1 ULB Ary ireo Filistina niady tamin'Israely. Nitsoaka teo anatrehan'i Filistina ny lehilahin'Israely rehetra ary niampatra maty teny an-tendrombohitra Gilboa. BSB BSB: Now the Philistines fought against Israel, and the men of Israel fled before them, and many fell slain on Mount Gilboa.
2 ULB Nanenjika akaiky an'i Saoly sy ny zanany lahy ireo Filistina. Novonoin'ireo Filistina i Jonatana, Abinadaba, sy Malkisoa, zanany lahy. BSB BSB: The Philistines followed hard after Saul and his sons, and they killed Saul’s sons Jonathan, Abinadab, and Malchishua.
3 ULB Navesatra tamin'i Saoly ny ady, ary nahatratra azy ireo mpandefa tsipìka. Tao anaty fanaintainana mafy izy noho ireo mpandefa tsipìka. BSB BSB: When the battle intensified against Saul, the archers overtook him and wounded him.
4 ULB Dia hoy Saoly tamin'ny mpitondra ny fiadiany hoe: "Avoahy ny sabatrao ka trobaro amin'izany aho. Raha tsy izany dia ho avy hanararaotra ahy ireo tsy voafora ireo." Nefa tsy nanaiky ny mpitondra ny fiadiany, satria natahotra mafy izy. Ka dia nalain'i Saoly ny sabany ary lavo teo amin'izany izy. BSB BSB: Then Saul said to his armor-bearer, “Draw your sword and run me through with it, or these uncircumcised men will come and torture me!” But his armor-bearer was terrified and refused to do it. So Saul took his own sword and fell on it.
5 ULB Rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiany fa maty Saoly, dia lavo tamin'ny sabany tahaka izany koa izy ka maty. BSB BSB: When his armor-bearer saw that Saul was dead, he too fell on his own sword and died.
6 ULB Dia maty Saoly, sy ireo zanany telo lahy, ka dia niara-maty ireo ankohonany rehetra. BSB BSB: So Saul died together with his three sons and all his house.
7 ULB Rehefa hitan'ny lehilahin'Israely rehetra teny an-dohasaha fa efa nandositra izy ireo, ary maty Saoly sy ireo zanany lahy, dia nandao ny tanànany izy ireo ary nandositra. Dia tonga ireo Filistina ary nonina teo amin'izy ireo. BSB BSB: When all the Israelites in the valley saw that the army had fled and that Saul and his sons had died, they abandoned their cities and ran away. So the Philistines came and occupied their cities.
8 ULB Ary ny ampitso, rehefa tonga naka ny maty ireo Filistina, dia nahita an'i Saoly sy ireo zanany lahy lavo teo an-tendrombohitra Gilboa. BSB BSB: The next day, when the Philistines came to strip the dead, they found Saul and his sons fallen on Mount Gilboa.
9 ULB Nendahan'izy ireo izy ary nentiny ny lohany sy ny fiadiany. Naniraka mpitondra hafatra nanerana an'i Filistina mba hitondra ireo vaovao teo amin'ireo sampy sy teo amin'ny vahoaka izy ireo. BSB BSB: They stripped Saul, cut off his head, took his armor, and sent messengers throughout the land of the Philistines to proclaim the news in the temple of their idols and among their people.
10 ULB Napetrak'izy ireo tao an-tempolin'ny andriamitr'izy ireo ny fiadiany, ary nofatoran'izy ireo tao an-tempolin'i Dagona ny lohany. BSB BSB: They put his armor in the temple of their gods and hung his head in the temple of Dagon.
11 ULB Rehefa nandre ny rehetra izay nataon'ireo Filistina tamin'i Saoly ny vahoakan'i Jabesa-gileada rehetra, BSB BSB: When all the people of Jabesh-gilead heard about everything the Philistines had done to Saul,
12 ULB dia nandeha ny lehilahy mpiady rehetra ary naka ny fatin'i Saoly sy ny an'ireo zanany lahy, ary nitondra ireo tany amin'i Jabesy. Nalevin'izy ireo tao ambanin'ny hazo terebinta ny taolan'izy ireo ka nifady hanina hafitoana izy ireo. BSB BSB: all their men of valor set out and retrieved the bodies of Saul and his sons and brought them to Jabesh. And they buried their bones under the oak in Jabesh and fasted seven days.
14 ULB Tsy nitady torolalana tamin'i Yaveh izy, ka dia novonoin'i Yaveh ary nafindrany tamin'i Davida zanaka lahin'i Jese ny fanjakana. BSB BSB: and he failed to inquire of the LORD. So the LORD put him to death and turned the kingdom over to David son of Jesse.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.