1 ULB Ireto ny lisitry ny fianakaviamben'ireo mpitarika Israelita, ireo mpifehy ny arivo sy ny zato, mbamin'ireo manamboninahitry ny tafika izay nanompo ny mpanjaka tamin'ny fomba samihafa. Ny antoko miaramila tsirairay dia nanompo isam-bolana isam-bolana nandritry ny taona. Ny antoko tsirairay dia nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina avy. BSB BSB: This is the list of the Israelites—the heads of families, the commanders of thousands and of hundreds, and their officers who served the king in every matter concerning the divisions on rotating military duty each month throughout the year. There were 24,000 men in each division:
2 ULB Ny lohan'ny antoko tamin'ny volana voalohany dia i Jasobeama zanaka lahin'i Zabdiela. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: Jashobeam son of Zabdiel was in charge of the first division, which was assigned the first month. There were 24,000 men in his division.
3 ULB Isan'ireo taranak'i Fareza izy ary niandraikitra an'ireo manamboninahitry ny tafika rehetra nandritry ny volana voalohany. BSB BSB: He was a descendant of Perez and chief of all the army commanders for the first month.
4 ULB Dodo no lohan'ny antoko tamin'ny volana faharoa, izay avy amin'ny foko taranak'i Ahoa. Miklota no teo amin'ny laharana faharoa. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: Dodai the Ahohite was in charge of the division for the second month, and Mikloth was the leader. There were 24,000 men in his division.
5 ULB Ny mpifehy ny tafika tamin'ny volana fahatelo dia i Benaia zanaka lahin'i Joiada, mpisorona sy mpitarika. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The third army commander, as chief for the third month, was Benaiah son of Jehoiada the priest. There were 24,000 men in his division.
6 ULB Io ilay Benaia izay mpitarika ireo telo-polo, sady lohan'ireo telo-polo. Tao amin'ny antokony i Amizabada zanany lahy. BSB BSB: This Benaiah was mighty among the Thirty and was over the Thirty, and his son Ammizabad was in charge of his division.
7 ULB Asahela rahalahin'i Joaba no mpifehy tamin'ny volana fahefatra. Zebadia zanany lahy no tonga mpifehy nandimby azy. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The fourth, for the fourth month, was Joab’s brother Asahel, and his son Zebadiah was commander after him. There were 24,000 men in his division.
8 ULB Samihota no mpifehy tamin'ny volana fahadimy, izay taranaka Jizarita. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The fifth, for the fifth month, was the commander Shamhuth the Izrahite. There were 24,000 men in his division.
9 ULB Ira zanaka lahin'Ikesy, avy any Tekoa no mpifehy tamin'ny volana fahenina. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The sixth, for the sixth month, was Ira son of Ikkesh the Tekoite. There were 24,000 men in his division.
10 ULB Heleza Pelonita, avy amin'ireo vahoakan'i Efraima no mpifehy tamin'ny volana fahafito. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The seventh, for the seventh month, was Helez the Pelonite, an Ephraimite. There were 24,000 men in his division.
11 ULB Sibekay ilay Hosatita, avy amin'ny foko taranak'i Zera no mpifehy tamin'ny volana fahavalo. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The eighth, for the eighth month, was Sibbecai the Hushathite, a Zerahite. There were 24,000 men in his division.
12 ULB Abiezera ilay Anatotita, avy amin'ny fokon'i Benjamina no mpifehy tamin'ny volana fahasivy. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The ninth, for the ninth month, was Abiezer the Anathothite, a Benjamite. There were 24,000 men in his division.
13 ULB Maharay avy any amin'ny tanànan'i Netofata, avy amin'ny foko taranak'i Zera no mpifehy tamin'ny volana fahafolo. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The tenth, for the tenth month, was Maharai the Netophathite, a Zerahite. There were 24,000 men in his division.
14 ULB Benaia avy any amin'ny tanànan'i Piratona, avy amin'ny fokon'i Efraima no mpifehy tamin'ny volana fahiraika ambin'ny folo. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The eleventh, for the eleventh month, was Benaiah the Pirathonite, an Ephraimite. There were 24,000 men in his division.
15 ULB Helday avy ao amin'ny tanànan'i Netofata, avy amin'ny foko taranak'i Otniela no mpifehy tamin'ny volana faharoa ambin'ny folo. Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin'ny antokony. BSB BSB: The twelfth, for the twelfth month, was Heldai the Netophathite, from the family of Othniel. There were 24,000 men in his division.
