1 ULB Tsy olona afaka ve aho? Tsy apostoly ve aho? Tsy nahita an'i Jesosy Tompontsika ve aho? Tsy asako ao amin'ny Tompo ve ianareo? BSB BSB: Am I not free? Am I not an apostle? Have I not seen Jesus our Lord? Are you yourselves not my workmanship in the Lord?
2 ULB Raha tsy apostoly ho an'ny hafa aho, dia farafaharatsiny Apostoly ho anareo. Fa ianareo no porofo amin'ny maha-apostoly ahy ao amin'ny Tompo. BSB BSB: Even if I am not an apostle to others, surely I am to you. For you are the seal of my apostleship in the Lord.
3 ULB Izao no fiarovako amin'ireo izay manadihady ahy: BSB BSB: This is my defense to those who scrutinize me:
4 ULB Moa ve izahay tsy mahazo alalana ny hihinana sy hisotro? BSB BSB: Have we no right to food and to drink?
6 ULB Sa Barnabasy sy izaho irery no tsy maintsy miasa? BSB BSB: Or are Barnabas and I the only apostles who must work for a living?
7 ULB Iza no manao fanompoana miaramila amin'ny fandaniany manokana? Iza no mamboly voaloboka ary tsy mihinana ny voany? Na iza no miandry ondry ka tsy misotro ny ronono avy amin'izany? BSB BSB: Who serves as a soldier at his own expense? Who plants a vineyard and does not eat of its fruit? Who tends a flock and does not drink of its milk?
8 ULB Moa ve izaho milaza ireo zavatra ireo mifototra amin'ny fahefan'ny olombelona? Tsy milaza izany koa ve ny lalàna? BSB BSB: Do I say this from a human perspective? Doesn’t the Law say the same thing?
9 ULB Fa izany dia efa voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy hoe: "Aza asiana fehi-vava ny omby rehefa miely voa izy." Tena ilay omby tokoa ve no hiahian'Andriamanitra? BSB BSB: For it is written in the Law of Moses: “Do not muzzle an ox while it is treading out the grain.” Is it about oxen that God is concerned?
10 ULB Tsy miresaka momba anay ve izy? Efa nosoratana ho antsika, fa izay miasa tany dia tokony hiasa amin'ny fanantenana, ary izay mively dia tokony hively amin'ny fanantenana ny hahazo anjara amin'ny vokatra. BSB BSB: Isn’t He actually speaking on our behalf? Indeed, this was written for us, because when the plowman plows and the thresher threshes, they should also expect to share in the harvest.
11 ULB Raha namafy zavatra ara-panahy teo aminareo izahay, moa be loatra aminay ve ny mijinja zavatra ara-materialy avy aminareo? BSB BSB: If we have sown spiritual seed among you, is it too much for us to reap a material harvest from you?
12 ULB Raha mampihatra izany zo izany avy aminareo ireo hafa, moa ve izahay tsy manana mihoatra? Na dia izany aza, tsy nitaky izany zo izany izahay. Fa kosa, naleonay niaritra ny zavatra rehetra toy izay ho sakana ho an'ny filazantsaran'i Kristy. BSB BSB: If others have this right to your support, shouldn’t we have it all the more? But we did not exercise this right. Instead, we put up with anything rather than hinder the gospel of Christ.
13 ULB Moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny sakafon'izy ireo avy ao amin'ny tempoly? Ary moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'izay natao fanatitra teo amin'ny Alitra? BSB BSB: Do you not know that those who work in the temple eat of its food, and those who serve at the altar partake of its offerings?
14 ULB Toy izany koa, ny Tompo dia nandidy fa ireo izay mitory ny filazantsara dia tokony hahazo ny fiveloman'izy ireo avy amin'ny filazantsara. BSB BSB: In the same way, the Lord has prescribed that those who preach the gospel should receive their living from the gospel.
