1 ULB Rehefa vitan'i Solomona ny fananganana ny tranon'i Yaveh sy ny lapan'ny mpanjaka, ary rehefa nahatanteraka izay rehetra niriany ho vita izy, BSB BSB: Now when Solomon had finished building the house of the LORD and the royal palace, and had achieved all that he had desired to do,
2 ULB dia niseho fanindroany tamin'i Solomona i Yaveh, tahaka ny nisehoany taminy tao Gibeona. BSB BSB: the LORD appeared to him a second time, as He had appeared to him at Gibeon.
3 ULB Ary hoy Yaveh taminy hoe: "Efa reko ny vavakao sy ny fangatahanao izay nataonao teo anatrehako. Efa natokako ho Ahy, ity trano izay natsanganao ity, mba hametrahako ny anarako ho ao mandrakizay. Ny masoko sy ny foko dia ho eo foana amin'ny fotoana rehetra. BSB BSB: And the LORD said to him: “I have heard your prayer and petition before Me. I have consecrated this temple, which you have built, by putting My Name there forever; My eyes and My heart will be there for all time.
4 ULB Ary ianao, raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehan'i Davida rainao tamin'ny fahitsim-po sy tamin'ny fahamarinana, hankato izay nandidiako anao rehetra ary hitandrina ireo lalàko sy ireo didiko, BSB BSB: And as for you, if you walk before Me as your father David walked, with a heart of integrity and uprightness, doing all I have commanded you, and if you keep My statutes and ordinances,
5 ULB dia hametraka ny sezan'ny fiandrianan'ny fanjakanao eo amin'ny Israely mandrakizay aho, tahaka ny nampanantenaiko tamin'i Davida rainao, hoe: 'Ny taranakao dia tsy hiala eo amin'ny seza fiandrian'Israely mihitsy.' BSB BSB: then I will establish your royal throne over Israel forever, as I promised your father David when I said, ‘You will never fail to have a man on the throne of Israel.’
6 ULB Fa raha mivily ianao, ianao na ireo zanakao, ka tsy mitandrina ireo didiko sy ireo lalàko izay napetrako eo anatrehanao, ary raha mandeha ka manompo andriamani-kafa ary miankohoka eo amin'izy ireo ianao, BSB BSB: But if indeed you or your sons turn away from following Me and do not keep the commandments and statutes I have set before you, and if you go off to serve and worship other gods,
7 ULB dia ho esoriko amin'ny tany izay nomeko azy ireo Israely; ary ity trano izay efa natokako ho an'ny anarako ity, dia ho esoriko tsy ho hitan'ny masoko, ary Israely dia ho tonga tahaka ny zavatra faneso sy hihomehezana eo amin'ireo vahoaka rehetra. BSB BSB: then I will cut off Israel from the land that I have given them, and I will banish from My presence this temple I have sanctified for My Name. Then Israel will become an object of scorn and ridicule among all peoples.
8 ULB Ho rava ho antontam-bato ity tempoly ity, ary izay rehetra mandalo eo amin'izany dia ho gaga ka hisiotsioka. Hanontany izy ireo hoe: 'Nahoana i Yaveh no nanao izao tamin'ity tany sy trano ity?' BSB BSB: And when this temple has become a heap of rubble, all who pass by it will be appalled and will hiss and say, ‘Why has the LORD done such a thing to this land and to this temple?’
9 ULB Ny hafa hamaly hoe: 'Satria nahafoy an'i Yaveh Andriamaniny izy ireo, izay nitondra ny razam-ben'izy ireo nivoaka ny tany Egypta, ary nifikitra tamin'ireo andriamani-kafa ka niankohoka ary nanompo azy ireo. Izany no antony nitondran'i Yaveh izany loza rehetra izany tamin'izy ireo.'" BSB BSB: And others will answer, ‘Because they have forsaken the LORD their God who brought their fathers out of the land of Egypt, and have embraced other gods, worshiping and serving them—because of this, the LORD has brought all this disaster upon them.’”
10 ULB Rehefa tapitra ny roapolo taona izay nahavitan'i Solomona ny fananganana ireo trano lehibe roa, ny tempolin'Yaveh sy ny lapan'ny mpanjaka. BSB BSB: Now at the end of the twenty years during which Solomon built these two houses, the house of the LORD and the royal palace,
11 ULB Ary Hirama mpanjakan'i Tyra, dia namatsy hazo sedera sy kypreso, ary volamena an'i Solomona- izay rehetra nirian'i Solomona_ ka dia nomen'i Solomona Mpanjaka tanàna roapolo tao amin'ny tanin'i Galilia i Hirama. BSB BSB: King Solomon gave twenty towns in the land of Galilee to Hiram king of Tyre, who had supplied him with cedar and cypress logs and gold for his every desire.
12 ULB Nivoaka avy tao Tyro i Hirama mba hijery ireo tanàna izay nomen'i Solomona azy, kanefa tsy nahafaly azy izany. BSB BSB: So Hiram went out from Tyre to inspect the towns that Solomon had given him, but he was not pleased with them.
13 ULB Ary hoy i Hirama: "Fa tanàna inona ireto omenao ahy ireto, ry rahalahiko?" Nantsoin'i Hirama hoe Tany Kobola ireo, izay mbola hiantsoana azy ireo hatrany mandraka androany. BSB BSB: “What are these towns you have given me, my brother?” asked Hiram, and he called them the Land of Cabul, as they are called to this day.