16 ULB Ireto avy ireo mpitarika ny fokon'Israely: Ho an'ny fokon'i Robena, dia Eliezera zanaka lahin'i Zikry no mpitarika. Ho an'ny fokon'i Simeona, dia Sefatia zanaka lahin'i Maka no mpitarika. BSB BSB: These officers were in charge of the tribes of Israel: Over the Reubenites was Eliezer son of Zichri; over the Simeonites was Shephatiah son of Maacah;
17 ULB Ho an'ny fokon'i Levy, dia Hasabia zanaka lahin'i Kemoela no mpitarika, ary Zadoka no nitarika ireo taranak'i Arona. BSB BSB: over Levi was Hashabiah son of Kemuel; over Aaron was Zadok;
18 ULB Ho an'ny fokon'i Joda, dia Eliho, iray amin'ireo rahalahin'i Davida no mpitarika. Ho an'ny fokon'Isakara, dia Omry zanaka lahin'i Mikaela no mpitarika. BSB BSB: over Judah was Elihu, one of David’s brothers; over Issachar was Omri son of Michael;
19 ULB Ho an'ny fokon'i Zebolona, dia Jismala zanaka lahin'i Obadia no mpitarika. Ho an'ny fokon'i Naftaly, dia Jerimota zanaka lahin'i Azriela no mpitarika. BSB BSB: over Zebulun was Ishmaiah son of Obadiah; over Naphtali was Jerimoth son of Azriel;
20 ULB Ho an'ny fokon'i Efraima, dia Hosea zanaka lahin'i Azazia no mpitarika. Ho an'ny antsasaky ny fokon'i Manase, dia Joela zanaka lahin'i Pedaia no mpitarika. BSB BSB: over the Ephraimites was Hoshea son of Azaziah; over one of the half-tribes of Manasseh was Joel son of Pedaiah;
21 ULB Ho an'ny antsasaky ny fokon'i Manase tao Gileada, dia Ido zanaka lahin'i Zakaria no mpitarika. Ho an'ny fokon'i Benjamina, dia Jasiela zanaka lahin'i Abniera no mpitarika. BSB BSB: over the half-tribe of Manasseh in Gilead was Iddo son of Zechariah; over Benjamin was Jaasiel son of Abner;
22 ULB Ho an'ny fokon'i Dana, dia Azarela zanaka lahin'i Jehorama no mpitarika. Ireo no mpitarika ny fokon'Israely. BSB BSB: and over Dan was Azarel son of Jeroham. These were the leaders of the tribes of Israel.
23 ULB Tsy nanisa ireo roa-polo taona na ambanin'izany i Davida, satria nampanantena ny hanamaro an'Israely tahaka ireo kintan'ny lanitra i Yaveh. BSB BSB: David did not count the men aged twenty or under, because the LORD had said that He would make Israel as numerous as the stars of the sky.
24 ULB Nanomboka nanisa ireo olona i Joaba, saingy tsy nahavita. Noho izany dia nianjera teo amin'Israely ny fahavinirana. Tsy voasoratra ao amin'ny Tantaran'i Davida Mpanjaka io tarehimarika io. BSB BSB: Joab son of Zeruiah began to count the men but did not finish. For because of this census wrath came upon Israel, and the number was not entered in the Book of the Chronicles of King David.
25 ULB Azmaveta zanaka lahin'i Adiela no niandraikitra ny rakitry ny mpanjaka. Jonatana zanaka lahin'i Ozia no nisahana ny fitehirizana tany an-tsaha, tany amin'ireo tanàn-dehibe, sy tany amin'ireo zana-bohitra, ary tany amin'ireo tilikambo voaaro. BSB BSB: Azmaveth son of Adiel was in charge of the royal storehouses. Jonathan son of Uzziah was in charge of the storehouses in the country, in the cities, in the villages, and in the fortresses.
26 ULB Ezry zanaka lahin'i Keloba no nisahana an'ireo tantsaha, ireo izay niasa ny tany. BSB BSB: Ezri son of Chelub was in charge of the workers in the fields who tilled the soil.
27 ULB Simey avy any Rama no nisahana ireo tanim-boaloboka, ary Zebdy avy any Sifama no nisahana ireo voaloboka sy ny lakaly fitehirizan-divay. BSB BSB: Shimei the Ramathite was in charge of the vineyards. Zabdi the Shiphmite was in charge of the produce of the vineyards for the wine vats.
28 ULB Bala-hanana avy any Gadera no nisahana ireo hazo oliva sy ireo hazon'amontana tany amin'ireo tany lemaka, ary Joasy no nisahana ireo trano fitehiriza-menaka. BSB BSB: Baal-hanan the Gederite was in charge of the olive and sycamore trees in the foothills. Joash was in charge of the stores of olive oil.
29 ULB Sitray avy any Saràna no nisahana ireo biby fiompy izay nihinam-bilona tany Saràna, ary Safata zanaka lahin'i Adlay no nisahana ireo biby fiompy izay tany amin'ireo lohasaha. BSB BSB: Shitrai the Sharonite was in charge of the herds grazing in Sharon. Shaphat son of Adlai was in charge of the herds in the valleys.
30 ULB Obila ilay Ismaelita no nisahana an'ireo rameva, ary Jedda avy any Meronota no nisahana an'ireo boriky vavy. Jaziza Hagarita no nisahana an'ireo ondry aman'osy. BSB BSB: Obil the Ishmaelite was in charge of the camels. Jehdeiah the Meronothite was in charge of the donkeys.
31 ULB Ireo rehetra ireo dia mpiandraikitra ny fananan'i Davida Mpanjaka avokoa. BSB BSB: Jaziz the Hagrite was in charge of the flocks. All these officials were in charge of King David’s property.
32 ULB Mpanolotsaina i Jonatana, rahalahin-drain'i Davida, satria hendry no sady mpanora-dalàna izy. Jehiela zanaka lahin'i Hakmony no niahy ireo zanaky ny mpanjaka. BSB BSB: David’s uncle Jonathan was a counselor; he was a man of insight and a scribe. Jehiel son of Hachmoni attended to the sons of the king.
33 ULB Ahitofela no mpanolotsain'ny mpanjaka, ary Hosay avy amin'ireo vahoaka Arkita no mpanolotsaina manokan'ny mpanjaka. BSB BSB: Ahithophel was the king’s counselor. Hushai the Archite was the king’s friend.
34 ULB Noraisin'i Joiada zanaka lahin'i Benaia, sy Abiatara ny toeran'i Ahitofela. Joaba no mpifehy ny tafiky ny mpanjaka. BSB BSB: Ahithophel was succeeded by Jehoiada son of Benaiah, then by Abiathar. Joab was the commander of the king’s army.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.