1 ULB Ary taty aoriana dia maty Nahasy, mpanjakan'ny vahoakan'i Amona, ary dia ny zanany lahy no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: Some time later, Nahash king of the Ammonites died and was succeeded by his son.
2 ULB Hoy Davida hoe: "Hampiseho hatsaram-panahy amin'i Hanona zanaka lahin'i Nahasy aho, satria nampiseho hatsaram-panahy tamiko ny rainy." Ka dia nandefa iraka i Davida mba hampionona azy mahakasika an-drainy. Niditra tany amin'ny tanin'ny Amonita ireo mpanompon'i Davida ary nankany amin'i Hanona, mba hampionona azy. BSB BSB: And David said, “I will show kindness to Hanun son of Nahash, because his father showed kindness to me.” So David sent messengers to console Hanun concerning his father. But when David’s servants arrived in the land of the Ammonites to console him,
3 ULB Saingy hoy ireo andrian-dahy Amonita tamin'i Hanona hoe: "Mieritreritra ve ianao fa manome voninahitra ny rainao i Davida satria naniraka ireo mpanompony mba hampahery anao? Moa tsy tonga eto aminao ireo mpanompony mba hisafo sy hizaha ny tany mba handravana izany?" BSB BSB: the princes of the Ammonites said to Hanun, “Just because David has sent you comforters, do you really believe he is showing respect for your father? Have not his servants come to you to explore the land, spy it out, and overthrow it?”
4 ULB Koa dia nisambotra ireo mpanompon'i Davida i Hanona, nandratra azy ireo, nanapaka ireo fitafian'izy ireo hatreo amin'ny valahany, hatreo amin'ny foto-pen'izy ireo, ary nandroaka azy ireo. BSB BSB: So Hanun took David’s servants, shaved their beards, cut off their garments at the hips, and sent them away.
5 ULB Rehefa nazavain'izy ireo tamin'i Davida izany, dia naniraka hitsena azy ireo izy, satria afa-baraka tanteraka ireo lehilahy. Hoy ny mpanjaka hoe: "Mijanòna ao Jeriko mandra-pitsirin'ny volombavanareo indray, ary miverena avy eo." BSB BSB: When someone came and told David about his men, he sent messengers to meet them, since the men had been thoroughly humiliated. The king told them, “Stay in Jericho until your beards have grown back, and then return.”
6 ULB Rehefa hitan'ireo Amonita fa lasa nangidy hoditra tamin'i Davida izy ireo, dia nandefa talenta volafotsy arivo i Hanona sy ny Amonita mba hanakaramana kalesy Syriana sy mpitaingin-tsoavaly avy tamin'i Naharaima, Maka, ary Zoba. BSB BSB: When the Ammonites realized that they had become a stench to David, Hanun and the Ammonites sent a thousand talents of silver to hire for themselves chariots and horsemen from Aram-naharaim, Aram-maacah, and Zobah.
7 ULB Nanakarama azy ireo kalesy roa arivo sy telo alina ny mpanjakan'i Maka sy ny vahoakany, izay tonga nitoby teo anoloan'i Medeba. Niangona tany amin'ireo tanànany ireo Amonita, ary nivoaka ho amin'ny ady. BSB BSB: So they hired for themselves thirty-two thousand chariots, as well as the king of Maacah with his troops, who came and camped near Medeba while the Ammonites were mustered from their cities and marched out for battle.
8 ULB Rehefa nahare izany i Davida, dia naniraka an'i Joaba sy ny tafiny manontolo izy mba hihaona amin'izy ireo. BSB BSB: On hearing this, David sent Joab and the entire army of mighty men.
9 ULB Nivoaka ny vahoakan'i Amona ka nilahatra ho amin'ny ady teo amin'ny vavahadin'ny tanàna, raha teny amin'ny saha ireo mpanjaka izay tonga. BSB BSB: The Ammonites marched out and arrayed themselves for battle at the entrance to the city, while the kings who had come stayed by themselves in the open country.
