1 ULB Momba ireo fanomezam-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ahafantatra ianareo. BSB BSB: Now about spiritual gifts, brothers, I do not want you to be uninformed.
2 ULB Fantatrareo fa fony ianareo mpanompo sampy, dia voavily nankany amin'ireo sampy tsy manam-peo ianareo, tany amin'izay lalana rehetra nitarihin'ireny anareo. BSB BSB: You know that when you were pagans, you were influenced and led astray to mute idols.
3 ULB Noho izany tiako ho fantatrareo fa tsy misy olona izay miteny amin'ny Fanahin'Andriamanitra afaka miteny hoe: "Jesosy dia voaozona." Tsy misy afaka miteny hoe: "Jesosy dia Tompo," afa-tsy amin'ny alalan'ny Fanahy Masina. BSB BSB: Therefore I inform you that no one who is speaking by the Spirit of God says, “Jesus be cursed,” and no one can say, “Jesus is Lord,” except by the Holy Spirit.
4 ULB Ary misy fanomezam-panahy samihafa, fa Fanahy mitovy ihany. BSB BSB: There are different gifts, but the same Spirit.
5 ULB Misy fanompoana samihafa, fa Tompo mitovy ihany; BSB BSB: There are different ministries, but the same Lord.
6 ULB ary misy karazan'asa samihafa, fa Andriamanitra mitovy ihany no manao azy ireo ho azo atao amin'ny tsirairay. BSB BSB: There are different ways of working, but the same God works all things in all people.
7 ULB Ary ho an'ny tsirairay no nomena ny fanehoana ivelan'ny Fanahy ho an'ny tombontsoan'ny rehetra. BSB BSB: Now to each one the manifestation of the Spirit is given for the common good.
9 ULB Ho an'ny iray hafa dia nomena ny finoana amin'ny alalan'ny Fanahy mitovy, ary ho an'ny iray hafa ireo fanomezam-pahasoavana hanasitrana amin'ny alalan'ny Fanahy iray. BSB BSB: to another faith by the same Spirit, to another gifts of healing by that one Spirit,
10 ULB Ho an'ny iray hafa dia nomena ireo asan'ny hery, ary ho an'ny iray hafa faminaniana. Ho an'ny iray hafa dia nomena ny fahafahana manavaka ireo fanahy, ho an'ny iray hafa ireo karazana fiteny samihafa, ary ho an'ny iray hafa ny fandikana teny. BSB BSB: to another the working of miracles, to another prophecy, to another distinguishing between spirits, to another speaking in various tongues, and to still another the interpretation of tongues.
11 ULB Fa ny Fanahy iray sy mitovy ihany no miasa ao amin'izany rehetra izany, manome ireo fanomezam-panahy ho an'ny olona tsirairay avy, araka izay nofidiany. BSB BSB: All these are the work of one and the same Spirit, who apportions them to each one as He determines.
13 ULB Fa tamin'ny alalan'ny Fanahy iray no nanaovana batisa antsika rehetra ho vatana iray, na ireo Jiosy na ireo Grika, na voafatotra na afaka, ary ny rehetra dia natao mba hisotro amin'ny Fanahy iray. BSB BSB: For in one Spirit we were all baptized into one body, whether Jews or Greeks, slave or free, and we were all given one Spirit to drink.
14 ULB Fa ny vatana dia tsy rantsana tokana, fa maro. BSB BSB: For the body does not consist of one part, but of many.
15 ULB Raha miteny ny tongotra hoe: "Satria tsy tanana aho, dia tsy rantsana amin'ny vatana aho," izany dia tsy kely amin'ny rantsan'ny vatana akory. BSB BSB: If the foot should say, “Because I am not a hand, I do not belong to the body,” that would not make it any less a part of the body.
16 ULB Ary raha ny sofina no hiteny hoe: "Satria tsy maso aho, dia tsy rantsana amin'ny vatana aho," izany dia tsy kely amin'ny rantsan'ny vantana akory. BSB BSB: And if the ear should say, “Because I am not an eye, I do not belong to the body,” that would not make it any less a part of the body.
