1 ULB Ny antokon'asa mifototra amin'ireo taranak'i Arona dia ireto avy: Nadaba, Abiho, Eleazara ary Itamara. BSB BSB: These were the divisions of the descendants of Aaron. The sons of Aaron were Nadab, Abihu, Eleazar, and Ithamar.
2 ULB Nadaba sy Abiho dia maty talohan'ny nahafatesan'ny rain'izy ireo. Tsy nanan-janaka izy ireo, koa niasa tahaka ny mpisorona i Eleazara sy Itamara. BSB BSB: But Nadab and Abihu died before their father did, and they had no sons; so Eleazar and Ithamar served as priests.
3 ULB Davida, niaraka tamin'i Zadoka, taranak'i Eleazara, ary Ahimeleka, taranak'Itamara, dia nizarazara azy ireo ho antokony amin'ny asa maha-mpisorona azy ireo. BSB BSB: With the help of Eleazar’s descendant Zadok and Ithamar’s descendant Ahimelech, David divided them according to the offices of their service.
4 ULB Teo amin'ireo taranak'i Eleazara dia nisy lehilahy mpitarika maro kokoa noho ny teo amin'ireo taranak' Itamara, ka nozarazarain'izy ireo ho antoko enina ambin'ny folo ireo taranak'i Eleazara. Nanao izany tamin'ny lohan'ny fianakaviambe sy tamin'ireo taranak' Itamara izy ireo. Valo ireo fizarazarana ireo raha isaina, izay mifandraika amin'ny fokon'izy ireo avy. BSB BSB: Since more leaders were found among Eleazar’s descendants than those of Ithamar, they were divided accordingly. There were sixteen heads of families from the descendants of Eleazar and eight from the descendants of Ithamar.
5 ULB Nosarasarahan'izy ireo tamin'ny antsapaka izy ireo, satria nisy manam-boninahitra masina sy manam-boninahitr'Andriamanitra, avy amin'ireo taranak'i Eleazara sy ireo taranak'Itamara. BSB BSB: Thus they were divided by lot, for there were officers of the sanctuary and officers of God among both Eleazar’s and Ithamar’s descendants.
6 ULB Semaia zanaka lahin'i Netanela mpanora-dalàna, Levita iray, dia nanoratra ny anaran'izy ireo teo amin'ny fanatrehan'ny mpanjaka, ireo manam-boninahitra, Zadoka mpisorona, Ahimeleka zanaka lahin'i Abiatara, ary ireo mpitariky ny fisoronana sy ireo fianakavian'ny Levita. Ny foko iray dia voasarika tamin'ny antsapaka avy tamin'ireo taranak'i Eleazara, ary ny manaraka dia ho sarihana avy amin'ireo taranak'Itamara. BSB BSB: The scribe, Shemaiah son of Nethanel, a Levite, recorded their names in the presence of the king and of the officers: Zadok the priest, Ahimelech son of Abiathar, and the heads of families of the priests and the Levites—one family being taken from Eleazar, and then one from Ithamar.
7 ULB Ny loka voalohany dia nankany amin'i Joariba, ny faharoa an'i Jedaia, BSB BSB: The first lot fell to Jehoiarib, the second to Jedaiah,
8 ULB ny fahatelo an'i Harima, ny fahefatra an'i Seorima, BSB BSB: the third to Harim, the fourth to Seorim,
9 ULB ny fahadimy an'i Malkia, ny fahenina an'i Miamina, BSB BSB: the fifth to Malchijah, the sixth to Mijamin,
10 ULB ny fahafito an'i Hakoza, ny fahavalo an'i Abia, BSB BSB: the seventh to Hakkoz, the eighth to Abijah,
11 ULB ny fahasivy an'i Jesoa, BSB BSB: the ninth to Jeshua, the tenth to Shecaniah,
12 ULB ny fahafolo an'i Sekania, ny fahiraika ambin'ny folo an'i Eliasiba, ny faharoa ambin'ny folo an'i Jakima, BSB BSB: the eleventh to Eliashib, the twelfth to Jakim,
13 ULB ny fahatelo ambin'ny folo an'i Hopa, ny fahefatra ambin'ny folo an'i Jesebaba, BSB BSB: the thirteenth to Huppah, the fourteenth to Jeshebeab,
14 ULB ny fahadimy ambin'ny folo an'i Bilga, ny fahenina ambin'ny folo an'Imera, BSB BSB: the fifteenth to Bilgah, the sixteenth to Immer,
15 ULB ny fahafito ambin'ny folo an'i Hezira, ny fahavalo ambin'ny folo an'i Hafizeza, BSB BSB: the seventeenth to Hezir, the eighteenth to Happizzez,
16 ULB ny fahasivy ambin'ny folo an'i Petahia, ny faharoa-polo an'i Jehezekela, BSB BSB: the nineteenth to Pethahiah, the twentieth to Jehezkel,
17 ULB ny fahiraika amby roa-polo an'i Jakina, ny faharoa amby roa-polo an'i Gamola, BSB BSB: the twenty-first to Jachin, the twenty-second to Gamul,
18 ULB ny fahatelo amby roa-polo an'i Delaia, ary ny fahefatra amby roa-polo an'i Mazia, BSB BSB: the twenty-third to Delaiah, and the twenty-fourth to Maaziah.
