1 ULB Ireo zanaka lahin'i Robena ilay lahimatoan'Israely— ary Robena no lahimatoan'Israely, kanefa nomena an'ireo zanaka lahin'i Josefa zanaka lahin'Israely ny fizokiany satria nandoto ny fandrian-drainy i Robena. Ka dia tsy voasoratra ho zanaka lahy zokiny indrindra izy. BSB BSB: These were the sons of Reuben the firstborn of Israel. Though he was the firstborn, his birthright was given to the sons of Joseph son of Israel, because Reuben defiled his father’s bed. So he is not reckoned according to birthright.
2 ULB Joda no natanjaka indrindra tamin'ireo rahalahiny, ary avy aminy no niavian'ny mpitarika. Kanefa ny fizokiana dia an'i Josefa— BSB BSB: And though Judah prevailed over his brothers and a ruler came from him, the birthright belonged to Joseph.
3 ULB ireo zanaka lahin'i Robena, ilay lahimatoan'Israely dia i Hanoka, Palo, Hezrona, ary Karmy. BSB BSB: The sons of Reuben, the firstborn of Israel: Hanoch, Pallu, Hezron, and Carmi.
4 ULB Ireto avy ny taranak'i Joela: ny zanaka lahin'i Joela dia i Semaia. BSB BSB: The descendants of Joel: Shemaiah his son, Gog his son, Shimei his son,
5 ULB Ny zanaka lahin'i Semaia dia i Goga. Ny zanaka lahin'i Goga dia i Simei. Ny zanaka lahin'i Simei dia i Mika. Ny zanaka lahin'i Mika dia i Reaia. Ny zanaka lahin'i Reaia dia i Bala. BSB BSB: Micah his son, Reaiah his son, Baal his son,
6 ULB Ny zanaka lahin'i Bala dia i Bera, ilay nalain'i Tiglato-pilesera mpanjakan'i Asyria ho babo. Bera dia mpitarika tao amin'ny fokon'i Robena. BSB BSB: and Beerah his son, whom Tiglath-pileser king of Assyria carried into exile. Beerah was a leader of the Reubenites.
7 ULB Ireto manaraka ireto ny havan'i Bera avy amin'ireo fokony, izay voatanisa ao amin'ny tahirin'ny tetiaran'izy ireo: Jeiela no zokiny indrindra, Zakaria, sy BSB BSB: His relatives by their clans are recorded in their genealogy: Jeiel the chief, Zechariah,
8 ULB Bela zanaka lahin'i Azaza zanaka lahin'i Sema zanaka lahin'i Joela. Nonina tany Aroera, hatrany Nebo ary Balameona, BSB BSB: and Bela son of Azaz, the son of Shema, the son of Joel. They settled in Aroer and as far as Nebo and Baal-meon.
9 ULB ary miantsinana manomboka eo amin'ny efitra izay mihitatra hatrany amin'ny renirano Efrata izy ireo. Izany dia satria nanana biby fiompy maro teo amin'ny tanin'i Gileada izy ireo. BSB BSB: They also settled in the east as far as the edge of the desert that extends to the Euphrates River, because their livestock had increased in the land of Gilead.
10 ULB Tamin'ny andron'i Saoly, dia nanafika an'ireo Hagrita ny fokon'i Robena ary nandresy azy ireo. Nonina tao amin'ny lain'ireo Hagrita nanerana ny tany rehetra tany antsinanan'i Gileada izy ireo. BSB BSB: During the days of Saul they waged war against the Hagrites, who were defeated at their hands, and they occupied the dwellings of the Hagrites throughout the region east of Gilead.
11 ULB Nonina teo akaikin'izy ireo ny mpikambana tao amin'ny fokon'i Gada, teo amin'ny tany Basana hatrany Saleka. BSB BSB: The descendants of Gad lived next to the Reubenites in the land of Bashan, as far as Salecah:
12 ULB Ny mpitarika azy ireo dia i Joela, izay lehiben'ny foko, ary Safama no lehiben'ny foko hafa, ary Janay sy Safata tany Basana. BSB BSB: Joel was the chief, Shapham the second, then Jaanai and Shaphat, who lived in Bashan.
13 ULB Ireo havan'izy ireo, avy amin'ireo fianakavian-drainy, dia i Mikaela, Mesolama, Seba, Joray, Jakana, Zia, ary Ebera— fito ny fitambarany. BSB BSB: Their kinsmen by families were Michael, Meshullam, Sheba, Jorai, Jacan, Zia, and Eber—seven in all.
14 ULB Ireo olona voalaza anarana eo ambony ireo no taranak'i Abihaila, ary Abihaila dia zanaka lahin'i Hory. Hory dia zanaka lahin'i Jaroa. Jaroa dia zanaka lahin'i Gileada, Gileada dia zanaka lahin'i Mikaela. Mikaela dia zanaka lahin'i Jesisay. Jesisay dia zanaka lahin'i Jado. Jado dia zanaka lahin'i Boza. BSB BSB: These were the sons of Abihail son of Huri, the son of Jaroah, the son of Gilead, the son of Michael, the son of Jeshishai, the son of Jahdo, the son of Buz.
