1 ULB Davida dia niresaka tamin'ireo mpifehy ny arivo sy zato, niaraka tamin'ny mpitarika rehetra. BSB BSB: Then David conferred with all his leaders, the commanders of thousands and of hundreds.
2 ULB Hoy Davida tamin'ny vondron-tafik'Israely rehetra hoe: "Raha tsara aminareo, ary raha avy amin'i Yaveh Andriamanitsika izany, dia aoka isika handefa mpitondra hafatra eny rehetra eny any amin'ireo rahalahintsika izay mitoetra any amin'ireo faritr'Israely rehetra, ary any amin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay ao amin'ireo tanànan'izy ireo. Aoka izy ireo ho lazaina mba hiaraka amintsika. BSB BSB: And he said to the whole assembly of Israel, “If it seems good to you, and if this is of the LORD our God, let us send word far and wide to the rest of our brothers in all the land of Israel, and also to the priests and Levites in their cities and pasturelands, so that they may join us.
3 ULB Ndeha isika hamerina amintsika ny fiaran'ny Andriamanitsika, satria tsy nitady ny sitrapony isika tamin'ireo andron'ny fanjakan'i Saoly." BSB BSB: Then let us bring back the ark of our God, for we did not inquire of Him in the days of Saul.”
4 ULB Ny vondron-tafika rehetra dia nanaiky hanao ireo zavatra ireo, satria toa marina teo imason'ny olona rehetra ireo. BSB BSB: And because this proposal seemed right to all the people, the whole assembly agreed to it.
5 ULB Koa nangonin'i Davida hiaraka ny Israely rehetra, hatrany amin'i Onin'i Sihora any Egypta ka hatrany Lebo Hamata, mba hitondra ny fiaran'Andriamanitra avy any Kiriata Jearima. BSB BSB: So David assembled all Israel, from the River Shihor in Egypt to Lebo-hamath, to bring the ark of God from Kiriath-jearim.
6 ULB Niakatra nankany Bala i Davida sy ny Israely rehetra, izany hoe, Kiriata Jearima, izay an'i Joda, mba hitondra ny fiaran'Andriamanitra avy any, izay nantsoina tamin'ny anaran'i Yaveh, dia Yaveh, izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana eo amin'ny Kerobima. BSB BSB: David and all Israel went up to Baalah of Judah (that is, Kiriath-jearim) to bring up from there the ark of God the LORD, who is enthroned between the cherubim—the ark that is called by the Name.
7 ULB Noho izany dia napetrak'izy ireo teo ambony sarety vaovao ilay fiaran'Andriamanitra. Navoakan'izy ireo avy tao amin'ny tranon'i Abinada izany. Oza sy Ahio no nitondra ilay sarety. BSB BSB: So they carried the ark of God from the house of Abinadab on a new cart, with Uzzah and Ahio guiding the cart.
8 ULB Davida sy ny Israely rehetra dia nankalaza teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny herin'izy ireo rehetra. Nihira niaraka tamin'ny lokanga, ampongatapaka, kipantsona, ary trompetra izy ireo. BSB BSB: David and all the Israelites were celebrating before God with all their might, with songs and on harps and lyres, with tambourines, cymbals, and trumpets.
9 ULB Rehefa tonga teo amin'ny tany famoloan'i Kidona izy ireo, dia naninjitra ny tanany hihazona an'ilay fiara i Oza, satria nianjera ny omby. BSB BSB: When they came to the threshing floor of Chidon, Uzzah reached out and took hold of the ark, because the oxen had stumbled.
11 ULB Tezitra Davida satria namely an'i Oza i Yaveh. Nantsoina hoe Pereza Oza izany toerana izany mandrak'androany. BSB BSB: Then David became angry because the LORD had burst forth against Uzzah. So he named that place Perez-uzzah, as it is called to this day.
12 ULB Natahotra an'Andriamanitra i Davida tamin'izany andro izany. Hoy izy hoe: "Ahoana no fomba hitondrako ny fiaran'Andriamanitra aty amiko?" BSB BSB: That day David feared God and asked, “How can I ever bring the ark of God to me?”
13 ULB Ka tsy nanetsika ny fiara ho any amin'ny tanànan'i Davida i Davida, fa nametraka izany teo akaikin'ny tranon'i Obeda Edoma ilay Getita. BSB BSB: So he did not move the ark with him to the City of David; instead, he took it aside to the house of Obed-edom the Gittite.
14 ULB Dia nijanona tao amin'ny tokantranon'i Obeda Edoma nandritry ny telo volana ilay fiaran'Andriamanitra. Noho izany dia nitahy ny ankohonany sy izay rehetra nananany i Yaveh. BSB BSB: Thus the ark of God remained with the family of Obed-edom in his house for three months, and the LORD blessed his household and everything he owned.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.