1 ULB Petera, apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'ireo zanaka am-pielezana, ireo izay voafidy, manerana an'i Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia, ary Bitynia. BSB BSB: Peter, an apostle of Jesus Christ, To the elect who are exiles of the Dispersion throughout Pontus, Galatia, Cappadocia, Asia, and Bithynia, chosen
2 ULB Izany dia araka ny fantatr'Andriamanitra Ray mialoha, voatokan'ny Fanahy ho fankatoavana sy ho famafazana ny ràn'i Jesosy Kristy. Ho aminareo anie ny fahasoavana, ary hitombo anie ny fiadananareo. BSB BSB: according to the foreknowledge of God the Father and sanctified by the Spirit for obedience to Jesus Christ and sprinkling by His blood: Grace and peace be yours in abundance.
3 ULB Ho tahiana anie Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamin'ny famindram-pony, no nanomezany antsika fahaterahana vaovao ho an'ny fahatokisan'ny lova. Izany lova izany dia tamin'ny alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. BSB BSB: Blessed be the God and Father of our Lord Jesus Christ! By His great mercy He has given us new birth into a living hope through the resurrection of Jesus Christ from the dead,
4 ULB Izany dia ho an'ny lova izay tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levona. Izany dia voatokana ho anareo any an-danitra. BSB BSB: and into an inheritance that is imperishable, undefiled, and unfading, reserved in heaven for you,
5 ULB Ianareo dia arovan'ny herin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana, ho an'ny famonjena izay efa vonona ho ambara amin'ny fotoana farany. BSB BSB: who through faith are shielded by God’s power for the salvation that is ready to be revealed in the last time.
6 ULB Tena ravoravo momba izany ianareo, na dia ilainareo aza ny hahatsiaro malahelo amin'ny olana maro samy hafa ankehitriny. BSB BSB: In this you greatly rejoice, though now for a little while you may have had to suffer grief in various trials
7 ULB Izany dia ho an'ny fanaporofoana ny finoanareo, izay sarobidy kokoa noho ny volamena izay simba, na dia nosedraina tamin'ny afo aza. Miseho izany mba ho hita ny vokatry ny finoanareo amin'ny fiderana, voninahitra, ary haja amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. BSB BSB: so that the proven character of your faith—more precious than gold, which perishes even though refined by fire—may result in praise, glory, and honor at the revelation of Jesus Christ.
8 ULB Tsy nahita Azy ianareo, nefa tia Azy. Tsy mahita azy ianareo ankehitriny, kanefa mino Azy ary tena faly amin'ny fifaliana tsy hay lazaina, mahafinaritra. BSB BSB: Though you have not seen Him, you love Him; and though you do not see Him now, you believe in Him and rejoice with an inexpressible and glorious joy,
9 ULB Raisinareo ankehitriny ny vokatry ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahinareo. BSB BSB: now that you are receiving the goal of your faith, the salvation of your souls.
10 ULB Ireo mpaminany dia nikaroka sy nanontany tsara ny momba izany famonjena izany, ny momba ny fahasoavana izay ho anareo. BSB BSB: Concerning this salvation, the prophets who foretold the grace to come to you searched and investigated carefully,
11 ULB Izy ireo dia nitady ny hahafantatra ny momban'ny hoe iza sy oviana ny Fanahin'i Kristy ao amin'izy ireo no niteny tamin'izy ireo. Izany dia nitranga toy ny nolazainy azy ireo mialoha momba ireo fijalian'i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany. BSB BSB: trying to determine the time and setting to which the Spirit of Christ in them was pointing when He predicted the sufferings of Christ and the glories to follow.
12 ULB Nambara tamin'izy ireo izany mba tsy hanompo ny tenany izy ireo, fa ianareo, rehefa niteny ireo zavatra izay voalaza taminareo ankehitriny izy ireo tamin'ny alalan'ireo izay nitory ny filazantsara taminareo tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina nalefa avy any an-danitra--zavatra izay tian'ireo anjely ho fantatra. BSB BSB: It was revealed to them that they were not serving themselves, but you, when they foretold the things now announced by those who preached the gospel to you by the Holy Spirit sent from heaven. Even angels long to look into these things.
13 ULB Noho izany homano ny sainareo. Mahonona tena. Mametraha fitokiana amin'ny fahasoavana izay ho entina eo aminareo amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. BSB BSB: Therefore prepare your minds for action. Be sober-minded. Set your hope fully on the grace to be given you at the revelation of Jesus Christ.
14 ULB Amin'ny maha-zanaka mpankàto, aza mampifanaraka ny tenanareo amin'ireo faniriana izay narahinareo tamin'ny mbola tsy nahalala ianareo. BSB BSB: As obedient children, do not conform to the passions of your former ignorance.
15 ULB Fa tahaka ilay iray izay niantso anareo hoe masina, ianareo, ihany koa, aoka ho masina amin'ny fitondran-tenanareo manontolo. BSB BSB: But just as He who called you is holy, so be holy in all you do,
16 ULB Fa voasoratra hoe: "Aoka ho masina, satria masina Aho." BSB BSB: for it is written: “Be holy, because I am holy.”
17 ULB Ka raha miantso ilay iray izay mitsara tsy misy fanavakavahana araka ny asan'olona tsirairay avy hoe: "Ray" ianareo, dia handany ny fotoan'andronareo amin'ny fanehoana fanajana. BSB BSB: Since you call on a Father who judges each one’s work impartially, conduct yourselves in reverent fear during your stay as foreigners.
18 ULB Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala izay nianaranareo tamin'ireo razanareo. BSB BSB: For you know that it was not with perishable things such as silver or gold that you were redeemed from the empty way of life you inherited from your forefathers,
19 ULB Fa kosa, navotana tamin'ny rà sarobidin'i Kristy ianareo, izay toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny. BSB BSB: but with the precious blood of Christ, a lamb without blemish or spot.
21 ULB Amin'ny alalany no hinoanareo an'Andriamanitra, izay nanangana azy tamin'ny maty sy tamin'ireo nomeny voninahitra mba ho ao amin'Andriamanitra ny finoana sy fahatokianareo. BSB BSB: Through Him you believe in God, who raised Him from the dead and glorified Him; and so your faith and hope are in God.
22 ULB Nanadio ny fanahinareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana ianareo. Izany dia ho an'ny fitiavana ara-pirahalahiana madio; noho izany mifankatiava fatratra amin'ny fo. BSB BSB: Since you have purified your souls by obedience to the truth so that you have a genuine love for your brothers, love one another deeply, from a pure heart.
23 ULB Nateraka indray ianareo, tsy avy amin'ny voa mety maty, fa avy amin'ny voa tsy mety maty, amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra velona sy mitoetra. BSB BSB: For you have been born again, not of perishable seed, but of imperishable, through the living and enduring word of God.
25 ULB fa ny tenin'ny Tompo dia mitoetra mandrakizay." Izany ny vaovao mahafaly izay nambara taminareo. BSB BSB: but the word of the Lord stands forever.” And this is the word that was proclaimed to you.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.