1 ULB Nanao dina tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta tamin'ny alalan'ny fanambadiana i Solomona. Naka ny zanaka vavin'i Farao izy ary nitondra azy tao amin'ny tanàn'i Davida mandraham-pahavitany nanorina ny tranony manokana, ny tranon'i Yaveh, ary ny manda manodidina an'i Jerosalema. BSB BSB: Later, Solomon formed an alliance with Pharaoh king of Egypt by marrying his daughter. Solomon brought her to the City of David until he had finished building his palace and the house of the LORD, as well as the wall around Jerusalem.
2 ULB Teny amin'ireo toerana avo no nanaovan'ireo olona sorona, satria mbola tsy nisy trano niorina ho an'ny anaran'i Yaveh. BSB BSB: The people, however, were still sacrificing on the high places because a house for the Name of the LORD had not yet been built.
3 ULB Naneho ny fitiavany an'i Yaveh i Solomona tamin'ny fandehanana araka ny lalàn'i Davida rainy, hafa tsy izay nanaovany sorona sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ireo toerana avo izy. BSB BSB: And Solomon loved the LORD and walked in the statutes of his father David, except that he sacrificed and burned incense on the high places.
4 ULB Nankany Gibeona ny mpanjaka mba hanao sorona teny, satria toerana avo lehibe izany. Nanolotra fanatitra dorana arivo teo ambonin'izany alitara izany i Solomona. BSB BSB: Now the king went to Gibeon to sacrifice there, for it was the great high place. Solomon offered a thousand burnt offerings on the altar there.
5 ULB Tao Gibeona dia niseho tamin'ny nofy tamin'i Solomona Yaveh nony alina; hoy Izy hoe: "Angataho! Inona no tokony homeko anao?" BSB BSB: One night at Gibeon the LORD appeared to Solomon in a dream, and God said, “Ask, and I will give it to you!”
6 ULB Koa hoy i Solomona hoe: "Ianao efa naneho tsy fivadiham-panekana lehibe tamin'ny mpanomponao, dia i Davida raiko, satria nandeha teo anatrehanao tamin'ny fahamendreham-pitokisana, tamin'ny fahamarinana, ary tamin'ny fahitsim-po izy. Nohazoninao ho azy ity tsy fivadiham-panekana lehibe ity ary nomenao zanaka lahy hipetraka eo amin'ny seza fiandrianany izy anio. BSB BSB: Solomon replied, “You have shown much loving devotion to Your servant, my father David, because he walked before You in faithfulness, righteousness, and uprightness of heart. And You have maintained this loving devotion by giving him a son to sit on his throne this very day.
7 ULB Ankehitriny ry Yaveh Andriamanitro, efa nanao ny mpanomponao ho mpanjaka teo amin'ny toeran'i Davida raiko Ianao, na dia mbola zaza ihany aza aho. Ka tsy fantatro hoe ahoana no fomba hivoahana na hidirana. BSB BSB: And now, O LORD my God, You have made Your servant king in my father David’s place. But I am only a little child, not knowing how to go out or come in.
8 ULB Ny mpanomponao dia eo afovoan'ireo olona izay nosafidianao, vahoaka lehibe, maro tsy tambo isaina na tsy voaisa. BSB BSB: Your servant is here among the people You have chosen, a people too numerous to count or number.
9 ULB Koa omeo ny mpanomponao ny fahazavam-po hitsara ny olonao, mba hahafahako manavaka ny tsara sy ny ratsy. Fa iza moa no mahay mitsara izao vahoakanao marobe izao?" BSB BSB: Therefore give Your servant an understanding heart to judge Your people and to discern between good and evil. For who is able to govern this great people of Yours?”
10 ULB Nahafaly ny Tompo izany fangatahan'i Solomona izany. BSB BSB: Now it pleased the Lord that Solomon had made this request.
11 ULB Dia hoy Andriamanitra taminy hoe: "Satria efa nangataka izany zavatra izany ianao ary tsy nangataka ho an'ny tenanao mba ho lava andro hiainana na harena na ny ain'ireo fahavalonao, fa nangataka fahazavan-tsaina ho an'ny tenanao mba hamantarana ny rariny. BSB BSB: So God said to him, “Since you have asked for this instead of requesting long life or wealth for yourself or death for your enemies—but you have asked for discernment to administer justice—
12 ULB Indro, ankehitriny hataoko izay rehetra nangatahanao tamiko rehefa nomenao Ahy ny fangatahanao. Omeko fo hendry sy mahalala ianao, mba tsy hisy ho tahaka anao teo alohanao, ary tsy hisy tahaka anao hitsangana ao aorianao. BSB BSB: behold, I will do what you have asked. I will give you a wise and discerning heart, so that there will never have been another like you, nor will there ever be.
13 ULB Efa nomeko anao ihany koa izay tsy nangatahinao, dia ny harena sy ny voninahitra, mba tsy hisy ho tahaka anao eo amin'ireo mpanjaka amin'ny andronao rehetra. BSB BSB: Moreover, I will give you what you did not request—both riches and honor—so that during all your days no man in any kingdom will be your equal.
14 ULB Raha handeha araka ny lalako ianao ka hitandrina ireo lalàko sy ireo didiko, tahaka ny nandehanan'ny rainao, dia hanalava ny andronao Aho." BSB BSB: So if you walk in My ways and keep My statutes and commandments, just as your father David did, I will prolong your days.”
