1 ULB Avia, ianareo izay manan-karena, mitomania sy midradradradrà noho ireo fahoriana tonga aminareo. BSB BSB: Come now, you who are rich, weep and wail over the misery to come upon you.
2 ULB Ny harenareo efa lo, ary ny fitafianareo efa lanin'ny kalalao. BSB BSB: Your riches have rotted and moths have eaten your clothes.
3 ULB Ny volamenanareo sy ny volafotsinareo dia efa harafesina. Ny harafesiny dia ho vavolombelona hiampanga anareo. Handoro ny nofonareo tahaka ny afo izany. Notehirizinareo ny harenareo ho amin'ny ireo andro farany. BSB BSB: Your gold and silver are corroded. Their corrosion will testify against you and consume your flesh like fire. You have hoarded treasure in the last days.
4 ULB Indro, ny karaman'ireo mpiasa dia mitaraina _ny karama izay nohazoninareo tsy ho an'ireo izay nampamokatra ny sahanareo, ary ireo fitarainan'ny mpijinja dia efa tonga any an'tsofin'ny Tompon'ny maro. BSB BSB: Look, the wages you withheld from the workmen who mowed your fields are crying out against you. The cries of the harvesters have reached the ears of the Lord of Hosts.
5 ULB Niaina tamin'ny harena teto an-tany ianareo ary nanara-po tamin'ny tenanareo. Natavezinareo ny fonareo ho an'ny andro famonoana. BSB BSB: You have lived on earth in luxury and self-indulgence. You have fattened your hearts in the day of slaughter.
6 ULB Nanameloka sy namono ny olo-marina ianareo. Tsy nanohitra anareo izy. BSB BSB: You have condemned and murdered the righteous, who did not resist you.
7 ULB Koa mahareta, ry rahalahy, mandra-piavin'ny Tompo. indro, ny mpamboly miandry ny vokatra sarobidy avy amin'ny tany. Miandry amim-paharetana izany izy, mandra-pahazoan'izany ny voaloha sy ny fara-orana. BSB BSB: Be patient, then, brothers, until the Lord’s coming. See how the farmer awaits the precious fruit of the soil—how patient he is for the fall and spring rains.
8 ULB Ianareo, ihany koa, mahàreta. Hatanjaho ny fonareo, satria efa akaiky ny fiavian'ny Tompo. BSB BSB: You, too, be patient and strengthen your hearts, because the Lord’s coming is near.
9 ULB Aza mifampitaraina, ry rahalahy, mba tsy ho tsaraina ianareo. Indro, ny mpitsara mijoro eo am-baravarana. BSB BSB: Do not complain about one another, brothers, so that you will not be judged. Look, the Judge is standing at the door!
10 ULB Makà ohatra, ry rahalahy, avy amin'ny fijaliana sy faharetan'ireo mpaminany, ireo izay niteny tamin'ny anaran'ny Tompo. BSB BSB: Brothers, as an example of patience in affliction, take the prophets who spoke in the name of the Lord.
11 ULB Indro, ataontsika toy ny sambatra ireo izay efa niharitra. Efa renareo ny fiaretan'i Joba, ary fantatrareo ny tanjon'ny Tompo, ny maha-feno fangorahana sy famindram-po Azy. BSB BSB: See how blessed we consider those who have persevered. You have heard of Job’s perseverance and have seen the outcome from the Lord. The Lord is full of compassion and mercy.
12 ULB Fa ambonin'ny rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin'ny lanitra na amin'ny tany, na amin'ny fianianana hafa. Fa kosa, aoka ny teninareo hoe: "Eny" ho "Eny" ary ny "Tsia" ho "Tsia," mba tsy hiditra amin'ny fitsarana ianareo. BSB BSB: Above all, my brothers, do not swear, not by heaven or earth or by any other oath. Simply let your “Yes” be yes, and your “No,” no, so that you will not fall under judgment.
13 ULB Misy olona va eo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? Aoka izy hivavaka. Misy olona faly ve? Aoka izy hihira fiderana. BSB BSB: Is any one of you suffering? He should pray. Is anyone cheerful? He should sing praises.
15 ULB Ny fivavaky ny finoana no hanasitrana ilay olona marary, ary ny Tompo hanangana azy. Raha nanota izy, dia hamela azy Andriamanitra. BSB BSB: And the prayer offered in faith will restore the one who is sick. The Lord will raise him up. If he has sinned, he will be forgiven.
16 ULB Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny vavaka ataon'ny olo-marina dia tena matanjaka amin'ny fiasany. BSB BSB: Therefore confess your sins to each other and pray for each other so that you may be healed. The prayer of a righteous man has great power to prevail.
17 ULB Elia dia lehilahy nitovy tamintsika ihany. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsahan'ny ranon'orana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bolana izany. BSB BSB: Elijah was a man just like us. He prayed earnestly that it would not rain, and it did not rain on the land for three and a half years.
18 ULB Avy eo nivavaka indray Elia. Ny lanitra dia nanome ranon'orana, ary ny tany namoa ny vokany. BSB BSB: Again he prayed, and the heavens gave rain, and the earth yielded its crops.
19 ULB Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampiverina azy, BSB BSB: My brothers, if one of you should wander from the truth and someone should bring him back,
20 ULB dia tokony ho fantatr'io olona io fa na iza na iza manala ny mpanota iray amin'ny lalan-diso dia hamonjy azy amin'ny fahafatesana, ary hanarona fahotana marobe. BSB BSB: consider this: Whoever turns a sinner from the error of his way will save his soul from death and cover over a multitude of sins.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.