1 ULB Noho izany, satria nijaly tamin'ny nofo i Kristy, dia ataovy fiadian'ny tenanareo izany tanjona izany. Fa izay rehetra nijaly tamin'ny nofo dia nitsahatra tamin'ny fahotana. BSB BSB: Therefore, since Christ suffered in His body, arm yourselves with the same resolve, because anyone who has suffered in his body is done with sin.
2 ULB Vokatr'izany, ny olona toy izany, mandritra ny fotoana sisa hiainany, dia tsy hiaina ho an'ny fanirian'ny olona intsony, fa ho an'ny sitrapon'Andriamanitra. BSB BSB: Consequently, he does not live out his remaining time on earth for human passions, but for the will of God.
3 ULB Fa ampy izay ny fotoana lasa nanaovana izay tian'ny Jentilisa atao- hafalian'ny nofo, fijejojejoana, fimamoana, fitondran-tena mahamenatra, filalaovan-dratsy, ary ireo asan'ny fanompoan-tsampy maharikoriko. BSB BSB: For you have spent enough time in the past carrying out the same desires as the Gentiles: living in debauchery, lust, drunkenness, orgies, carousing, and detestable idolatry.
4 ULB Heverin'izy ireo fa hafahafa satria tsy mikambana amin'izy ireo ao amin'izany fanaranam-po be izany ianareo, noho izany dia hiteny ratsy momba anareo izy ireo. BSB BSB: Because of this, they consider it strange of you not to plunge with them into the same flood of reckless indiscretion, and they heap abuse on you.
5 ULB Hamaly ny iray izay vonona hitsara ny velona sy ny maty izy ireo. BSB BSB: But they will have to give an account to Him who is ready to judge the living and the dead.
7 ULB Manakaiky ny faran'ny zavatra rehetra. Noho izany tongava saina, ary mahonona tena amin'ny eritreritrareo ho an'ny fitiavam-bavaka. BSB BSB: The end of all things is near. Therefore be clear-minded and sober, so that you can pray.
8 ULB Ambonin'ny zavatra rehetra, manàna fitiavana feno ho an'ny tsirairay avy, fa ny fitiavana mandrakotra fahotana maro. BSB BSB: Above all, love one another deeply, because love covers over a multitude of sins.
9 ULB Mifampiantranoa tsy am-pitarainana. BSB BSB: Show hospitality to one another without complaining.
10 ULB Fa ny tsirairay aminareo dia nandray fanomezam-pahasoavana, ampiasao hifanompoana izany. Manaova izany toy ny mpitan-draharahan'ny fanomezam-pahasoavana maro maimaimpoana an'Andriamanitra. BSB BSB: As good stewards of the manifold grace of God, each of you should use whatever gift he has received to serve one another.
11 ULB Raha misy miteny, aoka izy hanao izany toy ny iray miteny ny tenin'Andriamanitra. Raha misy manompo, aoka izany ho avy amin'ny hery izay vatsian'Andriamanitra. Manaova ireo zavatra ireo mba homem-boninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy amin'ny fomba rehetra Andriamanitra. Aoka ho an'i Jesosy Kristy ny voninahitra sy hery mandrakizay doria. Amena. BSB BSB: If anyone speaks, he should speak as one conveying the words of God. If anyone serves, he should serve with the strength God provides, so that in all things God may be glorified through Jesus Christ, to whom be the glory and the power forever and ever. Amen.
12 ULB Ry malala, aza raisina ho hafahafa ny fitsapana amin'ny afo izay nitranga taminareo, toy ny hoe nisy zavatra hafahafa nitranga taminareo. BSB BSB: Beloved, do not be surprised at the fiery trial that has come upon you, as though something strange were happening to you.
13 ULB Fa kosa, na dia betsaka aza ny hiainanareo ireo fijalian'i Kristy, mifalia, mba ho afaka hifaly ihany koa ianareo ary ho ravoravo amin'ny fanambarana ny voninahiny. BSB BSB: But rejoice that you share in the sufferings of Christ, so that you may be overjoyed at the revelation of His glory.
14 ULB Raha notevatevaina noho ny anaran'i Kristy ianareo, dia voatahy, satria ny Fanahin'ny voninahitra sy ny Fanahin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminareo. BSB BSB: If you are insulted for the name of Christ, you are blessed, because the Spirit of glory and of God rests on you.
15 ULB Fa aoka tsy hisy na iza na iza aminareo hijaly toy ny mpamono olona, mpangalatra, mpanao ratsy, na mpiraharaha ny an'ny hafa. BSB BSB: Indeed, none of you should suffer as a murderer or thief or wrongdoer, or even as a meddler.
16 ULB Fa raha misy mijaly fa Kristiana, aoka izy tsy ho menatra; fa kosa, aoka hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'izany anarana izany izy. BSB BSB: But if you suffer as a Christian, do not be ashamed, but glorify God that you bear that name.
17 ULB Fa fotoana izao hanombohana ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika izany, inona no ho vokatra ho an'ireo izay tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? BSB BSB: For it is time for judgment to begin with the family of God; and if it begins with us, what will the outcome be for those who disobey the gospel of God?
18 ULB Ary raha "ny olo-marina aza ila tsy ho voavonjy, amin'ny fomba ahoana no hisehoan'ny olona tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota?" BSB BSB: And, “If it is hard for the righteous to be saved, what will become of the ungodly and the sinner?”
19 ULB Noho izany aoka ireo izay mijaly noho ny sitrapon'Andriamanitra hanankina ny fanahin'izy ireo amin'ny Mpamorona mahatoky amin'ny fanaovan-tsoa. BSB BSB: So then, those who suffer according to God’s will should entrust their souls to their faithful Creator and continue to do good.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.