1 ULB Niteny tao am-pony i Davida hoe: "Ho fatin'ny tanan'i Saoly aho indray andro any; tsy misy soa ho ahy afa-tsy ny mandositra mankany amin'ny tanin'ireo Filistina; tsy hitady ahy eran'ny fari-tanin'ny Israely rehetra intsony i Saoly; amin'izany lalana izany no handosirako hiala amin'ny tanany." BSB BSB: David, however, said to himself, “One of these days now I will be swept away by the hand of Saul. There is nothing better for me than to escape to the land of the Philistines. Then Saul will stop searching for me all over Israel, and I will slip out of his hand.”
2 ULB Nitsangana i Davida ary niainga, izy sy ireo lehilahy enin-jato izay niaraka taminy, ho any amin'i Akisy zanak'i Maoka, mpanjakan'i Gata. BSB BSB: So David set out with his six hundred men and went to Achish son of Maoch, the king of Gath.
3 ULB Nonina niaraka tamin'i Akisy tao Gata i Davida, izy sy ireo lehilahiny, ny lehilahy tsirairay miaraka amin'ny ankohonany avy, ary Davida miaraka amin'ireo vadiny roa, Ahinoama Jerizelita sy Abigaila Karmelita, vadin'i Nabala. BSB BSB: David and his men settled in Gath with Achish. Each man had his family with him, and David had his two wives: Ahinoam of Jezreel and Abigail of Carmel, the widow of Nabal.
4 ULB Nambara tamin'i Saoly fa nandositra any Gata i Davida, ka tsy nitady azy intsony izy. BSB BSB: And when Saul learned that David had fled to Gath, he no longer searched for him.
5 ULB Hoy i Davida tamin'i Akisy: "Raha nahita fitia teo imasonao aho, aoka izy ireo hanome toerana ao amin'ny tanàna iray eo amin'ny firenena ho ahy, ka hahafahako monina any: fa nahoana ny mpanomponao no hiara-hitoetra ao an-tanànan'ny mpanjaka miaraka aminao?" BSB BSB: Then David said to Achish, “If I have found favor in your eyes, let me be assigned a place in one of the outlying towns, so I can live there. For why should your servant live in the royal city with you?”
6 ULB Dia nomen'i Akisy azy ny androtr'io Ziklaga; izany no antony nahatonga an'i Ziklaga ho an'ny mpanjakan'i Joda nanomboka tamin'izany andro izany indrindra. BSB BSB: That day Achish gave him Ziklag, and to this day it still belongs to the kings of Judah.
7 ULB Herintaona feno sy efa-bolana no isan'ny andro izay nonenan'i Davida tany amin'ny tanin'ireo Filistina. BSB BSB: And the time that David lived in Philistine territory amounted to a year and four months.
8 ULB Ary toerana maro isan-karazany no notafihan'i Davida sy ireo lehilahiny, nanao fanafihana tany Gesorita, Gizrita, ary Amalekita; satria ireo firenena ireo dia mponina tao amin'ny tany, raha hankany sora, ka hatrany amin'ny tany Egypta ianao. Efa nonina tany izy ireo fahiny. BSB BSB: Now David and his men went up and raided the Geshurites, the Girzites, and the Amalekites. (From ancient times these people had inhabited the land extending to Shur and Egypt.)
9 ULB Nanafika ny tany Davida ary tsy nisy navelany ho velona na lehilahy na vehivavy; nentiny ny ondry, ny omby, ny ampondra, ny rameva, ary ny fitafiana; ary niverina ho any amin'i Akisy indray izy. BSB BSB: Whenever David attacked a territory, he did not leave a man or woman alive, but he took the flocks and herds, the donkeys, camels, and clothing. Then he would return to Achish,
10 ULB Dia hoy i Akisy hoe: "Iza no notafihanareo androany?" Dia namaly i Davida hoe: "Ny atsimon'i Joda," na "Ny atsimon'ireo Jaramelita," na "Ny atsimon'ireo Kenita." BSB BSB: who would ask him, “What have you raided today?” And David would reply, “The Negev of Judah,” or “The Negev of Jerahmeel,” or “The Negev of the Kenites.”
11 ULB Tsy nisy navelan'i Davida ho velona mba ho entina any Gata na lehilahy na vehivavy, fa hoy izy hoe: "Mba tsy hahafahan'izy ireo miteny hoe: 'Manao izao sy izao Davida." Izany no nataony nandritra ny fotoana rehetra nonenany tany amin'ny firenen'ireo Filistina. BSB BSB: David did not leave a man or woman alive to be brought to Gath, for he said, “Otherwise they will report us, saying, ‘This is what David did.’” And this was David’s custom the whole time he lived in Philistine territory.
12 ULB Nino an'i Davida i Akisy ka nanao hoe: "Efa nataony izay hankahalan'ny Israely vahoakany azy tanteraka; noho izany dia ho mpanompoko mandrakizay izy." BSB BSB: So Achish trusted David, thinking, “Since he has made himself an utter stench to his people Israel, he will be my servant forever.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.