1 ULB Mananatra ireo loholona aminareo aho, izaho, izay loholona namana. Izaho ihany koa dia vavolombelon'ireo fijalian'i Kristy, ary ihany koa mpikambana ao amin'ny voninahitra izay efa haseho. BSB BSB: As a fellow elder, a witness of Christ’s sufferings, and a partaker of the glory to be revealed, I appeal to the elders among you:
2 ULB Noho izany, mananatra anareo aho, ry loholona, andraso ny ondrin' Andriamanitra izay eo aminareo. Araho maso izy ireny, tsy amin'ny fahateriterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon' Andriamanitra. Araho maso izy ireny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitrapo. BSB BSB: Be shepherds of God’s flock that is among you, watching over them not out of compulsion, but willingly, as God would have you; not out of greed, but out of eagerness;
3 ULB Aza manjakazaka amin'ny olona izay tandremanareo. Fa kosa, aoka ho fitaratra ho an'ny ondry. BSB BSB: not lording it over those entrusted to you, but being examples to the flock.
4 ULB Ary rehefa miseho ilay Lohan'ny mpiandry ondry, dia hahazo satro-boninahitra tsy mety simba ianareo. BSB BSB: And when the Chief Shepherd appears, you will receive the crown of glory that will never fade away.
5 ULB Tahaka izany koa, ianareo tanora fanahy, maneke ny olon-dehibe. Ianareo rehetra, tafio fanetren-tena ny tenanareo ary mifanompoa. Fa Andriamanitra manohitra ny mpirehareha, fa manome fahasoavana ny mpanetry tena. BSB BSB: Young men, in the same way, submit yourselves to your elders. And all of you, clothe yourselves with humility toward one another, because, “God opposes the proud, but gives grace to the humble.”
6 ULB Noho izany manetre tena eo ambanin'ny tana-maherin'Andriamanitra mba hanandratany anareo amin'izany fotoana izany. BSB BSB: Humble yourselves, therefore, under God’s mighty hand, so that in due time He may exalt you.
7 ULB Apetraho eo aminy ny fanahianareo rehetra, satria Izy no miahy anareo. BSB BSB: Cast all your anxiety on Him, because He cares for you.
8 ULB Mahonona tena, miambena. Ny fahavalonareo, dia ny devoly, miodidinana tahaka ny liona mierona, mitady izay olona ho arapany. BSB BSB: Be sober-minded and alert. Your adversary the devil prowls around like a roaring lion, seeking someone to devour.
9 ULB Manohera azy. Miorena amin'ny finoanareo. Fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny firaisan'ireo mpino manerana an'izao tontolo izao ihany koa. BSB BSB: Resist him, standing firm in your faith and in the knowledge that your brothers throughout the world are undergoing the same kinds of suffering.
10 ULB Rehefa avy nijaly nandritra ny fotoana fohy ianareo, ny Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, izay niantso anareo ho amin'ny voninahiny mandrakizay ao amin'i Kristy, dia hahatanteraka anareo, hanangana anareo, ary hampahery anareo. BSB BSB: And after you have suffered for a little while, the God of all grace, who has called you to His eternal glory in Christ, will Himself restore you, secure you, strengthen you, and establish you.
11 ULB Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena BSB BSB: To Him be the power forever and ever. Amen.
12 ULB Raisiko toy ny rahalahy mahatoky i Silasy, ary nanoratra teny fohifohy ho anareo tamin'ny alalany aho. Mananatra anareo aho ary manambara anareo fa izay nosoratako dia fahasoavana marin'Andriamanitra. Mijoroa amin'izany. BSB BSB: Through Silvanus, whom I regard as a faithful brother, I have written to you briefly, encouraging you and testifying that this is the true grace of God. Stand firm in it.
14 ULB Mifanaova veloma amin'ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra anie ny fiadanana izay ao amin'i Kristy. BSB BSB: Greet one another with a kiss of love. Peace to all of you who are in Christ.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.