1 ULB Ireo zanaka lahin'i Jisakara efatra dia i Tola, Poa, Jasoba ary Simrona. BSB BSB: The sons of Issachar: Tola, Puah, Jashub, and Shimron—four in all.
2 ULB Ireo zanaka lahin'i Tola dia Ozy, Refaia, Jeriela, Jamay, Jibsama ary Samoela. Izy ireo no lohany ao amin'ny fianakavian'ny rain'izy ireo, avy amin'ny taranak'i Tola ary izy ireo dia isan'ireo mpiady mahery tamin'ny andron'izy ireo. 22, 600 no isan'izy ireo tamin'ny andron'i Davida. BSB BSB: The sons of Tola: Uzzi, Rephaiah, Jeriel, Jahmai, Ibsam, and Shemuel, the heads of their families. In the days of David, 22,600 descendants of Tola were numbered in their genealogies as mighty men of valor.
3 ULB Ny zanak'i Ozy dia i Jizrahia. Ireo zanany lahy dia Mikaela, Obadia, Joela, ary Jisia, izy dimy ireo dia mpitarika foko avy. BSB BSB: The son of Uzzi: Izrahiah. The sons of Izrahiah: Michael, Obadiah, Joel, and Isshiah. All five of them were chiefs.
4 ULB Andian-tafika enina arivo sy telo alina hiatrika ady no niaraka tamin'izy ireo, araky ny lisitry ny fianakavian'ny razamben'izy ireo, satria izy ireo dia nanana vady aman-janaka maro be. BSB BSB: In addition to them, according to their genealogy, they had 36,000 troops for battle, for they had many wives and children.
5 ULB Ireo rahalahiny, avy amin'ny fokon'i Jisakara, dia nanana lehilahy mpiady fito arivo sy valo alina, araky ny lisitry ny fianakavian'ny razamben'izy ireo. BSB BSB: Their kinsmen belonging to all the families of Issachar who were mighty men of valor totaled 87,000, as listed in their genealogies.
6 ULB Ireo zanak'i Benjamina telo lahy dia i Bela, Bakera, ary Jediaela. BSB BSB: The three sons of Benjamin: Bela, Becher, and Jediael.
7 ULB Ireo zanak'i Bela dimy lahy dia i Ezbona, Ozy, Oziela, Jerimota, ary Iry. Izy ireo dia miaramila sy fiandohan'ireo foko. Niisa 22, 034 ireo lehilahy mpiady, araky ny lisitry ny fianakavian'ny razamben'izy ireo. BSB BSB: The sons of Bela: Ezbon, Uzzi, Uzziel, Jerimoth, and Iri, heads of their families—five in all. There were 22,034 mighty men of valor listed in their genealogies.
8 ULB Ireo zanaka lahin'i Bakera dia i Zemira, Joasy, Eliezera, Elioenay, Omry, Jerimota, Abia, Anatota, ary Alameta. Ireo rehetra ireo dia zanany lahy. BSB BSB: The sons of Becher: Zemirah, Joash, Eliezer, Elioenai, Omri, Jeremoth, Abijah, Anathoth, and Alemeth; all these were Becher’s sons.
9 ULB Ny lisitry ny fokon'izy ireo dia miisa 20, 200 fianakaviana mpitarika sy lehilahy mpiady. BSB BSB: Their genealogies were recorded according to the heads of their families—20,200 mighty men of valor.
10 ULB Ny zanaka lahin'i Jediaela dia i Bilana. Ireo zanaka lahin'i Bilana dia i Jeosy, Benjamina, Ehoda, Kenana, Zetana, Tarsisy ary Ahisahara. BSB BSB: The son of Jediael: Bilhan. The sons of Bilhan: Jeush, Benjamin, Ehud, Chenaanah, Zethan, Tarshish, and Ahishahar.
11 ULB Ireo rehetra ireo no zanaka lahin'i Jediaela. Ireo voasoratra ao amin'ny lisitry ny fokon'izy ireo dia nisy mpitarika sy lehilahy mpiady 17, 200 lany ho amin'ny raharaha miaramila. BSB BSB: All these sons of Jediael were heads of their families, mighty men of valor; there were 17,200 fit for battle.
12 ULB (Ny zanaka lahin'Iry dia i Sopima sy Hopima, ary Hosima dia zanaka lahin'i Ahera.) BSB BSB: The Shuppites and Huppites were descendants of Ir, and the Hushites were descendants of Aher.
