42 ULB Nisy lehilahy diman-jato avy tamin'ny fokon'i Simeona nankany amin'ny tendrombohitra Seira, niaraka tamin'ireo mpitarik'izy ireo dia i Peletia, Nearia, Refaia, ary Oziela zanaka lahin'i Jisy. BSB BSB: And five hundred of these Simeonites led by Pelatiah, Neariah, Rephaiah, and Uzziel, the sons of Ishi, went to Mount Seir
43 ULB Nandresy ny sisa afaka tamin'ny Amalekita izy ireo, ka nonina tao mandrak'androany. BSB BSB: and struck down the remnant of the Amalekites who had escaped. And they have lived there to this day.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.