1 ULB Avy aiza no niavian'ireo ady sy ireo fifandirana eo aminareo? Moa va ireo tsy avy amin'ny fanirianareo izay miady amin'ny mpikambana eo anivonareo? BSB BSB: What causes conflicts and quarrels among you? Don’t they come from the passions at war within you?
2 ULB Maniry ianareo, nefa tsy manana. Mamono sy mitsiriritra ianareo, nefa tsy afaka ny ahazo. Miady sy mifanditra ianareo. Tsy manana ianareo satria tsy mangataka. BSB BSB: You crave what you do not have; you kill and covet, but are unable to obtain it. You quarrel and fight. You do not have, because you do not ask.
3 ULB Mangataka ianareo nefa tsy mahazo satria ratsy fangataka, mba hahafahanareo mampiasa izany ho amin'ny fanirianareo. BSB BSB: And when you do ask, you do not receive, because you ask with wrong motives, that you may squander it on your pleasures.
4 ULB Ianareo ry Mpijanganjanga! Moa tsy fantatrareo ve fa ny fisakaizana amin'izao tontolo izao dia fandrafiana manohitra an'Andriamanitra? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao dia manao ny tenany ho fahavalon'Andriamanitra. BSB BSB: You adulteresses! Do you not know that friendship with the world is hostility toward God? Therefore, whoever chooses to be a friend of the world renders himself an enemy of God.
5 ULB Sa ianareo va mieritreritra fa ny Soratra Masina dia miteny zava-poana hoe: "Ny Fanahy izay nataony niaina tao amintsika dia saro-piaro loatra"? BSB BSB: Or do you think the Scripture says without reason that the Spirit He caused to dwell in us yearns with envy?
6 ULB Fa Andriamanitra manome fahasoavana bebe kokoa, noho izany dia hoy ny soratra masina hoe: "Andriamanitra manohitra ny mpirehareha, fa manome fahasoavana ny mpanetry tena" BSB BSB: But He gives us more grace. This is why it says: “God opposes the proud, but gives grace to the humble.”
7 ULB Ka maneke an'Andriamanitra. Tohero ny devoly, dia handositra anareo izy. BSB BSB: Submit yourselves, then, to God. Resist the devil, and he will flee from you.
8 ULB Manakaikeza an'Andriamanitra, dia hanakaiky anareo izy. Diovy ny tananareo, ry mpanota, ary diovy ny fonareo, ry mpiroa saina. BSB BSB: Draw near to God, and He will draw near to you. Cleanse your hands, you sinners, and purify your hearts, you double-minded.
9 ULB Malahelova, misaonà, ary mitomania! Aoka ny fiomehezanareo hody fitomaniana, ary ny fifalianareo ho fanjoretana. BSB BSB: Grieve, mourn, and weep. Turn your laughter to mourning, and your joy to gloom.
10 ULB Manetre-tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy. BSB BSB: Humble yourselves before the Lord, and He will exalt you.
11 ULB Aza mifanaratsy ianareo, ry rahalahy. Ny olona izay manaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny dia manohitra ny lalàna ary mitsara ny lalàna. Raha mitsara ny lalàna ianareo, dia tsy mpankàto ny lalàna, fa mpitsara. BSB BSB: Brothers, do not slander one another. Anyone who speaks against his brother or judges him speaks against the law and judges it. And if you judge the law, you are not a practitioner of the law, but a judge of it.
12 ULB Iray ihany no manome lalàna sy mitsara. Izy ilay iray afaka mamonjy sy mandringana. Iza moa ianao, izay mitsara ny namanao? BSB BSB: There is only one Lawgiver and Judge, the One who is able to save and destroy. But who are you to judge your neighbor?
14 ULB Iza no mahalala izay hitranga rahampitso, ary inona ny fiainanareo? Fa zavona mipoitra vetivety ianareo ary avy eo dia levona. BSB BSB: You do not even know what will happen tomorrow! What is your life? You are a mist that appears for a little while and then vanishes.
15 ULB Fa kosa, tokony hilaza ianareo hoe: "Raha sitraky ny Tompo, dia ho velona isika ary hanao an'itsy na hanao an'iroa." BSB BSB: Instead, you ought to say, “If the Lord is willing, we will live and do this or that.”
16 ULB Fa ankehitriny ianareo dia mirehareha amin'ireo tetika mieboebo. Ny fireharehana rehetra tahak'izany dia ratsy. BSB BSB: As it is, you boast in your proud intentions. All such boasting is evil.
17 ULB Ka ho an'izay rehetra mahalala manao ny tsara nefa tsy manao izany, dia heloka ho azy izany. BSB BSB: Anyone, then, who knows the right thing to do, yet fails to do it, is guilty of sin.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.