14 ULB Nampanatitra talenta volamena 120 ho an'ny mpanjaka i Hirama. BSB BSB: And Hiram had sent the king 120 talents of gold.
15 ULB Izao manaraka izao no anton'ny fitakiana amin'ny asa izay napetrak'i Solomona Mpanjaka: mba hananganana ny tempolin'Yaveh sy ny lapany, mba hananganana an'i Milo sy ny rindrin'i Jerosalema, ary ny mba hananganana ny manda fiarovan'i Hazora, Megido, ary Gazera. BSB BSB: This is the account of the forced labor that King Solomon imposed to build the house of the LORD, his own palace, the supporting terraces, and the wall of Jerusalem, as well as Hazor, Megiddo, and Gezer. 16 ULB Niakatra ary naka an'i Gazera i Farao mpanjakan'i Egypta. Nodorany izany ary novonoiny ireo Kananita tao an-tanàna. Ary dia nomen'i Farao an'ny zanany vavy, vadin'i Solomona, ho fanomezana ho an'ny fampiakaram-bady ny tanàna. BSB BSB: Pharaoh king of Egypt had attacked and captured Gezer. He had set it on fire, killed the Canaanites who lived in the city, and given it as a dowry to his daughter, Solomon’s wife.
17 ULB Ka dia naverin'i Solomona natsangana i Gazera sy Beti-horona Ambany, BSB BSB: So Solomon rebuilt Gezer, Lower Beth-horon,
18 ULB Baleta sy Tadmora any an'efitra any amin'ny tany Joda, BSB BSB: Baalath, and Tamar in the Wilderness of Judah,
20 ULB Ary ireo vahoaka rehetra sisa tavela tamin'ireo Amorita, Hitita, Perizita, Hivita, ary Jebosita, izay tsy vahoakan'ny Israely, BSB BSB: As for all the people who remained of the Amorites, Hittites, Perizzites, Hivites, and Jebusites (the people who were not Israelites)—
21 ULB ireo taranak'izy ireo izay tavela niaraka tamin'izy ireo tao amin'ny tany, izay tsy vitan'ny olon'Israely ny nandrava azy tanteraka_ nataon'i Solomona mpiasa an-terivozona izy ireo, mandraka androan. BSB BSB: their descendants who remained in the land, those whom the Israelites were unable to devote to destruction—Solomon conscripted these people to be forced laborers, as they are to this day.
22 ULB Na dia izany aza, dia tsy nataon'i Solomona mpiasa an-terivozona ireo vahoakan'ny Israely. Fa kosa, lasa miaramilany sy mpanompony, manam-pahefany, sy manam-boninahiny ary mpifehy ireo kalesiny ary mpitaingin-tsoavaliny izy ireo. BSB BSB: But Solomon did not consign any of the Israelites to slavery, because they were his men of war, his servants, his officers, his captains, and the commanders of his chariots and cavalry.
23 ULB Ireto ihany koa ireo lehiben'ny manam-pahefany misahana ireo mpanara-maso izay teo amin'ny asan'i Solomona, 550 tamin'izy ireo, izay nanara-maso ny vahoaka izay niasa. BSB BSB: They were also the chief officers over Solomon’s projects: 550 supervisors over the people who did the work.
24 ULB Nifindra avy tao amin'ny tananàn'i Davida mba ho any amin'ny trano izay natsangan'i Solomona ho azy ny zanaka vavin'i Farao. Taty aoriana, dia nanangana an'i Milo i Solomona. BSB BSB: As soon as Pharaoh’s daughter had come up from the City of David to the palace that Solomon had built for her, he built the supporting terraces.
25 ULB Manolotra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana in-telo isan-taona eo ambonin'ny alitara izay naoriny ho an'i Yaveh i Solomona, mandoro ditin-kazo manitra miaraka amin'ireo eo ambony alitara izay eo anatrehan'i Yaveh. Ka vitany ny tempoly ary ampiasainy izany ankehitriny. BSB BSB: Three times a year Solomon offered burnt offerings and peace offerings on the altar he had built for the LORD, burning incense with them before the LORD. So he completed the temple.
26 ULB Nanamboatra andian-tsambo tao Ezion-gebera i Solomona Mpanjaka, izay akaikin' Elota, teo amoron'ny Ranomasina Mena, tao amin'ny tany Edoma. BSB BSB: King Solomon also assembled a fleet of ships at Ezion-geber, which is near Eloth in Edom, on the shore of the Red Sea.
27 ULB Nandefa mpanompo ho an'ny andian-tsambon'i Solomona i Hirama, tantsambo izay nahay ny ranomasina, niaraka tamin'ireo mpanompon'i Solomona. BSB BSB: And Hiram sent his servants, sailors who knew the sea, to serve in the fleet with Solomon’s servants.
28 ULB Nandeha tany Ofira niaraka tamin'ireo mpanompon'i Solomona izy ireo. Avy any no nitondran'izy ireo talenta volamena 420 ho an'i Solomona Mpanjaka. BSB BSB: They sailed to Ophir and imported gold from there—420 talents—and delivered it to Solomon.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.