1 ULB Davida sy ireo mpitarika ny asan'ny tabernakely dia nisafidy ny asan'ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'i Asafa, Hermana, ary Jedotona. Ireo lehilahy ireo dia naminany tamin'ireo harpa, lokanga, ary kipantsona. Ireto avy ny lisitr'ireo olona izay nanao izany asa izany: BSB BSB: Additionally, David and the commanders of the army set apart some of the sons of Asaph, Heman, and Jeduthun to prophesy with the accompaniment of lyres, harps, and cymbals. The following is the list of the men who performed this service:
2 ULB Avy amin'ireo zanaka lahin'i Asafa: Zakora, Josefa, Netania, ary Asarela, ireo zanaka lahin'i Asafa, teo ambany fitarihan'i Asafa, izay naminany teo ambany fanaraha-mason'ny mpanjaka. BSB BSB: From the sons of Asaph: Zaccur, Joseph, Nethaniah, and Asarelah. These sons of Asaph were under the direction of Asaph, who prophesied under the direction of the king.
3 ULB Avy amin'ireo zanaka lahin'i Jedotoma: Gedalia, Zery, Jesaia, Simey, Hasabia, ary Matatia, enina ny fitambarany, teo ambany fifehezan'i Jedotoma rain'izy ireo, izay nitendry ny harpa mba hanomezana fisaorana sy hiderana an'i Yaveh. BSB BSB: From the sons of Jeduthun: Gedaliah, Zeri, Jeshaiah, Shimei, Hashabiah, and Mattithiah—six in all—under the direction of their father Jeduthun, who prophesied with the harp, giving thanks and praise to the LORD.
4 ULB Avy amin'ireo zanaka lahin'i Hermana: Bokia, Matania, Oziela, Seboela, ary Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty, Romamti-ezera, Josbekasa, Maloty, Hotira, ary Mazaiota. BSB BSB: From the sons of Heman: Bukkiah, Mattaniah, Uzziel, Shebuel, Jerimoth, Hananiah, Hanani, Eliathah, Giddalti, Romamti-ezer, Joshbekashah, Mallothi, Hothir, and Mahazioth.
5 ULB Zanaka lahin'i Hemana mpaminanin'ny mpanjaka ireo rehetra ireo. Andriamanitra dia nanome zanaka lahy efatra ambin'ny folo sy zanaka vavy telo an'i Hemana mba hanomezana voninahitra azy. BSB BSB: All these sons of Heman the king’s seer were given him through the promises of God to exalt him, for God had given Heman fourteen sons and three daughters.
6 ULB Ireo rehetra ireo dia teo ambany fifehezan'ny rain'izy ireo. Mpitendry zava-maneno tao an-tranon'i Yaveh izy ireo, miaraka amin'ireo kipantsona sy ireo lokanga raha nanompo tao an-tranon'i Yaveh izy ireo. Asafa, Jedotona, ary Hermana dia teo ambany fanaraha-mason'ny mpanjaka. BSB BSB: All these were under the direction of their fathers for the music of the house of the LORD with cymbals, harps, and lyres, for the service of the house of God. Asaph, Jeduthun, and Heman were under the direction of the king.
7 ULB Izy ireo sy ireo rahalahiny izay nanam-pahaizana sy nomanina mba hitendry mozika ho an'i Yaveh dia niisa 288. BSB BSB: Together with their relatives, who were all trained and skillful in the songs of the LORD, they numbered 288.
8 ULB Nanao antsapaka ho an'ireo andraikiny izy ireo, mitovy avokoa, toy izany koa ho an'ny tanora sy ny antitra, ny mpampianatra sy ny mpianatra. BSB BSB: They cast lots for their duties, young and old alike, teacher as well as pupil.
9 ULB Raha ny mahakasika an'ireo zanaka lahin'i Asafa: ny antsapaka voalohany dia azon'ny fianakavian'i Josefa; ny faharoa azon'ny fianakavian'i Gedali, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: The first lot, which was for Asaph, fell to Joseph, his sons, and his brothers—12 in all; the second to Gedaliah, his sons, and his brothers—12 in all;
10 ULB ny fahatelo azon'i Zakora, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the third to Zaccur, his sons, and his brothers—12 in all;
11 ULB ny fahefatra azon'i Jizry, ireo zanany lahy sy ireo havany; olona roa ambin'ny folo; BSB BSB: the fourth to Izri, his sons, and his brothers—12 in all;
12 ULB ny fahadimy dia azon'i Netania, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the fifth to Nethaniah, his sons, and his brothers—12 in all;
13 ULB Ny fahenina dia azon'i Bokia, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the sixth to Bukkiah, his sons, and his brothers—12 in all;
14 ULB ny fahafito azon'i Jesarela, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the seventh to Jesarelah, his sons, and his brothers—12 in all;
15 ULB ny fahavalo dia azon'i Jesaia, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the eighth to Jeshaiah, his sons, and his brothers—12 in all;
16 ULB ny fahasivy dia azon'i Matania, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the ninth to Mattaniah, his sons, and his brothers—12 in all;
17 ULB Ny fahafolo dia azon'i Simey, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the tenth to Shimei, his sons, and his brothers—12 in all;
18 ULB ny fahiraika ambin'ny folo dia azon'i Azarela, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the eleventh to Azarel, his sons, and his brothers—12 in all;
19 ULB ny faharoa ambin'ny folo dia azon'i Hasabia, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the twelfth to Hashabiah, his sons, and his brothers—12 in all;
20 ULB ny fahatelo ambin'ny folo dia azon'i Sobaela, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the thirteenth to Shubael, his sons, and his brothers—12 in all;
21 ULB Ny fahefatra ambin'ny folo dia azon'i Matitia, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the fourteenth to Mattithiah, his sons, and his brothers—12 in all;
22 ULB ny fahadimy ambin'ny folo dia azon'i Jemerota, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the fifteenth to Jeremoth, his sons, and his brothers—12 in all;
23 ULB ny fahenina ambin'ny folo dia azon'i Hanania, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the sixteenth to Hananiah, his sons, and his brothers—12 in all;
24 ULB ny fahafito ambin'ny folo dia azon'i Josbekasa, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the seventeenth to Joshbekashah, his sons, and his brothers—12 in all;
25 ULB Ny fahavalo ambin'ny folo dia azon'i Hanania, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the eighteenth to Hanani, his sons, and his brothers—12 in all;
26 ULB ny fahasivy ambin'ny folo dia azon'i Maloty, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the nineteenth to Mallothi, his sons, and his brothers—12 in all;
27 ULB ny faharoa-polo dia azon'i Eliata, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the twentieth to Eliathah, his sons, and his brothers—12 in all;
28 ULB ny fahiraika amby roa-polo dia azon'i Hotira, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the twenty-first to Hothir, his sons, and his brothers—12 in all;
29 ULB Ny faharoa amby roa-polo dia azon'i Gidalty, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the twenty-second to Giddalti, his sons, and his brothers—12 in all;
30 ULB ny fahatelo amby roa-polo dia azon'i Mahaziota, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo; BSB BSB: the twenty-third to Mahazioth, his sons, and his brothers—12 in all;
31 ULB ny fahefatra amby roa-polo dia azon'i Romamti-ezera, ireo zanany lahy sy ireo havany, olona miisa roa ambin'ny folo. BSB BSB: and the twenty-fourth to Romamti-ezer, his sons, and his brothers—12 in all.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.