1 ULB Ireto avy ireo lehilahy izay tonga tany amin'i Davida tao Ziklaga, raha mbola voaroaka tamin'ny fanatrehan'i Saoly zanaka lahin'i Kisy izy. Isan'ireo miaramila izy ireo, mpanampy azy an'ady. BSB BSB: Now these were the men who came to David at Ziklag, while he was still banished from the presence of Saul son of Kish (they were among the mighty men who helped him in battle;
2 ULB Nirongo tsipìka izy ireo ary afaka nampiasa ny tanany an-kavanana sy an-kavia tamin'ny antsamon-tady sy tamin'ny fitifirana amin'ny tsìpika. Benjamita izy ireo, mpiray foko tamin'i Saoly. BSB BSB: they were archers using both the right and left hands to sling stones and shoot arrows; and they were Saul’s kinsmen from Benjamin):
3 ULB Ahiezera no lehibe, avy eo Joasy, samy zanaka lahin'i Sema ilay Gibeatita izy ireo. Nahitana an'i Jeziela sy Peleta, zanaka lahin'i Azmaveta. Nahitana ihany koa an'i Beraka, Jeho ilay Anatotita, BSB BSB: Ahiezer their chief and Joash, who were the sons of Shemaah the Gibeathite; Jeziel and Pelet, the sons of Azmaveth; Beracah; Jehu the Anathothite;
4 ULB Jismaia ilay Gibeonita, anisan'ireo miaramila telo-plo (ary mpifehy ireo telo-polo); Jeremia, Jahaziela, Johanana, Jozababa ilay Gaderatita, BSB BSB: Ishmaiah the Gibeonite, a mighty man among the Thirty and a leader over the Thirty; Jeremiah, Jahaziel, Johanan, and Jozabad the Gederathite;
5 ULB Elozay, Jerimota, Bealia, Semaria, Sefatia ilay Harofita, BSB BSB: Eluzai, Jerimoth, Bealiah, Shemariah, and Shephatiah the Haruphite;
6 ULB ireo Koraita Elkana, Jisia, Azarela, Joezera, Jasobeama, ary BSB BSB: Elkanah, Isshiah, Azarel, Joezer, and Jashobeam, who were Korahites;
7 ULB Joela sy Zebadia, zanaka lahin'i Jehorama avy any Gedora. BSB BSB: and Joelah and Zebadiah, the sons of Jeroham from Gedor.
8 ULB Nisy Gadita sasany nanatona an'i Davida tao amin'ny fiarovana mafy tany an'efitra. Lehilahy mpiady izy ireo, lehilahy voahofana ho amin'ny ady, izay afaka mivimbina ampinga sy lefona; ny tavan'izy ireo dia masiaka tahaka ny tavan'ny liona. Haingam-pandeha tahaka ny gazela eny an-tendrombohitra izy ireo. BSB BSB: Some Gadites defected to David at his stronghold in the wilderness. They were mighty men of valor, trained for battle, experts with the shield and spear, whose faces were like the faces of lions and who were as swift as gazelles on the mountains:
9 ULB Nisy an'i Ezera ilay mpitarika, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo, BSB BSB: Ezer the chief, Obadiah the second in command, Eliab the third,
10 ULB Mismana no fahefatra, Jeremia no fahadimy, BSB BSB: Mishmannah the fourth, Jeremiah the fifth,
11 ULB Atahy no fahenina, Eliala no fahafito, BSB BSB: Attai the sixth, Eliel the seventh,
12 ULB Johanana no fahavalo, Elizabada no fahasivy, BSB BSB: Johanan the eighth, Elzabad the ninth,
13 ULB Jeremia no fahafolo, Makbanay no fahiraika ambin'ny folo. BSB BSB: Jeremiah the tenth, and Machbanai the eleventh.
14 ULB Ireo zanaka lahin'i Gada ireo no mpitari-tafika. Ny ambany indrindra nitarika an-jatony, ary ny ambony indrindra nitarika an'arivony. BSB BSB: These Gadites were army commanders, the least of whom was a match for a hundred, and the greatest for a thousand.
15 ULB Niampita an'i Jordana izy ireo tamin'ny volana voalohany, rehefa nandifotra ny morony izany, ka nandroaka ny zava-manan'aina rehetra tamin'ireo lohasaha, na ny mankany atsinana na ny mankany andrefana. BSB BSB: These are the ones who crossed the Jordan in the first month when it was overflowing all its banks, and they put to flight all those in the valleys, both to the east and to the west.
