1 ULB Toy izao no tokony handraisan'ny olona antsika, tahaka ny mpanompon'i Kristy ary mpitandrina ireo misterin'Andriamanitra. BSB BSB: So then, men ought to regard us as servants of Christ and stewards of the mysteries of God.
2 ULB Amin'izany fifandraisana izany, dia fepetra takiana amin'ireo mpitandrina ny maha-mendri-pitokiana azy ireo. BSB BSB: Now it is required of stewards that they be found faithful.
3 ULB Fa amiko dia zavatra kely dia kely ny tokony hitsaranareo na hitsaran'olombelona rehetra ahy. Fa na izaho aza tsy mitsara ny tenako. BSB BSB: I care very little, however, if I am judged by you or by any human court. In fact, I do not even judge myself.
4 ULB Izaho dia tsy mahafantatra izay fiampangana natao tamiko, fa izany dia tsy midika fa tsy manan-tsiny aho. Ny Tompo no mitsara ahy. BSB BSB: My conscience is clear, but that does not vindicate me. It is the Lord who judges me.
5 ULB Noho izany, aza manonona fitsarana momban'ny zavatra rehetra mialohan'ny fotoana, mialohan'ny hiavian'ny Tompo. Izy dia hitondra ireo zava-miafin'ny haizina ho amin'ny fahazavana ary hampiseho ny fikasan'ny fo. Avy eo ny tsirairay avy dia handray ny fiderany avy amin'Andriamanitra. BSB BSB: Therefore judge nothing before the appointed time; wait until the Lord comes. He will bring to light what is hidden in darkness and will expose the motives of men’s hearts. At that time each will receive his praise from God.
6 ULB Ankehitriny, ry rahalahy, nampihatra ireo fitsipika ireo tamiko sy tamin'i Apolosy aho nohon'ny aminareo, mba hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fitenenana hoe: "Aza mandeha mihoatra izay voasoratra." Izany dia mba tsy hisy iray aminareo hirehareha ny amin'ny fankasitrahana ny anankiray noho ny hafa. BSB BSB: Brothers, I have applied these things to myself and Apollos for your benefit, so that you may learn from us not to go beyond what is written. Then you will not take pride in one man over another.
7 ULB Fa iza no mahita fahasamihafana eo aminareo sy ireo hafa? Inona no anananareo ka tsy noraisinareo maimaimpoana? Raha nandray izany maimaimpoana ianareo, nahoana ianareo no mirehareha toy ny tsy nanao toy izany? BSB BSB: For who makes you so superior? What do you have that you did not receive? And if you did receive it, why do you boast as though you did not?
8 ULB Efa anananareo daholo izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanankarena ianareo! Ary efa nanomboka nanjaka ianareo—ary izany dia tsy avy taminay! Izaho dia maniry tokoa ny nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraka aminareo. BSB BSB: Already you have all you want. Already you have become rich. Without us, you have become kings. How I wish you really were kings, so that we might be kings with you!
9 ULB Fa izaho dia mieritreritra fa Andriamanitra dia nametraka antsika ho apostoly miharihary tahaka ny farany amin'ny laharana sy tahaka ny olona voaheloka ho faty. Izahay dia lasa fampisehoana ho an'izao tontolo izao—ho an'ireo anjely, ary ny ho an'ny olombelona. BSB BSB: For it seems to me that God has displayed us apostles at the end of the procession, like prisoners appointed for death. We have become a spectacle to the whole world, to angels as well as to men.
10 ULB Izahay dia adala nohon'ny amin'i Kristy, fa ianareo dia hendry ao amin'i Kristy. Malemy izahay, fa ianareo mahery. Ianareo dia nomem-boninahitra, fa izahay kosa tsy nalaim-baraka. BSB BSB: We are fools for Christ, but you are wise in Christ. We are weak, but you are strong. You are honored, but we are dishonored.
11 ULB Mandrak'ankehitriny izahay dia noana sy mangetaheta, mahantra fitafy, voakapoka mafy, ary tsy manan-kialofana. BSB BSB: To this very hour we are hungry and thirsty, we are poorly clothed, we are brutally treated, we are homeless.
12 ULB Miasa mafy izahay, miasa amin'ny alalan'ny tananay ihany. Rehefa latsaina izahay, dia miaritra. BSB BSB: We work hard with our own hands. When we are vilified, we bless; when we are persecuted, we endure it;
13 ULB Rehefa henjehina izahay, dia mitso-drano. Rehefa voaendrikendrika izahay, dia miteny amin-katsaram-panahy. Izahay dia niova, ary mbola raisina ho, fakon'izao tontolo izao sy faikan'ny zavatra rehetra. BSB BSB: when we are slandered, we answer gently. Up to this moment we have become the scum of the earth, the refuse of the world.
14 ULB Izaho dia tsy nanoratra ireo zavatra ireo mba hahamenatra anareo, fa manitsy anareo toy ny zanaka malalako. BSB BSB: I am not writing this to shame you, but to warn you as my beloved children.
15 ULB Fa na dia manana mpiambina iray alina ao amin'i Kristy aza ianareo, dia tsy manana ray maro be. Fa izaho dia lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny filazantsara. BSB BSB: Even if you have ten thousand guardians in Christ, you do not have many fathers; for in Christ Jesus I became your father through the gospel.
16 ULB Noho izany dia mamporisika anareo aho mba ho mpaka-tahaka ahy. BSB BSB: Therefore I urge you to imitate me.
17 ULB Izany no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady mahatoky ao amin'ny Tompo. Izy dia hampatsiahy anareo ireo lalako ao amin'i Kristy, tahaka ny ampianarako azy ireo na aiza na aiza sy ao amin'ny fiangonana rehetra. BSB BSB: That is why I have sent you Timothy, my beloved and faithful child in the Lord. He will remind you of my way of life in Christ Jesus, which is exactly what I teach everywhere in every church.
18 ULB Ankehitriny dia lasa miavona ny sasany aminareo, manao toy ny hoe tsy ho avy any aminareo aho. BSB BSB: Some of you have become arrogant, as if I were not coming to you.
19 ULB Fa ho avy tsy ho ela any aminareo aho, raha sitraky ny Tompo. Ary tsy hahafantatra ny resak'ireo izay tena miavona fotsiny aho, fa hahita ny herin'izy ireo. BSB BSB: But I will come to you shortly, if the Lord is willing, and then I will find out not only what these arrogant people are saying, but what power they have.
20 ULB Satria ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy mifototra amin'ny resaka fa amin'ny hery. BSB BSB: For the kingdom of God is not a matter of talk but of power.
21 ULB Inona no tadiavinareo? Tokony ho avy any aminareo miaraka amin'ny tsorakazo ve aho sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-panahy? BSB BSB: Which do you prefer? Shall I come to you with a rod, or in love and with a gentle spirit?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.