1 ULB Ireo zanaka lahin'i Levy dia i Gersona, Kehata, ary Merary. BSB BSB: The sons of Levi: Gershon, Kohath, and Merari.
2 ULB Ireo zanaka lahin'i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela. BSB BSB: The sons of Kohath: Amram, Izhar, Hebron, and Uzziel.
3 ULB Ireo zanak'i Amrama dia i Arona, Mosesy ary Miriama. Ireo zanaka lahin'i Arona dia Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara. BSB BSB: The children of Amram: Aaron, Moses, and Miriam. The sons of Aaron: Nadab, Abihu, Eleazar, and Ithamar.
4 ULB Eleazara niteraka an'i Finehasa, ary Finehasa niteraka an'i Abisoa. BSB BSB: Eleazar was the father of Phinehas, Phinehas was the father of Abishua,
5 ULB Abisoa niteraka an'i Boky, ary Boky niteraka an'i Ozy. BSB BSB: Abishua was the father of Bukki, Bukki was the father of Uzzi,
6 ULB Ozy niteraka an'i Zerahia, ary Zerahia niteraka an'i Meraiota. BSB BSB: Uzzi was the father of Zerahiah, Zerahiah was the father of Meraioth,
7 ULB Meraiota niteraka an'i Amaria, ary Amaria niteraka an'i Ahitoba. BSB BSB: Meraioth was the father of Amariah, Amariah was the father of Ahitub,
8 ULB Ahitoba niteraka an'i Zadoka, ary Zadoka niteraka an'i Ahimaza. BSB BSB: Ahitub was the father of Zadok, Zadok was the father of Ahimaaz,
9 ULB Ahimaza niteraka an'i Azaria, ary Azaria niteraka an'i Johanana. BSB BSB: Ahimaaz was the father of Azariah, Azariah was the father of Johanan,
10 ULB Johanana niteraka an'i Azaria, izay nanompo tao amin'ny tempoly izay namboarin'i Solomona tany Jerosalema. BSB BSB: Johanan was the father of Azariah, who served as priest in the temple that Solomon built in Jerusalem,
11 ULB Azaria niteraka an'i Amaria, ary Amaria niteraka an'i Ahitoba. BSB BSB: Azariah was the father of Amariah, Amariah was the father of Ahitub,
12 ULB Ahitoba niteraka an'i Zadoka, ary Zadoka niteraka an'i Saloma. BSB BSB: Ahitub was the father of Zadok, Zadok was the father of Shallum,
13 ULB Saloma niteraka an'i Hilkia, ary Hilkia niteraka an'i Azaria. BSB BSB: Shallum was the father of Hilkiah, Hilkiah was the father of Azariah,
14 ULB Azaria niteraka an'i Seraia, ary Seraia niteraka an'i Jozadaka. BSB BSB: Azariah was the father of Seraiah, and Seraiah was the father of Jehozadak.
15 ULB Lasa babo i Jozadaka rehefa nataon'i Yaveh sesi-tany tamin'ny tanan'i Nebokadnezara i Joda sy Jerosalema. BSB BSB: Jehozadak went into captivity when the LORD sent Judah and Jerusalem into exile by the hand of Nebuchadnezzar.
16 ULB Ireo zanaka lahin'i Levy dia i Gersona, Kehata, ary Merary. BSB BSB: The sons of Levi: Gershom, Kohath, and Merari.
17 ULB Ireo zanaka lahin'i Gersona dia i Libny sy Semey. BSB BSB: These are the names of the sons of Gershom: Libni and Shimei.
18 ULB Ireo zanaka lahin'i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela. BSB BSB: The sons of Kohath: Amram, Izhar, Hebron, and Uzziel.
19 ULB Ireo zanaka lahin'i Merary dia i Maly sy Mosy. Lasa fokon'i Levita avy amin'ireo fianakavian-drainy izy ireo. BSB BSB: The sons of Merari: Mahli and Mushi. These are the clans of the Levites listed according to their fathers:
20 ULB Ireo taranak'i Gersona dia nanomboka tamin'i Libny zanany lahy. Ny zanaka lahin'i Libny dia i Jahata. Ny zanany lahy dia i Zima. BSB BSB: Of Gershom: Libni his son, Jahath his son, Zimmah his son,
21 ULB Ny zanany lahy dia i Joa. Ny zanany lahy dia i Ido. Ny zanany lahy dia i Zera. Ny zanany lahy dia i Jeateray. BSB BSB: Joah his son, Iddo his son, Zerah his son, and Jeatherai his son.
