1 ULB Ireto avy ny fizaran'ireo mpiandry vavahady: Avy amin'ireo Koraïta, Meselemia zanaka lahin'i Kore, taranak'i Asafa. BSB BSB: These were the divisions of the gatekeepers: From the Korahites: Meshelemiah son of Kore, one of the sons of Asaph.
2 ULB Meselemia dia nanan-janaka lahy: Zakaria no lahimatoa, Jediaela no faharoa, Zebadia no fahatelo, Jatniela no fahefatra, BSB BSB: Meshelemiah had sons: Zechariah the firstborn, Jediael the second, Zebadiah the third, Jathniel the fourth,
3 ULB Elama no fahadimy, Johanana no fahenina, Elihoenay no fahafito. BSB BSB: Elam the fifth, Jehohanan the sixth, and Eliehoenai the seventh.
4 ULB Obed-edoma dia nanan-janaka lahy: Semaia no lahimatoa, Jozabada no faharoa, Joa no fahatelo, ary Sakara no fahefatra, ary Netanela no fahadimy, BSB BSB: And Obed-edom also had sons: Shemaiah the firstborn, Jehozabad the second, Joah the third, Sachar the fourth, Nethanel the fifth,
5 ULB Amiela no fahenina, Isakara no fahafito, Peoletahy no fahavalo, satria notahian'Andriamanitra i Obed-edoma. BSB BSB: Ammiel the sixth, Issachar the seventh, and Peullethai the eighth. For God had blessed Obed-edom.
6 ULB Ary Semaia zanany dia niteraka lahy izay nanapaka teo amin'ny fianakavian'izy ireo; izy ireo dia lehilahy manana fahaiza-manao maro. BSB BSB: Also to his son Shemaiah were born sons who ruled over their families because they were strong, capable men.
7 ULB Ireo zanaka lahin'i Semaia dia: Otny, Rafaela, Obeda ary Elzabada. Ireo havany Eliho sy Semakia dia olona manana fahaiza-manao maro ihany koa. BSB BSB: Shemaiah’s sons were Othni, Rephael, Obed, and Elzabad; his brothers were Elihu and Semachiah, also capable men.
8 ULB Ireo rehetra ireo dia taranak'i Obed-edoma. Izy ireo sy ny zanaka lahin'izy ireo ary ireo havany dia olona mahavita manao ny adidiny any amin'ny tabernakely fanompoana. Nisy roa amby enim-polo tamin'izy ireo nifandraika tamin'i Obed-edoma. BSB BSB: All these were descendants of Obed-edom; they and their sons and brothers were capable men with strength to do the work—62 in all from Obed-edom.
9 ULB Meselemia dia nanan-janaka lahy sy havana, olona manam-pahaizana, valo ambin'ny folo ny fitambarany. BSB BSB: Meshelemiah also had sons and brothers who were capable men—18 in all.
10 ULB Hosa, taranak'i Merary, dia nanan-janaka lahy: Simry no mpitarika (na dia tsy lahimatoa aza izy, dia nataon'ny rainy ho mpitarika), BSB BSB: Hosah the Merarite also had sons: Shimri the first (although he was not the firstborn, his father had appointed him as the first),
11 ULB Hilkia no faharoa, Tebalia no fahatelo, ary Zakaria no fahefatra. Ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky rehetra dia telo ambin'ny folo ny isany. BSB BSB: Hilkiah the second, Tebaliah the third, and Zechariah the fourth. The sons and brothers of Hosah numbered 13 in all.
12 ULB Ireo fizaran'ireo mpiandry vavahady ireo, mifanaraka amin'ny mpitarika azy ireo, dia nanana andraikitra, tahaka ireo havany, mba hanompo ao an-tranon'i Yaveh. BSB BSB: These divisions of the gatekeepers, through their chief men, had duties for ministering in the house of the LORD, just as their relatives did.
13 ULB Niloka izy ireo, na ny tanora na ny antitra, mifanaraka amin'ny fianakavian'izy ireo, ho an'ny isam-bavahady. BSB BSB: They cast lots for each gate, according to their families, young and old alike.
14 ULB Rehefa natsipy ho an'ny vavahady atsinanana ny loka, dia latsaka tao amin'i Selemia izany. Dia nanipy ny loka ho an'i Zakaria zanany lahy izy ireo, izay mpanolo-tsaina hendry, ary ny lokany dia niseho ho an'ny vavahady avaratra. BSB BSB: The lot for the East Gate fell to Shelemiah. Then lots were cast for his son Zechariah, a wise counselor, and the lot for the North Gate fell to him.
15 ULB Ny vavahady atsimo dia notendrena ho an'i Obed-edoma, ary ny trano fitehirizana no notendrena ho an'ireo zanany lahy. BSB BSB: The lot for the South Gate fell to Obed-edom, and the lot for the storehouses to his sons.
16 ULB Ny vavahady andrefana no notendrena ho an'i Sopima sy Hosa miaraka amin'ny vavahadin'ny Saleketa, amin'ny lalàna miakatra. Voapetraka ho an'ny isam-pianakaviana ireo fiambenana. BSB BSB: The lots for the West Gate and the Shallecheth Gate on the ascending highway fell to Shuppim and Hosah. There were guards stationed at every watch.
17 ULB Tany atsinanana dia nisy Levita enina, ny tany avaratra efatra isan'andro, ny tany atsimo efatra isan'andro, ary lehilahy tsiroaroa anankiroa ny tany amin'ny trano fitehirizana. BSB BSB: Each day there were six Levites on the east, four on the north, four on the south, and two pairs at the storehouse.
