1 ULB Rehefa akaiky ny andro nahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zanany izy, nanao hoe: BSB BSB: As the time drew near for David to die, he charged his son Solomon,
2 ULB "Handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho. Matanjaha, noho izany, ary asehoy fa lehilahy ny tenanao. BSB BSB: “I am about to go the way of all the earth. So be strong and prove yourself a man.
3 ULB Tàno ireo didin'i Yaveh Andriamanitrao izay mandeha amin'ny lalany, ankatoavy ireo lalàny, ireo fanapaha-keviny, ary ireo didim-panekeny, mitandrema amin'izay voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy, mba hambinina amin'izay rehetra ataonao ianao, na aiza na aiza alehanao, BSB BSB: And keep the charge of the LORD your God to walk in His ways and to keep His statutes, commandments, ordinances, and decrees, as written in the Law of Moses, so that you may prosper in all you do and wherever you turn,
4 ULB mba hahafahan'i Yaveh manatanteraka ny teniny izay nolazainy mikasika ahy, manao hoe: 'Raha mijery tsara ny fitondran-tenany ireo zanakao lahy, ary handeha eo alohako am-pitokiana miaraka amin'ny fo sy fanahin'izy ireo manontolo, dia tsy hitsahatra ny hanana lehilahy eo amin'ny seza fiandrianan'Israely ianao.' BSB BSB: and so that the LORD may fulfill His promise to me: ‘If your descendants take heed to walk faithfully before Me with all their heart and soul, you will never fail to have a man on the throne of Israel.’
5 ULB Ianao ihany koa dia mahafantatra izay nataon'i Joaba zanak'i Zeroia tamiko, ary izay nataony tamin'ny mpifehy roa ny tafik'Israely, dia tamin'i Abnera zanaka lahin'i Nera, ary tamin'i Amasa zanaka lahin'i Jetera, izay novonoiny. Nozarainy tam-piadanana ny ràn'ady ary napetany teo amin'ny fehin-kibo nanodidina ny valahiny sy tamin'ny kapa teo an-tongony ny ràn'ady. BSB BSB: Moreover, you know what Joab son of Zeruiah did to me—what he did to Abner son of Ner and Amasa son of Jether, the two commanders of the armies of Israel. He killed them in peacetime to avenge the blood of war. He stained with the blood of war the belt around his waist and the sandals on his feet.
6 ULB Mifanaraha amin'i Joaba amin'ny alalan'ny fahendrena efa nianaranao, saingy aza avela hidina any amin'ny fasana am-piadanana ilay volo fotsiny. BSB BSB: So act according to your wisdom, and do not let his gray head go down to Sheol in peace.
7 ULB Na dia izany aza, manehoa hatsaram-panahy amin'ireo zanaka lahin'i Barzilay Giledita, ary avelao ho isan'ireo izay hihinana eo an-databatrao izy ireo, fa tonga taty amiko izy ireo rehefa nandositra avy tany amin'i Absaloma rahalahinao aho. BSB BSB: But show loving devotion to the sons of Barzillai the Gileadite, and let them be among those who eat at your table, because they stood by me when I fled from your brother Absalom.
8 ULB Indro, efa miaraka aminao i Simey zanaka lahin'i Gera, ilay Benjamita avy any Bahorima, izay nanozona ahy tamin'ny ozona mahery vaika tamin'ny andro nandehanako tany Mahanaima. Dia nidina hihaona tamiko tany Jordana i Simey, ary nianiana taminy tamin'ny alalan'i Yaveh aho, nanao hoe: 'Tsy hamono anao amin'ny sabatra aho.' BSB BSB: Keep an eye on Shimei the son of Gera, the Benjamite from Bahurim who is with you. He called down bitter curses against me on the day I went to Mahanaim, but when he came down to meet me at the Jordan, I swore to him by the LORD: ‘I will never put you to the sword.’