22 ULB Ireo taranak'i Kehata dia nanomboka tamin'i Aminadaba zanany lahy. Ny zanany lahy dia i Kora. Ny zanany lahy dia i Asira. BSB BSB: The descendants of Kohath: Amminadab his son, Korah his son, Assir his son,
23 ULB Ny zanany lahy dia i Elkana. Ny zanany lahy dia i Ebiasafa. Ny zanany lahy dia i Asira. BSB BSB: Elkanah his son, Ebiasaph his son, Assir his son,
24 ULB Ny zanany lahy dia i Tahata. Ny zanany lahy dia i Oriela. Ny zanany lahy dia i Ozia. Ny zanany lahy dia i Saoly. BSB BSB: Tahath his son, Uriel his son, Uzziah his son, and Shaul his son.
25 ULB Ireo zanaka lahin'i Elkana dia i Amasay, Ahimota, ary Elkana. BSB BSB: The descendants of Elkanah: Amasai, Ahimoth,
26 ULB Ny zanaka lahin'ity Elkana faharoa ity dia i Zofay. Ny zanany lahy dia i Nahata. BSB BSB: Elkanah his son, Zophai his son, Nahath his son,
27 ULB Ny zanany lahy dia i Eliaba. Ny zanany lahy dia i Jerohama. Ny zanany lahy dia i Elkana. BSB BSB: Eliab his son, Jeroham his son, and Elkanah his son.
28 ULB Ireo zanaka lahin'i Samoela, dia i Joela lahimatoa, ary Abia, no faharoa. BSB BSB: The sons of Samuel: Joel his firstborn and Abijah his second son.
29 ULB Ny zanaka lahin'i Merary dia Maly. Ny zanany lahy dia Libny. Ny zanany lahy dia Semey. Ny zanany lahy dia Oza. BSB BSB: The descendants of Merari: Mahli, Libni his son, Shimei his son, Uzzah his son,
30 ULB Ny zanany lahy dia Simea. Ny zanany lahy dia Hagia. Ny zanany lahy dia Asaia. BSB BSB: Shimea his son, Haggiah his son, and Asaiah his son.
31 ULB Ireto avy ireo anaran'ireo lehilahy izay nataon'i Davida hiandraikitra ny zava-maneno tao an-tranon'i Yaveh, tao aorian'ny nijanonan'ny fiara tao. BSB BSB: These are the men David put in charge of the music in the house of the LORD after the ark rested there.
32 ULB Nanompo tamin'ny fihirana nanoloana ny tabernakely, ilay trano lay fihaonana izy ireo, mandra-pahavitan'i Solomona ny tranon'i Yaveh tany Jerosalema. Nahatanteraka ny adidiny nifanaraka tamin'ireo toromarika izay nomena azy izy ireo. BSB BSB: They ministered with song before the tabernacle, the Tent of Meeting, until Solomon built the house of the LORD in Jerusalem. And they performed their duties according to the regulations given them.
