2 ULB mba handraisanareo azy ao amin'ny Tompo. Ataovy izany amin'ny fomba mendrika ireo mpino, ary manatreha azy amin'izay olana mety hilainy ny fanampianareo. Fa izy tenany ihany koa dia lasa mpanampy ny maro, ary ny tenako ihany koa. BSB BSB: Welcome her in the Lord in a manner worthy of the saints, and assist her with anything she may need from you. For she has been a great help to many people, including me.
3 ULB Manaova veloma an'i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa amiko ao amin'i Kristy Jesosy, BSB BSB: Greet Prisca and Aquila, my fellow workers in Christ Jesus,
4 ULB izay nahafoy ny ain'izy ireo ho an'ny aiko. Misaotra azy ireo aho, ary tsy izaho ihany, fa ireo fiangonana rehetran'ny Jentilisa ihany koa. BSB BSB: who have risked their lives for me. Not only I but all the churches of the Gentiles are grateful to them.
5 ULB Manaova veloma ny fiangonana izay ao amin'ny tranon'izy ireo. Manaova veloma any amin'i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy. BSB BSB: Greet also the church that meets at their house. Greet my beloved Epenetus, who was the first convert to Christ in the province of Asia.
6 ULB Manaova veloma an'i Maria, izay niasa mafy ho anareo. BSB BSB: Greet Mary, who has worked very hard for you.
7 ULB Manaova veloma an'i Androniko sy Jonia, havako akaiky, ary niara-nigadra tamiko. Malaza eo anivon'ireo apostoly izy ireo, izay tao amin'i Kristy talohako ihany koa. BSB BSB: Greet Andronicus and Junia, my fellow countrymen and fellow prisoners. They are outstanding among the apostles, and they were in Christ before I was.
8 ULB Manaova veloma an'i Ampliato, malalako ao amin'ny Tompo. BSB BSB: Greet Ampliatus, my beloved in the Lord.
9 ULB Manaova veloma an'i Orbano, mpiara-miasa amintsika ao amin'i Kristy, sy Staky, malalako. BSB BSB: Greet Urbanus, our fellow worker in Christ, and my beloved Stachys.
10 ULB Arahabao Apela, ilay ankasitrahana ao amin'i Kristy. Arahabao ireo izay ao amin'ny tokantranon'i Aristobolo. BSB BSB: Greet Apelles, who is approved in Christ. Greet those who belong to the household of Aristobulus.
11 ULB Manaova veloma an'i Herodiona, havako. Manaova veloma an'ireo izay ao amin'ny tokantranon'i Narkisa, izay ao amin'ny Tompo. BSB BSB: Greet Herodion, my fellow countryman. Greet those from the household of Narcissus who are in the Lord.
12 ULB Manaova veloma an'i Tryfena sy Tryfosa, izay miasa mafy ao amin'ny Tompo. Arahabao Perysa malala, izay niasa mafy tao amin'ny Tompo. BSB BSB: Greet Tryphena and Tryphosa, women who have worked hard in the Lord. Greet my beloved Persis, who has worked very hard in the Lord.
13 ULB Manaova veloma an'i Rofosy, izay voafidy tao amin'ny Tompo, ary ny reniny sy ny reniko. BSB BSB: Greet Rufus, chosen in the Lord, and his mother, who has been a mother to me as well.
14 ULB Manaova veloma an'i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, ary ireo rahalahy izay miaraka amin'izy ireo. BSB BSB: Greet Asyncritus, Phlegon, Hermes, Patrobas, Hermas, and the brothers with them.
15 ULB Manaova veloma an'i Filologia sy Jolia, Nerea sy ny anabaviny, sy Olimpa, ary ireo mpino rehetra miaraka amin'izy ireo. BSB BSB: Greet Philologus and Julia, Nereus and his sister, and Olympas and all the saints with them.
16 ULB Mifanaova veloma amin'ny fifanorohana masina. Ireo fiangonan'i Kristy rehetra dia manao veloma anareo. BSB BSB: Greet one another with a holy kiss. All the churches of Christ send you greetings.
17 ULB Ankehitriny mamporisika anareo aho, ry rahalahy, mba hihevitra ny momba ireo izay mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana. Izy ireo dia mihoatra lavitry ny fampianarana izay noraisinareo. Mialà lavitra azy ireo. BSB BSB: Now I urge you, brothers, to watch out for those who create divisions and obstacles that are contrary to the teaching you have learned. Turn away from them.
18 ULB Fa tsy manompon'i Kristy Tompontsika ny olona toy ireny, fa ny kibony manokana ihany. Amin'ny teny malefaka sy mandoka no amitahan'izy ireo ny fon'ny tsy manan-tsiny. BSB BSB: For such people are not serving our Lord Christ, but their own appetites. By smooth talk and flattery they deceive the hearts of the naive.
19 ULB Fa ny ohatrareo amin'ny fankatoavana dia tafita any amin'ny tsirairay. Noho izany, mifaly aho, ny aminareo, fa tiako mba ho hendry amin'izay tsara ianareo, ary tsy hanan-tsiny amin'izay ratsy. BSB BSB: Everyone has heard about your obedience, so I rejoice over you. But I want you to be wise about what is good and innocent about what is evil.
20 ULB Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an'i Satana eo ambanin'ny tongotrareo afaka fotoana fohy. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Tompontsika Jesosy Kristy. BSB BSB: The God of peace will soon crush Satan under your feet. The grace of our Lord Jesus Christ be with you.
21 ULB Timoty, mpiara-miasa amiko, dia manao veloma anareo, sy Losio, Jasona ary Sosipatro, havako. BSB BSB: Timothy, my fellow worker, sends you greetings, as do Lucius, Jason, and Sosipater, my fellow countrymen.
22 ULB Izaho, Tertio, izay nanoratra ity epistily ity, dia manao veloma anareo ao amin'ny Tompo. BSB BSB: I, Tertius, who wrote down this letter, greet you in the Lord.
23 ULB Gaio, ilay mpampiantrano ahy sy ny fiangonana manontolo, dia manao veloma anareo anareo. Erasto, mpitam-bola ao amin'ny tanàna, dia manao veloma anareo, miaraka amin'i Koarto ilay rahalahy. BSB BSB: Gaius, who has hosted me and all the church, sends you greetings. Erastus, the city treasurer, sends you greetings, as does our brother Quartus. 25 ULB Ary ny voninahitra dia ho Azy izay mahavita mampijoro anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an'i Jesosy Kristy, araky ny fanambarana ny misitery izay notazonina ho tsiambaratelo ela be tany aloha tany, BSB BSB: Now to Him who is able to strengthen you by my gospel and by the proclamation of Jesus Christ, according to the revelation of the mystery concealed for ages past
26 ULB kanefa nambara ankehitriny, ary tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminaniana no nampahafantarina tamin'ny firenena rehetra, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay, ho fankatoavana ny finoana. BSB BSB: but now revealed and made known through the writings of the prophets by the command of the eternal God, in order to lead all nations to the obedience that comes from faith—
27 ULB Ho an'ilay Andriamanitra tokan'ny fahendrena, anie ny voninahitra mandrakizay, amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. Amena. BSB BSB: to the only wise God be glory forever through Jesus Christ! Amen.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.