1 ULB Paoly, nantsoin'i Jesosy Kristy mba ho Apostoly nohon'ny sitrapon'Andriamanitra, sy Sostena rahalahintsika, BSB BSB: Paul, called to be an apostle of Christ Jesus by the will of God, and our brother Sosthenes,
2 ULB ho an'ny fiangonan'Andriamanitra ao Korinto, ho an'ireo izay nohamasinina tao amin'i Kristy Jesosy, izay voantso ho olona masina. Manoratra ho an'ireo rehetra izay miantso ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toerana rehetra ihany koa izahay, dia Tompon'izy ireo sy antsika. BSB BSB: To the church of God in Corinth, to those sanctified in Christ Jesus and called to be holy, together with all those everywhere who call on the name of our Lord Jesus Christ, their Lord and ours:
3 ULB Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. BSB BSB: Grace and peace to you from God our Father and the Lord Jesus Christ.
4 ULB Izaho dia manome fisaorana ho an'Andriamanitro ho anareo foana nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomen'i Jesosy Kristy anareo. BSB BSB: I always thank my God for you because of the grace He has given you in Christ Jesus.
5 ULB Nataony nanankarena tamin'ny fomba rehetra ianareo, tamin'ny fiteny rehetra sy ny fahalalana rehetra, BSB BSB: For in Him you have been enriched in every way, in all speech and all knowledge,
6 ULB raha vao voaporofo teo aminareo fa marina ny fanambarana momban'i Kristy. BSB BSB: because our testimony about Christ was confirmed in you.
7 ULB Noho izany ianareo dia tsy ory fanomezam-pahasoavana eo am-piandrasanareo fatratra ny fanambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: Therefore you do not lack any spiritual gift as you eagerly await the revelation of our Lord Jesus Christ.
8 ULB Izy ihany koa dia hampahery anareo hatramin'ny farany, mba tsy hanan-tsiny ianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: He will sustain you to the end, so that you will be blameless on the day of our Lord Jesus Christ.
9 ULB Mahatoky Andriamanitra, izay niantso anareo ho amin'ny firaisana amin'ny Zanany lahy, Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: God, who has called you into fellowship with His Son Jesus Christ our Lord, is faithful.
11 ULB Fa efa natao mazava tamiko, ry rahalahy, tamin'ny alalan'ny vahoakan'i Kloe fa misy fifampiandaniana eo aminareo. BSB BSB: My brothers, some from Chloe’s household have informed me that there are quarrels among you.
12 ULB Ny tiako ambara dia izao: Ny tsirairay aminareo samy manao hoe: "Izaho miaraka amin'i Paoly," na "Izaho miaraka amin'i Apolosy," na "Izaho miaraka amin'i Kefasy," na "Izaho miaraka amin'i Kristy." BSB BSB: What I mean is this: Individuals among you are saying, “I follow Paul,” “I follow Apollos,” “I follow Cephas,” or “I follow Christ.”
13 ULB Voazarazara ve Kristy? Paoly ve no nomboana ho anareo? Tamin'ny anaran'i Paoly ve no nanaovana batisa anareo? BSB BSB: Is Christ divided? Was Paul crucified for you? Were you baptized into the name of Paul?
14 ULB Misaotra an'Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo, afa-tsy Krispo sy Gaio. BSB BSB: I thank God that I did not baptize any of you except Crispus and Gaius,
15 ULB Izany dia mba tsy hafahan'iza na iza miteny hoe tamin'ny anarako no nanaovana batisa anareo. BSB BSB: so no one can say that you were baptized into my name.
16 ULB (Izaho ihany koa dia nanao batisa ny ankohonan'i Stefanasy. Ny ankoatra izay, tsy fantatro raha nanao batisa olona hafa aho.) BSB BSB: Yes, I also baptized the household of Stephanas; beyond that I do not remember if I baptized anyone else.
17 ULB Fa Kristy dia tsy naniraka ahy mba hampanao batisa fa hitory ny filazantsara. Izy tsy nandefa ahy hitory amin'ny tenin'ny fahendren'ny olombelona, mba tsy ho foana ny herin'ny hazofijalian'i Kristy. BSB BSB: For Christ did not send me to baptize, but to preach the gospel, not with words of wisdom, lest the cross of Christ be emptied of its power.
19 ULB Fa voasoratra hoe: "Ho potehiko ny fahendren'ny hendry. Ho foanako ny fahalalanan'ny mahay." BSB BSB: For it is written: “I will destroy the wisdom of the wise; the intelligence of the intelligent I will frustrate.”
21 ULB Satria tsy nahalala an'Andriamanitra izao tontolo izao tao amin'ny fahendreny, dia sitrak'Andriamanitra ny hamonjy ireo izay mino amin'ny alalan'ny fahadalan'ny fitoriana. BSB BSB: For since in the wisdom of God the world through its wisdom did not know Him, God was pleased through the foolishness of what was preached to save those who believe.
22 ULB Fa ireo Jiosy dia mangataka famantarana mahagaga ary ireo Grika mikaroka fahendrena. BSB BSB: Jews demand signs and Greeks search for wisdom,
24 ULB Fa ho an'ireo izay nantsoin'Andriamanitra, ireo Jiosy sy ireo Grika, dia mitory an'i Kristy tahaka ny hery sy fahendren'Andriamanitra izahay. BSB BSB: but to those who are called, both Jews and Greeks, Christ the power of God and the wisdom of God.
25 ULB Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona, ary ny fahalemen'Andriamanitra dia matanjaka noho ny olona. BSB BSB: For the foolishness of God is wiser than man’s wisdom, and the weakness of God is stronger than man’s strength.
26 ULB Hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy. Tsy maro taminareo no hendry raha ny amin'ny maha olombelona. Tsy maro taminareo no nahery. Tsy maro taminareo no avo firazanana. BSB BSB: Brothers, consider the time of your calling: Not many of you were wise by human standards; not many were powerful; not many were of noble birth.
27 ULB Fa Andriamanitra dia nisafidy ireo zavatra adalan'izao tontolo izao mba hampahamenatra ny hendry. Andriamanitra dia nisafidy izay malemy eo amin'izao tontolo izao mba hampahamenatra izay matanjaka. BSB BSB: But God chose the foolish things of the world to shame the wise; God chose the weak things of the world to shame the strong.
28 ULB Andriamanitra dia nisafidy izay ambany sy hamavoina eto amin'izao tontolo izao. Na Izy aza dia nifidy ireo zavatra izay noheverina ho tsinontsinona, mba hahatonga tsinontsinoa ireo zavatra izay atao ho manan-danja. BSB BSB: He chose the lowly and despised things of the world, and the things that are not, to nullify the things that are,
29 ULB Nataony izany mba tsy hisy hanana antony hireharehana eo anatrehany. BSB BSB: so that no one may boast in His presence.
30 ULB Nohon'ny nataon'Andriamanitra, ankehitriny ianareo dia ao amin'i Kristy Jesosy, izay lasa fahendrena ho antsika avy amin'Andriamanitra. Izy dia lasa fahamarinantsika, fahamasinantsika ary fahafahantsika. BSB BSB: It is because of Him that you are in Christ Jesus, who has become for us wisdom from God: our righteousness, holiness, and redemption.
31 ULB Vokatr'izany, araka izay voalazan' ny Soratra Masina hoe: "Aoka izay mirehareha, hirehareha ao amin'ny Tompo." BSB BSB: Therefore, as it is written: “Let him who boasts boast in the Lord.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.