1 ULB Simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'ireo izay nahazo ny finoana sarobidy tahaka izay noraisinay, finoana ao amin'ny fahamarinan'ny Andriamanitsika sy Jesosy Kristry Mpamonjy. BSB BSB: Simon Peter, a servant and apostle of Jesus Christ, To those who through the righteousness of our God and Savior Jesus Christ have received a faith as precious as ours:
2 ULB Hampitomboina anie ny fahasoavana sy fiadanana nohon'ny fahalalana an'Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika. BSB BSB: Grace and peace be multiplied to you through the knowledge of God and of Jesus our Lord.
3 ULB Ireo zavatra rehetra mahakasika ny herin' Andriamanitra ho an'ny fiainana sy toe-panahy dia nomena antsika tamin'ny alalan'ny fahalalana an'Andriamanitra, izay niantso antsika tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana. BSB BSB: His divine power has given us everything we need for life and godliness through the knowledge of Him who called us by His own glory and excellence.
5 ULB Noho izany, manaova ny tsara indrindra mba hanampiana fahatsarana amin'ny alalan'ny finoanareo, ary amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. BSB BSB: For this very reason, make every effort to add to your faith virtue; and to virtue, knowledge;
6 ULB Amin'ny alalan'ny fahalalanareo, manampia fahononam-po, ary amin'ny alalan'ny fahononam-ponareo, manampia fiaretana, ary amin'ny alalan'ny fiaretanareo, manampia toe-panahy. BSB BSB: and to knowledge, self-control; and to self-control, perseverance; and to perseverance, godliness;
7 ULB Amin'ny alalan'ny toe-panahinareo, manampia fitiavana rahalahy, ary amin'ny alalan'ny fitiavana rahalahy, manampia fitiavana. BSB BSB: and to godliness, brotherly kindness; and to brotherly kindness, love.
8 ULB Raha ao aminareo ireo ary mitombo ao aminareo, dia tsy tsy hamoa na tsy tsy hamokatra amin'ny fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompontsika ianareo. BSB BSB: For if you possess these qualities and continue to grow in them, they will keep you from being ineffective and unproductive in your knowledge of our Lord Jesus Christ.
9 ULB Fa na iza na iza tsy ampy ireo zavatra ireo dia tsy mahita afa-tsy izay akaiky; jamba izy. Nadinoiny ny fanadiovana azy tamin'ireo fahotany taloha. BSB BSB: But whoever lacks these traits is nearsighted to the point of blindness, having forgotten that he has been cleansed from his past sins.
10 ULB Noho izany, ry rahalahy, ataovy ny rehetra mba hahazoana antoka ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo. Raha manao ireo zavatra ireo ianareo, dia tsy ho voafingana. BSB BSB: Therefore, brothers, strive to make your calling and election sure. For if you practice these things you will never stumble,
11 ULB Amin'izay dia malalaka ho anareo ny fidirana ao amin'ny fanjakana mandrakizay izay an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy. BSB BSB: and you will receive a lavish reception into the eternal kingdom of our Lord and Savior Jesus Christ.
12 ULB Noho izany dia vonona foana aho hampatsiaro anareo ireo zavatra ireo, na dia fantatrareo aza ireo, ary na dia mantanjaka ao amin'ny marina aza ianareo ankehitriny. BSB BSB: Therefore I will always remind you of these things, even though you know them and are established in the truth you now have.
13 ULB Izaho mieritreritra fa rariny amiko ny mamoha anareo amin'ny fampahatsiahivana ireo zavatra ireo, raha mbola eto amin'ity trano-lay ity aho. BSB BSB: I think it is right to refresh your memory as long as I live in the tent of my body,
14 ULB Satria fantatro fa tsy ho ela dia ho esoriko ny trano-laiko, tahaka izay nasehon'i Jesosy Kristy Tompontsika ahy. BSB BSB: because I know that this tent will soon be laid aside, as our Lord Jesus Christ has made clear to me.
15 ULB Ary ho ataoko izay farany vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva ireo zavatra ireo rehefa lasa aho. BSB BSB: And I will make every effort to ensure that after my departure, you will be able to recall these things at all times.
17 ULB Fa Izy dia naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rehefa nisy feo tonga teo Aminy tamin'ilay voninahitra lehibe indrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, izay sitrako indrindra." BSB BSB: For He received honor and glory from God the Father when the voice came to Him from the Majestic Glory, saying, “This is My beloved Son, in whom I am well pleased.”
18 ULB Nandre izany feo avy tany an-danitra izany izahay, rehefa niaraka taminy teny an- tendrombohitra masina. BSB BSB: And we ourselves heard this voice from heaven when we were with Him on the holy mountain.
19 ULB Isika dia manana ity teny faminaniana izay efa natao mafy orina ity. Tokony hitandrina izany tsara ianareo. Izany dia tahaka ny jiro mazava ao anaty haizina mandra-piavin'ny maraina sy ny kintan'ny maraina miposaka ao am-ponareo. BSB BSB: We also have the word of the prophets as confirmed beyond doubt. And you will do well to pay attention to it, as to a lamp shining in a dark place, until the day dawns and the morning star rises in your hearts.
20 ULB Fantaro aloha izao, fa tsy misy faminaniana avy amin'ny famoahan-kevitry ny olona. BSB BSB: Above all, you must understand that no prophecy of Scripture comes from one’s own interpretation.
21 ULB Fa tsy misy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy ireny mba hiteny izay notenenin'Andriamanitra. BSB BSB: For no such prophecy was ever brought forth by the will of man, but men spoke from God as they were carried along by the Holy Spirit.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.