1 ULB Ireo zanaka dimy lahin'i Benjamina dia Bela lahimatoany, Asbela, Ahara, BSB BSB: Benjamin was the father of Bela his firstborn, Ashbel the second, Aharah the third,
2 ULB Noha, ary Rafa. BSB BSB: Nohah the fourth, and Rapha the fifth.
3 ULB Ireo zanaka lahin'i Bela dia Adara, Gera, Abihoda, BSB BSB: The sons of Bela: Addar, Gera, Abihud,
4 ULB Abisoa, Namana, Ahoa, BSB BSB: Abishua, Naaman, Ahoah,
5 ULB Gera, Sefofana, ary Horama BSB BSB: Gera, Shephuphan, and Huram.
6 ULB Ireto ny taranak'i Ehoda izay lohan'ny fianakavian'ny mponin'i Geba, izay voatery nifindra tany Manahata: BSB BSB: These were the descendants of Ehud who were the heads of the families living in Geba and were exiled to Manahath:
7 ULB Namana, Ahia, ary Gera, izay nitarika azy ireo tamin'ny fifindran'izy ireo. Izy no rain'i Oza sy Ahihoda. BSB BSB: Naaman, Ahijah, and Gera, who carried them into exile and who was the father of Uzza and Ahihud.
8 ULB Saharaima dia niteraka tany an-tanin'i Moaba, taorian'ny nisarahany am-panambadiana tamin'i Hosima sy Bara vadiny. BSB BSB: Shaharaim had sons in the country of Moab after he had divorced his wives Hushim and Baara.
9 ULB Tamin'i Hodesy vadiny, no niterahan'i Saharaima an'i Jobaba, Ziba, Mesa, Malkama, BSB BSB: His sons by his wife Hodesh: Jobab, Zibia, Mesha, Malcam,
10 ULB Jeoza, Sakia, ary Mirma. Ireo ny zanany lahy, mpitarika tao amin'ny fianakaviany. BSB BSB: Jeuz, Sachia, and Mirmah. These were his sons, heads of families.
11 ULB Efa niteraka an'i Abitoba sy Elpala tamin'i Hosima ihany koa izy. BSB BSB: He also had sons by Hushim: Abitub and Elpaal.
12 ULB Ny zanaka lahin'i Elpala dia Ebera, Misama, sy Samera (izay nanorina an'i Ono sy Loda ary ny zana-bohiny manodidina). BSB BSB: The sons of Elpaal: Eber, Misham, Shemed (who built Ono and Lod with its villages),
13 ULB Teo ihany koa i Beria sy Sema. Lohan'ireo fianakaviana nipetraka tany Aialona, izay nandroaka ny mponin'i Gata izy ireo. BSB BSB: and Beriah and Shema (who were the heads of families living in Aijalon and who drove out the inhabitants of Gath).
14 ULB Ireto avy ny zanaka lahin'i Beria: Ahio, Sasaka, Jeremota, BSB BSB: Ahio, Shashak, Jeremoth,
15 ULB Zebadia, Arada, Adera, BSB BSB: Zebadiah, Arad, Eder,
16 ULB Mikaela, Jispa, ary Joha. BSB BSB: Michael, Ishpah, and Joha were the sons of Beriah.
17 ULB Ireto avy ny zanaka lahin'i Elplala: Zebadia, Mesolama, Hizky, Hebera, BSB BSB: Zebadiah, Meshullam, Hizki, Heber,
