1 ULB Ka dia voasoratra tao amin'ireo tetiarana ny Israely rehetra. Ary voasoratra tao amin'ny bokin'ireo mpanjakan'Israely izy ireo. Raha ny amin'i Joda, dia nalefa sesitany tany Babylona izy ireo nohon'ny fahotany. BSB BSB: So all Israel was recorded in the genealogies written in the Book of the Kings of Israel. But Judah was exiled to Babylon because of their unfaithfulness.
2 ULB Ny nonina voalohany tany amin'ny tanànan'izy ireo dia ny sasany tamin' ireo Israelita, ireo mpisorona, ireo levita, ary ireo mpanompon'ny tempoly. BSB BSB: Now the first to resettle their own property in their cities were Israelites, priests, Levites, and temple servants.
3 ULB Ny sasany tamin'ireo taranak'i Joda, Benjamina, Efraima, ary Manase dia nitoetra tany Jerosalema. BSB BSB: Some of the descendants of Judah, Benjamin, Ephraim, and Manasseh lived in Jerusalem:
4 ULB Ireo mpanorim-ponenana dia nahitana an'i Otahy zanaka lahin'i Amihoda zanaka lahin'i Omry zanaka lahin'Imry zanaka lahin'i Bany, iray amin'ireo taranak'i Fareza zanaka lahin'i Joda. BSB BSB: Uthai son of Ammihud, the son of Omri, the son of Imri, the son of Bani, a descendant of Perez son of Judah.
5 ULB Teo amin'ireo Silonita dia i Asay ilay lahimatoa sy ireo zanany lahy. BSB BSB: From the Shilonites: Asaiah the firstborn and his sons.
6 ULB Teo amin'ireo taranak'i Zera dia i Jeoela. Ny taranak'izy ireo dia niisa 690. BSB BSB: From the Zerahites: Jeuel and 690 relatives.
7 ULB Teo amin'ireo taranak'i Benjamina dia i Salo zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Hodavia zanaka lahin'i Hasenoa. BSB BSB: From the Benjamites: Sallu son of Meshullam, the son of Hodaviah, the son of Hassenuah;
8 ULB Teo ihany koa Jibnia zanaka lahin'i Jerohama; Elaha zanaka lahin'i Ozy zanaka lahin'i Mikry, ary Mesolama zanaka lahin'i Sefatia zanaka lahin'i Regoela zanaka lahin'i Jibnia. BSB BSB: Ibneiah son of Jeroham; Elah son of Uzzi, the son of Michri; Meshullam son of Shephatiah, the son of Reuel, the son of Ibnijah;
9 ULB Ireo havan'izy ireo izay voasoratra tao amin'ny lisitry ny tetiharana dia niisa 956. Ireo lehilahy rehetra ireo no mpitarika tamin'ny fokon'ny razambean'izy ireo. BSB BSB: and 956 of their relatives according to their genealogy. All these men were heads of their families.
10 ULB Ireo mpisorona dia i Jedaia, Joiariba, ary Jatina. BSB BSB: From the priests: Jedaiah, Jehoiarib, and Jachin;
11 ULB Teo ihany koa i Azaria zanaka lahin'i Hilkia zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Zadoka zanaka lahin'i Meraiota zanaka lahin'i Ahitoba, ilay iray izay misahana ny tranon'Andriamanitra. BSB BSB: Azariah son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the chief official of God’s temple;
12 ULB Teo i Adaia zanaka lahin'i Jerohama zanaka lahin'i Pasora zanaka lahin'i Malkia. Teo ihany koa i Masay zanaka lahin'i Adiela zanaka lahin'i Jazera zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Mesilemita zanaka lahin' Imera. BSB BSB: Adaiah son of Jeroham, the son of Pashhur, the son of Malchijah; Maasai son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer;
13 ULB Ireo havan'izy ireo, izay mpitarika tao amin'ny fokon-drazamben'izy ireo dia niisa 1, 760. Tena lehilahy nahay tamin'ny asan'ny tranon'Adriamanitra izy ireo. BSB BSB: and 1,760 of their relatives, the heads of their families, able men for the work of the service of the house of God.
