1 ULB Izahay dia nahare tatitra fa misy fijangajangana eo aminareo, karazana fitondran-tena tsy mendrika izay tsy azo atao akory eo amin'ireo Jentilisa. Ny tatitra dia hoe misy iray aminareo miara-matory amin'ny vadin-drainy. BSB BSB: It is actually reported that there is sexual immorality among you, and of a kind that is intolerable even among pagans: A man has his father’s wife.
2 ULB Ianareo dia tena miavonavona! Fa tsy tokony alahelo ve ianareo? Ny iray izay nanao izany dia tsy maintsy alàna eto aminareo. BSB BSB: And you are proud! Shouldn’t you rather have been stricken with grief and have removed from your fellowship the man who did this?
3 ULB Fa na dia tsy eo ara-batana aza aho fa mbola eo ara-panahy, dia efa nitsara ilay iray izay nanao izany sahady, toy ny hoe teo aho. BSB BSB: Although I am absent from you in body, I am present with you in spirit, and I have already pronounced judgment on the one who did this, just as if I were present.
4 ULB Rehefa miara-mivory amin'ny anaran'i Jesosy Tompontsika ianareo, ary ny fanahiko dia eo koa amin'ny herin'i Jesosy Tompontsika, dia efa nitsara io olona io sahady aho. BSB BSB: When you are assembled in the name of our Lord Jesus and I am with you in spirit, along with the power of the Lord Jesus,
5 ULB Nataoko izany mba hanolorana izany lehilahy izany ho an'ny Satana ho famotehana ny nofo, mba ho voavonjy ny fanahiny amin'ny andron'ny Tompo. BSB BSB: hand this man over to Satan for the destruction of the flesh, so that his spirit may be saved on the Day of the Lord.
6 ULB Tsy tsara ny fireharehanareo! Tsy fantatrareo ve fa ny lalivay kely dia manova ny mofo manontolo? BSB BSB: Your boasting is not good. Do you not know that a little leaven works through the whole batch of dough?
8 ULB Noho izany dia aoka isika hankalaza ny firavoravoana, tsy amin'ny lalivay taloha, ilay lalivain'ny fitondran-tena ratsy sy faharatsiana. Fa kosa, aoka isika hankalaza amin'ny mofo tsy misy lalivain'ny fahadiovam-po sy fahamarinana. BSB BSB: Therefore let us keep the feast, not with the old bread, leavened with malice and wickedness, but with the unleavened bread of sincerity and of truth.
9 ULB Izaho dia nanoratra ho anareo tao amin'ny taratasiko mba tsy hiarahanareo miasa amin'ireo olona mpijangajanga. BSB BSB: I wrote you in my letter not to associate with sexually immoral people.
10 ULB Kanefa ny tiako ambara dia tsy ny olona mpijanganjaga rehetra eto amin'izao tontolo izao, na ireo tsy mahonon-tena, na ireo mpisoloky, na ireo mpanompo sampy, satria mba hialana amin'izy ireo dia mila miala amin'izao tontolo izao ianareo. BSB BSB: I was not including the sexually immoral of this world, or the greedy and swindlers, or idolaters. In that case you would have to leave this world.
11 ULB Nefa ankehitriny aho manoratra ho anareo mba tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza na iza izay antsoina hoe rahalahy nefa miaina ao anatin'ny fijangajangana, na izay tsy mahonon-tena, na mpanompo sampy, na mpiteny ratsy, na mpimamo, na mpisoloky. Aza mihinana sakafo miaraka amin'ny olona toy izany akory. BSB BSB: But now I am writing you not to associate with anyone who claims to be a brother but is sexually immoral or greedy, an idolater or a verbal abuser, a drunkard or a swindler. With such a man do not even eat.
12 ULB Fa ahoana no idirako amin'ny fitsarana ireo izay any ivelan'ny fiangonana? Mifanohitra amin'izany, ianareo ve tsy tokony hitsara ireo izay ao anatin'ny fiangonana? BSB BSB: What business of mine is it to judge those outside the church? Are you not to judge those inside?
13 ULB Fa Andriamanitra dia mitsara ireo izay any ivelany. "Esory eo aminareo ny olon-dratsy." BSB BSB: God will judge those outside. “Expel the wicked man from among you.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.