1 ULB Ny mpaminany sandoka dia tonga teo amin'ny olona, ary ny mpampianatra sandoka ihany koa dia ho avy eo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika izy ireo, ary handà ny Tompo izay nividy azy ireo. Izy ireo dia mitondra fahapotehana faingana amin'izy ireo. BSB BSB: Now there were also false prophets among the people, just as there will be false teachers among you. They will secretly introduce destructive heresies, even denying the Master who bought them—bringing swift destruction on themselves.
2 ULB Maro no hanaraka ny fijejojejoan'izy ireo, ary amin'ny alalan'ireny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny fahamarinana. BSB BSB: Many will follow in their depravity, and because of them the way of truth will be defamed.
3 ULB Amin'ny fieremana no hanararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy ireny; tsy matory ny fahapotehan'izy ireny. BSB BSB: In their greed, these false teachers will exploit you with deceptive words. The longstanding verdict against them remains in force, and their destruction does not sleep.
4 ULB Fa Andriamanitra tsy namindra fo ireo anjely izay nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy ireo mba ho voatazona amin'ny gadran'ny fahamaizinana mandra-pihavin'ny fitsaràna. BSB BSB: For if God did not spare the angels when they sinned, but cast them deep into hell, placing them in chains of darkness to be held for judgment;
5 ULB Ary ihany koa, tsy namela izao tontolo izao taloha Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noah, izay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rehefa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fanahy teto amin'izao tontolo izao izy. BSB BSB: if He did not spare the ancient world when He brought the flood on its ungodly people, but preserved Noah, a preacher of righteousness, among the eight;
7 ULB Fa i Lota marina, izay nampahoriana tamin'ny fitondran-tenan'ireo olona tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, dia novonjen'Andiamanitra. BSB BSB: and if He rescued Lot, a righteous man distressed by the depraved conduct of the lawless
8 ULB Fa izany lehilahy marina izany, izay niaina niaraka tamin'izy ireo isan'andro, dia fadiranovana tamin'ny fanahin'ny fahamarinany noho izay hitany sy reny. BSB BSB: (for that righteous man, living among them day after day, was tormented in his righteous soul by the lawless deeds he saw and heard)—
9 ULB Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olona tsara fanahy amin'ireo fitsapana, sy ny fomba hitazomana ireo olona tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsaràna. BSB BSB: if all this is so, then the Lord knows how to rescue the godly from trials and to hold the unrighteous for punishment on the day of judgment.
10 ULB Marina indrindra izany ho an'ireo izay manohy amin'ny faniriana ratsin'ny nofo sy manao tsinontsinona ny fahefana. Sahy sy mitompo teny fatratra izy ireo. Izy ireo dia tsy matahotra hiteny ratsy ireo be voninahitra. BSB BSB: Such punishment is specially reserved for those who indulge the corrupt desires of the flesh and despise authority. Bold and self-willed, they are unafraid to slander glorious beings.
11 ULB Ireo anjely dia manana hery sy fahefana lehibe, fa izy ireo dia tsy mitondra fitsaràna maniratsira manohitra azy ireo amin'ny Tompo. BSB BSB: Yet not even angels, though greater in strength and power, dare to bring such slanderous charges against them before the Lord.
12 ULB Fa ireo biby tsy manan-tsaina ireo dia natao ho samborina sy potehina. Tsy fantatr'izy ireo izay tsiratsirain'izy ireo. Ho potika izy ireo. BSB BSB: These men are like irrational animals, creatures of instinct, born to be captured and destroyed. They blaspheme in matters they do not understand, and like such creatures, they too will be destroyed.
13 ULB Handray ny valisoan'ny zavatra ratsy nataony izy ireo. Mieritrertra izy ireo fa ny tsy fiafiana mandritry ny andro dia fahafinaretana. Izy ireo dia be pentipentina sy tsiny. Mahafinaritra azy ireo ny asa famitahan'izy ireo rehefa mihinana miaraka aminareo. BSB BSB: The harm they will suffer is the wages of their wickedness. They consider it a pleasure to carouse in broad daylight. They are blots and blemishes, reveling in their deception as they feast with you.
14 ULB Adalam-behivavy mijangajanga izy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana mihitsy izy ireo. Mitarika fanahy tsy mety maty ho amin'ny fanaovan-dratsy izy ireo, ary manana fo voaofana amin'ny fitsiriritana izy ireo. Zanaky ny fanozonana izy ireny! BSB BSB: Their eyes are full of adultery; their desire for sin is never satisfied; they seduce the unstable. They are accursed children with hearts trained in greed.
15 ULB Niala tamin'ny lala-mahitsy izy ireo. Lasa nivily izy ireo, ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora, izay tia ny tambin'ny tsy fahamarinana. BSB BSB: They have left the straight way and wandered off to follow the way of Balaam son of Beor, who loved the wages of wickedness.
16 ULB Fa nahazo teny mafy izy nohon'ny fandikan-dalàny manokana. Nisy boriky moana niteny tamin'ny feon'olombelona nanajanona ny adalan'ilay mpaminany. BSB BSB: But he was rebuked for his transgression by a donkey, otherwise without speech, that spoke with a man’s voice and restrained the prophet’s madness.
17 ULB Ireo olona ireo dia tahaka ny lohataona tsy misy orana. Toy ny rahona entin'ny tafio-drivotra izy ireo. Natokana ho azy ireo ny haizina matevina. BSB BSB: These men are springs without water and mists driven by a storm. Blackest darkness is reserved for them.
18 ULB Miteny tsy am-piheverana izy ireo. Mitaona ny olona amin'ny alalan'ny filàn'ny nofo izy ireo. Izy ireo dia mitaona ny olona izay miezaka mandositra ireo izay miaina amin'ny fahadisoana. BSB BSB: With lofty but empty words, they appeal to the sensual passions of the flesh and entice those who are just escaping from others who live in error.
19 ULB Izy ireo dia mampanantena fahafahana ho azy ireo, kanefa izy tenany ary dia andevon'ny fahalotoana. Fa ny olona dia andevon'izay rehetra maharesy azy. BSB BSB: They promise them freedom, while they themselves are slaves to depravity. For a man is a slave to whatever has mastered him.
21 ULB Tsara kokoa ho azy ireo ny tsy mahafantatra ny lalan'ny fahamarinana nohon'ny mahafantatra izany dia hivadika amin'ny didy masina natolotra azy ireo. BSB BSB: It would have been better for them not to have known the way of righteousness than to have known it and then to turn away from the holy commandment passed on to them.
22 ULB Marina ho azy ireo ity ohabolana ity hoe: "Ny amboa no miverina amin'ny loany. Ny kisoa efa nisasa miverina mihoso-potaka." BSB BSB: Of them the proverbs are true: “A dog returns to its vomit,” and, “A sow that is washed goes back to her wallowing in the mud.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.