15 ULB Nefa tsy nitaky ny iray tamin'ireo zo ireo aho. Ary tsy manoratra an'izao aho mba mba mety hisy zavatra hatao ho ahy. Aleoko maty toy izay hisy olona hanaisotra amiko izany rehareha izany. BSB BSB: But I have not used any of these rights. And I am not writing this to suggest that something be done for me. Indeed, I would rather die than let anyone nullify my boast.
16 ULB Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsy maintsy manao izany aho. Ary loza ho ahy raha tsy mitory ny filazantsara aho! BSB BSB: Yet when I preach the gospel, I have no reason to boast, because I am obligated to preach. Woe to me if I do not preach the gospel!
17 ULB Fa raha manao izany an-tsitrapo aho, dia manana valisoa. Fa raha tsy an-tsitrapo kosa, dia mbola manana ny andraikitra izay nankinina tamiko aho. BSB BSB: If my preaching is voluntary, I have a reward. But if it is not voluntary, I am still entrusted with a responsibility.
18 ULB Inona ary izany no valisoako? Izany dia rehefa mitory aho, dia afaka manolotra ny filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin'ny filazantsara. BSB BSB: What then is my reward? That in preaching the gospel I may offer it free of charge, and so not use up my rights in preaching it.
19 ULB Fa na dia afaka amin'ny rehetra aza aho, dia tonga ho mpanompo ho an'ny rehetra, mba hahazoako bebe kokoa. BSB BSB: Though I am free of obligation to anyone, I make myself a slave to everyone, to win as many as possible.
20 ULB Teo amin'ny Jiosy dia lasa toy ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy. Teo amin'ireo izay ambanin'ny lalàna, dia lasa toy ny olona izay ambanin'ny lalàna aho mba hahazoako ireo izay ambanin'ny lalàna. Nanao izany aho na dia tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tenako. BSB BSB: To the Jews I became like a Jew, to win the Jews. To those under the law I became like one under the law (though I myself am not under the law), to win those under the law.
21 ULB Tamin'ireo izay ivelan'ny lalàna, dia lasa toy ny olona ivelan'ny lalàna aho, na dia tsy ivelan'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tenako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nanao izany aho mba hahazoako ireo izay ambanin'ny lalàna. BSB BSB: To those without the law I became like one without the law (though I am not outside the law of God but am under the law of Christ), to win those without the law.
22 ULB Teo amin'ireo malemy dia lasa malemy aho, mba hahazoako ireo malemy. Tonga zavatra rehetra ho an'ny olona rehetra aho, mba hamonjeko ny sasany amin'ny fomba rehetra. BSB BSB: To the weak I became weak, to win the weak. I have become all things to all people so that by all possible means I might save some.
23 ULB Manao ny zavatra rehetra aho ho an'ny filazantsara, mba hafahako mandray anjara amin'ireo fitahian'izany. BSB BSB: I do all this for the sake of the gospel, so that I may share in its blessings.
24 ULB Moa ve tsy fantatrareo fa amin'ny fihazakazahana iray ny mpihazakazaka rehetra dia manao ny fihazakazahana, nefa iray ihany no mahazo ny loka? Koa mihazakazaha mba hahazo ny loka. BSB BSB: Do you not know that in a race all the runners run, but only one receives the prize? Run in such a way as to take the prize.
25 ULB Ny atileta iray dia mampihatra ny fifehezan-tena amin'ny fanazaran-tenany rehetra. Manao izany izy ireo mba handray satro-boninahita izay mety simba, kanefa kosa isika mihazakazaka mba hahazoantsika satro-boninahitra tsy mety simba. BSB BSB: Everyone who competes in the games trains with strict discipline. They do it for a crown that is perishable, but we do it for a crown that is imperishable.
26 ULB Ka noho izany dia tsy mihazakazaka amin'ny tsy misy antony aho na mamely totohondry amin'ny rivotra. BSB BSB: Therefore I do not run aimlessly; I do not fight like I am beating the air.
27 ULB Fa feheziko ny tenako ary ataoko andevo, mba tsy ho lavina ny tenako, rehefa avy nitory tamin'ny hafa aho. BSB BSB: No, I discipline my body and make it my slave, so that after I have preached to others, I myself will not be disqualified.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.