1 ULB Mitadiava fitiavana ary manàna zotom-po amin'ireo fanomezam-panahy, indrindra fa ny mba haminanianareo. BSB BSB: Earnestly pursue love and eagerly desire spiritual gifts, especially the gift of prophecy.
2 ULB Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miresaka amin'ny olona fa amin' Andriamanitra. Fa tsy misy mahazo azy satria miresaka zava-miafina ao amin'ny Fanahy izy. BSB BSB: For he who speaks in a tongue does not speak to men, but to God. Indeed, no one understands him; he utters mysteries in the Spirit.
3 ULB Fa izay maminany dia miresaka amin'ny olona mba ho fampiorenana azy ireo, ho fampirisihana azy ireo, ary fampiononana azy ireo. BSB BSB: But he who prophesies speaks to men for their edification, encouragement, and comfort.
4 ULB Izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia manorina ny tenany, fa izay maminany dia manorina ny fiangonana. BSB BSB: The one who speaks in a tongue edifies himself, but the one who prophesies edifies the church.
5 ULB Ankehitriny dia maniry anareo rehetra hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra aho. Fa mbola mihoatra noho izany aza, maniry Aho ny haminanianareo. Izay maminany dia lehibe kokoa noho izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy olona iray mandika teny ka mba mety hiorenan'ny fiangonana). BSB BSB: I wish that all of you could speak in tongues, but I would rather have you prophesy. He who prophesies is greater than one who speaks in tongues, unless he interprets so that the church may be edified.
6 ULB Fa ankehitriny, ry rahalahy, raha tonga eo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra aho, inona no tombon-tsoa omeko anareo amin'izany? Tsy afaka aho, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fanambarana, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana. BSB BSB: Now, brothers, if I come to you speaking in tongues, how will I benefit you, unless I bring you some revelation or knowledge or prophecy or teaching?
7 ULB Raha mamoaka feo ireo zava-maneno tsy manan'aina—tahaka ny sodina na lokanga—ary tsy mamoaka lantom-peo samihafa ireo, ahoana no hahafantaran'ny olona izay melodia avoakan'ny sodina na ny lokanga? BSB BSB: Even in the case of lifeless instruments, such as the flute or harp, how will anyone recognize the tune they are playing unless the notes are distinct?
8 ULB Fa raha manao feo hafahafa ny trompetra, ahoana no hahafantaran'ny olona rehefa fotoana hiomanana amin'ny ady? BSB BSB: Again, if the trumpet sounds a muffled call, who will prepare for battle?
9 ULB Ka toy izany ihany koa ny aminareo. Raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, ahoana no hahafantaran'ny olona izay nolazainareo? Hiteny ianareo, ary tsy hisy hahazo anareo. BSB BSB: So it is with you. Unless you speak intelligible words with your tongue, how will anyone know what you are saying? You will just be speaking into the air.
10 ULB Misy fiteny maro samihafa eto amin'izao tontolo izao, ary tsy misy amin'ireny no tsy misy dikany. BSB BSB: Assuredly, there are many different languages in the world, yet none of them is without meaning.
11 ULB Fa raha tsy mahafantatra ny dikan'ny fiteny iray aho, dia ho vahiny amin'izay miteny, ary izay miteny ho vahiny amiko. BSB BSB: If, then, I do not know the meaning of someone’s language, I am a foreigner to the speaker, and he is a foreigner to me.
12 ULB Tahaka izany ihany koa ny aminareo. Satria maniry fatrara ny fihetsehan'ny Fanahy ianareo, dia manàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fanorenana ny fiangonana. BSB BSB: It is the same with you. Since you are eager to have spiritual gifts, strive to excel in gifts that build up the church.
13 ULB Noho izany izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tokony hivavaka mba hafahany mandika teny. BSB BSB: Therefore, the one who speaks in a tongue should pray that he may interpret.
14 ULB Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Aho, dia mivavaka ny fanahiko, fa ny saiko tsy mamoa. BSB BSB: For if I pray in a tongue, my spirit prays, but my mind is unfruitful.
15 ULB Inona no tokony ho ataoko? Hivavaka amin'ny Fanahiko aho, fa hivavaka amin'ny saiko ihany koa. Hihira miaraka amin'ny Fanahiko aho, ary hihira miaraka amin'ny saiko ihany koa. BSB BSB: What then shall I do? I will pray with my spirit, but I will also pray with my mind. I will sing with my spirit, but I will also sing with my mind.
16 ULB Raha tsy izany, raha midera an'Andriamanitra miaraka amin'ny Fanahy iananareo, ahoana no hitenenan'ny vahiny hoe "Amena" rehefa manome fisaorana ianao raha toa ka tsy fantany izay lazainao. BSB BSB: Otherwise, if you speak a blessing in spirit, how can someone who is uninstructed say “Amen” to your thanksgiving, since he does not know what you are saying?
17 ULB Fa ianao dia tena manome fisaorana tsara ihany, fa ny olon-kafa tsy miorina. BSB BSB: You may be giving thanks well enough, but the other one is not edified.
18 ULB Misaotra an'Andriamanitra aho fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra. BSB BSB: I thank God that I speak in tongues more than all of you.
19 ULB Saingy any am-piangonana dia aleoko miteny teny dimy araka ny fahazoako mba hafahako mampianatra ireo hafa, toy izay teny iray alina amin'ny fiteny tsy fantatra. BSB BSB: But in the church, I would rather speak five coherent words to instruct others than ten thousand words in a tongue.
20 ULB Ry rahalahy, aza mba zaza amin'ny fihevitrareo. Fa kosa, raha amin'ny ratsy, dia manaova tahaka ny zaza. Fa amin'ny fihevitrareo dia aoka ho matotra ianareo. BSB BSB: Brothers, stop thinking like children. In regard to evil be infants, but in your thinking be mature.
