1 ULB Elia ilay Tisbita, avy any Tisba any Gileada, niteny tamin'i Ahaba hoe: "Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely, izay ijoroako eo anoloany, dia tsy hisy ando na orana amin'ity taona ity raha tsy milaza izany aho." BSB BSB: Now Elijah the Tishbite, who was among the settlers of Gilead, said to Ahab, “As surely as the LORD, the God of Israel, lives, before whom I stand, there will be neither dew nor rain in these years except at my word!”
2 ULB Tonga tamin'i Elia ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Then a revelation from the LORD came to Elijah:
3 ULB "Mialà eto ary mandehana miatsinanana; miafena ao amin'ny lohasahan-driaka Kerita, atsinanan'i Jordana. BSB BSB: “Leave here, turn eastward, and hide yourself by the Brook of Cherith, east of the Jordan.
4 ULB Ary hisotro ny rano avy ao amin'ny lohasahan-driaka ianao, ary efa nandidy ireo goaika aho hamahana anao any." BSB BSB: And you are to drink from the brook, and I have commanded the ravens to feed you there.”
5 ULB Ka nandeha i Elia ary nanao araka izay nandidian'ny tenin'i Yaveh. Nandeha izy mba hipetraka eo amin'ny lohasahan-driaka Kerita, atsinanan'i Jordana. BSB BSB: So Elijah did what the LORD had told him, and he went and lived by the Brook of Cherith, east of the Jordan.
6 ULB Nitondra mofo sy hena ho azy ireo goaika ny maraina ary mofo sy hena ny hariva, ary nisotro tamin'ilay lohasahan-driaka izy. BSB BSB: The ravens would bring him bread and meat in the morning and evening, and he would drink from the brook.
7 ULB Fa rehefa afaka kelikely dia ritra ilay lohasahan-driaka satria tsy nisy orana tamin'ny tany. BSB BSB: Some time later, however, the brook dried up because there had been no rain in the land.
8 ULB Tonga taminy ireo tenin'i Yaveh, milaza hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to Elijah:
9 ULB "Mitsangàna, mandehàna any Zarefata, izay an'i Sidona, ary mitoera any. Indro, efa nandidy mpitondratena tany aho mba hampisakafo anao." BSB BSB: “Get up and go to Zarephath of Sidon, and stay there. Behold, I have commanded a widow there to provide for you.”
10 ULB Ka nitsangana izy ary nandeha tany Zarefata, ary rehefa tonga teo am-bavahadin'ny tanàna izy dia nisy mpitondratena iray nanangona tapa-kazo teo. Dia niantso azy izy ary ary nanao hoe: "Mba hitondrao rano kely anaty siny re aho mba hahafahako misotro." BSB BSB: So Elijah got up and went to Zarephath. When he arrived at the city gate, there was a widow gathering sticks. Elijah called to her and said, “Please bring me a little water in a cup, so that I may drink.”
11 ULB Raha nandeha haka rano izy dia niantso azy izy, ary hoy izy: "Mba hitondrao mofo iray eny an-tananao re aho." BSB BSB: And as she was going to get it, he called to her and said, “Please bring me a piece of bread.”
12 ULB Dia namaly izy hoe: "Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao, dia tsy manana mofo aho, fa sakafo eran'ny tanana anaty siny sy menaka kely anaty tavoara ihany. Indro, manangona tapa-kazo roa aho mba hahafahako miditraao dia mahandro izany ho ahy sy ho an'ny zanako, mba hihinananay izany, ary ho faty." BSB BSB: But she replied, “As surely as the LORD your God lives, I have no bread—only a handful of flour in a jar and a little oil in a jug. Look, I am gathering a couple of sticks to take home and prepare a meal for myself and my son, so that we may eat it and die.”
