3 ULB Dia novorian'i Davida tao Jerosalema ny Israely rehetra, mba hampiakatra ny fiaran'i Yaveh any amin'ny toerana efa nomaniny ho an'izany. BSB BSB: And David assembled all Israel in Jerusalem to bring up the ark of the LORD to the place he had prepared for it.
4 ULB Novorian'i Davida niaraka ireo taranak'i Arona sy ireo Levita. BSB BSB: Then he gathered together the descendants of Aaron and the Levites:
5 ULB Tamin'ireo taranak'i Kehata, dia nisy an'i Oriela mpitarika sy ireo havany, lehilahy 120. BSB BSB: From the Kohathites, Uriel the chief and 120 of his relatives;
6 ULB Tamin'ireo taranak'i Merary, dia nisy an'i Asaia mpitarika sy ireo havany, lehilahy 220. BSB BSB: from the Merarites, Asaiah the chief and 220 of his relatives;
7 ULB Tamin'ireo taranak'i Gersona, dia nisy an'i Joela mpitarika sy ireo havany, lehilahy 130. BSB BSB: from the Gershomites, Joel the chief and 130 of his relatives;
8 ULB Tamin'ireo taranak'i Elizafana, dia nisy an'i Semaia mpitarika sy ireo havany, lehilahy 200. BSB BSB: from the Elizaphanites, Shemaiah the chief and 200 of his relatives;
9 ULB Tamin'ireo taranak'i Hebrona, dia nisy an'i Eliala mpitarika sy ireo havany, lehilahy valopolo. BSB BSB: from the Hebronites, Eliel the chief and 80 of his relatives;
10 ULB Tamin'ireo taranak'i Oziela, dia nisy an'i Aminadaba mpitarika sy ireo havany, lehilahy 112. BSB BSB: and from the Uzzielites, Amminadab the chief and 112 of his relatives.
11 ULB Niantso an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona, ary ireo Levita Oriela, Asaia, Joela, Semaia, Eliala, ary Aminadaba i Davida. BSB BSB: David summoned the priests Zadok and Abiathar and the Levites Uriel, Asaiah, Joel, Shemaiah, Eliel, and Amminadab.
12 ULB Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Ianareo no lohan'ireo fianakavian'ny Levita. Hamasino ny tenanareo, dia ianareo sy ireo rahalahinareo, mba hafahanareo mampiakatra ny fiaran'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, ho any amin'ny toerana izay efa nomaniko ho an'izany. BSB BSB: And he said to them, “You are the heads of the Levitical families. You and your relatives must consecrate yourselves so that you may bring the ark of the LORD, the God of Israel, to the place I have prepared for it.
14 ULB Noho izany dia nanamasin-tena ireo mpisorona sy ireo Levita mba hafahan'izy ireo mampiakatra ny fiaran'i Yaveh, ilay Andriamanitr' Israely. BSB BSB: So the priests and Levites consecrated themselves to bring up the ark of the LORD, the God of Israel.
15 ULB Dia nolanjain'ireo Levita teo an-tsorok'izy ireo tamin'ny bao ilay fiaran'Andriamanitra, araka izay efa nandidian'i Mosesy—manaraka ireo fitsipika nomena avy tamin'ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: And the Levites carried the ark of God on their shoulders with the poles, as Moses had commanded in accordance with the word of the LORD.
16 ULB Niresaka tamin'ireo mpitarika ny Levita i Davida mba hanendry ny rahalahin'izy ireo ho mpihira amin'ireo zava-maneno, valiha, lokanga sy kipantsona, hanandratra mafy sy am-pifaliana ny feon'izy ireo. BSB BSB: David also told the leaders of the Levites to appoint their relatives as singers to lift up their voices with joy, accompanied by musical instruments—harps, lyres, and cymbals.
17 ULB Dia notendren'ireo Levita i Hemana zanaka lahin'i Joela sy ny iray tamin'ireo rahalahiny, dia i Asafa zanaka lahin'i Berekia. Nanendry havana avy amin'ireo taranak'i Merary sy Etana zanaka lahin'i Kosaia ihany koa izy ireo. BSB BSB: So the Levites appointed Heman son of Joel; from his brothers, Asaph son of Berechiah; from their brothers the Merarites, Ethan son of Kushaiah;
18 ULB Niaraka tamin'izy ireo koa ny havana akaiky manarakaraka azy ireo: Zakaria, Jaziela, Semiramota, Jehiela, Ony, Eliaba, Benaia, Mahaseia, Matitia, Elifeleho, Mikneia, Obed-edoma, ary Jeiela, ireo mpiandry vavahady. BSB BSB: and with them their brothers next in rank: Zechariah, Jaaziel, Shemiramoth, Jehiel, Unni, Eliab, Benaiah, Maaseiah, Mattithiah, Eliphelehu, Mikneiah, and the gatekeepers Obed-edom and Jeiel.