21 ULB Ao amin'ny lalàna dia voasoratra hoe: "Amin'ny alalan'ny olona hafa fiteny sy amin'ny alalan'ny molotry ny vahiny dia hiresaka amin'ireto olona ireto Aho. Na dia tsy handre Ahy aza izy ireo," hoy ny Tompo. BSB BSB: It is written in the Law: “By strange tongues and foreign lips I will speak to this people, but even then they will not listen to Me, says the Lord.”
22 ULB Noho izany ireo fiteny tsy fantatra dia famantarana, tsy amin'ireo mpino, fa amin'ireo tsy mpino. Fa ny faminaniana kosa dia ho famantarana, tsy ho an'ireo tsy mpino, fa ho an'ireo mpino. BSB BSB: Tongues, then, are a sign, not for believers, but for unbelievers. Prophecy, however, is for believers, not for unbelievers.
23 ULB Noho izany, raha toa ka, miara-miangona ny fiangonana rehetra ary miteny amin'ny fiteny tsy fantatra avokoa, ary miditra ireo vahiny sy tsy mpino, tsy ho lazain'izy ireo fa adala ve ianareo? BSB BSB: So if the whole church comes together and everyone speaks in tongues, and some who are uninstructed or some unbelievers come in, will they not say that you are out of your minds?
24 ULB Fa raha naminany avokoa ianareo rehetra ka nisy tsy mpino na vahiny niditra, dia ho resy lahatra amin'izay rehetra henony izy. Ho tsaraina amin'ny alalan'izay rehetra voalaza izy. BSB BSB: But if an unbeliever or uninstructed person comes in while everyone is prophesying, he will be convicted and called to account by all,
25 ULB Ho ambara ny tsiambaratelo ao am-pony. Vokatr'izany, hiankohoka izy ary hitsaoka an'Andriamanitra. Hanambara izy fa tena eo aminareo Andriamanitra. BSB BSB: and the secrets of his heart will be made known. So he will fall facedown and worship God, proclaiming, “God is truly among you!”
26 ULB Inona izany no manaraka, ry rahalahy? Rehefa tafaray ianareo, ny tsirairay dia manana salamo, fampianarana, fanambarana, fiteny tsy fantatra, na fandikan-teny. Ataovy ny zava-drehetra mba hanorenanareo ny fiangonana. BSB BSB: What then shall we say, brothers? When you come together, everyone has a psalm or a teaching, a revelation, a tongue, or an interpretation. All of these must be done to build up the church.
27 ULB Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, avelao hisy roa na farafahabetsany telo eo, ary mandeha tsirairay, avy eo dia tokony hisy anankiray handika ny teny izay voalaza. BSB BSB: If anyone speaks in a tongue, two, or at most three, should speak in turn, and someone must interpret.
28 ULB Fa raha tsy misy mpandika teny, avelao ny tsirairay amin'izy ireo hitazona fahanginana ao am-piangonana. Avelao ny tsirairay hiresaka mitokana amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra. BSB BSB: But if there is no interpreter, he should remain silent in the church and speak only to himself and God.
29 ULB Avelao hiteny ny mpaminany roa na telo, ary avelao ireo hafa hihaino amin'ny fahaiza-manavaka izay voalaza. BSB BSB: Two or three prophets should speak, and the others should weigh carefully what is said.
30 ULB Fa raha misy fahitana omena izay mipetraka eo amin'ny fanompoana, avelao hangina ilay iray izay niteny. BSB BSB: And if a revelation comes to someone who is seated, the first speaker should stop.
31 ULB Fa ny tsirairay aminareo dia afaka mifandimby maminany mba hafahan'ny tsirairay mianatra ary mba hahery ny rehetra. BSB BSB: For you can all prophesy in turn so that everyone may be instructed and encouraged.
32 ULB Fa ny fanahin'ireo mpaminany dia eo ambanin'ny fanaraha-mason'ireo mpaminany. BSB BSB: The spirits of prophets are subject to prophets.
33 ULB Fa Andriamanitra dia tsy Andriamanitry ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Izany no fitsipika ho an'ireo fiangonan'ireo mpino rehetra. BSB BSB: For God is not a God of disorder, but of peace—as in all the churches of the saints.
35 ULB Raha misy irian'izy ireo hianarana, avelao hanontany ny vadiny any an-trano izy ireo. Fa mahamenatra ho an'ny vehivavy ny miteny ao am-piangonana. BSB BSB: If they wish to inquire about something, they are to ask their own husbands at home; for it is dishonorable for a woman to speak in the church.
36 ULB Avy aminareo ve no niavian'ny tenin'Andriamanitra? Ianareo irery ve no voakasik'izany? BSB BSB: Did the word of God originate with you? Or are you the only ones it has reached?
37 ULB Raha misy mieritreritra ny tenany ho mpaminany na ara-panahy, dia tokony hanaiky izy fa ireo zavatra izay soratako aminareo dia didin'ny Tompo. BSB BSB: If anyone considers himself a prophet or spiritual person, let him acknowledge that what I am writing you is the Lord’s command.
38 ULB Fa raha misy tsy manaiky izany, dia aleo izy tsy ho ekena. BSB BSB: But if anyone ignores this, he himself will be ignored.
39 ULB Koa amin'izany, ry rahalahy, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara an'iza na iza hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra. BSB BSB: So, my brothers, be eager to prophesy, and do not forbid speaking in tongues.
40 ULB Fa avelao ny zava-drehetra atao araka ny tokony ho izy sy am-pilaminana. BSB BSB: But everything must be done in a proper and orderly manner.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.