33 ULB Ireto avy ireo izay nanompo niaraka tamin'ireo zanany lahy. Avy amin'ny fokon'ny Kehatita i Hemana mpitendry zava-maneno. Ireto avy ireo razambeny, miverina araka ny fotoana: Hemana no zanaka lahin'i Joela. Joela no zanaka lahin'i Samoela. BSB BSB: These are the men who served, together with their sons. From the Kohathites: Heman the singer, the son of Joel, the son of Samuel,
34 ULB Samoela no zanaka lahin'i Elkana. Elkana no zanaka lahin'i Jerohama. Jerohama no zanaka lahin'i Eliala. Eliala no zanaka lahin'i Toa. BSB BSB: the son of Elkanah, the son of Jeroham, the son of Eliel, the son of Toah,
35 ULB Toa no zanaka lahin'i Zofa. Zofa no zanaka lahin'i Elkana. Elkana no zanaka lahin'i Mahata. Mahata no zanaka lahin'i Amasay. Amasay no zanaka lahin'i Elkana. BSB BSB: the son of Zuph, the son of Elkanah, the son of Mahath, the son of Amasai,
36 ULB Elkana no zanaka lahin'i Joela. Joela no zanaka lahin'i Azaria. Azaria no zanaka lahin'i Zefania. BSB BSB: the son of Elkanah, the son of Joel, the son of Azariah, the son of Zephaniah,
37 ULB Zefania no zanaka lahin'i Tahata. Tahata no zanaka lahin'i Asira. Asira no zanaka lahin'i Ebiasafa. Ebiasafa no zanaka lahin'i Kora. BSB BSB: the son of Tahath, the son of Assir, the son of Ebiasaph, the son of Korah,
38 ULB Kora no zanaka lahin'i Jizara. Jizara no zanaka lahin'i Kehata. Kehata no zanaka lahin'i Levy. Levy no zanaka lahin'Israely. BSB BSB: the son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, the son of Israel.
39 ULB Asafa no mpiara-miasa tamin'i Hemana, izay nitsangana teo amin'ny tanany an-kavanana. Asafa no zanaka lahin'i Berekia. Berekia no zanaka lahin'i Simea. BSB BSB: Heman’s kinsman was Asaph, who served at his right hand: Asaph the son of Berechiah, the son of Shimea,
40 ULB Simea no zanaka lahin'i Mikaela. Mikaela no zanaka lahin'i Beseia. Beseia no zanaka lahin'i Malkia. BSB BSB: the son of Michael, the son of Baaseiah, the son of Malchijah,
41 ULB Malkia no zanaka lahin'i Etny. Etny no zanaka lahin'i Zera. Zera no zanaka lahin'i Adaia. BSB BSB: the son of Ethni, the son of Zerah, the son of Adaiah,
42 ULB Adaia no zanaka lahin'i Etana. Etana no zanaka lahin'i Zima. Zima no zanaka lahin'i Simey. BSB BSB: the son of Ethan, the son of Zimmah, the son of Shimei,
43 ULB Simey no zanaka lahin'i Jahata. Jahata no zanaka lahin'i Gersona. Gersona no zanaka lahin'i Levy. BSB BSB: the son of Jahath, the son of Gershom, the son of Levi.
44 ULB Teo amin'ny tanana an-kavian'i Hemana ireo zanaka lahin'i Merary izay mpiara-miasa taminy. Anisan'izany i Etana zanaka lahin'i Kisy. Kisy dia zanaka lahin'i Abdia. Abdia no zanaka lahin'i Maloka. BSB BSB: On the left were their kinsmen, the sons of Merari: Ethan the son of Kishi, the son of Abdi, the son of Malluch,
45 ULB Maloka no zanaka lahin'i Hasabia. Hasabia no zanaka lahin'i Amazia. Amazia no zanaka lahin'i Hilkia. BSB BSB: the son of Hashabiah, the son of Amaziah, the son of Hilkiah,
46 ULB Hilkia no zanaka lahin'i Amzy. Amzy no zanaka lahin'i Bany. Bany no zanaka lahin'i Samera. BSB BSB: the son of Amzi, the son of Bani, the son of Shemer,
47 ULB Samera no zanaka lahin'i Maly. Maly no zanaka lahin'i Mosy. Mosy no zanaka lahin'i Merary. Merary no zanaka lahin'i Levy. BSB BSB: the son of Mahli, the son of Mushi, the son of Merari, the son of Levi.
48 ULB Ireo mpiara-miasa amin'izy ireo, ireo Levita, dia voatendry hanao ny asa rehetra ho an'ny tabernakely, ilay tranon'Andriamanitra. BSB BSB: Their fellow Levites were assigned to every kind of service of the tabernacle, the house of God.
