1 ULB Hoy Yaveh tamin'i Samoela hoe: "Mandra-pahoviana ianao no hisaona an'i Saoly, satriaka nolaviko tsy ho mpanjaka manerana ny Israely izy? Fenoy diloilo ny tandrokao ary mandehana. Hirahiko ho any amin'i Jese avy any Betlehema ianao, fa efa nisafidy mpanjaka ho ahy amin'ireo zanany lahy aho." BSB BSB: Now the LORD said to Samuel, “How long are you going to mourn for Saul, since I have rejected him as king over Israel? Fill your horn with oil and go. I am sending you to Jesse of Bethlehem, for I have selected from his sons a king for Myself.”
2 ULB Hoy i Samoela hoe: "Ahoana no fomba andehanako? Raha mandre izany Saoly, dia ho vonoiny aho." Hoy Yaveh hoe: "Mitondrà ombivavy kely miaraka aminao ary lazao hoe: 'Tonga hanao sorona ho an'i Yaveh aho.' BSB BSB: “How can I go?” Samuel asked. “Saul will hear of it and kill me!” The LORD answered, “Take a heifer with you and say, ‘I have come to sacrifice to the LORD.’
3 ULB Antsoy ho amin'ilay sorona i Jese, dia ho asehoko anao izay ho ataonao. Hanosotra ilay iray izay ho lazaiko anao ho Ahy ianao." BSB BSB: Then invite Jesse to the sacrifice, and I will show you what you are to do. You are to anoint for Me the one I indicate.”
5 ULB Hoy izy hoe: "Hihavana; tonga hanao sorona ho an'i Yaveh aho. Miomàna ianareo hanokana ny tenanareo ary miarahà amiko ho any amin'ny fanaovana sorona." Dia nanokana an'i Jese sy ireo zanany lahy izy ary nanasa azy ireo ho any amin'ilay fanaovana sorona. BSB BSB: “In peace,” he replied. “I have come to sacrifice to the LORD. Consecrate yourselves and come with me to the sacrifice.” Then he consecrated Jesse and his sons and invited them to the sacrifice.
6 ULB Rehefa tonga izy ireo, dia nijery an'i Eliaba izy ary niteny tamin'ny tenany hoe nijoro nanoloana azy tokoa ilay voahosotr'i Yaveh. Saingy hoy i Yaveh tamin'i Samoela hoe: "Aza mijery ny endriny ivelany, na ny ahavon'ny tsanganany; satria efa nandà azy Aho. BSB BSB: When they arrived, Samuel saw Eliab and said, “Surely here before the LORD is His anointed.”
7 ULB Fa Yaveh dia tsy mijery toy ny fijerin'ny olombelona; ny olombelona mijery ny endrika ivelany, fa i Yaveh kosa mijery ny ao am-po." BSB BSB: But the LORD said to Samuel, “Do not consider his appearance or height, for I have rejected him; the LORD does not see as man does. For man sees the outward appearance, but the LORD sees the heart.”
8 ULB Avy eo dia niantso an'i Abinadaba i Jese ary nampandalo azy teo anoloan'i Samoela. Dia hoy i Samoela hoe: "Tsy nifidy an'io iray io ihany koa Yaveh." BSB BSB: Then Jesse called Abinadab and presented him to Samuel, who said, “The LORD has not chosen this one either.”
9 ULB Avy eo dia nampandalo an'i Sama i Jese, saingy hoy i Samoela hoe: "Tsy nifidy an'io ihany koa Yaveh." BSB BSB: Next Jesse presented Shammah, but Samuel said, “The LORD has not chosen this one either.”
10 ULB Nampandalovin'i Jese teo anoloan'i Samoela ny fito tamin'ireo zanany lahy. Dia hoy i Samoela tamin'i Jese hoe: "Tsy nifidy an'iza na iza tamin'ireo Yaveh." BSB BSB: Thus Jesse made seven of his sons pass before Samuel, but Samuel told him, “The LORD has not chosen any of these.”
11 ULB Ary hoy i Samoela tamin'i Jese hoe: "Eto daholo ve ireo zanakao lahy rehetra?" Namaly izy hoe: "Mboa misy ilay zanako faralahy tavela, fa miandry ondry izy." Hoy i Samoela tamin'i Jese hoe: "Mandehana ary alaivo izy; satria tsy hipetraka isika mandra-pahatongany eto." BSB BSB: And Samuel asked him, “Are these all the sons you have?” “There is still the youngest,” Jesse replied, “but he is tending the sheep.” “Send for him,” Samuel replied. “For we will not sit down to eat until he arrives.”