9 ULB Koa ankehitriny aza avela ho afaka amin'ny sazy izy. Lehilahy hendry ianao, ary ho fantatrao izay tokony ho ataonao aminy. Ho entinao midina any amin'ny fasana miaraka amin'ny rà ny volo fotsiny." BSB BSB: Now therefore, do not hold him guiltless, for you are a wise man. You know what you ought to do to him to bring his gray head down to Sheol in blood.”
10 ULB Avy eo i Davida dia nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny ary nalevina tao amin'ny tanànan'i Davida. BSB BSB: Then David rested with his fathers and was buried in the City of David.
11 ULB Efapolo taona teo ireo fotoana nanjakan'i Davida teo amin'ireo Israely. BSB BSB: The length of David’s reign over Israel was forty years—seven years in Hebron and thirty-three years in Jerusalem.
12 ULB Nanjaka nandritra ny fito taona tany Hebrona izy ary tany Jerosalema nandritra ny telopolo taon. Ary nipetraka teo an-tseza fiandrianan'i Davida rainy i Solomona, ary tafapetraka tsara ny fitondràny. BSB BSB: So Solomon sat on the throne of his father David, and his kingdom was firmly established.
13 ULB Dia tonga tany amin'i Batseba renin'i Solomona i Adonia zanaka lahin'i Hagita. Hoy izy hoe: "Tonga mba hihavana ve ianao?" Namaly izy hoe: "Hihavana." BSB BSB: Now Adonijah son of Haggith went to Bathsheba the mother of Solomon, and she asked, “Do you come in peace?” “Yes, in peace,” he replied.
14 ULB Dia hoy izy hoe: "Misy zavatra ho lazaiko anao." Ka namaly izy hoe: "Lazao." BSB BSB: Then he said, “I have something to tell you.” “Say it,” she answered.
15 ULB Hoy Adonia hoe: "Fantatrao fa ahy ny fanjakana, ary ny Israely rehetra dia efa nanantena ahy ho mpanjaka. Saingy niova ny zavatra rehetra, ary natolotra ho an'ny rahalahiko ny fanjakana, fa efa azy avy amin'i Yaveh izany. BSB BSB: “You know that the kingship was mine,” he said. “All Israel expected that I should reign, but the kingship has turned to my brother, for it has come to him from the LORD.
16 ULB Ankehitriny dia manana fangatahana iray aminao aho, ary aza lavina aho." Hoy Batseba taminy hoe: "Lazao" BSB BSB: So now I have just one request of you; do not deny me.” “State your request,” she told him.
17 ULB Dia hoy izy: "Resaho re Solomona mpanjaka, fa tsy handao anao izy, mba hahafahany manome ahy an'i Abisaga ilay Sonemita mba ho vadiko." BSB BSB: Adonijah replied, “Please speak to King Solomon, since he will not turn you down. Let him give me Abishag the Shunammite as my wife.”
18 ULB Hoy i Batseba: "Eny ary, hiresaka amin'ny mpanjaka aho." BSB BSB: “Very well,” Bathsheba replied. “I will speak to the king for you.”
19 ULB Noho izany dia nandeha tany amin'i Solomona mpanjaka i Batseba mba hiresaka aminy ho an'i Adonia. Dia nitsangana ny mpanjaka hihaona taminy ary niondrika teo aminy. Avy eo dia nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany izy ary nanana seza fiandrianana nentina ho an'ny renin'ny mpanjaka. Dia nipetraka avy eo an-kavanany izy. BSB BSB: So Bathsheba went to King Solomon to speak to him for Adonijah. The king stood up to greet her, bowed to her, and sat down on his throne. Then the king had a throne brought for his mother, who sat down at his right hand.
20 ULB Ary hoy izy hoe: "Mba te-hanao fangatahana kely aminao aho, satria tsy handà ahy ianao." Dia namaly azy ny mpanjaka hoe: "Angataho, ry reniko, fa tsy handà anao aho." BSB BSB: “I have just one small request of you,” she said. “Do not deny me.” “Make your request, my mother,” the king replied, “for I will not deny you.”