18 ULB Tao amin'ny fitsaràna andrefana dia nisy lahatsoratra efatra, efatra teny amin'ny lalana, ary roa tao amin'ny fitsaràna. BSB BSB: As for the court on the west, there were four at the highway and two at the court.
19 ULB Ireo no fizaran'ireo mpiandry vavahady. Izy ireo dia fenon'ny taranak'i Kora sy Merary. BSB BSB: These were the divisions of the gatekeepers who were descendants of Korah and Merari.
20 ULB Eo amin'ny Levita, Ahia no nisahana ireo harena tao an-tranon'Andriamanitra, sy ny amin'ireo harena tao amin'ireo zavatra izay an'i Yaveh. BSB BSB: Now their fellow Levites were in charge of the treasuries of the house of God and the treasuries of the dedicated things.
21 ULB Ny taranak'i Ladana, tranaka avy amin'i Gersona avy tamin'ny alalany ary izay mpitarika ny fianakavian'i Ladana ilay Gersonita, dia i Jehielita sy ireo zanany lahy, BSB BSB: From the descendants of Ladan, who were Gershonites through Ladan and heads of the families of Ladan the Gershonite, were Jehieli,
22 ULB Zetama, sy Joela rahalahiny, izay nanara-maso ny trano fitehirizana ao an-tranon'i Yaveh. BSB BSB: the sons of Jehieli, Zetham, and his brother Joel. They were in charge of the treasuries of the house of the LORD.
23 ULB Nisy mpiambina ihany koa voasarika tamin'ny fianakaviamben'i Armama, Jizara, Hebrona, ary Oziela. BSB BSB: From the Amramites, the Izharites, the Hebronites, and the Uzzielites:
24 ULB Seboela zanaka lahin'i Gersona zanak'i Mosesy, no mpanara-maso eo amin'ny trano fitehirizana. BSB BSB: Shebuel, a descendant of Gershom son of Moses, was the officer in charge of the treasuries.
25 ULB Ireo havany avy amin'ny fianakavimben'i Eliezera dia Rehabia zanany lahy, Jesaia zanaka lahin'i Rehabia, Jorama zanaka lahin'i Jesaia, Zikry zanaka lahin'i Jorama, ary Selomota zanaka lahin'i Zikry. BSB BSB: His relatives through Eliezer included Rehabiah his son, Jeshaiah his son, Joram his son, Zichri his son, and Shelomith his son.
26 ULB Selomota sy ny havany dia nisahana ny trano fitehirizana rehetra mitàna ireo zavatra izay an'i Yaveh, izay natokan'i Davida mpanjaka, ireo mpitarika ny fianakaviana, ny mpifehy ny arivo sy ny mpifehy ny zato, ary ireo mpifehy ny tafika. BSB BSB: This Shelomith and his brothers were in charge of all the treasuries for the things dedicated by King David, by the heads of families who were the commanders of thousands and of hundreds, and by the army commanders.
27 ULB Natokan'izy ireo izay azo babo tamin'ny ady ho fahafoizana ho an'ny tranon'i Yaveh. BSB BSB: They had dedicated some of the plunder from their battles to the repair of the house of the LORD.
28 ULB Nisahana ny amin'ny zavatra rehetra izay natokan'i Samoela mpaminany, Saoly zanaka lahin'i Kisy, Abnera zanaka lahin'i Nera, ary Joaba zanaka lahin'i Zeroia ho an'i Yaveh ihany koa izy ireo. Ny zavatra rehetra izay voatokana ho an'i Yaveh dia teo ambany fiambenan'i Selomota sy ireo havany. BSB BSB: Everything that had been dedicated by Samuel the seer, Saul son of Kish, Abner son of Ner, and Joab son of Zeruiah, along with everything else that was dedicated, was under the care of Shelomith and his brothers.
29 ULB Ny avy amin'ny taranak'i Jizara, Kenania sy ireo zanany lahy no nisahana ny raharahan'olon-tsotra amin'Israely. Izy ireo dia manamboninahitra sy mpitsara. BSB BSB: From the Izharites, Chenaniah and his sons had the outside duties as officers and judges over Israel.
30 ULB Ny avy amin'ny taranak'i Hebrona, Hasabia sy ireo rahalahiny, dia lehilahy mahay 1. 700, no nisahana ny asan'i Yaveh sy ny asan'ny mpanjaka. Tany an-dafy andrefan'i Jordana izy ireo. BSB BSB: From the Hebronites, Hashabiah and his relatives, 1,700 capable men, had charge of the affairs of Israel west of the Jordan for all the work of the LORD and for the service of the king.
31 ULB Avy amin'ny taranak'i Hebrona, Jeria no mpitarika tamin'ireo taranany, voaisa tamin'ny lisitr'ireo fianakaviany. Tamin'ny taona fahefa-polo nanjakan'i Davida no nandinihan'izy ireo ny firaketana an-tsoratra ary nahitany lehilahy mahay tao Jazera any Gileada teo amin'izy ireo. BSB BSB: As for the Hebronites, Jerijah was the chief of the Hebronites, according to the genealogies of his ancestors. In the fortieth year of David’s reign the records were searched, and strong, capable men were found among the Hebronites at Jazer in Gilead.
32 ULB Jeria dia nanana havana 2. 700, izay loham-pianakaviana mahay. Nataon'i Davida mpiandrakitra teo amin'ireo fokon'i Robena sy Gada, ary ny antsasa-pokon'i Manase, amin'ny zavatra rehetra mahakasika an'Andriamanitra, sy ny amin'ny raharahan'ny mpanjaka izy ireo. BSB BSB: Among Jerijah’s relatives there were 2,700 capable men who were heads of families. King David appointed them over the Reubenites, the Gadites, and the half-tribe of Manasseh for every matter pertaining to God and for the affairs of the king.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.