12 ULB Nandeha i Jese ary nitondra azy niditra. Ary io tovolahy io dia mena volo sy baribary maso ary tsara endrika ivelany. Hoy Yaveh hoe: "Mitsangàna, hosory izy; fa io no izy." BSB BSB: So Jesse sent for his youngest son and brought him in. He was ruddy, with beautiful eyes and a handsome appearance. And the LORD said, “Rise and anoint him, for he is the one.”
13 ULB Ary dia noraisin'i Samoela ny tandroka misy ny diloilo ary nosorany teo afovoan'ireo rahalahiny izy. Nirotsaka tamin'i Davida ny Fanahin'i Yaveh tamin'izany andro izany. Avy eo dia nitsangana i Samoela ary nandeha tany Rama. BSB BSB: So Samuel took the horn of oil and anointed him in the presence of his brothers, and the Spirit of the LORD rushed upon David from that day forward. Then Samuel set out and went to Ramah.
14 ULB Ary nandao an'i Saoly ny Fanahin'i Yaveh, ka nisy fanahy ratsy avy amin'i Yaveh nampihorohoro azy. BSB BSB: Now the Spirit of the LORD departed from Saul, and a spirit of distress from the LORD began to torment him.
15 ULB Hoy ireo mpanompon'i Saoly taminy hoe: "Indro, misy fanahy ratsy avy amin'Andriamanitra mampikorontana anao. BSB BSB: Saul’s servants said to him, “Surely a spirit of distress from God is tormenting you.
16 ULB Aoka ary ny tomponay handidy ireo mpanomponao izay eo anoloanao mba hitady lehilahy iray izay feno traikefa amin'ny fitendrena lokanga. Ary rehefa eo aminao ny fanahy ratsy avy amin'Andriamanitra, dia hitendry izany izy ary ho tsara ianao." BSB BSB: Let our lord command your servants here to seek out someone who can skillfully play the harp. Whenever the spirit of distress from God is upon you, he is to play it, and you will be well.”
17 ULB Hoy i Saoly tamin'ireo mpanompony hoe: "Hitadiavo lehilahy izay afaka mitendry tsara aho ary ento aty amiko izy." BSB BSB: And Saul commanded his servants, “Find me someone who plays well, and bring him to me.”
18 ULB Dia namaly ny iray tamin'ireo tovolahy, ary nanao hoe: "Efa nahita ny zanaka lahin'i Jese ilay Betlehemita aho, izay tena mahay mitendry, matanjaka, lehilahy be herim-po, lehilahin'ady, mahay mandaha-teny, lehilahy tsara tarehy; ary momba azy Yaveh." BSB BSB: One of the servants answered, “I have seen a son of Jesse of Bethlehem who knows how to play the harp. He is a mighty man of valor, a warrior, eloquent and handsome, and the LORD is with him.”
19 ULB Koa dia nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Jese i Saoly, ary niteny hoe: "Alefaso amiko i Davida zanakao lahy, izay miaraka amin'ny ondry." BSB BSB: So Saul sent messengers to Jesse and said, “Send me your son David, who is with the sheep.”
20 ULB Naka boriky iray nitatitra mofo, divay iray siny, sy zanak'osy i Jese, ary nandefa azy ireo niaraka tamin'i Davida zanany lahy ho any amin'i Saoly. BSB BSB: And Jesse took a donkey loaded with bread, a skin of wine, and one young goat and sent them to Saul with his son David.
21 ULB Avy eo dia tonga teo amin'i Saoly i Davida ary nanomboka ny fanompoany. Tian'i Saoly loatra izy, ka lasa mpitondra ny fiadiany. BSB BSB: When David came to Saul and entered his service, Saul loved him very much, and David became his armor-bearer.
22 ULB Naniraka an'i Jese i Saoly nanao hoe: "Aoka i Davida hijoro eto anoloako, satria nahita fitia teo imasoko izy." BSB BSB: Then Saul sent word to Jesse, saying, “Let David remain in my service, for I am pleased with him.”
23 ULB Isaky ny teo amin'i Saoly ilay fanahy ratsy avy tamin'Andriamanitra, dia naka ny lokanga i Davida ary nitendry izany. Ka velombelona sy tony i Saoly, ary niala teo aminy ilay fanahy ratsy. BSB BSB: And whenever the spirit from God came upon Saul, David would pick up his harp and play. Then Saul would find relief and feel better, and the spirit of distress would depart from him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.