15 ULB Dia nifoha i Solomona, ary indro, nofy izany. Tonga tao Jerosalema izy ary nitsangana nanoloana ny fiaran'ny faneken'ny Tompo. Nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana izy, ary nanao fanasana ho an'ireo mpanompony rehetra. BSB BSB: Then Solomon awoke, and indeed it had been a dream. So he returned to Jerusalem, stood before the ark of the covenant of the Lord, and offered burnt offerings and peace offerings. Then he held a feast for all his servants.
16 ULB Dia nisy vehivavy roa izay mpivaro-tena tonga teo amin'ny mpanjaka ary nitsangana teo anatrehany. BSB BSB: At that time two prostitutes came to the king and stood before him.
17 ULB Hoy ilay vehivavy anankiray hoe: "O, ry tompoko, izaho sy ity vehivavy ity dia miray trano, ary niteraka zaza tao amin'ilay trano niarahako taminy aho. BSB BSB: One woman said, “Please, my lord, this woman and I live in the same house, and I gave birth while she was in the house.
18 ULB Ary tamin'ny andro fahatelo taorian'ny niterahako dia niteraka koa ity vehivavy ity. Niaraka izahay. Tsy nisy olona hafa niaraka taminay tao an-trano, fa izahay roa ihany. BSB BSB: On the third day after I gave birth, this woman also had a baby. We were alone, with no one in the house but the two of us.
19 ULB Avy eo maty ny zanaka lahin'ity vehivavy ity nony alina, satria voatsindriny izy. BSB BSB: During the night this woman’s son died because she rolled over on him.
20 ULB Ka nitsangana izy ny sasak'alina ary naka ny zanako lahy avy eo anilako, raha mbola natory ny mpanomponao, ary nametraka azy teo an-tratrany, sy nametraka ny zanany lahy teo an-tratrako. BSB BSB: So she got up in the middle of the night and took my son from my side while I was asleep. She laid him in her bosom and put her dead son at my bosom.
21 ULB Rehefa nifoha hampinono ny zanako aho ny maraina, dia efa maty izy. Fa rehefa nijery azy tsara aho ny maraina, dia tsy zanako, izay naterako izy." BSB BSB: The next morning, when I got up to nurse my son, I discovered he was dead. But when I examined him, I realized that he was not the son I had borne.”
22 ULB Fa ilay vehivavy anankiray nilaza hoe: "Tsia, ilay iray velona no zanako, ary ilay iray maty no zanakao." Ilay vehivavy voalohany nilaza hoe: "Tsia, ilay maty no zanakao, ary ny iray velona no zanako." Izany ny fomba noresahan'izy ireo teo anatrehan'ny mpanjaka." BSB BSB: “No,” said the other woman, “the living one is my son and the dead one is your son.” But the first woman insisted, “No, the dead one is yours and the living one is mine.” So they argued before the king.
23 ULB Dia hoy ny mpanjaka hoe: "Ny iray taminareo milaza hoe: 'Ity velona ity no zanako, ary ilay maty no zanakao,' ary ny iray milaza hoe: 'Tsia, ilay maty no zanakao, ary ilay iray velona no zanako."' BSB BSB: Then the king replied, “This woman says, ‘My son is alive and yours is dead,’ but that woman says, ‘No, your son is dead and mine is alive.’”
24 ULB Hoy ny mpanjaka hoe: "Itondrao sabatra aho." Ka nentin'izy ireo teo anatrehan'ny mpanjaka ny sabatra. BSB BSB: The king continued, “Bring me a sword.” So they brought him a sword,
25 ULB Ary hoy ny mpanjaka hoe: "Zarao roa ny zaza velona, ary omeo ity vehivavy ity ny antsasany ary omeo ny anankiray ny antsasany." BSB BSB: and the king declared, “Cut the living child in two and give half to one and half to the other.”
26 ULB Ary ilay vehivavy izay velon-janaka niresaka tamin'ny mpanjaka, fa feno fangoraham-po ho an'ny zanany ny fony, ary hoy izy hoe: "O, ry tompoko, omeo azy ny zaza velona, ary tsy midika izany hoe mamono azy." Fa hoy ilay vehivavy iray: "tsy ho ahy na ho anao akory izy. Zarao izy." BSB BSB: Then the woman whose son was alive spoke to the king because she yearned with compassion for her son. “Please, my lord,” she said, “give her the living baby. Do not kill him!” But the other woman said, “He will be neither mine nor yours. Cut him in two!”
27 ULB Avy eo namaly ny mpanjaka ka niteny hoe: "Omeo ilay vehivahy voalohany ny zaza velona, ary tsy midika izany hoe mamono azy. Fa izy no reniny." BSB BSB: Then the king gave his ruling: “Give the living baby to the first woman. By no means should you kill him; she is his mother.”
28 ULB Rehefa ren'Israely rehetra ny fitsaràna izay nataon'ny mpanjaka, dia natahotra ny mpanjaka izy ireo, satria hitan'izy ireo fa tao aminy ny fahendren'Andriamanitra ho entiny mitsara. BSB BSB: When all Israel heard of the judgment the king had given, they stood in awe of him, for they saw that the wisdom of God was in him to administer justice.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.