49 ULB Arona sy ireo zanany lahy no nanao ny fanatitra teo amin'ny alitara ho an'ny fanatitra dorana; sy ny fanatitra teo amin'ny alitaran'ny ditin-kazo manitra ho an'ny asa rehetra eo amin'ny toerana masina indrindra. Ireo fanatitra ireo no nanaovana fanavotana ho an'Israely, araka izay rehetra nandidin'i Mosesy ilay mpanompon'Andriamanitra. BSB BSB: But Aaron and his sons did all the work of the Most Holy Place. They presented the offerings on the altar of burnt offering and on the altar of incense to make atonement for Israel, according to all that Moses the servant of God had commanded.
50 ULB Ireo taranak'i Arona dia voatanisa toy izao manaraka izao: ny zanaka lahin'i Arona dia Eleazara. Ny zanaka lahin'i Eleazara dia Finehasa. Ny zanaka lahin'i Finehasa dia Abisoa. BSB BSB: These were the descendants of Aaron: Eleazar his son, Phinehas his son, Abishua his son,
51 ULB Ny zanaka lahin'i Abisoa dia Boky. Ny zanaka lahin'i Boky dia Ozy. Ny zanaka lahin'i Ozy dia Zerahia. BSB BSB: Bukki his son, Uzzi his son, Zerahiah his son,
52 ULB Ny zanaka lahin'i Zerahia dia Meraiota. Ny zanaka lahin'i Meraiota dia Amaria. Ny zanaka lahin'i Amaria dia Ahitoba. BSB BSB: Meraioth his son, Amariah his son, Ahitub his son,
53 ULB Ny zanaka lahin'i Ahitoba dia Zadoka. Ny zanaka lahin'i Zadoka dia Ahimaza. BSB BSB: Zadok his son, and Ahimaaz his son.
54 ULB Ireto avy ireo toerana izay voatondro honenan'ireo taranak'i Arona, izay natao ho an'ireo taranak'i Arona izay avy amin'ny fokon'ny Kehatita (ny filokana voalohany dia azy ireo). BSB BSB: Now these were the territories assigned to the descendants of Aaron from the Kohathite clan for their settlements, because the first lot fell to them:
55 ULB Nomen'izy ireo azy ireo Hebrona any amin'ny tanin'i Joda sy ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: They were given Hebron in the land of Judah and its surrounding pasturelands.
56 ULB fa ireo sahan'ny tanàna sy ireo vohiny kosa dia nomen'izy ireo an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone. BSB BSB: But the fields and villages around the city were given to Caleb son of Jephunneh.
57 ULB Ho an'ireo taranak'i Arona dia nomen'izy ireo: Hebrona (tanànan'ny fialofana), sy Libna miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Jatira, Estemoa miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: So the descendants of Aaron were given Hebron (a city of refuge), Libnah, Jattir, Eshtemoa,
58 ULB Hilena miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, ary Debira miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: Hilen, Debir,
59 ULB Nomen'izy ireo ho an'ireo taranak'i Arona: Asana miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony sy Beti-semesy miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony; BSB BSB: Ashan, Juttah, and Beth-shemesh, together with their pasturelands.
60 ULB ary avy amin'ny fokon'ny Benjamina no nanomezana azy ireo an'i Geba miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Alemeta miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, ary Anotata miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. Ireo tanànan'izy ireo rehetra dia miisa telo ambin'ny folo. BSB BSB: And from the tribe of Benjamin they were given Gibeon, Geba, Alemeth, and Anathoth, together with their pasturelands. So they had thirteen cities in all among their families.
61 ULB Ho an'ireo taranak'i Kehata ambiny dia nomen'izy ireo azy ireo tamin'ny filokana ireo tanàna folo avy amin'ny antsasaky ny fokon'ny Manase. BSB BSB: To the rest of the Kohathites, ten cities were allotted from the half-tribe of Manasseh.
62 ULB Ho an'ireo taranak'i Gersona amin'ireo fokony isan-karazany dia nomena ho azy ny tanàna telo ambin'ny folo avy amin'ireo fokon'ny Isakara, Asera, Naftaly, ary ny antsasaky ny fokon'ny Manase tany Basana. BSB BSB: The Gershomites, according to their clans, were allotted thirteen cities from the tribes of Issachar, Asher, Naphtali, and Manasseh in Bashan.