13 ULB Hoy Elia taminy: "Aza matahotra. Mandehàna ary ataovy araka izay efa nolazainao, nefa anaovy mofo kely aho aloha ary ento mivoaka eto amiko izany. Ary rehefa vita izany dia manaova ho anao sy ho an'ny zanakao. BSB BSB: “Do not be afraid,” Elijah said to her. “Go and do as you have said. But first make me a small cake of bread from what you have, and bring it out to me. Afterward, make some for yourself and your son,
14 ULB Fa Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely, miteny hoe: 'Tsy ho foana ny sinin-tsakafo, na hijanona hikoriana ny tavoaran'ny menaka, mandra-pahatonga ny andro handatsahan'i Yaveh ny orana eto an-tany." BSB BSB: for this is what the LORD, the God of Israel, says: ‘The jar of flour will not be exhausted and the jug of oil will not run dry until the day the LORD sends rain upon the face of the earth.’”
15 ULB Dia nanao araka izay nolazain'i Elia taminy izy. Izy sy Elia, niaraka tamin'ny ankohonany, dia nihinana nandritry ny andro maro. BSB BSB: So she went and did according to the word of Elijah, and there was food every day for Elijah and the woman and her household.
16 ULB Tsy foana ny sinin-tsakafo, na nijanona nikoriana ny tavoaran'ny menaka, araka izay efa nolazain'ny tenin'i Yaveh, araka izay voalazany tamin'i Elia. BSB BSB: The jar of flour was not exhausted and the jug of oil did not run dry, according to the word that the LORD had spoken through Elijah.
17 ULB Taorian'ireo zavatra ireo, dia narary ny zanaky ravehivavy, izay tompon'ny trano. Tena nahery vaika tokoa ny aretiny ka tsy niaina intsony izy. BSB BSB: Later, the son of the woman who owned the house became ill, and his sickness grew worse and worse, until no breath remained in him.
18 ULB Ka hoy ny reniny tamin'i Elia: "Inona no olanao amiko, ry lehilahin'Andriamanitra? Tonga eto amiko mba hampatsiahy ahy ny fahotako ary hamono ny zanako ve ianao?" BSB BSB: “O man of God,” said the woman to Elijah, “what have you done to me? Have you come to remind me of my iniquity and cause the death of my son?”
19 ULB Dia namaly azy Elia hoe: "Omeo ahy ny zanakao lahy." Nalainy tamin'ny sandriny ilay zazalahy ary nentiny niakatra tao amin'ny efitra izay nijanonany, ary nampandriany teo amin'ny fandriany ilay zaza. BSB BSB: But Elijah said to her, “Give me your son.” So he took him from her arms, carried him to the upper room where he was staying, and laid him on his own bed.
20 ULB Nihiaka tamin'i Yaveh izy ary niteny hoe: "Yaveh Andriamanitro o, moa ve nitondra loza teo amin'ilay mpitondratena izay hijanonako ihany koa Ianao, tamin'ny famonoana ny zanany?" BSB BSB: Then he cried out to the LORD, “O LORD my God, have You also brought tragedy on this widow who has opened her home to me, by causing her son to die?”
21 ULB Avy eo dia naninjitra ny tenany intelo teo amin'ilay zaza i Elia; nihiaka mafy tamin'i Yaveh izy ary niteny hoe: "Yaveh Andriamanitro o, mitalaho Aminao aho, avelao re hiverina ao aminy ny ain'ity zaza ity." BSB BSB: Then he stretched himself out over the child three times and cried out to the LORD, “O LORD my God, please let this boy’s life return to him!”
22 ULB Nihaino ny feon'i Elia Yaveh; ka niverina taminy ny ain'ilay zaza, ary velona indray izy. BSB BSB: And the LORD listened to the voice of Elijah, and the child’s life returned to him, and he lived.
23 ULB Nalain'i Elia ilay zaza ary nentiny nivoaka tao amin'ny efitranony hidina ho ao an-trano; dia natolony an-dreniny ilay zaza ary hoy izy: "Indro, velona ny zanakao." BSB BSB: Then Elijah took the child, brought him down from the upper room into the house, and gave him to his mother. “Look, your son is alive,” Elijah declared.
24 ULB Hoy ravehivavy tamin'i Elia: "Ankehitriny fantatro fa lehilahin'Andriamanitra ianao, ary ny tenin'i Yaveh ao am-bavanao dia marina." BSB BSB: Then the woman said to Elijah, “Now I know that you are a man of God and that the word of the LORD from your mouth is truth.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.