19 ULB Ireo no laharan'asan'izy ireo, rehefa tonga tao amin'ny tranon'i Yaveh izy ireo, manaraka ny fitsipika nomena azy ireo tamin'ny alalan'i Arona razamben'izy ireo, tahaka ny nampianarin'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely azy. BSB BSB: This was their appointed order for service when they entered the house of the LORD, according to the regulations prescribed for them by their forefather Aaron, as the LORD, the God of Israel, had commanded him.
20 ULB Ireto no ambin'ireo Levy: tamin'ireo zanaka lahin'i Amrama, dia i Sobaela; tamin'ireo zanaka lahin'i Sobaela, dia i Jedala. BSB BSB: Now these were the rest of the descendants of Levi: From the sons of Amram: Shubael; from the sons of Shubael: Jehdeiah.
21 ULB Ireo zanaka lahin'i Rehabia: tamin'ireo zanaka lahin'i Rehabia, dia i Jisia mpitarika. BSB BSB: As for Rehabiah, from his sons: The first was Isshiah.
22 ULB Tamin'ireo Jizarita, dia i Selomota; tamin'ireo zanaka lahin'i Selomota, dia i Jahata. BSB BSB: From the Izharites: Shelomoth; from the sons of Shelomoth: Jahath.
23 ULB Ireo zanaka lahin'i Hebrona: Jeria mpitarika, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameana no fahefatra. BSB BSB: From the sons of Hebron: Jeriah was the first, Amariah the second, Jahaziel the third, and Jekameam the fourth.
24 ULB Anisan'ny zanaky ny taranak'i Oziela i Mika. Anisan'ny taranak'i Mika i Samira. BSB BSB: From the sons of Uzziel: Micah; from the sons of Micah: Shamir.
25 ULB Jisia no rahalahin'i Mika. Anisan'ny zanaka lahin'i Jisia i Zakaria. BSB BSB: The brother of Micah: Isshiah; from the sons of Isshiah: Zechariah.
26 ULB Ireo zanaka lahin'i Merary: Maly sy Mosy. Ny zanaka lahin'i Jazia, dia i Beno. BSB BSB: The sons of Merari: Mahli and Mushi. The son of Jaaziah: Beno.
27 ULB Ireo zanaka lahin'i Merary: Jazia, Beno, Sohama, Zakora, ary Ibry. BSB BSB: The descendants of Merari from Jaaziah: Beno, Shoham, Zaccur, and Ibri.
28 ULB Ny zanaka lahin'i Maly: Eleazara, izay tsy nanan-janaka lahy. BSB BSB: From Mahli: Eleazar, who had no sons.
29 ULB Ny zanaka lahin'i Kisy, ny zanaka lahin'i Kisy dia: Jeramela. BSB BSB: From Kish: Jerahmeel the son of Kish.
30 ULB Ireo zanaka lahin'i Mosy: Maly, Edera, ary Jerimota. Ireo no Levita, voatanisa araka ny fianakavian'izy ireo avy. BSB BSB: And the sons of Mushi: Mahli, Eder, and Jerimoth. These were the sons of the Levites, according to their families.
31 ULB Ireo lehilahy izay lohan'ny isam-pianakavian'ny rainy avy sy ireo faralahiny avy ireo, dia samy niloka teo anatrehan'i Davida Mpanjaka, sy Zadoka ary Ahimeleka, niaraka tamin'ireo loham-pianakavian'ireo mpisorona sy ireo Levita. Nanao antsapaka tahaka ny nataon'ireo taranak'i Arona izy ireo. BSB BSB: As their brothers the descendants of Aaron did, they also cast lots in the presence of King David and of Zadok, Ahimelech, and the heads of the families of the priests and Levites—the family heads and their younger brothers alike.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.