1 Chronicles 20 20 1 Chronicles David's reign Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ary tamin'ny fotoanan'ny lohataona, fotoana andehanan'ny mpanjaka any an'ady raha ny tokony ho izy, no nitarihan'i Joaba ny tafika ho amin'ny ady sy nandravany ny tanin'ireo Amonita. Lasa izy ary nanao fahirano an'i Raba. Nijanona tao Jerosalema i Davida. Ary nanafika an'i Raba ka nandresy izany i Joaba. BSB BSB: In the spring, at the time when kings march out to war, Joab led out the army and ravaged the land of the Ammonites. He came to Rabbah and besieged it, but David remained in Jerusalem. And Joab attacked Rabbah and demolished it.
2 ULB Nesorin'i Davida hiala amin'ny lohany ny satro-boninahitry ny mpanjakan'izy ireo, ary hitany fa talenta volamena iray ny lanjan'izany, ary nisy vato sarobidy tao amin'izany. Napetraka teo an-dohan'i Davida ilay satro-boninahitra, ary navoakany ireo babo maro be tao an-tanàna. BSB BSB: Then David took the crown from the head of their king. It was found to weigh a talent of gold and was set with precious stones, and it was placed on David’s head. And David took a great amount of plunder from the city.
3 ULB Navoakany ny olona izay tao an-tanàna ary notereny hiasa miaraka amin'ny tsofa sy fangao-by ary famaky izy ireo. Davida dia nangataka ireo tanànan'ny vahoakan'i Amona rehetra mba hanao izany asa izany. Avy eo niverina tany Jerosalema i Davida sy ny tafika rehetra. BSB BSB: David brought out the people who were there and put them to work with saws, iron picks, and axes. And he did the same to all the Ammonite cities. Then David and all his troops returned to Jerusalem.
4 ULB Taorian'izany dia nisy ady niaraka tamin'ireo Filistina tao Gazera. Novonoin'i Sibekay ilay Hosatita i Sipay, iray amin'ireo taranaky ny Refaita, ary resy ireo Filistina. BSB BSB: Some time later, war broke out with the Philistines at Gezer. At that time Sibbecai the Hushathite killed Sippai, a descendant of the Rephaim, and the Philistines were subdued.
5 ULB Dia nisy ady niaraka tamin'ireo Filistina indray tao Goba, ary novonoin'i Elanana zanaka lahin'i Jaira ilay Betlehemita i Lamy rahalahin'i Goliata ilay Gatita, ny tsora-kazon'izay nanana lefona dia toy ny vodi-tenon'ny mpanenona. BSB BSB: Once again there was a battle with the Philistines, and Elhanan son of Jair killed Lahmi the brother of Goliath the Gittite, the shaft of whose spear was like a weaver’s beam.
6 ULB Ary nisy ady iray hafa indray tao Gata izay nisy lehilahy lava vaventy nanana rantsan-tanana enina isaky ny tanana ary rantsan-tongotra enina isaky ny tongotra. Izy ihany koa dia avy amin'ny taranaky ny Refaita. BSB BSB: And there was also a battle at Gath, where there was a man of great stature with six fingers on each hand and six toes on each foot—twenty-four in all. He too was descended from Rapha,
7 ULB Rehefa naniratsira ny tafik'Israely izy, dia novonoin'i Jehonadaba zanaka lahin'i Simea, rahalahin'i Davida. BSB BSB: and when he taunted Israel, Jonathan the son of David’s brother Shimei killed him.
8 ULB Ireo no taranaky ny Refaita avy ao Gata, ary matin'ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy ireo. BSB BSB: So these descendants of Rapha in Gath fell at the hands of David and his servants.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read 1 Chronicles 20
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about 1 Chronicles 20, and keep Opened free for readers who can’t pay.