13 ULB Ny zanaka lahin'i Naftaly dia Jaziela, Gony, Jezera, ary Saloma. Ireo no zafikelin'i Bila. BSB BSB: The sons of Naphtali: Jahziel, Guni, Jezer, and Shallum—the descendants of Bilhah.
14 ULB Nanana zanaka lahy nantsoina hoe Asriela i Manase, izay naterak'ilay Syriana vaditsindranony. Izy koa dia niteraka an'i Matira, rain'i Gileada. BSB BSB: The descendants of Manasseh: Asriel through his Aramean concubine. She also gave birth to Machir the father of Gilead.
15 ULB Naka vady avy tamin'i Hopima sy Sopima i Makira. Imaka ny anaran'ny rahavaviny. Taranak'i Manase hafa koa i Zelofada, izay nanan-janaka vavy tokana. BSB BSB: Machir took a wife from among the Huppites and Shuppites. The name of his sister was Maacah. Another descendant was named Zelophehad, who had only daughters.
16 ULB Imaka vadin'i Makira, dia niteraka zaza lahy ary nantsoiny hoe Paresy. Ny anaran'ny rahalahiny dia Saresy, ary ireo zanany lahy dia i Olama sy Rakema. BSB BSB: Machir’s wife Maacah gave birth to a son, and she named him Peresh. His brother was named Sheresh, and his sons were Ulam and Rekem.
17 ULB Ny zanaka lahin'i Olama dia Bedana. Ireo no taranak'i Gileada zanaka lahin'i Makira zanaka lahin'i Manase. BSB BSB: The son of Ulam: Bedan. These were the sons of Gilead son of Machir, the son of Manasseh.
18 ULB Hamoleketa anabavin'i Gileada dia niteraka an'Isehoda, Abiezera, ary Mahala. BSB BSB: His sister Hammolecheth gave birth to Ishhod, Abiezer, and Mahlah.
19 ULB Ireo zanaka lahin'i Semida dia Ahiana, Sekema, Liky ary Aniama. BSB BSB: And these were the sons of Shemida: Ahian, Shechem, Likhi, and Aniam.
20 ULB Ireo taranak'i Efraima dia ireto manaraka ireto: Ny zanaka lahin'i Efraima dia i Sotela. Ny zanaka lahin'i Sotela dia Bareda. Ny zanaka lahin'i Bareda dia i Tahata. BSB BSB: The descendants of Ephraim: Shuthelah, Bered his son, Tahath his son, Eleadah his son, Tahath his son,
21 ULB Ny zanaka lahin'i Tahata dia Elada. Ny zanaka lahin'i Elada dia Tahata. Ny zanaka lahin'i Tahata dia Zabada. Ny zanaka lahin'i Zabada dia Sotela. (Ezera sy Elada dia novonoin'ireo lehilahin'i Gata, tompon-tany, rehefa nandeha nangalatra ny biby fiompiny izy ireo. BSB BSB: Zabad his son, and Shuthelah his son. Ezer and Elead were killed by the natives of Gath, because they went down to steal their livestock.
22 ULB Nisaona ho azy ireo nandritry ny andro maro i Efraima rain'izy ireo, ary tonga nampahery azy ireo rahalahiny. BSB BSB: Their father Ephraim mourned for many days, and his relatives came to comfort him.
23 ULB Nandry niaraka tamin'ny vadiny izy. Nitoe-jaza izy ary niteraka zaza lahy. Nantsoin'i Efraima hoe Beria izy, satria nisy fahoriana tonga teo amin'ny fianakaviany. BSB BSB: And again he slept with his wife, and she conceived and gave birth to a son. So he named him Beriah, because tragedy had come upon his house.
24 ULB Ny zanany vavy dia i Sera, izay nanorina an'i Beti-horona ambany sy ambony ary Ozena-sera.) BSB BSB: His daughter was Sheerah, who built Lower and Upper Beth-horon, as well as Uzzen-sheerah.