21 ULB Dia hoy izy: "Aleo i Abisaga ilay Sonemita mba ho atolotra an'i Adonia rahalahinao ho vadiny." BSB BSB: So Bathsheba said, “Let Abishag the Shunammite be given to your brother Adonijah as his wife.”
22 ULB Namaly i Solomona mpanjaka ary nilaza tamin'ny reniny hoe: "Nahoana ianao no mangataka an'i Abisaga Sonemita ho an'i Adonia? Nahoana ianao no tsy nangataka ny fanjakana ho azy ihany koa, satria izy no lahimatoa__ ho azy, ho an'i Abiatara mpisorona, ary ho an'i Joaba zanaka lahin'i Zeroia ve?" BSB BSB: King Solomon answered his mother, “Why do you request Abishag the Shunammite for Adonijah? Since he is my older brother, you might as well request the kingdom for him and for Abiathar the priest and for Joab son of Zeruiah!”
23 ULB Avy eo dia nianiana tamin'i Yaveh i Solomona mpanjaka, nanao hoe: "Enga anie Andriamanitra hanao izany amiko, ary bebe kokoa, raha tsy nanohitra ny ainy tamin'izany teny izany i Adonia. BSB BSB: Then King Solomon swore by the LORD: “May God punish me, and ever so severely, if Adonijah has not made this request at the expense of his life.
24 ULB Ka noho izany raha mbola velona koa i Yaveh, izay nametraka ahy sy nanao ahy teo amin'ny seza fiandrianan'i Davida raiko, ary efa nanamboatra trano ho ahy araka ny nampanantenainy tamiko, dia azo antoka fa hovonoina i Adonia anio." BSB BSB: And now, as surely as the LORD lives—the One who established me, who set me on the throne of my father David, and who founded for me a dynasty as He promised—surely Adonijah shall be put to death today!”
25 ULB Ka dia naniraka an'i Benaia zanak'i Joiada i Solomona mpanjaka, ary nahita an'i Adonia i Benaia ka namono azy. BSB BSB: So King Solomon gave orders to Benaiah son of Jehoiada, and he struck down Adonijah and he died.
26 ULB Avy eo dia hoy Abiatara mpisorona tamin'ny mpanjaka hoe: "Mandehana any Anatota, any amin'ireo sahanao. Fa mendrika ny ho faty ianao, saingy tsy hamela anao ho faty amin'izao fotoana izao aho, satria nitondra ny fiaran'i Yaveh Tompo teo anatrehan'i Davida raiko ianao ary nijaly tamin'ny fomba rehetra nijalian'ny raiko." BSB BSB: Then the king said to Abiathar the priest, “Go back to your fields in Anathoth. Even though you deserve to die, I will not put you to death at this time, since you carried the ark of the Lord GOD before my father David, and you suffered through all that my father suffered.”
27 ULB Ka noroasin'i Solomona tsy ho mpisoron'i Yaveh i Abiatara, ka mety hanatanteraka ireo tenin'i Yaveh izy, araka izay efa noresahiny momba ny ankohonan'i Ely tao Silo. BSB BSB: So Solomon banished Abiathar from the priesthood of the LORD and thus fulfilled the word that the LORD had spoken at Shiloh against the house of Eli.
28 ULB Tonga tany amin'i Joaba ireo vaovao, fa Joaba nanohana an'i Adonia, fa tsy nanohana an'i Absaloma. Ka nandositra tany amin'ny trano lain'i Yaveh i Joaba ary nihazona ny tandroky ny alitara. BSB BSB: When the news reached Joab, who had conspired with Adonijah but not with Absalom, he fled to the tent of the LORD and took hold of the horns of the altar.