17 ULB Raha maso ny vatana rehetra, dia ho aiza ny fandrenesana? Raha sofina ny vatana rehetra, dia ho aiza ny fanimboloana? BSB BSB: If the whole body were an eye, where would the sense of hearing be? If the whole body were an ear, where would the sense of smell be?
18 ULB Fa Andriamanitra nandamina ny rantsan'ny vatana tsirairay araka ny namoronany izany. BSB BSB: But in fact, God has arranged the members of the body, every one of them, according to His design.
19 ULB Raha rantsana mitovy ihany izy rehetra, aiza no hisy ny vatana? BSB BSB: If they were all one part, where would the body be?
20 ULB Ka izao dia rantsana maro izy ireo, fa vatana iray ihany. BSB BSB: As it is, there are many parts, but one body.
21 ULB Ny maso tsy afaka miteny amin'ny tanana hoe: "Tsy misy ilàko anao." Na ny loha tsy hiteny amin'ny tongotra hoe: "Tsy misy ilàko anao." BSB BSB: The eye cannot say to the hand, “I do not need you.” Nor can the head say to the feet, “I do not need you.”
22 ULB Fa ireo rantsana amin'ny vatana izay miseho ho malemy kokoa dia tena ilaina, BSB BSB: On the contrary, the parts of the body that seem to be weaker are indispensable,
23 ULB ary ireo rantsan'ny vatana izay heverintsika fa tsy dia manan-danja, dia omentsika lanja lehibe kokoa ireo, ary ireo rantsantsika tsy fampiseho dia manana fahamendrehana mihoatra. BSB BSB: and the parts we consider less honorable, we treat with greater honor. And our unpresentable parts are treated with special modesty,
24 ULB Ary ny rantsantsika fampiseho dia tsy mila entina amin'ny fahamendrehana, fa ireo dia efa manana fahamendrehana. Fa Andriamanitra nampikambana ny rantsana rehetra miaraka, ary izy nanome lanja kokoa an'ireo izay tsy ampy izany. BSB BSB: whereas our presentable parts have no such need. But God has composed the body and has given greater honor to the parts that lacked it,
25 ULB Nanao izany Izy mba tsy hisy fisarahana eo amin'ny vatana, fa mba hifampikarakara amin'ny fitiavana mitovy ireo rantsana. BSB BSB: so that there should be no division in the body, but that its members should have mutual concern for one another.
26 ULB Noho izany rehefa mijaly ny rantsana iray, dia miara-mijaly ireo rantsana rehetra; na rehefa omen-danja ny rantsana iray, dia miara-mifaly ny rantsana rehetra. BSB BSB: If one part suffers, every part suffers with it; if one part is honored, every part rejoices with it.
27 ULB Ary ianareo dia vatan'i Kristy ary rantsana amin'izany ny tsirairay. BSB BSB: Now you are the body of Christ, and each of you is a member of it.
28 ULB Ary Andriamanitra nanendry tao amin'ny fiangonana ireo apostoly aloha, faharoa ireo mpaminany, fahatelo ireo mpampianatra, avy eo ireo izay manao asa mahagaga, avy eo ireo fanomezam-pahasoavana hanasitrana, ireo izay manome fanampiana, ireo izay manao ny asan'ny fitantanan-draharaha, ary ireo izay manana karazana fiteny samihafa. BSB BSB: And in the church God has appointed first of all apostles, second prophets, third teachers, then workers of miracles, and those with gifts of healing, helping, administration, and various tongues.
29 ULB Apostoly ve izy rehetra? Mpaminany avokoa ve? Mpampianatra avokoa ve? Manao asa mahagaga avokoa ve ny rehetra? BSB BSB: Are all apostles? Are all prophets? Are all teachers? Do all work miracles?
30 ULB Manana fanomezam-panahy hanasitrana ve izy rehetra? Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra ve izy rehetra? Mandika teny ve izy rehetra? BSB BSB: Do all have gifts of healing? Do all speak in tongues? Do all interpret?
31 ULB Katsaho fatrara ireo fanomezam-panahy lehibe kokoa. Fa hampiseho anareo lalana tsaratsara kokoa aho. BSB BSB: But eagerly desire the greater gifts. And now I will show you the most excellent way.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.