1 ULB Nisy lehilahy iray avy ao Ramataima an'i Zefotita, tany havoan'ny Efraima; ny anarany dia Elkana zanaka lahin'i Jeroama zanaka lahin'i Eliho zanaka lahin'i Toho zanaka lahin'i Zofa, ilay Efraimita. BSB BSB: Now there was a man named Elkanah who was from Ramathaim-zophim in the hill country of Ephraim. He was the son of Jeroham, the son of Elihu, the son of Tohu, the son of Zuph, an Ephraimite.
2 ULB Nanana vady anankiroa izy, ny voalohany dia i Hana, ary ny anaran'ilay faharoa dia i Penina. Nanan-janaka i Penina, fa i Hana kosa tsy mba nanana. BSB BSB: He had two wives, one named Hannah and the other Peninnah. And Peninnah had children, but Hannah had none.
3 ULB Io lehilahy io dia isan-taona no niala avy any amin'ny tanànany mba hanompo sy hanao sorona ho an'i Yaveh tompon'ny maro ao Silo. Tao ireo zanaka roa lahin'i Ely, Ofnia sy Finehasa, mpisoron'i Yaveh. BSB BSB: Year after year Elkanah would go up from his city to worship and sacrifice to the LORD of Hosts at Shiloh, where Eli’s two sons, Hophni and Phinehas, were priests to the LORD.
4 ULB Rehefa tonga ny anjara andro hanaovan'i Elkana sorona isan-taona, dia nanome ampahana hena an'i Penina vadiny lalandava izy, ary ho an'ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy rehetra. BSB BSB: And whenever the day came for Elkanah to present his sacrifice, he would give portions to his wife Peninnah and to all her sons and daughters.
5 ULB Fa ho an'i Hana kosa dia ampahany roa foana no nomeny azy, satria tiany i Hana, na dia efa nataon'i Yaveh momba aza izy. BSB BSB: But to Hannah he would give a double portion, for he loved her even though the LORD had closed her womb.
6 ULB Nihantsy azy fatratra ny rafivaviny mba haharangitra azy, satria Yaveh nahamomba azy. BSB BSB: Because the LORD had closed Hannah’s womb, her rival would provoke her viciously to taunt her.
7 ULB Koa isan-taona, rehefa niakatra tany an-tranon'i Yaveh izy mbamin'ny fianakaviany, dia nihantsy azy hatrany ny rafivaviny. Noho izany dia nitomany sy tsy nihinana na inona na inona izy. BSB BSB: And this went on year after year. Whenever Hannah went up to the house of the LORD, her rival taunted her until she wept and would not eat.
8 ULB Fa i Elkana vadiny niteny taminy mandrakariva hoe: "Hana, nahoana ianao no mitomany? Nahoana ianao no tsy misakafo? Nahoana ny fonao no malahelo? Tsy tsara aminao noho ny zanaka lahy folo ve aho? BSB BSB: “Hannah, why are you crying?” her husband Elkanah asked. “Why won’t you eat? Why is your heart so grieved? Am I not better to you than ten sons?”
9 ULB Indray mandeha, dia niainga i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Ary Ely mpisorona nipetraka teo amin'ny sezany teo akaikin'ny vavahadin'ny tempolin'i Yaveh. BSB BSB: So after they had finished eating and drinking in Shiloh, Hannah stood up. Now Eli the priest was sitting on a chair by the doorpost of the temple of the LORD.
10 ULB Ory tanteraka izy; nivavaka tamin'i Yaveh izy ary nitomany mafy. BSB BSB: In her bitter distress, Hannah prayed to the LORD and wept with many tears.
11 ULB Nanao voady izy ary nanao hoe: "Ry Yaveh tompon'ny maro, raha hitanao ny fahorian'ny mpanomponao dia tsarovy aho, ary aza manadino ny mpanomponao, fa omeo zanaka lahy kosa ny mpanomponao, dia ho atolotro an'i Yaveh izy amin'ny androm-piainany rehetra, ary tsy hisy hareza hikasika ny lohany." BSB BSB: And she made a vow, saying, “O LORD of Hosts, if only You will look upon the affliction of Your maidservant and remember me, not forgetting Your maidservant but giving her a son, then I will dedicate him to the LORD all the days of his life, and no razor shall ever touch his head.”
12 ULB Ary raha mbola nanohy nivavaka teo anatrehan'i Yaveh izy, dia nojeren'i Ely ny vavany. BSB BSB: As Hannah kept on praying before the LORD, Eli watched her mouth.
13 ULB Niteny tao am-pony i Hana. Nihetsiketsika ny vavany, saingy tsy re ny feony. Ka dia nieritreritra i Ely fa mamo izy. BSB BSB: Hannah was praying in her heart, and though her lips were moving, her voice could not be heard. So Eli thought she was drunk
14 ULB Dia hoy i Ely taminy: "Hafiriana ianao no ho mamo? Mialà amin'ny divainao." BSB BSB: and said to her, “How long will you be drunk? Put away your wine!”