14 ULB Teo amin'ireo Levita, dia nisy an'i Semaia zanaka lahin'i Asoba zanaka lahin'i Azrikama zanaka lahin'i Asabia, teo amin'ireo taranak'i Merary. BSB BSB: From the Levites: Shemaiah son of Hasshub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, a descendant of Merari;
15 ULB Dia teo ihany koa i Bakbakara, Haresy, Galala, ary Matania zanaka lahin'i Mika zanaka lahin'i Zikry zanaka lahin'i Asafa. BSB BSB: Bakbakkar, Heresh, Galal, and Mattaniah son of Mica, the son of Zichri, the son of Asaph;
16 ULB Teo ihany koa Obadia zanaka lahin'i Semaia zanaka lahin'i Galala zanaka lahin'i Jedotona; ary Berekia zanaka lahin'i Asa zanaka lahin'i Elkana, izay nitoetra tany amin'ny vohitr'ireo Netotatita. BSB BSB: Obadiah son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun; and Berechiah son of Asa, the son of Elkanah, who lived in the villages of the Netophathites.
17 ULB Ireo mpiandry varavarana dia Saloma, Akoba, Talmona, Ahimana, ary ireo taranak'izy ireo. Saloma no mpitarika azy ireo. BSB BSB: These were the gatekeepers: Shallum, Akkub, Talmon, Ahiman, and their relatives. Shallum was their chief;
18 ULB Tany aloha dia nijoro niambina ny vavahadin'ny mpanjaka tany amin'ny sisiny atsinanana ho an'ny tobin'ireo taranak'i Levy izy ireo. BSB BSB: he was previously stationed at the King’s Gate on the east side. These were the gatekeepers from the camp of the Levites.
19 ULB Saloma zanaka lahin'i Kore zanaka lahin'i Abiasafa, izay zanaka lahin'i Kora, sy ireo havany avy amin'ny ankohonan-drainy, ireo Koraita, no nisahana ny amin'ny asa fanompoana, niambina ny varavaran'ny trano lay izy ireo, araka ny efa niambenan'ireo razamben'izy ireo ny tobin'i Yaveh, ary efa niambina ny fidirana ihany koa izy ireo. BSB BSB: Shallum son of Kore, the son of Ebiasaph, the son of Korah, and his relatives from the Korahites were assigned to guard the thresholds of the Tent, just as their fathers had been assigned to guard the entrance to the dwelling of the LORD.
20 ULB Finehasa zanaka lahin'i Eleazara dia efa nisahana azy ireo taloha, ary nomba azy Yaveh. BSB BSB: In earlier times Phinehas son of Eleazar had been in charge of the gatekeepers, and the LORD was with him.
21 ULB Zakaria zanaka lahin'i Meselimia dia mpiambina ny fidirana amin'ny tempoly, ilay "trano lay fihaonana." BSB BSB: Zechariah son of Meshelemiah was the gatekeeper at the entrance to the Tent of Meeting.
22 ULB Niisa 212 ireo rehetra izay voafidy ho mpiambina ny vavahady eo amin'ny fidirana. Ny anaran'izy ireo dia voatahiry tao amin'ny tahirin'anaran'ireo vahoaka tao an-tanànan'izy ireo. Davida sy Samoela mpahita dia efa nametraka azy ireo tamin'ny fitokisana. BSB BSB: The number of those chosen to be gatekeepers at the thresholds was 212. They were registered by genealogy in their villages. David and Samuel the seer had appointed them to their positions of trust.
23 ULB Ka izy ireo sy ny zanak'izy ireo no niambina ireo vavahadin'ny tranon'i Yaveh, ilay tabernakely. BSB BSB: So they and their descendants were assigned to guard the gates of the house of the LORD—the house called the Tent.
24 ULB Ireo mpiambina vavahady dia napetraka tany amin'ireo sisiny efatra rehetra, mankany atsinanana, andrefana, avaratra, ary atsimo. BSB BSB: The gatekeepers were stationed on the four sides: east, west, north, and south.
25 ULB Ireo rahalahan'izy ireo, izay nitoetra tany amin'ny tanànan'izy ireo, dia nifandimby tao, isan-kafitoana. BSB BSB: Their relatives came from their villages at fixed times to serve with them for seven-day periods.
26 ULB Fa ireo mpitarika efatry ny mpiambina ny vavahady, izay Levita, dia notendrena mba hiambina ireo efitra sy ireo trano fitahirizam-bokatra tao an-tranon' Andriamanitra. BSB BSB: But the four chief gatekeepers, who were Levites, were entrusted with the rooms and the treasuries of the house of God.
27 ULB Nandany ny alina teo amin'ny toerana manodidina ny tranon'Andriamanitra rehetra izy ireo, satria tompon'andraikitra amin'ny fiambenana izany. Ary hamoha izany isa-maraina izy ireo. BSB BSB: They would spend the night stationed around the house of God, because they were responsible for guarding it and opening it every morning.
28 ULB Ny sasany tamin'izy ireo dia nisahana ny fitaovan'ny tempoly; nanisa ireo fanaka izy ireo rehefa nampidirina sy navoaka ireo. BSB BSB: Some of them were in charge of the articles used in worship, to count them whenever they were brought in or taken out.
