1 ULB Na dia atao hoe miteny amin'ny fitenin'ireo olona sy ireo anjely aza aho. Fa raha tsy manana fitiavana, dia tonga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo aho. BSB BSB: If I speak in the tongues of men and of angels, but have not love, I am only a ringing gong or a clanging cymbal.
2 ULB Na dia atao hoe manana fanomezan'ny faminaniana ary mahafantatra ireo misitery sy fahalalana rehetra aza aho, ary manana ny finoana rehetra afahana mamindra ireo tendrombohitra. Fa raha tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona aho. BSB BSB: If I have the gift of prophecy and can fathom all mysteries and all knowledge, and if I have absolute faith so as to move mountains, but have not love, I am nothing.
3 ULB Na dia atao hoe manome izay rehetra ananako hamahanana ny mahantra aza aho, ary manolotra ny tenako ho dorana. Fa raha tsy manam-pitiavana, dia tsy mahazo na inona na inona aho. BSB BSB: If I give all I possess to the poor and exult in the surrender of my body, but have not love, I gain nothing.
4 ULB Ny fitiavana dia mahari-po sady tsara fanahy. Ny fitiavana dia tsy mitsiriritra na mirehareha. Tsy miavona BSB BSB: Love is patient, love is kind. It does not envy, it does not boast, it is not proud.
5 ULB na manao izay tsy mahamendrika. Tsy tia tena. Tsy mora tezitra, na mitanisa fahadisoana. BSB BSB: It is not rude, it is not self-seeking, it is not easily angered, it keeps no account of wrongs.
6 ULB Tsy mifaly amin'ny tsy fahamarinana. Fa kosa, mifaly amin'ny fahamarinana. BSB BSB: Love takes no pleasure in evil, but rejoices in the truth.
7 ULB Ny fitiavana dia mandefitra ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, matoky zavatra rehetra, ary miharitra ny zavatra rehetra. BSB BSB: It bears all things, believes all things, hopes all things, endures all things.
8 ULB Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. Raha misy faminaniana, dia ho levona ireo. Raha misy fitenenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsahatra ireo. Raha misy fahalalana, dia ho levona izany. BSB BSB: Love never fails. But where there are prophecies, they will cease; where there are tongues, they will be restrained; where there is knowledge, it will be dismissed.
9 ULB Fa isika dia mahafantatra amin'ny ampahany ary maminany amin'ny ampahany. BSB BSB: For we know in part and we prophesy in part,
10 ULB Fa rehefa tonga ilay tena lafatra, dia ho levona izay tsy tanteraka. BSB BSB: but when the perfect comes, the partial passes away.
11 ULB Fony mbola zaza aho, dia niresaka toy ny zaza, nieritreritra toy ny zaza, nisaina toy ny zaza. Rehefa lehibe aho, dia navelako ny fahazazana. BSB BSB: When I was a child, I talked like a child, I thought like a child, I reasoned like a child. When I became a man, I set aside childish ways.
12 ULB Fa ankehitriny isika dia mahita tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatrizay dia hifanatri-tava. Ankehitriny aho dia mahafantatra amin'ny ampahany, fa avy eo aho dia hahafantatra tanteraka toy ny nahafantarana ahy tanteraka. BSB BSB: Now we see but a dim reflection as in a mirror; then we shall see face to face. Now I know in part; then I shall know fully, even as I am fully known.
13 ULB Fa ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana rahatrizay, ary ny fitiavana. Fa ny lehibe indrindra amin'ireo dia ny fitiavana. BSB BSB: And now these three remain: faith, hope, and love; but the greatest of these is love.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.