10 ULB Rehefa hitan'i Joaba ny ady nanatrika azy sady teo anoloana no tao aoriana, dia nifantina ny sasany tamin'ireo mpiady mahay indrindra teo amin'Israely izy ary nandahatra azy ireo hanohitra ireo Syriana. BSB BSB: When Joab saw the battle lines before him and behind him, he selected some of the best men of Israel and arrayed them against the Arameans.
11 ULB Raha ny amin'ireo tafika ambiny, dia nomeny ho eo ambany fandidian'i Abisay rahalahiny izany, ary nalahany ho amin'ny ady hanohitra ny tafik'i Amona izy ireo. BSB BSB: And he placed the rest of the troops under the command of his brother Abishai, who arrayed them against the Ammonites.
12 ULB Hoy Joaba hoe: "Raha toa ka mahery loatra ho ahy ireo Syriana, dia ianao, ry Abisay, no tsy maintsy mamonjy ahy. Fa raha mafy loatra aminao kosa ny tafik'i Amona, dia ho avy hamonjy anao aho. BSB BSB: “If the Arameans are too strong for me,” said Joab, “then you will come to my rescue. And if the Ammonites are too strong for you, then I will come to your rescue.
13 ULB Mahereza, ary aoka isika hampiseho ny tenantsika ho mahery ho an'ny vahoakantsika sy ho an'ireo tanànan'ny Andriamanitsika, fa hanao izay tsara ho an'ny tanjony Yaveh." BSB BSB: Be strong and let us fight bravely for our people and for the cities of our God. May the LORD do what is good in His sight.”
14 ULB Koa dia niroso ho amin'ny ady i Joaba sy ireo miaramila tafiny mba hanohitra ireo Syriana, izay voatery nitsoaka teo anatrehan'ny tafik'Israely. BSB BSB: So Joab and his troops advanced to fight the Arameans, who fled before him.
15 ULB Rehefa hitan'ny tafik'i Amona fa efa nandositra ireo Syriana, dia nandositra an'i Abisay rahalahin'i Joaba ihany koa izy ireo ka niverina tany an-tanàna. Avy eo niverina avy tany amin'ny vahoakan'i Amona i Joaba ary nody tany Jerosalema. BSB BSB: When the Ammonites saw that the Arameans had fled, they too fled before Joab’s brother Abishai, and they entered the city. So Joab went back to Jerusalem.
16 ULB Rehefa hitan'ireo Syriana fa resin'Israely izy ireo, dia nandefa fanampin-kery avy tany andafin'ny Ony Eofrata izy ireo, niaraka tamin'i Sofaka ilay mpifehy ny tafik'i Hadarezera. BSB BSB: When the Arameans saw that they had been defeated by Israel, they sent messengers to bring more Arameans from beyond the Euphrates, with Shophach the commander of Hadadezer’s army leading them.
17 ULB Rehefa nilazàna izany i Davida, dia nanangona ny Israely rehetra izy, niampita an'i Jordana, ary tonga teo amin'izy ireo. Nandahatra ny tafika ho amin'ny ady hanohitra ireo Syriana izy, ary niady taminy izy ireo. BSB BSB: When this was reported to David, he gathered all Israel, crossed the Jordan, advanced toward the Arameans, and arrayed for battle against them. When David lined up to engage them in battle, they fought against him.
18 ULB Nandositra an'Israely ny Syriana, ary Davida namono mpitaingin-kalesy Syriana fito arivo sy miaramila mpandeha tongotra efatra alina. Novonoiny ihany koa i Sofaka, ilay mpifehy ny tafika. BSB BSB: But the Arameans fled before Israel, and David killed seven thousand of their charioteers and forty thousand foot soldiers. He also killed Shophach the commander of their army.
19 ULB Rehefa hitan'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadarezera fa resin'Israely izy ireo, dia nihavana tamin'i Davida izy ireo ary nanompo azy ireo. Ka dia tsy maniry ny hanampy ireo Amonita intsony ny vahoakan'i Syria. BSB BSB: When Hadadezer’s subjects saw that they had been defeated by Israel, they made peace with David and became subject to him. So the Arameans were unwilling to help the Ammonites anymore.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.