29 ULB Maro tamin'izy ireo ihany koa no voatendry hikarakara ireo zavatra masina, ny fitaovana, sy ireo vatsy, anisan'izany ny koba tsara toto, ny divay, ny diloilo, sy didin-kazo mamerovero, ary ireo zava-manitra. BSB BSB: Others were put in charge of the furnishings and other articles of the sanctuary, as well as the fine flour, wine, oil, frankincense, and spices.
30 ULB Ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'ny mpisorona dia nanafangaro ireo zava-manitra. BSB BSB: And some of the sons of the priests mixed the spices.
31 ULB Matatia, iray tamin'ireo Levita, izay lahimatoan'i Saloma Koraita, no nisahana ny fikarakarana ny mofo ho amin'ireo fanatitra. BSB BSB: A Levite named Mattithiah, the firstborn son of Shallum the Korahite, was entrusted with baking the bread.
32 ULB Ny sasany tamin'ny rahalahin'izy ireo, taranaky ny Kehatita, no nisahana ny mofon'ny fanatrehana, mba hikarakara izany isakin'ny Sabata. BSB BSB: Some of their Kohathite relatives were responsible for preparing the rows of the showbread every Sabbath.
33 ULB Ireo mpihira sy ireo mpitarika ny fianakavian'ny Levita dia nitoetra tao amin'ny efitrano masina rehefa tsy miasa izy ireo, satria tsy maintsy nanatanteraka ireo raharaha nomena andro aman'alina. BSB BSB: Those who were musicians, the heads of Levite families, stayed in the temple chambers and were exempt from other duties because they were on duty day and night.
34 ULB Ireto avy ireo mpitarika ny fianakaviana teo amin'ireo Levita, izay voatanisa tao amin'ny tahirin-tetiaran'izy ireo. Nitoetra tany Jerosalema izy ireo. BSB BSB: All these were heads of Levite families, chiefs according to their genealogies, and they lived in Jerusalem.
35 ULB Ny razamben'ny any Gibeona, Jeiely, izay atao hoe Imaka ny anaram-badiny, dia nitoetra tany Gibeona. BSB BSB: Jeiel the father of Gibeon lived in Gibeon. His wife’s name was Maacah.
36 ULB Abdona no lahimatoany, avy eo ireo zanany lahy Zora, Kisy, Bala, Nera, Nadaba, BSB BSB: Abdon was his firstborn son, then Zur, Kish, Baal, Ner, Nadab,
37 ULB Gedora, Ahio, Zakaria, ary Miklota. BSB BSB: Gedor, Ahio, Zechariah, and Mikloth.
38 ULB Miklota no rain'i Simeama. Nitoetra tany akaikin'ireo rahalahiny tany Jerosalema ihany koa izy ireo. BSB BSB: Mikloth was the father of Shimeam. They too lived alongside their relatives in Jerusalem.
39 ULB Nera no rain'i Kisy. Kisy no rain'i Saoly. Saoly no rain'i Jonatana, Malkisoa, Abinadaba, ary Esbala. BSB BSB: Ner was the father of Kish, Kish was the father of Saul, and Saul was the father of Jonathan, Malchishua, Abinadab, and Esh-baal.
40 ULB Meribala no zanaka lahin'i Jonatana. Ary Meribala no rain'i Mika. BSB BSB: The son of Jonathan: Merib-baal, who was the father of Micah.
41 ULB Ireo zanaka lahin'i Mika dia Pitona, Maleka, Tarea, ary Ahaza. BSB BSB: The sons of Micah: Pithon, Melech, Tahrea, and Ahaz.
42 ULB Ahaza no rain'i Jara. Jara no rain'i Alemeta, Azmaveta, ary Zimry. Zimry no rain'i Moza. BSB BSB: Ahaz was the father of Jarah; Jarah was the father of Alemeth, Azmaveth, and Zimri; and Zimri was the father of Moza.
43 ULB Moza no rain'i Binea. Binea no rain'i Refaia. Refaia no rain'i Elasa. Elasa no rain'i Azela. BSB BSB: Moza was the father of Binea. Rephaiah was his son, Elasah his son, and Azel his son.
44 ULB Ireo zanaka lahy enin'i Azela dia Azrikama, Bokero, Isimaela, Searia, Obadia, ary Hanana. Ireo no zanaka lahin'i Azela. BSB BSB: And Azel had six sons, and these were their names: Azrikam, Bocheru, Ishmael, Sheariah, Obadiah, and Hanan. These were the sons of Azel.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.