1 ULB Amin'izany fomba izany, Ianareo vehivavy dia tokony hanaiky ny vadinareo. Ataovy izany na dia misy lehilahy maro aza tsy mankatoa ny teny, ary mety ho azo izy ireo na tsy misy aza ny teny, amin'ny alalan'ny fitondran-tenan'ny vadin'izy ireo. BSB BSB: Wives, in the same way, submit yourselves to your husbands, so that even if they refuse to believe the word, they will be won over without words by the behavior of their wives
2 ULB Fa izy ireo dia hahita ny fitondran-tena mendrikareo am-panajana. BSB BSB: when they see your pure and reverent demeanor.
3 ULB Aoka izany ho tanteraka tsy miaraka amin'ireo haingo ivelany: randram-bolo, firavaka volamena, na akanjo lamaody. BSB BSB: Your beauty should not come from outward adornment, such as braided hair or gold jewelry or fine clothes,
4 ULB Fa kosa, aoka izany ho tanteraka miaraka amin'izay ao am-pon'ny olona, sy ny hatsarana maharitran'ny fanahy tsara sy mangina, izay sarobidy eo anatrehan'Andriamanitra. BSB BSB: but from the inner disposition of your heart, the unfading beauty of a gentle and quiet spirit, which is precious in God’s sight.
5 ULB Fa ireo vehivavy masina taloha no nandravaka ny tenan'izy ireo toy izany. Nanana fahatokiana an'Andriamanitra izy ireo ary nanaiky ny vadiny avy. BSB BSB: For this is how the holy women of the past adorned themselves. They put their hope in God and were submissive to their husbands,
6 ULB Toy izany fomba izany no nankatoavan'i Abrahama an'i Saraha sy niantsoany azy ho tompony. Ianareo dia zanany ankehitriny raha manao izay tsara sy tsy matahotra olana ianareo. BSB BSB: just as Sarah obeyed Abraham and called him lord. And you are her children if you do what is right and refuse to give way to fear.
7 ULB Toy izany ihany, ianareo lehilahy dia tokony miaina miaraka amin'ny vadinareo araky ny fahazavan-tsaina, toy ny fanaka malemy kokoa, ny vehivavy. Tokony omenareo voninahitra izy ireo tahaka ny mpiara-mandova ny fanomezan'ny fiainana. Ataovy izany mba tsy ho voasakana ny vavakareo. BSB BSB: Husbands, in the same way, treat your wives with consideration as a delicate vessel, and with honor as fellow heirs of the gracious gift of life, so that your prayers will not be hindered.
8 ULB Farany, ianareo rehetra, aoka hiray saina, hangoraka, hifankatia tahaka ny mpirahalahy, ho tso-po, ary hanetri-tena. BSB BSB: Finally, all of you, be like-minded and sympathetic, love as brothers, be tenderhearted and humble.
9 ULB Aza mamaly ratsy ny ratsy na manevateva ny mpanevateva. Mifanohitra amin'izay aza, mitahia hatrany, fa noho izany no niantsoana anareo, mba hahafahanareo mandova ny fitahiana. BSB BSB: Do not repay evil with evil or insult with insult, but with blessing, because to this you were called so that you may inherit a blessing.
10 ULB "Ilay iray izay te hankafy ny fiainana sy te hahita andro tsara dia tokony hanatsahatra ny lelany amin'ny ratsy sy ny molony amin'ny fitenenana fitaka. BSB BSB: For, “Whoever would love life and see good days must keep his tongue from evil and his lips from deceitful speech.
11 ULB Aoka izy hiala amin'ny atao hoe ratsy ary hanao izay tsara. Aoka izy hitady fiadanana sy hitaky izany. BSB BSB: He must turn from evil and do good; he must seek peace and pursue it.
12 ULB Ny mason'ny Tompo mahita ny marina, ary ny sofiny mandre ireo fangatahan'izy ireo. Fa ny tavan'ny Tompo dia manohitra ireo izay manao ratsy." BSB BSB: For the eyes of the Lord are on the righteous, and His ears are inclined to their prayer. But the face of the Lord is against those who do evil.”
13 ULB Iza ilay iray izay hamely anareo raha maniry ny hanao ny tsara ianareo? BSB BSB: Who can harm you if you are zealous for what is good?
14 ULB Nefa raha mijaly nohon'ny fahamarinana ianareo, dia sambatra. Aza matahotra izay hatahoran'izy ireo. Aza mangorohoro. BSB BSB: But even if you should suffer for what is right, you are blessed. “Do not fear what they fear; do not be shaken.”
16 ULB Manàna feon'ny fieritreretana madio mba ny olona izay manevateva ny fiainana tsaranareo ao amin'i Kristy dia mety menatra satria miteny manohitra anareo izy ireo toy ny hoe mpanao ratsy ianareo. BSB BSB: keeping a clear conscience, so that those who slander you may be put to shame by your good behavior in Christ.
17 ULB Tsara kokoa, raha Andriamanitra no maniry, fa mijaly ianareo amin'ny fanaovana ny tsara nohon'ny fanaovana ny ratsy. BSB BSB: For it is better, if it is God’s will, to suffer for doing good than for doing evil.
18 ULB Efa nijaly nohon'ny fahotana ihany koa i Kristy. Izy izay marina dia nijaly ho antsika, izay tsy marina, mba hitondrany antsika eo amin'Andriamanitra. Novonoina tamin'ny nofo Izy, fa novelomin'ny Fanahy. BSB BSB: For Christ also suffered for sins once for all, the righteous for the unrighteous, to bring you to God. He was put to death in the body but made alive in the Spirit,
21 ULB Izany no famantarana ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny_tsy toy ny fanadiovana ny loto amin'ny vatana, fa toy ny antson'ny feon'ny fieritreretana ho amin'Andriamanitra_tamin'ny alalan'ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. BSB BSB: And this water symbolizes the baptism that now saves you also—not the removal of dirt from the body, but the pledge of a clear conscience toward God—through the resurrection of Jesus Christ,
22 ULB Kristy dia eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra any an-danitra izy. Ireo anjely, ireo manam-pahefana, ary ny hery dia tsy maintsy manaiky Azy. BSB BSB: who has gone into heaven and is at the right hand of God, with angels, authorities, and powers subject to Him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.