29 ULB Nolazaina tamin'i Solomona Mpanjaka fa i Joaba dia nandositra tany amin'ny trano lain'i Yaveh ary eo anilan'ny alitara ankehitriny. Avy eo dia naniraka an'i Benaia zanak'i Jehodia i Solomona, nanao hoe: "Mandehana, vonoy izy." BSB BSB: It was reported to King Solomon: “Joab has fled to the tent of the LORD and is now beside the altar.” So Solomon sent Benaiah son of Jehoiada, saying, “Go, strike him down!”
30 ULB Ary tonga tany amin'ny trano lain'i Yaveh i Benaia ary nilaza taminy hoe: "Hoy ny mpanjaka hoe: 'Mivoaha."' Namaly i Joaba hoe: "Tsia, ho faty eto aho." Ka dia niverina tany amin'ny mpanjaka i Benaia, nanao hoe: "Nilaza i Joaba fa te-ho faty ao amin'ny alitara hono izy." BSB BSB: And Benaiah entered the tent of the LORD and said to Joab, “The king says, ‘Come out!’” But Joab replied, “No, I will die here.” So Benaiah relayed the message to the king, saying, “This is how Joab answered me.”
31 ULB Dia hoy ny mpanjaka taminy: "Ataovy araka izay nolazainy. Vonoy izy ary aleveno mba hafahanao miala amiko sy amin'ny taranaky ny raiko ny rà izay nalatsak'i Joaba tamin'ny tsy misy antony. BSB BSB: And the king replied, “Do just as he says. Strike him down and bury him, and so remove from me and from the house of my father the innocent blood that Joab shed.
32 ULB Enga anie i Yaveh hamerina ny ràny ho eo an-dohany, satria nanafika lehilahy roa feno fahamarinana sy tsara noho ny tenany izy ary namono azy ireo tamin'ny sabatra, dia i Abnera zanaka lahin'i Nera, filohan'ny tafik'Israely, sy Amasa zanaka lahin'i Jetera, filohan'ny tafik'i Joda, ary tsy nahafantatra izany i Davida raiko. BSB BSB: The LORD will bring his bloodshed back upon his own head, for without the knowledge of my father David he struck down two men more righteous and better than he when he put to the sword Abner son of Ner, commander of Israel’s army, and Amasa son of Jether, commander of Judah’s army.
33 ULB Koa enga anie ny ràn'izy ireo hiverina eny an-dohan'i Joaba sy eny an-dohan'ireo taranany mandrakizay. Fa amin'i Davida sy ireo taranany, amin'ny fianakaviany, ary amin'ny seza fiandrianany, dia enga anie hisy fiadanana mandrakizay avy amin'i Yaveh." BSB BSB: Their blood will come back upon the heads of Joab and his descendants forever; but for David, his descendants, his house, and his throne, there shall be peace from the LORD forever.”
34 ULB Avy eo i Benaia zanak'i Jehodia niakatra ary nanafika an'i Joaba ka namono azy. Dia nalevina tany amin'ny tranony tany an'efitra ihany izy. BSB BSB: So Benaiah son of Jehoiada went up, struck down Joab, and killed him. He was buried at his own home in the wilderness.
35 ULB Ny mpanjaka dia nametraka an'i Benaia zanak'i Joiada teo amin'ny tafika hisolo ny toerany, ary nametraka an'i Zadoka mpisorona tany amin'ny toeran'i Abiatara. BSB BSB: And the king appointed Benaiah son of Jehoiada in Joab’s place over the army, and he appointed Zadok the priest in Abiathar’s place.
36 ULB Avy eo ny mpanjaka dia naniraka ary nampiantso an'i Simey, ary niteny taminy hoe: "Manorena trano iray any Jerosalema ianao ary mitoera any, ka aza mivoaka ao amin'izany mankany amin'ny toeran-kafa. BSB BSB: Then the king summoned Shimei and said to him, “Build a house for yourself in Jerusalem and live there, but do not go anywhere else.