63 ULB Ho an'ireo taranak'i Merary dia nomen'izy ireo tanàna roa ambin'ny folo, araka ireo fokony, avy amin'ny fokon'i Robena, Gada, ary Zebolona. BSB BSB: The Merarites, according to their clans, were allotted twelve cities from the tribes of Reuben, Gad, and Zebulun.
64 ULB Ary dia nomen'ireo olon'Israely ho an'ireo Levita ireo tanàna ireo miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: So the Israelites gave to the Levites these cities and their pasturelands.
65 ULB Notendren'izy ireo tamin'ny filokana ireo renivohitra voalaza teo aloha avy amin'ny fokon'i Joda, Simeona, ary Benjamina. BSB BSB: They assigned by lot the cities named above from the tribes of Judah, Simeon, and Benjamin.
66 ULB Ho an'ireo fokon'ny Kehatita sasany dia nomen'izy ireo tanàna avy amin'ny fokon'i Efraima. BSB BSB: And some of the clans of the Kohathites were given cities from the tribe of Ephraim for their territory:
67 ULB Nomen'izy ireo azy ireo: Sekema (tanànan'ny fialofana) miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony tany amin'ny tany havoan'i Efraima, Gazera miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: They were given Shechem (a city of refuge) with its pasturelands in the hill country of Ephraim, and Gezer,
68 ULB Jokmeama miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Beti-horona miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: Jokmeam, Beth-horon,
69 ULB Aialona miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony ary Gata-rimona miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: Aijalon, and Gath-rimmon, together with their pasturelands.
70 ULB Nomen'ireo antsasaky ny fokon'i Manase an'ireo Kehatita: Amera miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony sy Bileama miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. Lasa fananan'ireo fokon'ny Kehatita sisa ireo. BSB BSB: And from the half-tribe of Manasseh the rest of the clans of the Kohathites were given Aner and Bileam, together with their pasturelands.
71 ULB Ho an'ireo taranak'i Gersona tsy ao anatin'ny antsasaky ny fokon'i Manase, nomen'izy ireo: Golana any Basana miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony sy Astarta miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: The Gershomites received the following: From the clan of the half-tribe of Manasseh they were given Golan in Bashan and also Ashtaroth, together with their pasturelands.
72 ULB Nomen'ny fokon'Isakara an'ireo taranak'i Gersona: Kadesy miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Daberata miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: From the tribe of Issachar they were given Kedesh, Daberath,
73 ULB Ramota miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, ary Anema miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: Ramoth, and Anem, together with their pasturelands.
74 ULB Noraisin'Isakara avy amin'ny fokon'i Asera: Masala miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Abdona miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: From the tribe of Asher they were given Mashal, Abdon,
75 ULB Hokoka miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, ary Rehoba miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: Hukok, and Rehob, together with their pasturelands.
76 ULB Noraisin'izy ireo avy amin'ny fokon'i Naftaly: Kadesy any Galilia miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Hamona miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, ary Kiriataima miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: And from the tribe of Naphtali they were given Kedesh in Galilee, Hammon, and Kiriathaim, together with their pasturelands.
77 ULB Ho an'ny sisa amin'ireo Levita, ireo taranak'i Merary, dia nomen'ny fokon'ny Zebolona: Rimono miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony sy Tabara miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: The Merarites (the rest of the Levites) received the following: From the tribe of Zebulun they were given Rimmono and Tabor, together with their pasturelands.
78 ULB Dia nomena ho azy ireo ihany koa, ny teo am-pitan'i Jordana any Jeriko, teo atsinanan'ny ony: Bazera tany an'efitra miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Jaza miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Kedemota miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Mefata miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. Ireo no nomena avy amin'ny fokon'i Robena. BSB BSB: From the tribe of Reuben east of the Jordan opposite Jericho they were given Bezer in the wilderness, Jahzah,
80 ULB Noraisin'ireo Levita avy tamin'ny fokon'i Gada: Ramota any Gileada miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, Mahanaima miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, BSB BSB: And from the tribe of Gad they were given Ramoth in Gilead, Mahanaim,
81 ULB Hesbona miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony, ary Jazera miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony. BSB BSB: Heshbon, and Jazer, together with their pasturelands.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.