1 ULB Noho izany ario ny ratsy rehetra, ny fahadisoam-panantenana rehetra, ny fihatsaram-belatsihy, ny faniriana, ary ny fanendrikendrehana rehetra. BSB BSB: Rid yourselves, therefore, of all malice, deceit, hypocrisy, envy, and slander.
2 ULB Tahaka ny zaza vao teraka, maniry ronono ara-panahy madio, mba hahafahanareo mitombo ao amin'ny famonjena amin'ny alalan'izany, BSB BSB: Like newborn babies, crave pure spiritual milk, so that by it you may grow up in your salvation,
3 ULB raha nahatsapa ianareo fa tsara fanahy ny Tompo. BSB BSB: now that you have tasted that the Lord is good.
4 ULB Manatona azy ilay vato velona izay narian'ny olona, fa voafidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. BSB BSB: As you come to Him, the living stone, rejected by men but chosen and precious in God’s sight,
5 ULB Ianareo ihany koa dia tahaka ireo vato velona izay voaorina ho trano ara-panahy, mba ho mpisorona masina izay manolotra ny sorona ara-panahy eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. BSB BSB: you also, like living stones, are being built into a spiritual house to be a holy priesthood, offering spiritual sacrifices acceptable to God through Jesus Christ.
6 ULB Ny Soratra Masina dia ahitana izao: "Indro, Izaho mipetraka amin'ny Ziona vato fehizoro, voafidy sy manan-danja. Izay rehetra mino azy dia tsy ho menatra." BSB BSB: For it stands in Scripture: “See, I lay in Zion a stone, a chosen and precious cornerstone; and the one who believes in Him will never be put to shame.”
7 ULB Ny voninahitra noho izany dia ho anao izay mino. Kanefa, "ny vato narian'ireo mpanori-trano, izany dia tonga lohan'ny fehizoro"- BSB BSB: To you who believe, then, this stone is precious. But to those who do not believe, “The stone the builders rejected has become the cornerstone,”
8 ULB ary, vato mahatafintohina sy vatolampy mahalavo. Tafintohina izy ireo, tsy nankàto ny teny, izay voatokana ho azy ireo ihany koa. BSB BSB: and, “A stone of stumbling and a rock of offense.” They stumble because they disobey the word—and to this they were appointed.
9 ULB Fa ianao dia olom-boafidy, mpisoron'ny mpanjaka, firenena masina, olona ho an'ny fananan'Andriamanitra, mba ho afaka hanambara ny hatsaran'ireo asan'ilay iray izay niantso anao avy tao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavany mahatalanjona ianao. BSB BSB: But you are a chosen people, a royal priesthood, a holy nation, a people for God’s own possession, to proclaim the virtues of Him who called you out of darkness into His marvelous light.
11 ULB Ry malala, miantso anareo toy ny vahiny sy mpirenireny aho mba hifady ny filàn'ny nofo, izay mahatonga ady manohitra ny fanahinareo. BSB BSB: Beloved, I urge you, as foreigners and exiles, to abstain from the desires of the flesh, which war against your soul.
12 ULB Tokony manana fitondran-tena tsara ianareo eo amin'ireo Jentilisa, mba ho, raha miresaka momba anareo ho nanao zavatra ratsy izy ireo, dia tokony hahita ireo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro izay hahatongavany. BSB BSB: Conduct yourselves with such honor among the Gentiles that, though they slander you as evildoers, they may see your good deeds and glorify God on the day He visits us.
13 ULB Ankatoavy ny fahefan'ny olombelona rehetra noho ny amin'ny Tompo. Ankatoavy toy ny ambony indrindra ny mpanjaka, BSB BSB: Submit yourselves for the Lord’s sake to every human institution, whether to the king as the supreme authority,
14 ULB sy ireo governora ihany koa, izay nalefa mba hanasazy ireo mpanao ratsy sy hankalaza ireo izay manao ny tsara. BSB BSB: or to governors as those sent by him to punish those who do wrong and to praise those who do right.
15 ULB Fa izany no sitrapon' Andriamanitra, amin'ny fanaovana ny tsara anareo dia mampangina ny resaka tsy mahalala fomban'ny olona adala. BSB BSB: For it is God’s will that by doing good you should silence the ignorance of foolish men.
16 ULB Tahakan'ny maha-olon'afaka, aza ampiasaina ho toy ny fanaronana fahalemena ny fahafahanao, fa aoka ho toy ny mpanompon'Andriamanitra. BSB BSB: Live in freedom, but do not use your freedom as a cover-up for evil; live as servants of God.
17 ULB Omeo voninahitra ny olon-drehetra. Tiavo ny firahalahiana. Mahatahora an'Andriamanitra. Omeo voninahitra ny mpanjaka. BSB BSB: Treat everyone with high regard: Love the brotherhood of believers, fear God, honor the king.
18 ULB Ry mpanompo, meteza hanaiky ny tomponareo amin'ny fanajana rehetra. Aza manaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fanahy, fa ho an'ireo ratsy toetra ihany koa. BSB BSB: Servants, submit yourselves to your masters with all respect, not only to those who are good and gentle, but even to those who are unreasonable.
19 ULB Satria mendri-piderana izany raha misy miaritra fanaintainana rehefa mijaly amin'ny tsy rariny noho ny fanantenany an'Andriamanitra. BSB BSB: For if anyone endures the pain of unjust suffering because he is conscious of God, this is to be commended.
20 ULB Fa ohatrinona ny vola raha manota ianao ary miaritra mandritry ny fanasaziana anao avy eo? Fa raha nanao ny tsara ianao ary miaritra mandritry ny fanasaziana anao, dia mendri-piderana amin'Andriamanitra izany. BSB BSB: How is it to your credit if you are beaten for doing wrong and you endure it? But if you suffer for doing good and you endure it, this is commendable before God.
21 ULB Fa noho ity no niantsoana anao, satria Kristy ihany koa dia nijaly ho anao. Namela ohatra ho anao Izy mba hanarahana ireo lalany. BSB BSB: For to this you were called, because Christ also suffered for you, leaving you an example, that you should follow in His footsteps:
23 ULB Rehefa notenenana ratsy Izy, dia tsy mba namaly ratsy. Rehefa nijaly Izy, dia tsy nandrahona, fa nanolotra ny tenany tamin'ilay iray izay Mpitsara ampahamarinana. BSB BSB: When they heaped abuse on Him, He did not retaliate; when He suffered, He made no threats, but entrusted Himself to Him who judges justly.
24 ULB Izy tenany dia nitondra ireo fahotantsika tao amin'ny tenany ho eo ambony hazo, mba tsy hanana anjara amin'ny fahotana intsony isika, ary mba hiaina ho an'ny fahamarinana. Tamin'ny alalan'ny ratrany no nahasitrana anareo. BSB BSB: He Himself bore our sins in His body on the tree, so that we might die to sin and live to righteousness. “By His stripes you are healed.”
25 ULB Nirenireny toy ny ondry very ianareo rehetra, fa ankehitriny ianareo niverina tamin'ny mpiandry ondry sy mpiambina ny fanahinareo. BSB BSB: For “you were like sheep going astray,” but now you have returned to the Shepherd and Overseer of your souls.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.