15 ULB Ahia zanaka lahin'i Abdiela zanaka lahin'i Gony, no loham-pianakavian'ny rain'izy ireo. BSB BSB: Ahi son of Abdiel, the son of Guni, was head of their family.
16 ULB Nonina tao Gileada, tany Basana, tao amin'ny renivohiny izy ireo, ary tao amin'ny tany fihinanam-bilon'i Sarona rehetra hatrany amin'ny sisin-taniny. BSB BSB: They lived in Gilead, in Bashan and its towns, and throughout the pasturelands of Sharon.
17 ULB Ireo rehetra ireo dia voatanisa araka ny tahiry tetiarana tamin'ny andron'i Jotama mpanjakana'i Joda sy tamin'i Jeroboama mpanjakan'Israely. BSB BSB: All of them were recorded in the genealogies during the reigns of Jotham king of Judah and Jeroboam king of Israel.
18 ULB Ireo Robenita, ireo Gadita, ary ny antsasaky ny fokon'i Manase dia nanana miaramila efatra arivo sy efatra alina voahofana ho amin'ny ady, izay nitàna ampinga sy sabatra, ary nanenjana ny tsipìka. BSB BSB: The Reubenites, the Gadites, and the half-tribe of Manasseh had 44,760 warriors—valiant men who carried the shield and sword, drew the bow, and were trained for battle.
19 ULB Nanafika an'ireo Agarita, Jetora, Nafisy, ary Nodaba izy ireo. BSB BSB: They waged war against the Hagrites, as well as Jetur, Naphish, and Nodab.
20 ULB Nandray fanampiana avy tamin'Andriamanitra izy ireo mba hamelezana azy ireo. Tamin'izany fomba izany, no naharesy ireo Agarita sy izay rehetra niaraka tamin'izy ireo. Izany dia satria nitalaho tamin'Andriamanitra tany an'ady ny Israelita, ary namaly azy ireo Izy, satria nametraka ny fitokisany taminy izy ireo. BSB BSB: And because they cried out to God in battle, they were helped against their enemies, and the Hagrites and all their allies were delivered into their hands. Because they put their trust in God, He answered their prayers.
21 ULB Nosamborin'izy ireo ny biby fiompiny, anisan'izany ny rameva dimy alina, ondry aman'osy 250. 000, boriky roa arivo, ary lehilahy 100. 000. BSB BSB: They seized the livestock of the Hagrites—50,000 camels, 250,000 sheep, and 2,000 donkeys. They also took 100,000 captives,
22 ULB Satria Andriamanitra niady ho azy ireo, dia novonoin'izy ireo ny ankamaroan'ireo fahavalo. Nonina tao amin'ny taniny izy ireo mandra-pahatongan'ny fanababoana. BSB BSB: and many others fell slain, because the battle belonged to God. And they occupied the land until the exile.
23 ULB Nonina teo amin'ny tany Basana hatrany Bala Hermona sy Senira (Tendrombohitra Hermona izany) ny antsasaky ny fokon'i Manase. BSB BSB: Now the people of the half-tribe of Manasseh were numerous. They settled in the land from Bashan to Baal-hermon (that is, Senir, also known as Mount Hermon).
24 ULB Ireto avy ny mpitarika ny fianakavian'izy ireo: Efera, Jisy, Eliala, Azriela, Jeremia, Hodavia, ary Jadiela. Izy ireo dia lehilahy mahery sy be risi-po, lehilahy malaza, mpitarika ny fianakavian'izy ireo. BSB BSB: These were the heads of their families: Epher, Ishi, Eliel, Azriel, Jeremiah, Hodaviah, and Jahdiel. They were mighty men of valor, famous men, and heads of their families.
25 ULB Kanefa tsy nahatoky ny Andriamanitr'ireo razambeny izy ireo. Fa kosa, nanompo ny andriamanitr'ireo vahoakan'ny tany, izay efa noravan'Andriamanitra teo anatrehan'izy ireo. BSB BSB: But they were unfaithful to the God of their fathers, and they prostituted themselves with the gods of the peoples of the land, whom God had destroyed before them.
26 ULB Ilay Andriamanitr'Israely namporisika an'i Pola mpanjakan'i Asyria (antsoina ihany koa hoe Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria). Nalefany sesi-tany ireo Robenita, Gadita, ary ny antsasaky ny fokon'i Manase. Nentiny tany Hala, Habora, Hara, ary tany amin'ny reniranon'i Gozana izy ireo, izay hitoeran'izy ireo mandrak'androany. BSB BSB: So the God of Israel stirred up the spirit of Pul king of Assyria (that is, Tiglath-pileser king of Assyria) to take the Reubenites, the Gadites, and the half-tribe of Manasseh into exile. And he brought them to Halah, Habor, Hara, and the river of Gozan, where they remain to this day.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.