1 ULB Ary mahakasika ny fanangonam-bola ho an'ireo mpino, araka ny nanoroako lalana ny fiangonan'i Galatia, dia toy izany koa no tokony ataonareo. BSB BSB: Now about the collection for the saints, you are to do as I directed the churches of Galatia:
2 ULB Amin'ny andro voalohan'ny herinandro, dia tokony hanokana zavatra ny tsirairay aminareo ary hitahiry izany araka izay vitanareo. Manaova izany mba tsy hisian'ny fanangonam-bola rehefa tonga aho. BSB BSB: On the first day of every week, each of you should set aside a portion of his income, saving it up, so that when I come no collections will be needed.
3 ULB Rehefa tonga aho, na iza na iza ekenareo, dia alefako miaraka amin'ny taratasy mba hanolorako ny fanatitrareo ho an'i Jerosalema. BSB BSB: Then, on my arrival, I will send letters with those you recommend to carry your gift to Jerusalem.
4 ULB Raha toa ka mety amiko ihany koa ny mandeha, dia handeha hiaraka amiko izy ireo. BSB BSB: And if it is advisable for me to go also, they can travel with me.
5 ULB Fa ho avy any aminareo aho rehefa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia aho. BSB BSB: After I go through Macedonia, however, I will come to you; for I will be going through Macedonia.
6 ULB Mety afaka hijanona miaraka aminareo aho na mandritra ny ririnina mihitsy aza, mba hahafahanareo manampy ahy amin'ny diako, na aiza na aiza alehako. BSB BSB: Perhaps I will stay with you awhile, or even spend the winter, so that you can help me on my journey, wherever I go.
7 ULB Fa tsy maniry ny hahita anareo mandritra ny fotoana fohy aho izao. Fa manantena ny hitoetra maharitraritra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. BSB BSB: For I do not want to see you now only in passing; I hope to spend some time with you, if the Lord permits.
8 ULB Fa hijanona ao Efesaosy aho mandra-pahatongan'ny Pentekosta, BSB BSB: But I will stay in Ephesus until Pentecost,
9 ULB fa efa varavarana malalaka no nisokatra ho ahy, ary misy fahavalo maro. BSB BSB: because a great door for effective work has opened to me, even though many oppose me.
10 ULB Ary rehefa tonga Timoty, dia ezaho mba tsy hatahotra izy miaraka aminareo, fa manao ny asan'ny Tompo izy, tahaka ny ataoko. BSB BSB: If Timothy comes, see to it that he has nothing to fear while he is with you, for he is doing the work of the Lord, just as I am.
11 ULB Aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy. Ampio izy amin'ny lalany amin'ny fiadanana, mba hafahany mankeo amiko. Fa manantena azy mba ho tonga hiaraka amin'ireo rahalahy aho. BSB BSB: No one, then, should treat him with contempt. Send him on his way in peace so that he can return to me, for I am expecting him along with the brothers.
12 ULB Ary mahakasika an'i Apolosy rahalahintsika, dia nampirisika azy mafy aho mba hamangy anareo miaraka amin'ireo rahalahy. Fa mbola tsy vonona tanteraka ny ho avy izy izao. Na izany aza, ho tonga izy rehefa mety ny fotoana. BSB BSB: Now about our brother Apollos: I strongly urged him to go to you with the brothers. He was not at all inclined to go now, but he will go when he has the opportunity.
13 ULB Miambena, mijoroa tsara amin'ny finoana, miasà tahaka ny lehilahy, mahereza. BSB BSB: Be on the alert. Stand firm in the faith. Be men of courage. Be strong.
14 ULB Aoka ho atao am- pitiavana izay ataonao rehetra. BSB BSB: Do everything in love.
15 ULB Fantatrareo ny ankohonan'i Stefanasy, fa izy ireo no niova fo voalohany tao Asaia, ary izy ireo nametraka ny tenan'izy ireo ho amin'ny fanompoana ireo mpino. Ary mamporisika anareo aho, ry rahalahy, BSB BSB: You know that Stephanas and his household were the first converts in Achaia, and they have devoted themselves to the service of the saints. Now I urge you, brothers,
16 ULB mba hanaiky ny olona toy izany sy amin'ny olona rehetra izay manampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay. BSB BSB: to submit to such as these, and to every fellow worker and laborer.
17 ULB Mifaly amin'ny fahatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy aho. Nameno ny tsy naha-teo anareo izy ireo. BSB BSB: I am glad that Stephanas, Fortunatus, and Achaicus have arrived, because they have supplied what was lacking from you.
18 ULB Fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo izy ireo. Ka noho izany, fantaro ny olona toy izany. BSB BSB: For they refreshed my spirit and yours as well. Show your appreciation, therefore, to such men.
20 ULB Ny rahalahy rehetra manao veloma anareo. Mifanaova veloma amin'ny oroka masina. BSB BSB: All the brothers here send you greetings. Greet one another with a holy kiss.
21 ULB Izaho, Paoly, manoratra ity amin'ny tanako. BSB BSB: This greeting is in my own hand—Paul.
22 ULB Raha misy olona tsy tia ny Tompo, enga anie mba ho voaozona izy. Ho tonga, ny Tompontsika! BSB BSB: If anyone does not love the Lord, let him be under a curse. Come, O Lord!
23 ULB Ho aminareo anie ny fahasoavan'ny Jesosy Tompo. BSB BSB: The grace of the Lord Jesus be with you.
24 ULB Ho aminareo rehetra ny fitiavako ao amin'i Jesosy Kristy. BSB BSB: My love be with all of you in Christ Jesus. Amen.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.