15 ULB Hana namaly hoe: "Tsia tompoko, vehivavy ory am-panahy aho. Tsy nisotro aho na divay na zava-mahamamo, fa mamboraka ny ato anatiko eto anatrehan'i Yaveh aho. BSB BSB: “No, my lord,” Hannah replied. “I am a woman troubled in spirit. I have not had any wine or strong drink, but I have poured out my soul before the LORD.
16 ULB Aza heverina ho vehivavy tsy misy henatra ny mpanomponao; niteny tamin'ny haben'ny fahoriako sy ny fihantsiana ahy aho." BSB BSB: Do not take your servant for a wicked woman, for all this time I have been praying out of the depth of my anguish and grief.”
17 ULB Ary Ely namaly ka nanao hoe: "Mandehana am-piadanana; Andriamanitr'Israely anie hamaly ny fangatahana izay nangatahinao taminy." BSB BSB: “Go in peace,” Eli replied, “and may the God of Israel grant the petition you have asked of Him.”
18 ULB Hoy ilay vehivavy: "Aoka hahita sitraka eo imasonao ny mpanomponao." Dia nandeha tamin'ny lalany ravehivavy ka nihinana; tsy nalahelo intsony ny endriny. BSB BSB: “May your maidservant find favor with you,” said Hannah. Then she went on her way, and she began to eat, and her face was no longer downcast.
19 ULB Niainga vao mangiran-dratsy izy ireo ka nanompo teo anatrehan'i Yaveh, ary niverina tany an-tranony tany Rama indray izy ireo avy eo. Niara-nandry tamin'i Hana vadiny i Elkana, ary Yaveh nahatsiaro azy. BSB BSB: The next morning they got up early to bow in worship before the LORD, and then they returned home to Ramah. And Elkanah had relations with his wife Hannah, and the LORD remembered her.
20 ULB Rehefa tonga ny fotoana, dia nitoe-jaza i Hana ary niteraka zaza lahy. Niantso ny anarany hoe: Samoela izy, nanao hoe: "Satria avy tamin'i Yaveh no nangatahako azy." BSB BSB: So in the course of time, Hannah conceived and gave birth to a son. She named him Samuel, saying, “Because I have asked for him from the LORD.”
21 ULB Elkana sy ireo ankohonany rehetra dia niakatra indray mba hanolotra ny sorona isan-taona ho an'i Yaveh ka nanefa ny voadiny. BSB BSB: Then Elkanah and all his house went up to make the annual sacrifice to the LORD and to fulfill his vow,
22 ULB Fa i Hana kosa tsy nandeha; efa niteny tamin'ny vadiny izy hoe: "Tsy handeha aho mandra-pisara-nono ny zazakely; ary ho entiko izy, mba hahafahany miseho eo anatrehan'i Yaveh ary hitoetra any mandrakizay." BSB BSB: but Hannah did not go. “After the boy is weaned,” she said to her husband, “I will take him to appear before the LORD and to stay there permanently.”
23 ULB Hoy i Elkana vadiny taminy hoe: "Ataovy izay hitanao fa tsara aminao. Miandrasa mandra-pampisarahanao nono azy; saingy, Yaveh ihany anie no hanamafy ny teniny." Dia nijanona ilay vehivavy ary nitaiza ny zanany lahy mandra-panasarahany nono azy. BSB BSB: “Do what you think is best,” her husband Elkanah replied, “and stay here until you have weaned him. Only may the LORD confirm His word.” So Hannah stayed and nursed her son until she had weaned him.
24 ULB Rehefa nosarahany nono izy, dia nentiny niaraka taminy, niaraka tamin'ny zanak'omby kely telo taona iray, sakafo iray efaha, ary tavoahangin-divay iray, ka nentiny tao an-tranon'i Yaveh tao Silo izy. Ary mbola kely ilay zaza. BSB BSB: Once she had weaned him, Hannah took the boy with her, along with a three-year-old bull, an ephah of flour, and a skin of wine. Though the boy was still young, she brought him to the house of the LORD at Shiloh.
25 ULB Novonoin'izy ireo ny zanak'omby, ary nentiny tany amin'i Ely ilay zaza. BSB BSB: And when they had slaughtered the bull, they brought the boy to Eli.
26 ULB Hoy izy hoe: "O, ry tompoko! Raha mbola velona koa ianao, ry tompoko, izaho ilay vehivavy izay nijoro teo akaikinao nivavaka tamin'Yaveh. BSB BSB: “Please, my lord,” said Hannah, “as surely as you live, my lord, I am the woman who stood here beside you praying to the LORD.
27 ULB Fa ity zaza ity no nivavahako ary nomen'i Yaveh ahy ny fangatahako izay nangatahiko taminy. BSB BSB: I prayed for this boy, and since the LORD has granted me what I asked of Him,
28 ULB Efa nomeko an'Yaveh izy, raha mbola velona koa izy dia hatolotra an'i Yaveh." Dia nanompo an'iYaveh teo izy. BSB BSB: I now dedicate the boy to the LORD. For as long as he lives, he is dedicated to the LORD.” So they worshiped the LORD there.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.