16 ULB Ny sasany tamin'ireo lehilahin' i Benjamina sy Joda dia tonga tao amin'ny fiarovana tao amin'i Davida. BSB BSB: Other Benjamites and some men from Judah also came to David in his stronghold.
17 ULB Nivoaka mba hitsena azy ireo Davida ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Raha tonga amim-pilaminana aty amiko mba hanampy ahy ianareo, dia afaka manatona ahy. Fa raha avy mba hamadika ahy amin'ny fahavaloko, dia aoka anie ny Andriamanitry ny razambentsika hijery ka hamaly anareo, satria tsy nanao ratsy aho." BSB BSB: And David went out to meet them, saying, “If you have come to me in peace to help me, my heart will be united with you; but if you have come to betray me to my enemies when my hands are free of violence, may the God of our fathers see it and judge you.”
18 ULB Avy eo ilay Fanahy tonga tao amin'i Amasay, izay mpitarika ny telo-polo. Hoy Amasay hoe: "Izahay dia anao, ry Davida. Izahay dia miandany aminao, ry zanaka lahin'i Jese. Fiadanana, fiadanana anie ho amin'izay manampy anao. Fiadanana anie ho amin'ireo mpanampinao, satria ny Andriamanitrao dia manampy anao." Dia nandray azy ireo Davida ary nanao azy ireo ho mpifehy ny lehilahiny. BSB BSB: Then the Spirit came upon Amasai, the chief of the Thirty, and he said: “We are yours, O David! We are with you, O son of Jesse! Peace, peace to you, and peace to your helpers, for your God helps you.” So David received them and made them leaders of his troops.
19 ULB Ny sasany avy tamin'i Manase ihany koa dia niala mba hanatona an'i Davida raha niaraka tamin'ireo Filistina mba hiady amin'i Saoly izy. Nefa tsy nanampy ireo Filistina izy ireo, satria nifampidinika ireo tompon'i Filistina ka nampandeha an'i Davida. Hoy izy ireo hoe: "Hiala ho any amin'i Saoly tompony izy ka hampidi-doza ny fiainantsika." BSB BSB: Some from Manasseh defected to David when he went with the Philistines to fight against Saul. (They did not help the Philistines because the Philistine rulers consulted and sent David away, saying, “It will cost us our heads if he defects to his master Saul.”)
20 ULB Rehefa nankany Ziklaga izy, ny lehilahin'i Manase izay nanatona azy dia i Adna, Jozabada, Jediaela, Mikaela, Jozabada, Eliho, Ziletahy, kapitenin'ny arivon'i Manase. BSB BSB: When David went to Ziklag, these men of Manasseh defected to him: Adnah, Jozabad, Jediael, Michael, Jozabad, Elihu, and Zillethai, chiefs of thousands in Manasseh.
21 ULB Nanampy an'i Davida niady tamin'ireo an-tokony mpijirika izy ireo, satria lehilahy mpiady izy ireo. Taty aoriana dia lasa mpifehy teo amin'ny tafika izy ireo. BSB BSB: They helped David against the raiders, for they were all mighty men of valor and commanders in the army.
22 ULB Isan'andro, dia tonga tany amin'i Davida ireo lehilahy mba hanampy azy, mandra-pisian'ny tafika lehibe, tahaka ny tafik'Andriamanitra. BSB BSB: For at that time men came to David day after day to help him, until he had a great army, like the army of God.
23 ULB Ity no tahirin-tantaran'ireo miaramila nitam-piadiana ho amin'ny ady, izay tonga tany amin'i Davida tao Hebrona, mba hanodina ny fanjakan'i Saoly ho azy, izay nanatanteraka ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: Now these are the numbers of men armed for battle who came to David at Hebron to turn Saul’s kingdom over to him, in accordance with the word of the LORD:
24 ULB Tamin'i Joda dia 6. 800 ireo mpitàna ampinga sy lefona no voaomana hiady. BSB BSB: From Judah: 6,800 armed troops bearing shields and spears.
25 ULB Nisy lehilahy mpiady 7. 100 avy tamin'ireo Simeonita. BSB BSB: From Simeon: 7,100 mighty men of valor, ready for battle.
26 ULB Nisy lehlahy mpiady 4. 600 avy tamin'ireo Levita. BSB BSB: From Levi: 4,600,
27 ULB Joiada no mpitarika ny taranak'i Arona, ary 3. 700 no niaraka taminy. BSB BSB: including Jehoiada, leader of the house of Aaron, with 3,700 men,
28 ULB Mpitarika roa amby roa-polo avy amin'ny fianakavian-drainy no niaraka tamin'i Zadoka, tovolahy, mahery, sy lehilahy be herim-po. BSB BSB: and Zadok, a mighty young man of valor, with 22 commanders from his own family.