25 ULB Ny zanany lahy dia i Refa. Ny zanaka lahin'i Refa dia i Rasefa. Ny zanaka lahin'i Rasefa dia i Tela. Ny zanak'i Tela dia i Tahana. BSB BSB: Additionally, Rephah was his son, Resheph his son, Telah his son, Tahan his son,
26 ULB Ny zanaka lahin'i Tahana dia i Ladana. Ny zanaka lahin'i Ladana dia i Amihoda. Ny zanaka lahin'i Ahimoda dia i Elisama. BSB BSB: Ladan his son, Ammihud his son, Elishama his son,
27 ULB Ny zanaka lahin'i Elisama dia i Nona. Ny zanaka lahin'i Nona dia i Josoa. BSB BSB: Nun his son, and Joshua his son.
28 ULB Ireo fananana sy fonenan'izy ireo dia Betela sy ireo zana-bohiny manodidina azy. Izy ireo dia nihitatra hatrany atsinanan'i Narana sy tany andrefan'i Gazera sy ireo zana-bohiny, ary tany Sekema sy ireo zana-bohiny hatrany Gaza sy ireo zana-bohiny. BSB BSB: Their holdings and settlements included Bethel and its villages, Naaran to the east, Gezer and its villages to the west, and Shechem and its villages as far as Ayyah and its villages.
29 ULB Teny amin'ny sisin-tanin'i Manase no nisy an'i Beti-sana sy ireo zana-bohiny, Tanaka sy ny zana-bohiny, Megido sy ny zana-bohiny, ary Dora sy ireo zana-bohiny. Teny amin'ireo tanàn-dehibe ireo no nipetraka ireo taranak'i Josefa zanaka lahin'Israely. BSB BSB: And along the borders of Manasseh were Beth-shean, Taanach, Megiddo, and Dor, together with their villages. The descendants of Joseph son of Israel lived in these towns.
30 ULB Ny zanaka lahin'i Asera dia Jimna, Jisva, Jisvy, ary Beria. Sera no anabavin'izy ireo. BSB BSB: The children of Asher: Imnah, Ishvah, Ishvi, Beriah, and their sister Serah.
31 ULB Ny zanaka lahin'i Beria dia i Hebera sy Malkiela, izay rain'i Birzavita. BSB BSB: The sons of Beriah: Heber, as well as Malchiel, who was the father of Birzaith.
32 ULB Ireo zanaka lahin'i Hebera dia i Jafleta, Somera, ary Hotama. Soha no anabavin'izy ireo. BSB BSB: Heber was the father of Japhlet, Shomer, and Hotham, and of their sister Shua.
33 ULB Ireo zanaka lahin'i Jafleta dia i Pasaka, Bimala, ary Asvata. Ireo no zanak'i Jafleta. BSB BSB: The sons of Japhlet: Pasach, Bimhal, and Ashvath. These were Japhlet’s sons.
34 ULB Somera, rahalahin'i Jafleta, dia nanana ireto zanaka lahy ireto: Rohaga, Hoba ary Arama. BSB BSB: The sons of Shemer: Ahi, Rohgah, Hubbah, and Aram.
35 ULB Helema, rahalahin'i Semera, dia nanana ireto zanaka lahy ireto: Zofa, Jimna, Selesy, ary Amala. BSB BSB: The sons of his brother Helem: Zophah, Imna, Shelesh, and Amal.
36 ULB Ireo zanaka lahin'i Zofa dia i Soha, Harnefera, Soala, Bery, Jimra, BSB BSB: The sons of Zophah: Suah, Harnepher, Shual, Beri, Imrah,
37 ULB Bazera, Hoda, Sama, Silsa, Jitrana, ary Bera. BSB BSB: Bezer, Hod, Shamma, Shilshah, Ithran, and Beera.
38 ULB Ireo zanaka lahin'i Jatera dia Jefone, Pispa, ary Ara. BSB BSB: The sons of Jether: Jephunneh, Pispa, and Ara.
39 ULB Ireo zanaka lahin'i Ola dia Ara, Haniela, ary Rizia. BSB BSB: The sons of Ulla: Arah, Hanniel, and Rizia.
40 ULB Ireo rehetra ireo no taranak'i Asera. Izy ireo no razamben'ny fokon'izy ireo, mpitarika ny fianakavian'izy ireo, lehilahy manan-danja, lehilahy mpiady, ary lehibe teo amin'ireo mpitarika. Enina arivo sy roa alina ny isan'ireo lehilahy izay lany hanao miaramila, araky ny isa anaty listr'izy ireo. BSB BSB: All these were the descendants of Asher—heads of their families, choice and mighty men of valor, and chiefs among the leaders. The number of men fit for battle, recorded in their genealogies, was 26,000.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.