18 ULB Jismeray, Jizlia, ary Jobaba. BSB BSB: Ishmerai, Izliah, and Jobab were the sons of Elpaal.
19 ULB Ireto avy ny zanaka lahin'i Simey: Jakima, Zikry, Zabdy, BSB BSB: Jakim, Zichri, Zabdi,
20 ULB Elienay, Ziletahy, Eliala, BSB BSB: Elienai, Zillethai, Eliel,
21 ULB Adaia, Beraia, ary Simrata. BSB BSB: Adaiah, Beraiah, and Shimrath were the sons of Shimei.
22 ULB Ireto avy ny zanaka lahin'i Sasaka: Jispana, Hebera, Eliala, BSB BSB: Ishpan, Eber, Eliel,
23 ULB Abdona, Zikry, Hanana, BSB BSB: Abdon, Zichri, Hanan,
24 ULB Hanania, Elama, Antotia, BSB BSB: Hananiah, Elam, Anthothijah,
25 ULB Jifdia, ary Penoela. BSB BSB: Iphdeiah, and Penuel were the sons of Shashak.
26 ULB Ireto ny zanaka lahin'i Jerohama: Samseray, Seharia, Atalia, BSB BSB: Shamsherai, Shehariah, Athaliah,
27 ULB Jaresia, Elia, ary Zitry. BSB BSB: Jaareshiah, Elijah, and Zichri were the sons of Jeroham.
28 ULB Ireo no lohan'ny fianakaviana sy mpitarika izay nipetraka tao Jerosalema. BSB BSB: All these were heads of families, the chiefs according to their genealogies, and they lived in Jerusalem.
29 ULB Ny razamben'i Gibeona, dia i Jehiela, izay antsoina hoe Imaka ny vadiny, dia nipetraka tao Gibeona. BSB BSB: Jeiel the father of Gibeon lived in Gibeon. His wife’s name was Maacah,
30 ULB Ny lahimatoany dia i Abdona, narahan'i Zora, Kisy, Bala, Nadaba, BSB BSB: and Abdon was his firstborn son, then Zur, Kish, Baal, Nadab,
31 ULB Gedora, Ahio, ary Zakera. BSB BSB: Gedor, Ahio, Zecher,
32 ULB Zanaka lahin'i Jehiela hafa i Miklota, izay niteraka an'i Simea. Nipetraka teny akaikin'ny havany teny Jerosalema ihany koa izy ireo. BSB BSB: and Mikloth, who was the father of Shimeah. They too lived alongside their relatives in Jerusalem.
33 ULB Nera dia rain'i Kisy. Kisy dia rain'i Saoly. Saoly dia rain'i Jonatana, Malkisoa, Abinadaba, ary Esbala. BSB BSB: Ner was the father of Kish, Kish was the father of Saul, and Saul was the father of Jonathan, Malchishua, Abinadab, and Esh-baal.
34 ULB Meribala dia zanaka lahin'i Jonatana. Meribala dia rain'i Mika. BSB BSB: The son of Jonathan: Merib-baal, and Merib-baal was the father of Micah.
35 ULB Ny zanaka lahin'i Mika dia i Pitona, Maleka, Tarea, ary Ahaza. BSB BSB: The sons of Micah: Pithon, Melech, Tarea, and Ahaz.
36 ULB Ahaza dia rain'i Joada. Joada dia rain'i Alemeta, Azmaveta, ary Zimry. Zimry dia rain'i Moza. BSB BSB: Ahaz was the father of Jehoaddah, Jehoaddah was the father of Alemeth, Azmaveth, and Zimri, and Zimri was the father of Moza.
37 ULB Moza dia rain'i Binea. Binea dia rain'i Rafa. Rafa dia rain'i Elasa. Elasa dia rain'i Azela. BSB BSB: Moza was the father of Binea. Raphah was his son, Eleasah his son, and Azel his son.
38 ULB Nanan-janaka enina mirahalahy i Azela: Azrikama, Bokero, Isimaela, Searia, Obadia, ary Hanana. BSB BSB: Azel had six sons, and these were their names: Azrikam, Bocheru, Ishmael, Sheariah, Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel.
39 ULB Zanak'i Azela avokoa izy ireo. Ny zanaka lahin'i Eseka, rahalahiny, dia i Olama lahimatoany, Jeosy lahiaivo, ary Elifeleta fahatelo. BSB BSB: The sons of his brother Eshek: Ulam was his firstborn, Jeush second, and Eliphelet third.
40 ULB Lehilahy mpiady sy mpanipy tsipikà ireo zanaka lahin'i Olama. Nanana zanaka sy zafy maro izy ireo, 150 ny fitambarany. Ireo rehetra ireo dia anisan'ny taranak'i Benjamina. BSB BSB: The sons of Ulam were mighty men of valor, archers, and they had many sons and grandsons—150 in all. All these were the descendants of Benjamin.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.