19 ULB Hemana, Asafa, ary Etana mpihira dia notendrena mba hitendry mafy kipantsona varahina. BSB BSB: The musicians Heman, Asaph, and Ethan were to sound the bronze cymbals.
20 ULB Zakaria, Aziela, Semiramota, Jehiela, Ony, Eliaba, Mahaseia, ary Benaia no nitendry ireo valiha, tamin'ny Alamota. BSB BSB: Zechariah, Aziel, Shemiramoth, Jehiel, Unni, Eliab, Maaseiah, and Benaiah were to play the harps according to Alamoth.
21 ULB Matitia, Elifeleho, Mikneia, Obed-edoma, Jeiela, ary Azazia no nitari-dalana tamin'ny harpa tamin'ny Seminita. BSB BSB: And Mattithiah, Eliphelehu, Mikneiah, Obed-edom, Jeiel, and Azaziah were to lead the music with lyres according to Sheminith.
22 ULB Kenania, mpitarika ireo Levita, izy no tonian'ny fihiràna satria mpampianatra hira izy. BSB BSB: Chenaniah the head Levite was the director of the music because he was highly skilled.
23 ULB Berekia sy Elkana no mpiambina ny fiara. BSB BSB: Berechiah and Elkanah were to be guardians of the ark.
24 ULB Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, ireo mpisorona, no nitsoka ireo trompetra teo alohan'ny fiaran'Andriamanitra. Obed-edoma sy Jehia no mpiambina ny fiara. BSB BSB: Shebaniah, Joshaphat, Nethanel, Amasai, Zechariah, Benaiah, and Eliezer—the priests—were to blow the trumpets before the ark of God. Obed-edom and Jehiah were also to be guardians of the ark.
25 ULB Ary Davida, ireo loholon'Israely, sy ireo mpifehy ny an'arivony dia nandeha nampiakatra ilay fiaran'ny faneken'i Yaveh avy tao an-tranon'i Obed-edoma tamim-pifaliana. BSB BSB: So David, the elders of Israel, and the commanders of thousands went with rejoicing to bring the ark of the covenant of the LORD from the house of Obed-edom.
26 ULB Ary Andriamanitra raha nanampy ireo Levita izay nilanja ny fiaran'ny faneken'i Yaveh, dia nanao sorona omby fito sy ondrilahy fito izy ireo. BSB BSB: And because God helped the Levites who were carrying the ark of the covenant of the LORD, they sacrificed seven bulls and seven rams.
27 ULB Nanao akanjo vita tamin'ny rongony fotsy madinika i Davida, tahaka ireo Levita izay nilanja ny fiara, ireo mpihira, ary Kenaia, ilay mpitarika ny hira mbamin'ireo mpihira. Niakanjo efoda rongony fotsy i Davida. BSB BSB: Now David was dressed in a robe of fine linen, as were all the Levites who were carrying the ark, as well as the singers and Chenaniah, the director of music for the singers. David also wore a linen ephod.
28 ULB Ka dia nampiakatra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh tamin'ny hiakam-pifaliana, sy tamin'ny feon-tandroka, tamin'ny kipantsona, ary tamin'ny valiha sy harpa ny Israely rehetra. BSB BSB: So all Israel brought up the ark of the covenant of the LORD with shouting, with the sounding of rams’ horns and trumpets, and with cymbals and the music of harps and lyres.
29 ULB Nefa raha tonga tao an-tanànan'i Davida ny fiaran'ny faneken'i Yaveh, dia nitazana teo am-baravarankely i Mikala zanaka vavin'i Saoly. Nahita an'i Davida mpanjaka nandihy sy nankalaza izy. Avy eo nanao tsinontsinona azy tao am-pony izy. BSB BSB: As the ark of the covenant of the LORD was entering the City of David, Saul’s daughter Michal looked down from a window and saw King David dancing and celebrating, and she despised him in her heart.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.