37 ULB Fa amin'ny andro izay hivoahanao, sy handalovanao eny amin'ny Lohasahan-driaka Kidrona, dia fantaro marina fa ho vonoina tokoa ianao. Ho eo amin'ny lohanao ny rànao." BSB BSB: On the day you go out and cross the Kidron Valley, know for sure that you will die; your blood will be on your own head.”
38 ULB Ka hoy I Simey tamin'ny mpanjaka hoe: "Tsara izany lazainao izany. Araka izay nolazain'ny mpanjaka tompoko, dia hataonao mpanomponao." Dia nitoetra tany Jerosalema nandritra ny andro maromaro i Simey. BSB BSB: “The sentence is fair,” Shimei replied. “Your servant will do as my lord the king has spoken.” And Shimei lived in Jerusalem for a long time.
39 ULB Fa nony tapitra ny telo taona, dia nitsoaka tany amin'i Akisa zanak'i Maka mpanjakan'i Gata ireo mpanompo roa an'i Simey. Ka niresaka tamin'i Simey izy ireo, nanao hoe: "Indro, ireo mpanomponao dia any Gata." BSB BSB: After three years, however, two of Shimei’s slaves ran away to Achish son of Maacah, king of Gath. And Shimei was told, “Look, your slaves are in Gath.”
40 ULB Dia nitsangana i Simey, ary nanisy lasely ny borikiny ka nandeha tany amin'i Akisa tany Gata mba hitady ireo mpanompony. Dia nandeha izy ary nentiny niverina avy tany Gata ireo mpanompony. BSB BSB: So Shimei saddled his donkey and set out to Achish at Gath in search of his slaves, and he brought them back from Gath.
41 ULB Rehefa nilaza i Solomona fa i Simey dia nandeha avy tany Jerosalema ho any Gata ary efa niverina, BSB BSB: When Solomon was told that Shimei had gone from Jerusalem to Gath and had returned,
42 ULB dia naniraka sy nampiantso an'i Simey ny mpanjaka, ary nanao taminy hoe: "Tsy efa nampianiana anao tamin'i Yaveh ve aho ary nijoro vavolombelona taminao, nanao hoe: 'Fantaro tanteraka izay andro hivoahanao sy handehananao any amin'ny toeran-kafa, fa ho faty tokoa ianao'? Avy eo dia hoy ianao tamiko hoe: 'Tsara izany lazainao izany.' BSB BSB: the king summoned Shimei and said to him, “Did I not make you swear by the LORD and warn you, ‘On the day you leave and go elsewhere, know for sure that you will die’? And you told me, ‘The sentence is fair; I will comply.’
43 ULB Nahoana ary ianao no tsy mitàna ny fianiananao tamin'i Yaveh sy ny baiko izay nomeko anao?" BSB BSB: So why have you not kept your oath to the LORD and the command that I gave you?”
44 ULB Hoy koa ny mpanjaka tamin'i Simey: "Fantatrao ao am-ponao ireo haratsiam-panahy rehetra izay nataonao tamin'i Davida raiko. Noho izany dia ho averin'i Yaveh eo ambony lohanao ny haratsiam-panahinao. BSB BSB: The king also said, “You know in your heart all the evil that you did to my father David. Therefore the LORD will bring your evil back upon your head.
45 ULB Fa ho tahiana i Solomona mpanjaka ary ny seza fiandrianan'i Davida dia hapetraka eo anatrehan'i Yaveh mandrakizay." BSB BSB: But King Solomon will be blessed and David’s throne will remain secure before the LORD forever.”
46 ULB Avy eo ny mpanjaka nanome baiko tamin'i Benaia zanaka lahin'i Joiada. Dia nivoaka izy ary namono an'i Simey. Ka dia napetraka tsara teo an-tanan'i Solomona ny fitondràna. BSB BSB: Then the king commanded Benaiah son of Jehoiada, and he went out and struck Shimei down, and he died. Thus the kingdom was firmly established in the hand of Solomon.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.