29 ULB Avy tamin'i Benjamina, fokon'i Saoly, dia nisy telo arivo. Ny ankamaroan'izy ireo dia mbola nijanona ho mpomba an'i Saoly hatramin'izao fotoana izao. BSB BSB: From Benjamin, the kinsmen of Saul: 3,000, most of whom had remained loyal to the house of Saul up to that time.
30 ULB Nisy lehilahy mpiady 20. 800 avy tamin'ireo Efraimita, lehilahy nalaza teo amin'ny fianakavian'ny razamben'izy ireo. BSB BSB: From Ephraim: 20,800 mighty men of valor, famous among their own clans.
31 ULB Avy tamin'ny antsasa-pokon'i Manase dia nisy lehilahy malaza valo arivo sy iray alina izay tonga mba hanao an'i Davida ho mpanajaka. BSB BSB: From the half-tribe of Manasseh: 18,000 designated by name to come and make David king.
32 ULB Avy tamin'Isakara, dia nisy lehilahy mpitarika roanjato izay nanana fahazavan-tsaina tamin'izany fotoana izany ary nahalala izay tsy maintsy ataon'Israely. Ireo havany rehetra dia teo ambany fifehezan'izy ireo. BSB BSB: From Issachar, men who understood the times and knew what Israel should do: 200 chiefs with all their kinsmen at their command.
33 ULB Nisy lehilahy mpiady dimy alina avy tamin'i Zebolona, nomanina ho amin'ny ady, niaraka tamin'ny fitaovam-piadiana rehetra, ary vonona ny hanome tsy fivadihana azo antoka. BSB BSB: From Zebulun: 50,000 fit for service, trained for battle with all kinds of weapons of war, who with one purpose were devoted to David.
34 ULB Nisy manamboninahitra arivo avy tamin'i Naftaly, ary lehilahy mpitàna ampinga sy lefona fito arivo sy telo alina niaraka tamin'izy ireo. BSB BSB: From Naphtali: 1,000 commanders, accompanied by 37,000 men with shield and spear.
35 ULB Avy tamin'ireo Danita dia nisy lehilahy 28. 600 voahomana ho amin'ny ady. BSB BSB: From Dan: 28,600 prepared for battle.
36 ULB Nisy lehilahy efatra alina voahomana ho amin'ny ady avy tamin'i Asera. BSB BSB: From Asher: 40,000 fit for service, prepared for battle.
37 ULB Avy tamin'ny an-dafin'i Jordana, avy tamin'ireo Robenita, Gadita, ary ny antsasa-pokon'i Manase, dia nisy lehilahy 120. 000 izay nirongo ireo karazam-pitaovam-piadiana rehetra ho amin'ny ady. BSB BSB: And from east of the Jordan, from Reuben, Gad, and the half-tribe of Manasseh there: 120,000 armed with every kind of weapon of war.
38 ULB Ireo miaramila rehetra, vonona ho amin'ny ady ireo, dia tonga tany Hebrona niaraka tamin'ny fikasana raikitra ny amin'ny hanaovana an'i Davida ho mpanjaka manerana an'Israely rehetra. Ny sisa rehetra tamin'Israely dia nifanaiky ny hanao an'i Davida ho mpanjaka ihany koa. BSB BSB: All these men of war, arrayed for battle, came to Hebron fully determined to make David king over all Israel. And all the rest of the Israelites were of one mind to make David king.
39 ULB Niaraka tamin'i Davida tao telo andro izy ireo, nihinana sy nisotro, satria ny havan'izy ireo dia efa nampitondra vatsy ho azy. BSB BSB: They spent three days there eating and drinking with David, for their relatives had provided for them.
40 ULB Fanampin'izany, ireo izay teo akaikin'izy ireo, hatrany Isakara sy Zebolona ary Naftaly, dia nitondra mofo tamin'ny boriky, rameva, ampondra, sy omby, ary mofo aviavy, voaloboka maina, divay, menaka, omby, ary ondry, satria nifaly ny Israely. BSB BSB: And their neighbors from as far away as Issachar, Zebulun, and Naphtali came bringing food on donkeys, camels, mules, and oxen—abundant supplies of flour, fig cakes and raisin cakes, wine and oil, oxen and sheep. Indeed, there was joy in Israel.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.